Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
andrinoa

MEXIQUE

Messages recommandés

Abandon ndray vao leg1 ny tenanay ka dia ialana tsiny am team monster.
2é ES tao joux plane dia nichauffe ny fiara, tsy nidona tsy naninona fa en pleine spéciale dia" la température de l'eau est élevée" 2 sec après tonga dia maty ny fiara, tsinontsinona teo. Niezaka ny namelona afaka 40 sec teo dia velona indray ary nidina kely ny température, après 600m teo ndray dia maty indray, ainsi de suite.
In 4 maty ny fiara dia 10mn no temps joux plane NoNoNo
Nanohy ny es 3 à 6 ndray dia tsy naninona mintsy fa nandeha tsara.
Tonga 2è boucle indray tao joux plane dia mm pb au mm endroit QuestionQuestionQuestion fa ny naha samy hafa azy dia tsy nety velona intsony ny fiara aprés 2è démarrage= abandon

Rehefa nodinihina dia spéciale mihakatra foana ilay joux plane ary ny ES 3à 6 dia midina daholo ka izay no nampi-chauffe ny fiara. Inona ary no nampy chauffe azy? Very HappyVery Happy
Avy noréinstalléna ny RBR fa nisy pb omaly ka adino ny nanisy assistance embrayage affraid

Nanao essaie après namerina joux plane d tsy naninona intsony lol!lol!lol!

kivy tanteraka NoNoNo pour TEAM Monster satria mety tsy afaka handray départ intsony ny fiara telo am rallye farany après ity abandon ity fa lany ny vola. Seule option, Mila miditra 20 premiers laisany ry hajax et rawilf am zay mba mahazo vola kely isika geek

Faharoa stable-ko ny WRC amty ka raha hanoy za d mety hampiditra na dia 60 points aza pour RPR, nefa ny dikan'izany dia tsy maintsy manao réparation côté TEAM Monster= dépense en plus nefa efa banky aza ny team am zao. Inona no hataoko ry zalah mba mila ny avis-ny rehetra

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
car repair ko za e, tng d tohizako atram leg2, assureo ry herjo sy HRAS

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
décidement série noire pour nous les gars,vita ny ES1 sy ES2 dia eo am-pijerena temps no tonga dia lasa - chiffres b dia be ilay compte à rebours dia avy eo tonga dia nasesiny daholo ny ES rehetra h@ farany dia nojerena fotsiny,grave ity satria samy stable antsika sy Andrinoa ity dia ahoana le?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa inona daholo lty izany a?
andrinoa=> fa raha tsy misy assistance v ny embrayage dia mi-chauffe ny vam? Tena efa miatra izany ilay dégât cumulé par rapport @ ilay fomba fitondran'ialahy iny. Ilay manitsaka pédale 2 isakin'ny mandeha v sa aohana?

NORIZA=>resaka connexion mi-déconne izany. Ary saody misy mi-gaffy an'ialahy ary ry vazaha? LOL

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena enjana zany ry zalà. lava b daolo ko ny leg ka tena mijaly ny vam sy ny ordi. ny ana ko zao mbola ho stress am ty ordi ty. tato ato alo tsy naninona afa-tsy tam IRC.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Après concertation avec Noriza d aleo notohizana ny rallye pour stable anay 2 lahy kinanjo, mbola niverina indray ilay pbko tao am leg 3 NoNo mety marina angamba ilay tenenin'i irina oé dégat amlé pieds gauche tsy hay intsony. Ny constat ndray izao dia rehefa gravel mode no mitrandra ilay surchauffe nefa tsy midona fa raha normal mode dia tsy maninona. Tsy hay intsony ny dikany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sao de mba iva loatra ny vam de mikasoka? Firy ny garde au sol?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrinoa>Tena mety ilay pied gauche no tsy mahatanty @ farany an!!!
Ny ahy leitsy d'aprés Soaf mety ny ordi no nanao mise à jour ny heure dia izay no nhatonga ilay bug fa mila désactiver-na hono ny mise à jour auto ny heure,bref nea rallye firy izay tsy naninona fa eo @ ilay Mexique izy vao mitranga???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

herjo> tsy mikitika fa izay d'origine, fa mety ilay pieds gauche ngamba no tsy mety fa ambony b ny différentielle centrale nefa tsy azo ampidinina. Nanao essaie bobaka b za teo fa tena tsy tonga mintsy fa surchauffe foana, nampidinina ny freins, différentielles avant et arrière fa tsisy vokany nefa ilay centrale efa figée tsy azo kitihina.Mila manova pilotage mintsy angamba zany No

