Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    RSRBR Network 2012

    Tohin'ity resaka ity sur FB
  2. His

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    Lisany mifoka beu kou! Fa mba afaka lisany zany tao @ leu 2RM +1600 deu tonga kou i Penomen, zay mbola fusé beu kou an!!
  3. His

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    Ary mamay beu kay zany groupe nidiranay zany an!! 15 participants beu daholo
  4. Bon, tsara tsara raha eto no hatao ny comment fa sarotra ny manaraka ilay atsy @ fb! Miezaka ihany zah hi-transferer zay momba ity discussion ty ho eto fa izay tsy tongako eto zany dia tsy harako
  5. His

    Monte Carlo 2012

    Le wrc est encore loin de Madagascar pour le moment!! Sinon, en t'attendant, ce serai peut être moi qui va te voir d'ici peu... mddrrrr
  6. His

    DAKAR 2012

    Juste pour remarque: BMW n'est présenté que par une écurie comme Robby Gordon Motorsport. La marque allemande n'est pas impliquée directement. C'est comme en rallye, c'est prodrive mais pas bmw.
  7. His

    V-MRC 2012 ---- IMPORTANT

    Irina> bon, satria elah deu tsy maninona Ny clause lehibe zany dia ampiana 30sec par ES ny temps an-lah raha manao 2RM elah Raha toa ka hitan-lah hoe mbola kely loatra dia tsy maninona afaka modifier- io :blague off:
  8. His

    Voeux noel 2011

    Tratrin'ny fety daholo e!!
  9. His

    Team So6 Flat out 2012

    En faites, betsaka zany ny te hiditra team fa vitsy no tena vonona hanao manager e!! nefa tsy maintsy misy mitarika dia zay ngamba no tena nidiranay sy Dizina tao Bon ho asiana ezaka mba tsy ho "cocher vos rallye, aza mivoaka dia vitao tsara ...." fotsiny zany no hatao @ ty 2012 ty Le Team So6 Flat out II sera jusqu'ici: - His - Penomen - Onycas - Cascade - Nari9 - Sakamainty?? - PassparTooj Mbola tsy ampy ho an'izay mazoto!! equipe 3ème division io ka ny but dia hiditra 2ème @ 2013. Zany hoe 10 premiers no tanjona. Bon, ho an'ireo zay voatonona anarana (sy izay tsy voatonona nefa te hiraka @ flat out II) dia ty ny instruction voalohany: installer le RSRBR 2012 dia manaova inscription. Izay mahavita aoka hi-confirmer eto. Mila olona 5 inscrits vao afaka manao demande de reconduction écurie tsinona zah
  10. His

    Team So6 Flat out 2012

    Mila hatao tsara ngamba ny fizarana fa lasa nisy ketrika league tampoka zany niainga avy ao @ rallyesim ( http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=343&t=10166) En gros dia mizara league telo ny championnat écurie, izay noraisina t@ classement t@ ty taona ty: - league 1: 20 premiers - league 2: 21 à 40 - league 3: 40 et plus Ny Flat out I dia 27ème teo: zany hoe milalao @ league 2 @ 2012, ny Flat out II kosa 49ème: soit league 3 Avant 6 janvier mila constituer ny base-ny écurie tsirairay. Raha renouveler-na ireo team anankiroa dia mila manager sy pilote 3 minimum dans chaque team. Raha ny fahazoako azy tatsy @ fb dia mbola izahay sy Thomas no manager (Thomas pour Flat I dia His pour Flat II) Satria hatomotra ny dead line dia tsara ngamba mi-réagir eto zay vonona na izay manakambara rehetra @ fandaminana (ilay atsy @ fb mikorotana izay ilay sujet dia izay no mahatonga azy hatao eto ihany kou )
  11. His

    FMMSAM Contest

    Beels & Thomas> zah kou miketrika an'io Noiker io an!! Merci Beels!!!
  12. His

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    Comme "The Rally is up to you" dia ato indray ny LIVE TEXT RALLYGASY pour ce rallye: Ato
  13. His

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    GUIDE RALLYGASY pour le 32ème RIM distribué par la FSAM au PC Palais de Sport et au superspéciale Andohatapenaka à partir de Vendredi
  14. His

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    Kenwrth> C'est vraie que, ny manao zavatra tokoa tsy mora mm Ezaka foana no hatao zany e! Deu "Partager foana leu passion"!! Pour suivre le RIM avec Rallygasy: RALLYGASY GUIDE: Tous ce qu'il faut savoir sur les ES, les accées, les concurrents, les horaires du rallye. - Dans Vidy Varotra du mercredi - Distribution au superspéciale du vendredi LIVE SMS: Les infos en directe du RIM, les temps, les impressions, etc..... - Envoyez "Infos" au 0323200811 (valable 1 mois la souscription) WWW.RALLYGASY.COM: Tout sur le rallye: Présentation rallye, interview, grille horaire, cartographie, temps par es, résumé de chaque ES parcouru, etc....
  15. His

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    Zay leu hoe: manaraka maivana mm elah!!
  16. His

    WRC 2012

    Réponse au mois de Janvier Za mahita fa leu pilote no mitondra an'io fa ny vam efa à égalité Avec Ogier, ho hita eo na latsaka tokoa ilay Fiesta na tsia.
  17. Fa za zany mahita ihany kosa nefa hoe fetsy trop leu Citroen an!! Otrany miketrika ny tsy hanao tsony zalah à partir 2014. Zany hoe refa mihamaro ny adva deu miala zalah! Une partie marina ny an'i Auriol, hafa tokoa nge zany hoe 7 ou 8 adva potentiel mahazo rallye daolo e!! Otrany @ IRC @ zao. Epoque Loeb en moyenne duel foana no miainga nandritra izay 8 ans zay!! (T@ voalohany sy t@ ty taona ity lery vao nisy adva maromaro izay 4 au max!! )
  18. His

    Polo WRC , elle roule

    Milay rehefa bobaka indray ny constructeur e!! Hainganie mba hitovitovy ny niveau deu combat tsara foana
  19. His

    RSDRSK

    Nomenabryan> kii, heveriko fa manao jupe elah @ leu sary profil kleu!!
×
×
  • Créer...