Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. zà koh natsikaritra hoe ni attack be i Rila noho ny voiture 0. ary nisy ihany tokoa ve aloha ilay trophée des marques sa tsia e? raha teo @ Golf manko hitako hoe iny an'i Rila iny no tena hitako hoe en forme indrindra t@ iny rallye iny. zany hoe tratran'ilay sortie t@ ES 2 lery d voatery nanao repechage e!
  2. zà aloha tsy afaka ningitrika d nivatsiko télé nojerena tato am-pesana e!!
  3. Vita izany ny saison ry zalah a! félicitations aloha ho an'i ASA TANA 3 fa tena nahafa-po ilay izy (du moins ho anay spekta aloha e ) tena hitako hoe tsara mihitsy koa ilay live nataon'i MBS na dia hita ihany aza hoe tena tsy ao anatin'ilay Sport Auto mihitsy i Serge Rasanda (asa mety ho tafiditra anatiny @ zay angamba izy @ saison 2007 e). Neveriko koa mba hoe tena hiady ny lalao teo @ mpifaninana satria mba hoe manala azy faraparany ry lerony fa sengy tô tsy nisy nanaraka an'izay ireto vam ndry lerony fa toa nitsipaka tsirairay sady iny ngamba no anisan'ny rallye be probleme de boite sy sortie indrindra an!!! Nahafinaritra koa no nijery ilay Spécial de nuit. Raha ny resaka teny antsefatsefany teny indray, dia hita mbola mitandrina be mihitsy i Cri satria ny gestion ny fiara aloha no tena natao fa tsy nanao attaque be firy, amiko manokana aloha izany dia tena nataony hi se familiariser-na @ ilay Sub mihitsy ny rallye roa farany teo fa ny @ herintaona mihitsy no ho masahany. misy nouvelles têtes hitako mety hisongadina koa @ herintaona dia ilay 205 Rallye fotsy (...WWT) sy i Mickael (ralahin'i Louvel) mitondra ilay 106 sady tsara co-pilote an!! dia miandry ny @ herintaona indray zany e!!
  4. re, bibill somary hampiakarina kely tokoa hono ny puissance ilay sub'n'i Cri @ ity manaraka ity, nefa zà mahita hoe Louvel sy ny Saxo T4 koh tena hitako efa ao tsara mihitsy satria miha fiable hatrany ilay izy moa ny conduite'n'i louvel koa hita miakatra foana. ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah? izany mety ahita top 10: 2 Sub, Mitsu, Nissan, Citroen, Toyota,sns... I guerrier ve mety efa hilako an'ilay 206 ? raha izao mety haka congé ihany ry zalah an!!!
  5. Salut daholo an! izay koa anisan'ireo tsy naharaka ny prog'ity rallye ity fa sao dia misy afaka manome spapa bebe kokoa? possible ve ny mahita ES maromaro ao 1 andro? mba lazao eto izay manana vaovao? misaotra e!
  6. TsitsiGalli

    Jeux

    Merci His, fa sao dia fantatrao hoe mandeh @ Mac os X ve le izy sa tsia? misy jeu similaire @ io manko toa mandeha @ Mac/pc/linux
  7. Miarahaba an'i poeticturbo e! Tsy ratsy ilay infos fa tsy mety hita hoe aiza no mi-download an'ilay jeu e!!! sô d mba afaka atoronao ihany? sa simulation en ligne izy io? (fa na izany aza mbola tsy hita ihany hoe aiza no misy azy lol)
  8. TsitsiGalli

    piste hanaovana ES hafa!!

    Tsara tokoa aloha izay fa ny mety indro kely avy @ izay d tsika specta lol! raha vao continue be ilay izy dia tsy mety intsony le manenjika ny ES rehetra. Fa tokony asiana fotoana misimisy kely fotsiny ho antsika e
  9. TsitsiGalli

    piste hanaovana ES hafa!!