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Leg1 KKKKK Evil or Very Mad . retour bureau vo Es2 fa nahita mise à jour le Adobe @*-+:.
vita b ny team monster fa miala tsiny ry zalà.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
Andrinoa>Tena mety ilay pied gauche no tsy mahatanty @ farany an!!!
Ny ahy leitsy d'aprés Soaf mety ny ordi no nanao mise à jour ny heure dia izay no nhatonga ilay bug fa mila désactiver-na hono ny mise à jour auto ny heure,bref nea rallye firy izay tsy naninona fa eo @ ilay Mexique izy vao mitranga???

ça m'est déjà arrivé. Au contraire, il faut laisser et comme ça au démarrage tu check l'heure avec le server sinon...il se cale avec l'horaire en plus et donc, la fin de spéciale.
Dommage

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena presque tsy misy tonga izany ny RPR nanao stable Mexique. Rawilf izany noho tsy mbola nandalo tato @ Team 2;
Assureo ry zalah sasany ny rallye dia mbo izay tonga indray no prioritaire @ cochage stable @ manaraka.

Noriza-> nga moa tsymanontany ny mise à jour auto foana ilay Serveur dès l'entrée en connexion? Sa ny an'ialahy anaty SS izany vo manontany lery dia izay noho mahatonga azy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Irina>efa nanao mise à jour ilay vao miditra fa ity anie ny windows mihitsy no manao mise à jour auto e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
Leg1 KKKKK Evil or Very Mad . retour bureau vo Es2 fa nahita mise à jour le Adobe @*-+:.
vita b ny team monster fa miala tsiny ry zalà.

Ratsy ity No

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
hajax a écrit:
Leg1 KKKKK Evil or Very Mad . retour bureau vo Es2 fa nahita mise à jour le Adobe @*-+:.
vita b ny team monster fa miala tsiny ry zalà.

Ratsy ity No

tena ratsy e. ra mbola afaka manao ny rallye manaraka eo dia hiezaka b mba tsy hisy car epair sy abondon.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misy migafy mintsy ngamba any ambadika any lety e! Suspect
Efa mba vonona aka depart le bandy d tratran'ny restart code 3 fois de suite de aleo najanona mintsy aloha fa sao d milaza loza ty! lol!lol!lol!
Mbola tsy tokony aka depart ngamba ny tenanay ny dikany! Smile
Fa domage pour les RPR ra izany reetra zany no nitranga e! Tena ratsy toko, sady lasa mampisy pression. lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tohizo lesy fa inona ny pb anla handray départ a, andramo alou fa ela anié sisa no mba Monster ao e cheers sady ny inscription efa alainy automatik d lany vola fotsiny raha sy handray depart ela

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rawilf. a écrit:
Misy migafy mintsy ngamba any ambadika any lety e! Suspect
Efa mba vonona aka depart le bandy d tratran'ny restart code 3 fois de suite de aleo najanona mintsy aloha fa sao d milaza loza ty! lol!lol!lol!
Mbola tsy tokony aka depart ngamba ny tenanay ny dikany! Smile
Fa domage pour les RPR ra izany reetra zany no nitranga e! Tena ratsy toko, sady lasa mampisy pression. lol!lol!lol!

