-
Compteur de contenus
1 517 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par emsics1
-
Leg 2 manarina dadatoa a!! .. ny ahy zao io mbola tsy aiko hoe ahona no anaovana azy fa tena tsy aiiiko mintsy ilay finlande ee.. tena sady tsy tiako no tsy aiko .... nefa tsy maintsy atao fa ny adva ao ariana mandodona be asa hihemotra faha firy vita io tandremo fotsiny lesy ilay embrachement ao amin'ny Mustaselka II Gauche facile après mahitsihitsy mitohy be iny fa raha vao tara ialahy tonga dia misy hazo miampita. fa raha miampita ilay hazo dia mitsofoha entre ilay hazo anakiroa fa aloha i Doda amin'ilay podium voan'ialahy daholo ry Fabynou sy ry Jim Sinon regret ihany ho an'ny emsics tamin'ilay Subaru fa i M6 ni s'amuse be niaraka tamin'ny Polo (38 sec fotsiny ny ecart amin'ny Vata9). Fa efa no embarquer halefa any bresil ilay polo hanaovan'i Emsics.
-
TOP URGENT : RENAULT LAGUNA II 2.0 dCI Pack dynamique
emsics1 a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
mauvaise opération pour emsics efa tafiditra tao anaty session vao hita hoe tsy voaova ny fiara fa adino tamin'ny Sub N12 nefa polo no nikotranana tonga dia tsy tao mihitsy M6 angamba no mety hitondra polo (raha tsy misy rotaka) mba hanaovana entrainement amin'ny curitiba IRC. fa asioooooo ry zalahy a
-
route ouverte izay lesy no spécificité ny rallye any Afrika atsimo atsinanana (Kenya, Tanzanie, etc...) Izay no mahatonga an'ilay misy hoe moyenne imposée amin'ny spéciale izay antsoin-dry zalahy hoe ''parcours sélectif''. Izay ihany koa no antony iray naroson'ny FIA nanalana ny Safari tao amin'ny calendrier WRC Tsy haiko any na mbola misy an'ily folklore hoe : tsy olana mihitsy izay akanjo anaovan'ny équipage na short aza rehefa mitovy fotsiny ny pilote sy ny co pilote Raha possible lesy raha mahita scan lesany dia scanner ny liste des engagés dia alefaso mail amin'ny rallygasy@yahoo.fr (mety ho songonantsika mihitsy rally-live.fr amin'izay
-
-
-
TOP URGENT : RENAULT LAGUNA II 2.0 dCI Pack dynamique
emsics1 a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
-
-