    @ lafiny iray aloha ilay izy tsara e! satria afaka mi-se donner à fond ny pilotes à la 4ème passage (ny sasany aza nisy tsy namaky note tsony), ny combat miha-miakatra ihany, fa @ lafiny anakiray, plus betsaka ny special, plus miady ny lalao satria eo no tena ahitana izay tena mahay mandray notes, eo ihany koa izany no tena hahitana ny fahaizan'ny copilotes. (ôtrany taxi-be ihany io e! raha zatra mandeh mankany Ambohimanarina enao dia hainao tsianjery ny arrêt ka tsy mila mihaino ilay resevera tsony fa raha vao asaina mankany Mandroseza ianao, mila mihaino tsara mihitsy hoe aiza no tokony hiala sao very. ) moa ireo specta tara mbola afaka mijery ihany avy eo e ! Par contre raha zà manokana aleoko le ES fohyfohy ireny toy izay lava fa manjary mora reraka ny fiara dia mihena ny spectacle.
  10. Ny henonay aloha zany t@ iny Rallye farany teo iny, teo @ ES4 dia nolazain'ny officiel fa voan'ny Joda 19" i Laza nefa mba mandray chrono zefazefa ihany izahay mahita ny temps laniny Joda nanao manoeuvre tao anatin'ilay epingle fotsiny no efa 13". soa ihany i Joda fa niteny ny officiel hoe tsy possible ny handreseny an'i Laza 19", lasa hanihany moa le izy avy eo hoe mbola nandeh nipips kely ngamba lery tao aloh tao. Ny zavatra hitanay koa dia betsaka ny olona vaovao tao @ officiel t@ iny rallye ary nisy ary (hitanay an!) teo vao nampianarina an'azy ny fomba fandraisana temps. Zany hoe indro kely ny mpandrafitra ihany izany fa mety azo nialana raha ohatra ka!
  11. TsitsiGalli

    Rallye malgache & Télés

    emsics> hevitra mety mihitsy izay e! fa ny tsara aleo mba hilazana ihany reo akama tsy afaka mi-connecte isan'andro nefa liana @ ilay izy ihany koa dia zay vô raiketina ny fihaonana e! sa aôna?
  12. TsitsiGalli

    Rallye malgache & Télés

    Ekena fa tsy evident ilay hoe samy hanana cam daholo ny specta rehetra na dia satriny aza haka film fa iny ngamba miankina @ organisation tsika mpankafy sy vonona e!! aleo rehefa hanao ihany dia mba zavatra kelikely tsosotra nefa milay e! mety koa ohatra hoe hanombohana an'azy dia atomboka @ sary fotsiny aloha no atao ato @ forum e!(hitako teny antsefatsefany teny manko fa betsaka kokoa ny manana APN noho ny cam). sa aôna ozizy nareo? sady mba hi lancer na ny site koa izay. fa zay aloha hevitro manokana an!!
  13. TsitsiGalli

    Rallye malgache & Télés

    Tena marina mihitsy zany ry zalah, zà koa vonona @ io e! izao fotsiny no tsy fantatra hoe le fotoana hanaovan-dry zalah mpiasan'ny TV montage ve no tsy misy sa ny tompon'andraikitra no tsy taitra? (any foana koa manko matetika no olana) nefa anie ngamba tsy hilavana prime time izany e! Raha ny hevitro manokana rehefa samy hanao ihany, dia tena mangataka spons mihitsy na dia ny vidin'ny plage horaire fotsiny aza (45 mn ohatra). emission kely mihitsy zany e! sady izy io anie tsy hoe isan-kerinandro fa isaky ny mba misy e! hifampizarana fotsiny ny andraikitra avy eo, iza no manao montage (matetika aloh izay olona manana matos havitana izany e), iza no miandraikitra ny fanangonana ny K7 ny specta. dia iza no mampiely azy. io tsy voatery hoe zavatra ngeza be fa ny tanjona dia ny hifampizaran'ilay passion fotsiny e!
  14. TsitsiGalli

    piste hanaovana ES hafa!!

