Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

checkp0int1

Membres
  • Compteur de contenus

    149
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par checkp0int1

  1. Reveko iny baina, 304 mena decap avec roue de secours sur le coffre, nitsiriritra an iny mihintsy aho taloha rehefa andé hody d mandalo eo am lifr, mbola tena bandy kely mihintsy
  2. mba lazaiko eto ry zalahy zé tsaroko dans le désordre 504 V6 an' i Nanou, GT Turbo Maurice be, Gt Turbo haja D, Ny Fiat 125 spécial, R30 V6 turb an'i Maurice be, Delta Freddy, 205 gti 3380 an'i eric Be (Course de cote), Clio Williams Dzama madauto, R12 Tristani, R5 alpine Johary, 505 Trophy Nanou ratsiraka, M3 E30 3003 Eric Be (course de cote), AX Sport mena sy fotsy (tropicar)... Mitanisa eo ihany refa mahita hafa
  3. checkp0int1

    Peugeot 540 Harivony

    Une tites videos concernant la 504 540 si cela peut t'aider https://www.dailymotion.com/5RMFG/video/x2qd43_vts015_extreme
  4. Bienvenue Marcus et en esperant que tu vas nous partager ta passion
  5. lasa combat ana club ty revy ty ny farany
  6. tongasoa é, ataovy be dia be ary ny sary hiledalendainay
  7. [quote="TVN"] , mety tsy teny am manodidina ka...
  8. , za wa nehare kozy foana hoe tsy d mlam iny vam ela iny, arabaina lo less baina tsy maty fo am'naina, dia sitrana aingana é...
  9. focus> satry dia satry tokoa ny haka sary fa saingy tsy any dago é.
  10. milay baina, za ko tena tia sary, nikon powaaaa
  11. asio vaovao marina ry zalah, dia sary koa mazava ho azy
  12. checkp0int1

    LIVE RALLYGASY

    +1 mintbola fsy amin'ilay live, misy erreur kely fontsiny "legah sy Mbola" fa tsy lolot
  13. Mba tantareo anay eto loa ry Nirina58 ilay sensation @ lé supra tam jeudi, renay ny vaovao, zay koa tena mba tena tia hijery an lay izy fa tsy nisy niantso.
  14. tongasoa é, tsra dia tsara ilay "hoala" fotsy be
×
×
  • Créer...