Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. Ny tenanay ry zalahy dia mbola tsy nahavelona ilay Ford hatramin'izao!! Fa tsy maintsy miezaka handray anjara @ io Mbola tsy fantatra hoe aiza ho aiza @ ilay prog omen'ny rallyesim fa dia tsy maintsy hanao!!
  2. An'i Gus tokoa ilay subaru anankiroa!! (miady rima an!!) Hanao slaloom ny iray @ rallye jovenna fa ny iray ao anaty garage aloha miandry izay intéressé hividy!! Ho ezahina ho entina ihany ny infos suite-ny
  3. His

    Jovenna 2008

    Rehefa mba nandende tany anaty ES tany omaly dia nahita fa: - milay daholo ny spegany, - roulante sy tery avokoa @ ankapobeny sauf Vontovorona izay contraire tanteraka - misy toerana betsaka milay hijerena - ....Tena lavitra mihitsy - nahita an'i Mathieu sy Davonjy nanao reco
  4. His

    LIVE RALLYGASY

    Efa nampiako lien iray ery à ilany à gauche
  5. His

    LIVE RALLYGASY

    Saika adino
  6. His

    LIVE RALLYGASY

    Efa nolazaina tany @ sujet hafa tany, tonga ilay nampanantenaina Misokatra ny Live Rally Misy ny temps en direct, parcours, programme, ... !! Araky ny nambara moa dia betsaka ny zavatra hafa mifandraika @ io Live io izay hivoaka miandalana eny ihany Dia alefao ny comment zalahy!! Raha vao tsy "partager passion" lisany dia tsy mandroso tsika
  7. His

    Jovenna 2008

    Efa ao ka miaraka @ ilay présentation (en pdf ilay izy )
  8. His

    Jovenna 2008

    Efa miandry fatratra mihitsy izao fa ny mampihome dia tsy mbola misy inscrit hatramin'izao Ho avoaka isan'andro ao @ site ny lisitrin'ny inscrit ka
  9. His

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Io ary... Lasa célèbre lisany zalah
  10. His

    www.rallygasy.tk

    ITW Louvel sy mombamomba ny Tasamm indray alo Ato izany
  11. His

    SETUP RBR

    Ilay chiffre indray, tsy misy vam izany eo!! Ny sauvegarde reglage indray dia isaky ny vam sy ny mode izy izay raha tsy diso za!! Fa ny tena mety aloha dia ny miketrika ilay gestion reglagen'i Beelaba iny e!!
  12. His

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Asio ra Peno a!!
  13. His

    SETUP RBR

    Ilay CamHack izany dia reglage caméra. Mila réglage kely aloha ilay izy. Fa en bref dia azo apetraka @ izay ilana azy ny cam avy eo Ilay RBR wrong + tyre indray dia lasa sens inverse daholo ny lalana. Ilay new stage any @ ilay network no tena fampiasa azy (izany moa ) Io indrtay dia ireo lalana vaovao rehetra Sinon mbola velona ihany hatramin'izao ilay focus-ko ato Taraiky be ilay injeniera
  14. His

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Voaray ry zalahy!! Raha vao misy hilana fanampiana dia tsy maintsy ho lazainay sy Kgb eto ihany lisany Misaotra e!! Ny efa azo atao aloha izao dia ny maka sary milay be dia entina aseho eto refa vita ny rallye. Mety ahasosotra ve ny mamoaka ireny sary @ rencontre ireny eto? Sao misy mba te hijanona anonyme
  15. His

    www.rallygasy.tk

    Mba nisy nanoratra an-gazety ry zalahy ny momba antsika Saingy diso kely aloha ny adiresy nomen'ilay gazety (www.rallyegasy.tk hono ) Gazety Taratra io namoaka io Asa aloha ny sasany fa dia io no tazako. Marihina fa dia nandritra ny réunion de presse t@ zoma dia mba nasian'ny Fédé resaka kely ny momba antsika t@ ireo journaliste tao, izay angamba no nahatonga lé article
  16. "mikapa hazo" Enjana koa zany an!! Fa marina be mihitsy..... Za moa zany zalahy dia tsy nikotrana mihitsy fa tsy mety vita ilay machine
  17. His

    SETUP RBR

    Nanao ohatr'io koa ny ahy t@ voalohany!! Ny fika: - copier-na ao anaty dur ilay install RSRBR08 sy ny MAJ rehetra. - installer-na tsara ny pilote CG sao dia... - asiana Ccleaner na regcleaner kely aloha - installer-na @ zay ny RBR original - avy eo ilay RSRBR08 sy ny patch rehetra. Raha sanatria mivaha dia copier-o any @ dur hafa indray alo ilay RSRBR08 Courage e!!
  18. His

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Hialana tsiny betsaka ry zalahy fa tena tsy tafavoaka izahay t@ iny e!! Tafaraka mihitsy za sy Emsics, Kgb, Peno t@ iny fa somary sahirana Efa tao anaty pro mihitsy hoe vao vita ilay zavatra natao dia ho any @ Dodanen. Fa dia valaka be avy eo no lasa ny blem hafa koa nanampy trotraka azy Henjana zalahy ilay manomana rallye e! (Nefa @ zany mbola tsy manao ao anaty bacquet akory ) Aleo @ manaraka manarina Dia aleo omena 3 jours mini mba hiomanana kely
  19. His

    www.rallygasy.tk

    Infos maromaro: na dia tsy manatrika Réunion d'infos ary nareo dia ireto no tena mibaha toerana tany sinon, tsy hadino fa dia misy manche scooter sy karting @ alahady eny Imerintsiatosika Ato ko zany
  20. Zay ko zany OK tanteraka. Fa araka ny fijeriko azy, efa mitovy hevitra daholo ihany angamba hoe mbola mila manao recrutement kely isika Ilay concurent vigntaine, sue za fa tokony ho tratra ihany raha izao faharisihin"ny maro te hilalao izao.
  21. His

    Jeux

    I Peno no farany nividy izao. Raha ny fahalalako azy dia tao @ concept na SET no nahitany io adapteur io. Avy eo ingahy mampiditra ilay parametre noteneniny qlq part ato iny dia milalao tsara
  22. His

    www.rallygasy.tk

    Miainga ao indray ry zareo ny ONBOARD Ry Mickael sy Fafah indray Pour voir ny ambiance de face
  23. His

    SETUP RBR

    Tsy tafa mihitsy ilay Focus-ko ato Midongy tsy mety velona ledala Nandramana daholo ny fika rehetra omaly alina fa tsss, tsy niainga mihitsy!! no ré-installer-na ny RBR, ny carte graphique....: mi-plante foana Vao miodina kely ilay jeu dia taraiky
  24. His

    SETUP RBR

    @ izay indray: makany @ citic dia mividy manette 75.000 fotsiny dia mahazo!! raha manan manette PS dia 50.000 Fmg ilay adaptateur USB
×
×
  • Créer...