Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    Propuls' Trophy Asatana3

    Zay koa ranga tsy tafa tany Fa raha ny fijeriko azy t@ MBS toa nilay be mihitsy lay izy ko. Nisy an'ilay Mercedes manao travers be iny no hitako kely
  2. His

    Manche WRC en Afrique du Sud en 2008 ?

    Sachant qu'il devrait y avoir 16 manches pour une saison et là il y en a 18 manches de proposés. Donc seul l'un de: Pologne, Chypre, Afrique du Sud intégrera le championnat. En effet l'Afrique du Sud pourra bien le remporter car le Chypre présente déja du déja vu et la Pologne pas trop convaincant
  3. His

    Jeux

    Bon on a essayé le RSRBR 3: c'est vraiment hyper génial c'est plus réaliste Le hic, c"est que c'est difficile à installer et à faire tourné. Il y a tout les caisses (Subaru 2006, Xsara 2005 ....) Mais parait que le RSRBR 4 sortira au mois de Décembre donc... Je vous file le lien pour voir tout ça: http://www.rallyesim.com/rbr/rsrbr3/index.htm A noter que le volant marche très bien et on s'amuse vraiment avec
  4. His

    Jeux

    J'y ai jeté un coup d'oeil au logitech G25. Ben mortel. J'en veux bien moi Le hic, c'est quel jeu pourrait bien supporter l'embrayage GT
  5. His

    Souvenirs Souvenirs

    Ary ilay 505 evolution an'i Haja Danielson teny amin'ny Côte d'akatso Mba nilay koa iny an
  6. His

    Jeux

    Ben au fait, on a envoyer direct le volant au garage. On a étudié le système, qui est assée simple au fait et on commence à changer les plastiques pour du fer. Le volant est assée precis donc on a pas osé le jeté à la poubelle. Sinon pour le jeu j'ai le RBR3 mais je l'ai pas encore installé Parait que des Tcheques sont entrains de reconstruire le Rallye Bohemia tel qu'il est en ce moment. Si qlq 1 arrive à refaire les SS de Vontovorona ou d'Ampahimanga, ce serait genial non (c'est pas mal de réver )
  7. His

    Souvenirs Souvenirs

    Tamin'ny androny Cosworth mihitsy no nivoahany Clio Williams Joda raha tsy diso aho. I Ricquebour no nitondra ilay Sierra Cosworth tamin'izay. Teo Andranomena no niainga voalohany ny Clio Dzama. Ny adva sérieux dia ilay Toyota Celica. Vahoaka koa no tonga teny tamin'io Mbola tsy nahay loatra izay any anaty SS tamin'izany fa dia ny slalom eo Andranomena dia efa mahafaly ery.
  8. His

    Souvenirs Souvenirs

    Rallye Papmad: Lancia Delta Joda/Freddy sy ireo 504 be dia be tonga hatrany Majunga Niaraka amin'ilay Super Spécial 2 tours ny bord amin'ny 5h du mat Ny taona tsy tadidiko intsony
  9. His

    Jeux

    Ben je vois qu'y en a qui chome pas. Tu utilise quoi comme volant Poeticturbo Y a deux jour, suis aller acheter le volant de chez Concept. Pour voir ce que ça vaut, on a fait quelque tour sur PC (avec RBR) et sur PS2 (GT et WRC) disons une demi heure: Tout ce qui est en plastique ont commencé à avoir des fissures alors qu'on a pas encore trop forcé
  10. Baolina inona izany tazonin'ny avatar ndry Poeticturbo zany
  11. His

    Jeux

    Za zao mbola manomana machine tsara fa ho avy tsy ho ela @ lay RBR. Au fait, ny RBR III toa henoko hoe efa misy koa Zao aloha mamarana tsara ny WRC5
  12. Ato ary ny sary ry zareo www.rallygasy.tk
  13. Raha ny fahalalako azy dia ireo izay mi-organiser no mangataka halalana any amin'ny commune sy ny faritany Izany no mahatonga ny SS sasany tsy hita hafa tsy in-dray mandeha ao anaty saison iray dia ny sasany isaky ny Rallye dia hanaovana foana
  14. His

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    Ataoko ato ihany: Echappement
  15. His

    Loeb se casse le bras

    Ils ne peuvent pas y echapper...
  16. Ny lalana ange betsaka e fa ny autorisation amin'izy ireny no olana. Mila mahay mi-negoce vao tena mahazo ireny lalana ireny. Ny côte d'Ankatso indray tena nilay mihitsy fa efa be hono ny circulation dia nofohanana
  17. Lay trophée golf nisy ka: Eddy-Yves no nahazo azy Efa miha betsaka ny releve izany ry zalahy a!!
  18. Ie lay 205 fotsy aloha tena nanao mihitsy e!! Felicitation ho an'i Laza sy Rivohery tamin'ny fandresena Nilay mihitsy iny nataon'ny Asa Tana 3 niaraka t@ MBS amin'ilay SS en direct!! Maro maro ny toy ireny Nahafinaritra ny tany anaty spécial rehetra tany. Misy ambiance tsara sady mihamaro ny olona tonga mijery. Ny zoma hariva dia hoy aho hoe: be izany migitrika any zany Ilay 25km angamba no tena nahavoa ny akamaroan-dry zalahy raha ny fijeriko azy satria mbola tsy nivonona teo amin'ny kotrana ka vetivety foana dia reraka dia tsy mahatandrina intsony.
  19. Fa mety hilay tokoa ry zalahy ra tena somary avy be aloha ny orana alohan'ny spéciale dia mba mijanona rehefa mandalo ny concurrent (@ zay afaka mankafy tsara ny mpijery ) amin'izay mba miova amin'ny vovoka be fa mba fotaka indray Fa ny lalana aloha no hampalahelo satria dia ho simba tokoa e
  20. Efa mihamaro ny combat ry zalahy a!! Raha ny fijeriko azy aloha dia mbola mety hitombona hatrany ilay hoe iray amin'ny Joda sy Laza ihany no tonga fa tsy izy roa I Louvel no ao aoriany dia avy eo i Cri sy Mickael Raha ny henoko farany dia toa tsy ilay an'i Lalah (hono) ilay nissan ho entiny Mamy kely ka!!
  21. Et en plus des MAJ de Dadah concernant le rallye, voici un petit résumé du championnat et l'aperçu du 4ème édition du magasine Rallye www.rallygasy.tk
  22. His

    Piste en parallèle

    Ho tonga soa ny hafatra
  23. His

    Rallye de Turquie 2006

    Je crois qu'ils vont le garder car jusqu'ici tout le monde (surtout chez Kronos) s'accorde à dire que le retour de Colin s'est fait dans une condition très difficile et que les mauvaises résultats du premiers journés était dû à une mauvaise incomprehension sur l'intérpretation des données fournie par l'equipe pour le choix des pneux! En plus, c'est vrai que l'Australie lui réussit bien (2ème avant son abadon l'année dérnière avec une Skoda en plus)
  24. Mamy kely "hono" hitondra @ ty e! Nissan no ho entiny!!
×
×
  • Créer...