Zaho koa saika haka départ t@ France gravel de restart code in3 tsy nety mihitsy de najanoko mihitsy. H@zao tsy mbola naka depart Mexique sy France gravel mihitsy. Ny contest miandry fotsiny koa. NoNo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay vao nandray départ leg 1 an! Rolling Eyes

1 0= 96 superrallyman
Mini WRC C.O.R. (Centre Ouest Rallye) A
1 ° WRC
1 ° 42:21.09 +00:00.00 +00:00.00 -02:13.26
2 0= 1 MyThiK
Mini WRC C.O.R. (Centre Ouest Rallye) A
2 ° WRC
2 ° 42:42.66 +00:21.57 +00:21.57 -01:51.69
3 0= 479 MaxAttack
Ford Focus WRC 2010 Peinard Racing A
3 ° WRC
3 ° 43:06.32 +00:45.23 +00:23.66 -01:28.03
4 0= 876 elcheminot
Ford Fiesta RS WRC 2011 Wacky Races A
4 ° WRC
4 ° 43:12.53 +00:51.44 +00:06.21 -01:21.82
5 0= 2180 cat-plani
Ford Fiesta RS WRC 2011 Team Catalonia A
5 ° WRC
5 ° 43:19.55 +00:58.46 +00:07.02 -01:14.80
6 0= 801 kikiny
Citroen DS3 WRC 2011 C.O.R. (Centre Ouest Rallye) A
6 ° WRC
6 ° 43:28.82 +01:07.73 +00:09.27 -01:05.53
7 0= 6986 juanb
Citroen DS3 WRC 2011 E.P.C. Estrella Polar Competicion A
7 ° WRC
7 ° 43:32.46 +01:11.37 +00:03.64 -01:01.89
8 0= 730 Papy Jim
Citroen DS3 WRC 2011 Wacky Races A
8 ° WRC
8 ° 43:33.99 +01:12.90 +00:01.53 -01:00.36
9 0= 1004 Groslapin
Citroen DS3 WRC 2011 Gibson Custom Racing (GICURA) A
9 ° WRC
9 ° 43:35.89 +01:14.80 +00:01.90 -00:58.46
10 0= 6098 KekoRomo
Citroen DS3 WRC 2011 E.P.C. Estrella Polar Competicion A
10 ° WRC
10 ° 43:45.11 +01:24.02 +00:09.22 -00:49.24
11 0= 9080 Steliyan BG
Citroen C4 WRC 2008 Tangra A
11 ° WRC
11 ° 43:47.30 +01:26.21 +00:02.19 -00:47.05
12 0= 4114 tiagorodrigues
C4 WRC 2010 LIZSPORT A
12 ° WRC
12 ° 43:56.73 +01:35.64 +00:09.43 -00:37.62
13 0= 7020 mimowrc
Citroen C4 WRC 2008 Tangra A
13 ° WRC
13 ° 44:00.55 +01:39.46 +00:03.82 -00:33.80
14 0= 373 dnafria
Ford Fiesta RS WRC 2011 Team Catalonia A
14 ° WRC
14 ° 44:11.56 +01:50.47 +00:11.01 -00:22.79
15 0= 188 Virgile
Mini WRC Just Enjoy Team 1.0 (JET 1.0) A
15 ° WRC
15 ° 44:12.18 +01:51.09 +00:00.62 -00:22.17
16 0= 1350 erbe
Subaru Impreza WRC 2008 A
16 ° WRC
16 ° 44:15.27 +01:54.18 +00:03.09 -00:19.08
17 0= 595 philouphanie
Ford Fiesta RS WRC 2011 S.A.M.S. (Stihl Attack Motorsport) A
17 ° WRC
17 ° 44:20.28 +01:59.19 +00:05.01 -00:14.07
18 0= 47 Hug
Ford Focus WRC 2008 Junior Team Catalonia A
18 ° WRC
18 ° 44:21.68 +02:00.59 +00:01.40 -00:12.67
19 0= 7621 rawilf
Ford Fiesta RS WRC 2011 Rond Point Racing Team 2 A
19 ° WRC
19 ° 44:25.80 +02:04.71 +00:04.12 -00:08.55
20 21 7161 witaar
Ford Focus WRC 2010 Czech Rally Team A
20 ° WRC
20 ° 44:33.77 +02:12.68 +00:07.97 -00:00.58
21 20 1476 M-Alvin
Ford Focus WRC 2008 Hexis Racing School A
21 ° WRC
21 ° 44:34.24 +02:13.15 +00:00.47 -00:00.11
22 0= 835 Herjo
Ford Fiesta RS WRC 2011 Rond Point Racing Team 2 A
22 ° WRC
22 ° 44:34.35 +02:13.26 +00:00.11 +00:00.00

