-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
-
-
-
-
-
-
Super ce rallye tout a été fait pour que ce soit une reussite mais... résumé de mon Dzama 1er SS tout va très bien jusqu'à ce pu.... de dernier droite avant vol ou je n'ai pas entendu le pilote me dire les intermédiaires alors je lance un bref regard vers le chronos mais le mal est fait et je me retrouve à 10 m dans le ravin donc appel aux Sexy boys ... SS Shepherd 2ème boucle je suis à fond partout et je me dit "allez un petit scratch" en fait je fait un crash sur le pont avant le 2 ème intermédiaire donc je rappelle les sexy boys et... Mais bon dans l'ensemble ça été sans ces deux erreurs de concentration qui m'ont fait douter à la spéciale suivante mais bon vivement le rallye Srk
-
-
-
-
-
Misaotra anareo rehetra avy any @ faritra misy anareo any mampita vaovao fa aty @ faritra misy anay dia naheno fa toa hiova ny copil any Rasissy fa mety iray efa matianina no hisolo toerana any ilay teo alohaary inona fa mety ho henjana tokoa nhy lalao satria malaza fa conduite 60% à vue no nataony teo aloha fa dia efa mety ho tsara kokoa izany fotoana ho vitany. Izay indray ary aloha fa dia averina eny anosy indray ny fitenenana fa miditra eto ihany rehefa mahazo vaovao fa dia... ANOSY ANAREO
-
Tena mihetsika indray ny blem fa saika hanao inscription @ session turquie niaraka t@ Rapeno dia tsy ni reconnaisser-ny ilay serveur Rallysim dia nanao manipulation isankarazany de na ny session public nanao oe tsy mi reconnaitre koa. Dia au bout d'une heure de manip izay vao nande fa dia tsy fantatro hoe inona no nitranga de mety ilay pseudo b dia b v. Bon efa mande fa voatery hanao session Turquie sy Dzama mitohy izany rahapitso fa dia ho hita eo. Efa vita omaly ny install ny Mikkah fa dia arahabaina hi BOUM sy RELAX tonga soa eto @ RBR fa efa inscrit rallyesim mikotrana mafy ry zalahy ah:cheers: aza atao b dia b laotra ohatran'ireny intsony ny bonbonne na Nos fa tena
-
-
-
-
-
Inona ary ity spect ity fotsiny....tondé manao leitsy ary aza matahotra any ry zalahy fa ireoraha vao voky so6 dé midodo ambony volant ohatr@ ilay akama iray izay ary ra Big leitsy manao fanavakavahana fa aiza leitsy misy mahazo so6 sy Nos rehefa maka ilay install nefa za de tonde nasain'ilery nanao connexion voa nahazo nivoaka tao ary tsy maintsy Forum Rallyesim no jerena sady ilay milona b
-
-
-
...Fa nahazo lery nahazo an'iny ka, à surveiller lery any am boina any, mbola misy Rallye SRK alohan'ny Boina ary dia hita eo ny confirmation na tsia Raha ilay Astra indray de nandiso fanantenana foana hatr'izay ary na ny rallye voalohany nataony dia tany Antsirabe ary raha nijanona izy t@ ss tany Bira dia tsy nisy blem fa nirehitra ny temoin iray dia nijanona ilay pilote t@, izay dia tezitra ilay preparateur vazaha fa mbola afaka mande ilay fiara fa ny pilote tsy nety nande intsony fa nataotra hoe sao misy casse ... ...tsy manino izany fa enganie ilay manao aminy vaovao hapandainga ny teniko... Wait and see
-
-
rallye course mécanicien nenay e! manomboka vendredi apres 2km de special dia nanomboka ny galère. depart es 1 tena en forme tsara ny daba sy ny equipage. apres virage daddy ilay misy pont kely io! nanao saut kely teo dia nanomboka nirate ny vam. es2 tsy nety afaka ny ratage dia nanao be midina no tena fika. ny ampitso antaramanana en forme tsara niala tato am PR. dia namely kely mba hi récuperer ilay retard . nitsoaka tao ambatomanga ny rotule de pivot, dia no déboiter ny transm sy amort. izay mitsam ihany no nanao meca nanao reparation de fortune tao. dia ni frotte tam aile ny pneu dia vay ny RS anak 2. zay ilay nanala pneu iny...Dimanche, apres CHA maty tsy nety velona ny daba :-( :-( nanao reparation tao am zone neutralisé izay mitsam dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol. dia tonga ihany fa valaka tanteraka..... mbola tsisy Rallye otran iny atram zay. Misaotra anao Vatanen nanao resume... misimisy ny manao resume ohatran'io fa tena ohatrany tany anaty fiara mihintsy izahay ity misy sary kely http://i49.servimg.com/u/f49/12/29/32/50/100_7711.jpg
-
-