invité
Membres-
Compteur de contenus
72 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par invité
-
-
-
Condoléance à la famille de Fidy, je n'ai jamais rencontré quelqu'un d'aussi généreux, serviable et compréhensif comme Fidy, bon courage à Fidy s'il pourrait voir nos messages ou bien s'il y a quelqu'un qui pourrait lui transmettre. La grande famille du sport auto lui encourage en ce moment de douleur.
-
Présentation : mety ve raha raha....?
invité a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans Présentation des nouveaux membres
-
-
hayy.... nainga adinoko : aza adino ilay broullard sy ilay pluie refa mi-créer an'ilay session publique ann!!!! sô tsika dia hikotrana @tany maina be nefa piste humide no hanaivana @tena izy !!!!... ( tandremo ny choix pneumatiques). Za manokana alony efa nanandrana an'lay broullard fa tena Ta..... beeeeeee!!!!!!!!!)
-
-
De toute façon anie lesy za koa tsy manana connection tsr any an-trano fa carte wanadoo no ampiasaiko e!!!!..hihihhi.. dia deconectena foana refa depart ES d refa vita ny ES zay vô konectena ( @zay tsy mandany carte !!mdr) dia alefa manuel any @ rallysim ny tps... ( tsy maintsy hoe zay rehefa mitsinjo ny vody andro merika ee !!!! )
-
-
-
Ahona daholo ry zalà !!!!... ity ry zalà mba misy soso-kevitra hitako a: andao mba hiaraka hi-roule kely @iny semaine ambony iny e??sa kamo laisany?? ny tiako tenenina @ilay hoe miaraka mi-roule dia hoe miaraka milalao @toerana iray mihintsy isika dia eo no mifampizara traikefa sahona??za sy big bang zao no efa ok, fa izay hanampy raisina an'tanan-droa. Ny toerana moa dia aty amiko dia ny fotoana anaovana azy izay tapak'isika eto ( na alina ary tsy koi satria iny no libre ny rehetra). Ka teneno iany raha interessé laisany e!!!..sinon tsy koi fa adaboka Endre tsr daholo Doda
-
Niampy maro ny fiara ao @ club, ny subaru impreza no hitarika izany ary 4 roues motrices maromaro, handray anjara isaky ny classe ihany koa ary dia efa eo am-panomanana ny open eny @ circuit Ambatomirahavavy sy circuit vaovao ho an'ny novice izay ho ezahina atao ao anelanelan'ny programme officiel an'ny saison izay tena tery dia tery satria misy rallye iray isam-bolana araky ny efa hitantsika
-
-
-
Mandalova vety² ao @bigbang ao @... ao ambatomi.... refa misy fotoana iny dia azavain'lery am'detail mintsy ny fanaovana azy e !!!! ..sahona §§§?? ....fa serieux zany ka... lava² iany leiz raha azavaina eto ko !! ny tsr dia azavaina mivantana mintsy @zay tonga dia milamina tsr sady aingana!! @zay koa mba sura fa inscrit sy mandray anjara @ argentine !!! ..sô d ho tratra otran'I Ramatoa eo hoe au dernier moment vô mi-bug lé live !!!hihihi
-
Bonjour à tous les passionés La 1° réunion du club MSA aura lieu ce samedi 15 Mars 2008 à Ambodifilao. Divers thèmes seraient débattus entre autre la préparation de la saison 2008 qui s'annonce très chaleureuse . Le parc véhicule du club s'est multiplié dans divers groupe et classe . Plusieurs pilotes en quete de navigateurs et des rubriques diverses qui font l'ambiance du club . A+ pour le premier rallye à Antsirabe
-
-
-
-
Ramatoa koa sera de la partie !!!!!!! ..vao nifanena tamiko tao@ forum rallysim tao nedala !!!!! ... Raha ny malagasy hita inscrit ao @rallysim alony dia bdb e !!!..fa zany hoe refa tonga ny course dia tsy misy hita daholo ry lerony !!!!!hihiihih.... ( manao foton'gasy mintsy aza ny sasany !!!mdrrrrr )
-
Nizotra tsr ny session reco natao t'@ samedi lasa teo. Na dia hita ary fa mbola nisy lesoka betsaka iany ny sasany !! ( izaho ao anatiny !!!!mdrrrrrr )..Ka dia mbola mamerina ny fanentanana fa mbola afaka misoratra anarana isika izay taraiky !!!...Dim 21h ( 23h mada) no session farany, fa alohan'izay mbola misy session maro² azo hisafidianana ka dia samy maka izay tandrify azy. Raha ny tokon'aina alony dia iriana mafy ny mba hidiran'i Beelabba na i herjo podium fa tena nanovokovoka mihintsy izy mtsam t@ reco ann !!!mdrrr.....ao fa entinay ambavaka laisany ee !!!!mdrrrrrr
-
-
-
-