Tsy nisy problème majeur aloha hatreto fa sortie madinidinika moa ny tena koa tsy dia mahay loatra raha vao tony SS Farantsihay tony Embarassed
Dommage rawilf very 40 sec tao @ the W ss09 sinon tena tsara be ny classement tao an.
Mbola misy leg 2 sy 3 afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
Zay vao nandray départ leg 1 an! Rolling Eyes
Tsy nisy problème majeur aloha hatreto fa sortie madinidinika moa ny tena koa tsy dia mahay loatra raha vao tony SS Farantsihay tony Embarassed
Dommage rawilf very 40 sec tao @ the W ss09 sinon tena tsara be ny classement tao an.
Mbola misy leg 2 sy 3 afro

Tsy zany lesy fa tratran'le vibration anle volant le souris, d tonga d niova tampoka le vu, d tsy nahita lalana tsony, d tonga d anaty antsana, d DA avy atrany.
Fa tsy aiko oe aoana no matonga anle izy fa ra vO adinoko ny manala anle souris akaikin'ny volant avant depart SS d voan'io foana a (surtt gravel satria @io no tena mafimafy le vibration anle volant d mietsika tampoka le souris). Efa nandramako niconfiguréna via camhack iany le izy fa tsy mety mintsy.
Sorena kely mintsy a tratran'le izy nefa efa tsemboka vO tafavoaka tao france mianakavy. lol!

ra tsis novainla raccourci ao amn camhack d "0" na "." amn pavé num. no midesactiver aniny, avant depart d f andramo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za ko mampiasa camhack fa tena ataoko lavitra ny volant mitsy ny souris fa ra vo mihetsika dia miodina le cam anaty vam dia miova le vue.

Le tenenin'i Hentsrana io no solution @le camhack
Fa i Beels koa tratran'le fiesta maty ho azy t@ mexique. Tena misy bug le fiara angamba

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Enjana koa leisy zany resaka souris zany kle, ary za efa nahatsikaritra fa miova ny vue raha vao mihetsika ny souris, fa tsy mbola tratra en plein spécial an! Tsara ho fantatra daholo zany rehetra zany, merci zalahy an! afro

Ny momba le Ford, io zao mety hiteny ry zalahy hoe càs isolé satria mbola vao pilote 2 aloha no tratran'le izy hatreto Rolling Eyes Nefa za mino fa possible mintsy hoe misy blème le vam. Nahona no resaka conduite no ahatonga an'io @ Fiesta de @ vam hafa i Andrinoa tsy mi-chauffe le izy? Neutral

D'un côté misy conduite ihany ilay izy satria exagéré loatra angamba ilay pieds gauche,
D'un autre ilay fiara tsy azo ampidinina ny differentielle centrale fa bloqué

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mifona @monster a fa tena tsy navita adidy arakin'ny tokony ho izy prierprier ! Nanao TAQ vO s1 leg2 d tena hazo no nitsena tao. Nichauffe ny fiara avy eo No fa tonga arivé iany anefa. Nataotra a sao d tsy o velona tsony ny fiara @spécial manaraka d naleoko natao car repair. Tsy fantatro fotsiny oe mety v zay choix-ako zay vis à vis anle team sa tsia(tsy mbola azoko tsara mantsy le resaka budget lol! )
en general tsy nisy blèm firy ny SS sasany fa d io no tena betise b tao chaise
En tt k c'était une belle experience affraidaffraidaffraid

