Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Team So6 Flat out 2012

Messages recommandés

Mila hatao tsara ngamba ny fizarana fa lasa nisy ketrika league tampoka zany niainga avy ao @ rallyesim ( http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=343&t=10166)

En gros dia mizara league telo ny championnat écurie, izay noraisina t@ classement t@ ty taona ty:
- league 1: 20 premiers
- league 2: 21 à 40
- league 3: 40 et plus

Ny Flat out I dia 27ème teo: zany hoe milalao @ league 2 @ 2012, ny Flat out II kosa 49ème: soit league 3

Avant 6 janvier mila constituer ny base-ny écurie tsirairay. Raha renouveler-na ireo team anankiroa dia mila manager sy pilote 3 minimum dans chaque team.
Raha ny fahazoako azy tatsy @ fb dia mbola izahay sy Thomas no manager (Thomas pour Flat I dia His pour Flat II) Satria hatomotra ny dead line dia tsara ngamba mi-réagir eto zay vonona na izay manakambara rehetra @ fandaminana Wink (ilay atsy @ fb mikorotana izay ilay sujet dia izay no mahatonga azy hatao eto ihany kou Smile )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rirymaster a écrit:
Vonona lalandava hiaro ny team gasy cheerscheerscheers
Avec un comeback je vais essayer à la hauteur comme en 2011 sml2


Fa ialahy aloha rahoviana vao tena hiverina hilalao e ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
1ère division sy 2è division mitsy izy ty zany an lol
zay vonona raha mbola misy toerana malàlaka ao am flat I, fa priorité aloha hoan'ireo OVNI

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ohatran ny mila mihetsiketsika ny manager mandefa msg sns manao recrutement an Very Happy

Ho ahy manokana aloha dia iny no saison feno nataoko voalohany na dia nisy semaine tsy nahavitako stable ihany aza. Mazava ho azy fa mahafinaritra, saingy misy fanamarihana azo atao ihany raha te ampiakatra ny niveau:
- ohatra, tsy ampy ny communication indrindra ny avy am manager ;-),
- tokony ho fantatry ny pilote rehetra ao am team raha toa ka misy tsy afaka milalao intsony ohatra,
- mila manova effectif en cours de saison raha tena ita fa pilote 2 sisa motivé manao stable
- tsy tokony misalasala ny mametra pialana ny pilote raha hita fa definitif ilay tsy fahafahana sns
- ataoko angamba fa tsy voatery ho fuzé dôly ny ao am team, fa rehefa motivé anao stable dia efa OK
- mila apetraka mazava tsara ny objectif n equipe na ny tsirairay ...

Misaotra ny Flat 1 sy Flat 2 fa nilay iny 2011 iny ka, ny session publique sns reny ...
Embarassed Miala tsiny raha andeha itady traikefa any amin'ny ékipa hafa ry zareo a Embarassed fa afaka mijanona so6 d'honneur angamba an QuestionIdeaQuestion



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!

ka lé manager il n'a rien à communiquer à part : cochez vos rallyes, roulez, envoyez vos replays lol!

(fa ny sasany t@ ireo aza tsy vita lol! )

bon fa fanandramana iny saison iny fa @ ity izany izay hita fa tena afaka mi-rouler régulièrement
ihany no raisina (Flat I en tout cas).

Dia mety hi-recruter mercenaires vizongo hanatevin-daharana raha ohatra ka tsy ampy ny pilotes.

Hojereko ny taux de participation-ny tsirairay t@ herintaona dia arakaraka izay ny hanaovana
ny sélection.

Radoo> tsy quoi izany fa l'important c'est de jouer et prendre plaisir Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marina mihintsy ny an`radoo fa mila mihetsika ny manager

" 13.4 - Rôle du manager

• Le manager, porte-parole de l’écurie, est l’unique interlocuteur de l’administration Rallyesim. Il s’informe des éventuels différends entre l’Administration et ses pilotes.

• Il est propriétaire de son écurie, ainsi que du classement acquis pendant la saison précédente. Seul, lui, peut engager son écurie la saison suivante dans la league ou il a été qualifié.

• C’est lui et lui seul qui sera en mesure de valider l’intégration d’un nouveau pilote. En cas de sanctions relatives aux vérifications, il en débattra avec le pilote incriminé.

• Le manager débat des planifications de rallyes écuries avec ses pilotes, en veillant à ce que ceux-ci cochent chaque semaine. "


koa mila RESULTAT naha dia ny important aza dia milalao kanefa tsy motivant hoan`ireo manao effort milalao regulierement ny mahita fa lasa ny effort hatao dia tsy misy vokany satria tsy mihetsika ny classement stable nefa izay noho antony hidirana team sinon dia milalao sans team raha toa ka pour le "plaisir " ...tsara izany raha dynamic ny manager ...ary io dia tsara alohan`faran`ity herinandro ity ny action rehetra satria dia tonga daholo ny proposition avy @ ecurie vazaha koa mila mandray fanampahakevitra ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
En faites, betsaka zany ny te hiditra team fa vitsy no tena vonona hanao manager e!! nefa tsy maintsy misy mitarika dia zay ngamba no tena nidiranay sy Dizina tao Laughing Bon ho asiana ezaka mba tsy ho "cocher vos rallye, aza mivoaka dia vitao tsara ...." fotsiny zany no hatao @ ty 2012 ty lol!

Le Team So6 Flat out II sera jusqu'ici:
- His
- Penomen
- Onycas
- Cascade
- Nari9
- Sakamainty??
- PassparTooj

Mbola tsy ampy ho an'izay mazoto!! equipe 3ème division io ka ny but dia hiditra 2ème @ 2013. Zany hoe 10 premiers no tanjona. Wink

Bon, ho an'ireo zay voatonona anarana (sy izay tsy voatonona nefa te hiraka @ flat out II) dia ty ny instruction voalohany: installer le RSRBR 2012 dia manaova inscription. Izay mahavita aoka hi-confirmer eto. Mila olona 5 inscrits vao afaka manao demande de reconduction écurie tsinona zah Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa ahoana ity maka manager vazaha itikatra kleuh....

Misy Stratégie mafy daka izany miafina ao an...

Enfin welcome to T6 flat-Out one eh!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Fa ahoana ity maka manager vazaha itikatra kleuh....

Misy Stratégie mafy daka izany miafina ao an...

Enfin welcome to T6 flat-Out one eh!



Erreur io fa izaho ihany no manager lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...