-
Compteur de contenus
1 696 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par His
-
-
-
-
-
Ny olana @ lay hoe atao mitovy @ rallyes FIA ny parc dia izao: lafo be ireny voiture groupe N sy groupe A ireny, donc vao may vitsy ny mety handray anjara. Ny fiaingan'ny mpilalao rehetra nge @ zao dia avy any @ vam faran'izay tsotra e. Rehefa manomboka mahazo tsirony ry zalahy dia mahasahy mi-investir bebe hatrany hatrany (ex: Mickael, Laza, Nashemy...)
-
-
Rehefa nohenoina ny resaka mandeha dia izao hono no fandehany: - Efa voasoratra any anatin'ilay boky reglement 2007 hono hoe ny 2rm ihany no raisina ao anaty championnat. Normalement zany hono izay manao licence slalom tokony ahafantatra satria nozaraina io boky io avokoa - Ny antony hoe 2rm ihany dia ny hoe: tsy handresy ny 4rm mihitsy (@ ankapobeny ) ny 2rm ao anaty compétition iray. Donc, ny rallye izany natao ho an'ny 4rm dia ny slalom ho an'ny 2rm mba tsy ahakivy an-dry zalahy. - Marina mihitsy ny an'i SystemD hoe: raha tsy manao ny 4rm, vitsy ny participant sady: tsy mamparisika ny spect koa ny hijery an'izany aloha e Noho izany tsara ihany raha mba hamporidihina ny organisateur slalom mba hisy récompense ho an'i 4rm (scratch, trophée, ...)
-
Vao henoko omaly ty ry zalahy: Ny 2rm ihany hono no voa sokajy ao anaty Championnat de Madagascar Slalom. Ny 4rm izany dia trophée fotsiny. Somary nikorotana kely mihitsy ny remise ny Slalom Géant noho io. (za tsy tany fa ry zalahy tany no mitantara ) Ny Fsam izany nampiatra ny réglement du championnat nanome an'i Mathieu gagnant, Dom en tête du championnat.... Ry zalahy pilote 4rm kosa tsy faly mihitsy, satria apparement tsy au courant io réglémentation io ry zareo (Ny coupe trophée 4rm motrice aza moa naverin'i Louvel hono )
-
-
-
-
Raha ny fahenoko azy dia hijanona mihitsy izy (feo zany hoa ) Fa ny passage tout en travers sy ilay maitrise-na vam aloha dia efa henjana e Betsaka araka ny tenin'i Marcus no relève Satria na ny vaovao aza azo lazaina ihany hoe manao be, toa an-dry Bainina. Fa ny tena zavatra mahafinaritra dia mihamaro ny mpankafy miditra an-tsehatra
-
Nilay be reny ry zalahy Madame Terrinen mbola nanao saut avo be koa ny alahady Ilay 1s d'écart entre Mathieu (205 1.3l)sy Louvel (saxo T4) mampihaiky Ny rano tao anatin'ilay canyon koa zany nahafinaritra t@ moto. Sinon, spectacle de glisse-controle nataon'i Bibi t@ quad Be ny sary (photo sy video) azo teny zany fa mbola trier-na zay tena milay. @ mercredi tonga miaraka @ résultat officiel ao @ www.rallygasy.tk zany!
-
-
-
-
-
-
Suis de l'avis de SystemeD Et c'est en partie cette implication de PSA directement (avec les moyens énormes qu'ils mettent) qui a obligé la FIA a mettre les règles de limitation des couts. Moi, voilà ce qui m'étonne chez eux: Je sais pas ce qui à changer depuis la 307 Parce que Peugeot Sport produisait et vendait des 206wrc à l'époque, ce qui le met au même terme que les autres écuries tel que Mitsubishi, Subaru, Ford ... Gagner des courses et gagner de l'argent en vendant des voitures. Depuis la 307, Xsara, la C4 (peut être): seulement les ex officiels sont vendus donc on en compte sur les doigts de la main. Or à coté, on voit déja la Focus06 un peu partout en ce moment Et même les xsara ou 307 sports sont quasi inéxistant.
-
-
-
demande d'info sur l'homologation des voitures
His a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans mrc Old
-
-