Ty alo zany result farany tao leg3 à 23h45

1 0= 1 MyThiK
Mini WRC L1 - C.O.R. (Centre Ouest Rallye) A
1 ° WRC
1 ° 105:55.13 +00:00.00 +00:00.00 -09:51.12
2 0= 876 elcheminot
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Wacky Races A
2 ° WRC
2 ° 107:16.99 +01:21.86 +01:21.86 -08:29.26
3 0= 6098 KekoRomo
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion A
3 ° WRC
3 ° 107:44.89 +01:49.76 +00:27.90 -08:01.36
4 0= 2180 cat-plani
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Team Catalonia A
4 ° WRC
4 ° 108:06.44 +02:11.31 +00:21.55 -07:39.81
5 6 730 Papy Jim
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - Wacky Races A
5 ° WRC
5 ° 108:34.67 +02:39.54 +00:28.23 -07:11.58
6 5 6986 juanb
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion A
6 ° WRC
6 ° 108:34.78 +02:39.65 +00:00.11 -07:11.47
7 0= 1004 Groslapin
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - Gibson Custom Racing (GICURA) A
7 ° WRC
7 ° 108:49.90 +02:54.77 +00:15.12 -06:56.35
8 0= 373 dnafria
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Team Catalonia A
8 ° WRC
8 ° 109:40.63 +03:45.50 +00:50.73 -06:05.62
9 0= 9080 Steliyan BG
Citroen C4 WRC 2008 L3 - Tangra A
9 ° WRC
9 ° 110:41.71 +04:46.58 +01:01.08 -05:04.54
10 0= 3947 danwrc
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - Wacky Races A
10 ° WRC
10 ° 111:54.67 +05:59.54 +01:12.96 -03:51.58
11 0= 1292 Rick4222
Ford Focus WRC 2008 L3 - Just Enjoy Team 1.0 (JET 1.0) A
11 ° WRC
11 ° 111:57.63 +06:02.50 +00:02.96 -03:48.62
12 0= 48 fifou
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Hexis Racing A
12 ° WRC
12 ° 112:34.58 +06:39.45 +00:36.95 -03:11.67
13 0= 385 TomJPL
Subaru Impreza N14 URT L2 - [A.R.S.] Kiss Cool Racing N
1 ° PWRC
1 ° 112:55.95 +07:00.82 +00:21.37 -02:50.30
14 0= 170 turini35
Subaru Impreza N14 URT L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion N
2 ° PWRC
2 ° 112:56.73 +07:01.60 +00:00.78 -02:49.52
15 0= 9696 nico 2B
Ford Focus WRC 2008 L2 - [A.R.S.] Team Scorpios Motorsport A
13 ° WRC
13 ° 113:15.49 +07:20.36 +00:18.76 -02:30.76
16 0= 1499 NyilasM
Subaru Impreza N14 URT L3 - Rotor Rally Team N
3 ° PWRC
3 ° 113:31.25 +07:36.12 +00:15.76 -02:15.00
17 0= 54 thomas_radstrom
Ford Focus WRC 2008 L2 - Team So6 Flat-Out A
14 ° WRC
14 ° 113:58.09 +08:02.96 +00:26.84 -01:48.16
18 0= 1279 verbal
Citroen C4 WRC 2008 L3 - Just Enjoy Team 1.1 (JET 1.1) A
15 ° WRC
15 ° 114:19.41 +08:24.28 +00:21.32 -01:26.84
19 0= 9676 McicresAmer
Citroen C4 WRC 2008 L1 - Team Catalonia A
16 ° WRC
16 ° 114:22.55 +08:27.42 +00:03.14 -01:23.70
20 0= 1893 Patou
Citroen C4 WRC 2007 L1 - A.S.A. Lozère A
17 ° WRC
17 ° 114:28.28 +08:33.15 +00:05.73 -01:17.97
21 0= 814 Maverik
Subaru Impreza N14 URT L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion N
4 ° PWRC
4 ° 114:55.19 +09:00.06 +00:26.91 -00:51.06
22 0= 5572 dilan17
Citroen C4 WRC 2008 L3 - E.P.C. Junior A
18 ° WRC
18 ° 115:09.92 +09:14.79 +00:14.73 -00:36.33
23 0= 3836 magnar
Citroen C4 WRC 2008 L1 - Press on! Rallysport A
19 ° WRC
19 ° 115:10.31 +09:15.18 +00:00.39 -00:35.94
24 0= 217 Andrea_Sulla
Subaru Impreza N14 URT L1 - ITALIAN TEAM N
5 ° PWRC
5 ° 115:35.90 +09:40.77 +00:25.59 -00:10.35
25 26 7621 rawilf
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Rond Point Racing Team 2 A
20 ° WRC

