-
Compteur de contenus
1 696 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par His
-
-
-
-
-
-
-
Ho an'izay manina ny session public isan-kariva e!
His a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
En faites, betsaka zany ny te hiditra team fa vitsy no tena vonona hanao manager e!! nefa tsy maintsy misy mitarika dia zay ngamba no tena nidiranay sy Dizina tao Bon ho asiana ezaka mba tsy ho "cocher vos rallye, aza mivoaka dia vitao tsara ...." fotsiny zany no hatao @ ty 2012 ty Le Team So6 Flat out II sera jusqu'ici: - His - Penomen - Onycas - Cascade - Nari9 - Sakamainty?? - PassparTooj Mbola tsy ampy ho an'izay mazoto!! equipe 3ème division io ka ny but dia hiditra 2ème @ 2013. Zany hoe 10 premiers no tanjona. Bon, ho an'ireo zay voatonona anarana (sy izay tsy voatonona nefa te hiraka @ flat out II) dia ty ny instruction voalohany: installer le RSRBR 2012 dia manaova inscription. Izay mahavita aoka hi-confirmer eto. Mila olona 5 inscrits vao afaka manao demande de reconduction écurie tsinona zah
-
Mila hatao tsara ngamba ny fizarana fa lasa nisy ketrika league tampoka zany niainga avy ao @ rallyesim ( http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=343&t=10166) En gros dia mizara league telo ny championnat écurie, izay noraisina t@ classement t@ ty taona ty: - league 1: 20 premiers - league 2: 21 à 40 - league 3: 40 et plus Ny Flat out I dia 27ème teo: zany hoe milalao @ league 2 @ 2012, ny Flat out II kosa 49ème: soit league 3 Avant 6 janvier mila constituer ny base-ny écurie tsirairay. Raha renouveler-na ireo team anankiroa dia mila manager sy pilote 3 minimum dans chaque team. Raha ny fahazoako azy tatsy @ fb dia mbola izahay sy Thomas no manager (Thomas pour Flat I dia His pour Flat II) Satria hatomotra ny dead line dia tsara ngamba mi-réagir eto zay vonona na izay manakambara rehetra @ fandaminana (ilay atsy @ fb mikorotana izay ilay sujet dia izay no mahatonga azy hatao eto ihany kou )
-
-
Rallye International de Madagascar 2011 avec DZAMA Event
His a répondu à un(e) sujet de kikoolin dans Photos - Videos
-
-
-
Kenwrth> C'est vraie que, ny manao zavatra tokoa tsy mora mm Ezaka foana no hatao zany e! Deu "Partager foana leu passion"!! Pour suivre le RIM avec Rallygasy: RALLYGASY GUIDE: Tous ce qu'il faut savoir sur les ES, les accées, les concurrents, les horaires du rallye. - Dans Vidy Varotra du mercredi - Distribution au superspéciale du vendredi LIVE SMS: Les infos en directe du RIM, les temps, les impressions, etc..... - Envoyez "Infos" au 0323200811 (valable 1 mois la souscription) WWW.RALLYGASY.COM: Tout sur le rallye: Présentation rallye, interview, grille horaire, cartographie, temps par es, résumé de chaque ES parcouru, etc....
-
-
-
Fa za zany mahita ihany kosa nefa hoe fetsy trop leu Citroen an!! Otrany miketrika ny tsy hanao tsony zalah à partir 2014. Zany hoe refa mihamaro ny adva deu miala zalah! Une partie marina ny an'i Auriol, hafa tokoa nge zany hoe 7 ou 8 adva potentiel mahazo rallye daolo e!! Otrany @ IRC @ zao. Epoque Loeb en moyenne duel foana no miainga nandritra izay 8 ans zay!! (T@ voalohany sy t@ ty taona ity lery vao nisy adva maromaro izay 4 au max!! )
-
-