    Marina tokoa aloha fa ilaina ny sensibilisation an'ireny olona ireny e, fa na izany aza aloha mbola tsy nahita hoe nisy olona nanondrana t@ ireny lalana ireny e! en tout cas tsy ny avy any ambanivohitra aloha e! satria isika le mpijery anie ora 1 alohan'ny hidian'ny lalana dia efa any fara fahatarany e!! ampian'ireo reco andro maromaro mialohan'ny Rallye. fa le resaka fanimban-dalana aloh hitako hoe tsy dia tena vrai problème amiko e! tsy ny fandalovan'ny rallye izay fara faha betsany 40 voitures avec pneu terre mihitsy akory no handavaka lalana + 20 cm de profondeur, ary @ izay tsy hoe handalovana isan'andro fa raha betsaka indrindra in-4. asa ngamba mety izay tokoa no manamarika fa tena tsy ao anatin'io taranja io tokoa ny tompon'andraikitra @ zany!! ny aza hitako ka rehefa lasa goudron daholo ny lalana dia ho foanana indray koh ny rallye, nefa le liaison entre ES2 - ES3 teo tena Corse kely mihitsy an!
  15. TsitsiGalli

    piste hanaovana ES hafa!!

    Ngamba kosa ry zalah mpanome autorisat° no tsy mankafy ilay taranja e? zany hoe io aloh toa aretin'ny sport malagasy en général mihitsy e, fa ngamba anjaran'i FSAM no mba hiketrika tsara an'izay e, emsics>> zà lety tokoa ngamba @ manaraka hiketrika gargote mobile fa mety ho rentable a! sady @ izay tsy vôtery hanejika voiture balai rehefa mividy kaly. sady @ lafiny iray mihena ny risque ny accident e!! manenjika Ambohimangakely na Ambohimalaza hividy labiera gravy ihany raha ôtran'ilay rythme farany teo a!! na mivatsy kafe sy dite sotroina maraina fa le miditra ES @ 5 maraina henjakenjana ihany
  16. Aiza sy aiza avy ry zalah no toerana hafa mba azo hanaovana ES ankoatran'ireo efa mahazatra sy ireo efa norarana? misy ilay miditra eo Somanandrariny => Ambohimangakely (Betsizaraina ngamba) iny izao hita hoe mahafinaritra an!
  17. Fa hono hoà ry zalah ! ngah moa tsy tokony Joda no nahazo ny championnat teo raha ohatra ka tafiditra 2ème lery???
  18. Hery be= sub ermonspool (toa hoe ilay nahazony championnat d'afrique) Guerrier= 206 WRC faly Cri = Sub ihany fa ampiakarina ny puissance fa teo mbola mini, normal ihany aloha ary hita hoe tsara prestation ihany lery raha ireny no vitany prise en main. Mamy kely, Hajia, Andry kely(AX) raha mahazo daba matotra koa mety havita zavatra tsara.
  19. nilay aloha iny Rallye iny na dia latsaka aza ny tenor e! efa prévisible kely ihany satria tao @ 2ème ES d efa nipitika ny transmission an'i Joda. le pression an'i Laza koh tena hita hoe mafy be na dia samy ni-assure aza ny 3 premiers fa hita hoe efa misy traikefa lery e! ny exploit an'i Roi Lion koh tena nahafinaritra satria ny sabotsy izy dia efa 5ème tao aorinan'i Cri - Jimmy (fa le taim-bava kely nataon'i an'i Joda no hita hoe trop kely lol). En général hita hoe efa mivoatra ny conduiten'ny pilote tsika aloha raha ny fahitako azy na dia teo aza ny nahazo an'i Mamybeta (Clio mena) sy Daddy (Golf) hita hoe sasatry ny miarina mihitsy. Asa hoe hanao ahoana ny saison 2007 fa raha ny heno teny am-pijerevana ES teny aloha dia toa ho tonga masika avokoa ry zareo ireo e!
  20. Raha jerena aloha ny liste ny dia prometteuse ny combat dans toutes les catégories e! ampian'ny spectacle eny an-tsefatsefany eny. hifoha maraina mihitsy hanenjika ES rahampitso e!
  21. Ny an'i Cry sy Jimmy kosa angamba aloha azo lazaina hoe test ity rallye ity satria mbola azo lazaina hoe manavao ihany izy @ ilay sub e! ny tena tanjony angamba mety hoe ny championnat 2007. mitovy hevitra @ emsics ihany aho @ ilay podium fa ny top 10 angah d mety hoe assurer raha tsy misy pepin!
×
×
  • Créer...