20 ° 115:46.25 +09:51.12 +00:10.35 +00:00.00
26 25 4641 vagkiller
Ford Focus WRC 2008 L2 - R40 Rally Team Greece 1 A
21 ° WRC
21 ° 116:11.34 +10:16.21 +00:25.09 +00:25.09
27 28 1088 tof88
Subaru Impreza N14 URT L1 - S.A.M.S. (Stihl Attack Motorsport) N
6 ° PWRC
6 ° 116:20.55 +10:25.42 +00:09.21 +00:34.30
28 27 155 condo12
Ford Focus WRC 2008 L1 - Hexis Racing A
22 ° WRC
22 ° 116:25.80 +10:30.67 +00:05.25 +00:39.55
29 0= 94 chludu59
Mini WRC L1 - Hexis Racing A
23 ° WRC
23 ° 116:31.19 +10:36.06 +00:05.39 +00:44.94
30 0= 990 soafahana
Citroen C4 WRC 2008 L2 - Team So6 Flat-Out A
24 ° WRC
24 ° 116:31.33 +10:36.20 +00:00.14 +00:45.08

BON CONTEST DAOLO E!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy koi lesy zany fa aleo ary car repair anié toy izay abandon e, l'éssentiel dia tonga vu ireo déga anay sy hajax Very Happy

Efa nanontany tany am rallye sim mintsy za tam lé surchauufe nahazo ana fa confirmén-dry lerony fa piéds gauche no nahatonga ilay izy, donc style de conduite hafa mintsy izany no miainga am rallye manaraka, grave ity

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aaaaahhh les freins ont lachés apres juste à l'arrivée de Mineshaf à l'ES 19...
Car repair zny ry zalahy fa tsisy fika an No Nefa mba mbola niady tao anaty 15 preums chaisechaisechaise

Edit: de la 15 ème à la 57 ème place petard

tsy koi zany fa tohizo. mbola tafiditra 20 preums ny Munchi's

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vaovao ratsy zalahy a! Za handray départ Leg3 fa i Hras maty machine No Tena tsy ao mintsy zany chance zany t@ ity Mexico ity an Mad
Tsy mety mi-demaka le izy de nitady solution fa tsy nahita aloha hatreto.
DNF koa ve zao refa tsy mandray départ ry Hents? Neutral

Edit:
Zao no result ao:

