Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    Ilay bandy ao anatiny ilay 4L @ io mahita fa tsy mandeha mihitsy ilay vam satria tsy maheno sensation vitesse mihitsy Ay zalah efa kely sisa dia hanidina
  2. His

    Reglement MRC 09

    - Les A8 sont autorisés!! - Les A8W sont non autorisés!! - Les S2000 sont non autorisés!! Je crois que dans le choix de la voiture, tout est déjà parfait! les catégories non autorisés ne sont plus disponibles dedans
  3. His

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    Ka io lé hoe: "hanao ihany ve maninona raha hatao tsara "
  4. His

    WRC 2009

    Tsy misy SUbaru intsony koa hono @ 2009 zalah!! Ny Suzuki moa dia efa tsy hanao ihany koa
  5. His

    Ecurie Rallygasy

    Ny ahy efa lasa t@ MP omaly ra-prez manager a!!!
  6. His

    Championnat d'afrique!!!!!

    Fa raha te-hanao io hetsika io isika dia mila hainga be mihitsy satria ny saison dia manomboka @ février zalah Tairo ary e!! :cheers
  7. His

    resaka saison 2009 MRC (sahady..)

    Dia ilay S15 izao no hanomboka ny saison 2009: ny evo moa zany dia surtout teo @ amortisseur izay lasa Ohlins no mikarakara azy @ zao
  8. His

    RSRBR2009

    ry zalah zany ao @ RS dia mandresy lahatra mihitsy fa mitovitovy iany ny 06 à 08 ary afaka mifampinana tsara @ ireo vam ireo
  9. His

    Projets pour 2009

    +10000 @ lé course des champions e!!!
  10. His

    Championnat d'afrique!!!!!

    A noter fa ilay Zimbabwe dia mbola tsy sure satria dia be korontana any zao
  11. His

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    Félicitation daholo ho an'izay nandray anjara t@ ilay championnat e!! Surtout ho an'ireo vainqueur: MaximumAttack, MC Crash, Soafahana Nahafinaritra tokoa ilay fiarahana t@ remise (dommage somary vitsy ihany isika) :clap:
  12. His

    RSRBR2009

    Latvalaza n°858 est inscrit dans l'écurie Colin McRae Motorsport pour la saison 2009 L'inscription pour l'écurie Team So6 est ouverte sur le sujet en haut!! On en est au deuxième groupe en ce moment Je demanderai à Beels de nous les créer sur rallyesim car aucun (ou rare) de nous ne peut le créer étant donner qu'on post jamais dans le forum rallyesim
  13. His

    remise des coupes 2008

    Equipe rallygasy 4 efa nahazo billet ô!!!
  14. His

    Ecurie Rallygasy

    Ari> Azafady e!! hay feno ty zalah Recap: I: manager: (mbola ho fidina) Pilote: 990 - Soafahana 979- Nari9 45- His 555- KGBMAX 557- Penotoky 1479- Barri 54- Thomas Randstrom 888- Zavouna 122- Bigbang 213- Arivatan9 Dia iza @ zay ary no ho manager io groupe io Misokatra indray ny inscription ny II e!!
  15. io koa lety fa midongy trophet meilleur posteur
  16. His

    Ecurie Rallygasy

    Nerone> tsy voatery fa mila mandeha matetika ao @ forum rallyesim dia mi-post ao koa!! Recap: I: manager: (mbola ho fidina) Pilote: 990 - Soafahana 979- Nari9 45- His 555- KGBMAX 557- Penotoky 1479- Barri 54- Thomas Randstrom 888- Zavouna 122- Bigbang Bandy ray sisa e!! Mety io ngamba lé manager
  17. Hafana izany radem zany letya!!! Saotra ny créateur ny forum fa raha tsisy azy dia tsy nipost bobaka beu za!!!
  18. His

    Ecurie Rallygasy

    Recap kely: I: manager: (mbola ho fidina) Pilote: 990 - Soafahana 979- Nari9 45- His 555- KGBMAX 557- Penotoky 1479- Barri 54- Thomas Randstrom 888- Zavouna 2 sisa dia miditra @ II ndray e!!
  19. His

    Ecurie Rallygasy

    iny fa nipoitra ihany zavouna
  20. His

    www.rallygasy.tk

    Nivoaka zany ny liste an'ireo lauréat FSAM 2008 zalah ato io
  21. His

    Message du Pdt de la FSAM

    F'angah tsy hoe refa tonga elah avy any mitondra indray
  22. His

    RSRBR2009

    Aza asiana olana zalah!! Apoakan-tsika @ vam tranainy zalah fa tssss
  23. His

    RSRBR2009

    Fantatro loatra fa tsy dia miasa saina afa-tsy ny @ MRC tsika mianankavy fa ao @ WRC kou kay tena misy révolution be mihitsy @ saison 09. (sa efa ohatr'izao foana fa za no tsy naharaka?) Lasa ohatr'izao zany no mety ho fandehany: - Misy ireo Team officiel (12 team) izay manana pilote 3 (miaraka @ manager), ny vam zany dia en fonction-ny team (fa tsy TIM hoaaaa) genre: raha Abu Dhabi ford dia Focus 08, fa raha Stobart dia Focus 07, ... Ireo manager zany hono dia tena hi-manager ny equipe tokoa satria dia hisy monnaie virtuelle ahafahany hi-gerer ny pilote-ny (tsy arako tsara hoe ahoana, moa tsy mbola mivoaka ny reglement) Ny team manager no efa nanao inscription izay vita t@ 1 déc. Ny pilote kosa mbola tsy nisy ny recrutement hatreto fa ho avy hono. (ireo elite no visé @ io raha tsy diso za) - Misy indray ireo Team (ie T.E.A.M) privée izay composer-na pilote 4 (miaraka @ manager io) izay hitondra ny vam inférieur ou égale à 2006. Io zany izay te-handray anjara dia poince avy hatrany (za zao te mba hiaraka team @ zay bandy gasy mitondra Focus06 pour 2009 ) Io système io zany no mahatonga ny choix vam wrc ho inférieur ou égale 2006 no azo alaina!! Fa ny tsy azoko indray dia hoe aiza ilay no miditra an-tsehatra @ io
×
×
  • Créer...