Group Class Time Diff Leader Diff Prev Diff You
1 2 1 MyThiK
Mini WRC L1 - C.O.R. (Centre Ouest Rallye) A
1 ° WRC
1 ° 105:55.13 +00:00.00 +00:00.00 -10:41.58
2 1 96 superrallyman
Mini WRC L1 - C.O.R. (Centre Ouest Rallye) A
2 ° WRC
2 ° 106:04.96 +00:09.83 +00:09.83 -10:31.75
3 0= 876 elcheminot
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Wacky Races A
3 ° WRC
3 ° 107:16.99 +01:21.86 +01:12.03 -09:19.72
4 0= 6098 KekoRomo
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion A
4 ° WRC
4 ° 107:44.89 +01:49.76 +00:27.90 -08:51.82
5 0= 2180 cat-plani
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Team Catalonia A
5 ° WRC
5 ° 108:06.44 +02:11.31 +00:21.55 -08:30.27
6 7 730 Papy Jim
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - Wacky Races A
6 ° WRC
6 ° 108:34.67 +02:39.54 +00:28.23 -08:02.04
7 6 6986 juanb
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion A
7 ° WRC
7 ° 108:34.78 +02:39.65 +00:00.11 -08:01.93
8 0= 1004 Groslapin
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - Gibson Custom Racing (GICURA) A
8 ° WRC
8 ° 108:49.90 +02:54.77 +00:15.12 -07:46.81
9 0= 373 dnafria
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Team Catalonia A
9 ° WRC
9 ° 109:40.63 +03:45.50 +00:50.73 -06:56.08
10 0= 516 lbg
Citroen C4 WRC 2008 L3 - Rotor Rally Team A
10 ° WRC
10 ° 109:53.91 +03:58.78 +00:13.28 -06:42.80
11 0= 595 philouphanie
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - S.A.M.S. (Stihl Attack Motorsport) A
11 ° WRC
11 ° 110:01.67 +04:06.54 +00:07.76 -06:35.04
12 0= 9080 Steliyan BG
Citroen C4 WRC 2008 L3 - Tangra A
12 ° WRC
12 ° 110:41.71 +04:46.58 +00:40.04 -05:55.00
13 0= 35 jo10
Citroen DS3 WRC 2011 L2 - Colinmcraevision A
13 ° WRC
13 ° 111:10.87 +05:15.74 +00:29.16 -05:25.84
14 0= 7020 mimowrc
Citroen C4 WRC 2008 L3 - Tangra A
14 ° WRC
14 ° 111:20.15 +05:25.02 +00:09.28 -05:16.56
15 0= 3947 danwrc
Citroen DS3 WRC 2011 L1 - Wacky Races A
15 ° WRC
15 ° 111:54.67 +05:59.54 +00:34.52 -04:42.04
16 17 7561 Zakraket
Ford Fiesta RS WRC 2011 L3 - Team Mijnrally.nl A
16 ° WRC
16 ° 111:55.67 +06:00.54 +00:01.00 -04:41.04
17 16 1292 Rick4222
Ford Focus WRC 2008 L3 - Just Enjoy Team 1.0 (JET 1.0) A
17 ° WRC
17 ° 111:57.63 +06:02.50 +00:01.96 -04:39.08
18 0= 1476 M-Alvin
Ford Focus WRC 2008 L2 - Hexis Racing School A
18 ° WRC
18 ° 112:22.77 +06:27.64 +00:25.14 -04:13.94
19 0= 48 fifou
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Hexis Racing A
19 ° WRC
19 ° 112:34.58 +06:39.45 +00:11.81 -04:02.13
20 0= 385 TomJPL
Subaru Impreza N14 URT L2 - [A.R.S.] Kiss Cool Racing N
1 ° PWRC
1 ° 112:55.95 +07:00.82 +00:21.37 -03:40.76
21 0= 170 turini35
Subaru Impreza N14 URT L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion N
2 ° PWRC
2 ° 112:56.73 +07:01.60 +00:00.78 -03:39.98
22 0= 9696 nico 2B
Ford Focus WRC 2008 L2 - [A.R.S.] Team Scorpios Motorsport A
20 ° WRC
20 ° 113:15.49 +07:20.36 +00:18.76 -03:21.22
23 0= 1499 NyilasM
Subaru Impreza N14 URT L3 - Rotor Rally Team N
3 ° PWRC
3 ° 113:31.25 +07:36.12 +00:15.76 -03:05.46
24 0= 54 thomas_radstrom
Ford Focus WRC 2008 L2 - Team So6 Flat-Out A
21 ° WRC
21 ° 113:58.09 +08:02.96 +00:26.84 -02:38.62
25 0= 1279 verbal
Citroen C4 WRC 2008 L3 - Just Enjoy Team 1.1 (JET 1.1) A
22 ° WRC
22 ° 114:19.41 +08:24.28 +00:21.32 -02:17.30
26 0= 9676 McicresAmer
Citroen C4 WRC 2008 L1 - Team Catalonia A
23 ° WRC
23 ° 114:22.55 +08:27.42 +00:03.14 -02:14.16
27 0= 1893 Patou
Citroen C4 WRC 2007 L1 - A.S.A. Lozère A
24 ° WRC
24 ° 114:28.28 +08:33.15 +00:05.73 -02:08.43
28 29 814 Maverik
Subaru Impreza N14 URT L1 - E.P.C. Estrella Polar Competicion N
4 ° PWRC
4 ° 114:55.19 +09:00.06 +00:26.91 -01:41.52
29 30 5572 dilan17
Citroen C4 WRC 2008 L3 - E.P.C. Junior A
25 ° WRC
25 ° 115:09.92 +09:14.79 +00:14.73 -01:26.79
30 31 3836 magnar
Citroen C4 WRC 2008 L1 - Press on! Rallysport A
26 ° WRC
26 ° 115:10.31 +09:15.18 +00:00.39 -01:26.40
31 33 217 Andrea_Sulla
Subaru Impreza N14 URT L1 - ITALIAN TEAM N
5 ° PWRC
5 ° 115:35.90 +09:40.77 +00:25.59 -01:00.81
32 35 7621 rawilf
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Rond Point Racing Team 2 A
27 ° WRC
27 ° 115:46.25 +09:51.12 +00:10.35 -00:50.46
33 36 2800 raul_cts
Subaru Impreza N14 URT L3 - C.A.R. International Rally Team N
6 ° PWRC
6 ° 115:49.01 +09:53.88 +00:02.76 -00:47.70
34 28 4611 kronokil
Ford Focus WRC 2008 A
28 ° WRC
28 ° 115:50.44 +09:55.31 +00:01.43 -00:46.27
35 34 4641 vagkiller
Ford Focus WRC 2008 L2 - R40 Rally Team Greece 1 A
29 ° WRC
29 ° 116:11.34 +10:16.21 +00:20.90 -00:25.37
36 38 1088 tof88
Subaru Impreza N14 URT L1 - S.A.M.S. (Stihl Attack Motorsport) N
7 ° PWRC
7 ° 116:20.55 +10:25.42 +00:09.21 -00:16.16
37 0= 155 condo12
Ford Focus WRC 2008 L1 - Hexis Racing A
30 ° WRC
30 ° 116:25.80 +10:30.67 +00:05.25 -00:10.91
38 39 94 chludu59
Mini WRC L1 - Hexis Racing A
31 ° WRC
31 ° 116:31.19 +10:36.06 +00:05.39 -00:05.52
39 40 990 soafahana
Citroen C4 WRC 2008 L2 - Team So6 Flat-Out A
32 ° WRC
32 ° 116:31.33 +10:36.20 +00:00.14 -00:05.38
40 41 835 Herjo
Ford Fiesta RS WRC 2011 L1 - Rond Point Racing Team 2 A
33 ° WRC
33 ° 116:36.71 +10:41.58 +00:05.38 +00:00.00

Hatreo aloha no tratra ny rattrapage, refa tonga aloha de zay What a Face

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Désoler ry zalahy fa tsy afaka naka départ mahintsy arak'io voalazan'i Herjo io an! Tsy mety démarrerna tsony ny PC fa velona kely dé maty dé manao an'izay en boucle eo fona.
So dé misy mahafantatra ny mety ho cause @ zany? Carte graphique ve sa ...? No

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dommage!sao dia boitier d'alimentation no maty amzany?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mlay les zan Herjo a, pour HRAS ts blem wan team le elà tsy niaing alo fa ny inscription futsn zan very fa aleo zay to izay dnf ra maty tmpk machine.

aiz o aiz alo no miredemarre le machine????
Bediabe mety cause zan redemarrage intempestive zan alo e, sod mis materiel vo napidirinla alo????
ra tsis d diagnostikeo tskelkel, ra mis ram 2 oatr d andram tsirairay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Noriza : Otrany tsy alim alou fa misy courant tonga ihany

Hents : rehefa démarrer-na zany lé pc dé mitourne kely fa tsy tonga @ page de démarrage windows akory dé maty indray dé velona hoazy eo indray dé manao an'izay en boucle eo fotsiny.

Tena mamo mahintsy ato mieritreritra ny panne e drunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sao dia ilay bouton power kosa no simba dia tsy miverina ilay izy ka manjary mamono tena ho azy. sinon dia ny ventillateur carte mère koa no mety misy pb sao dia mitsoaka na tsy alimenté

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy tonga eo amn mode sans echec kory zan elà???
le resak ventilo alo ts credible fa satria mbol mangatsika le pc amn demarrage
ra tsy bouton arkn tenen andrinoa d mis materiel mibeug ao, essayeo voloany alo ny mirestaurer bios, aveo ra externe graphique d jerevo option graphique anat bios d desactiveo le interne ra mis,
otrzay ko ny son.
ref tsis mety d tenteo reinstallena mits ny windows, ra mis dur 2 elà d tsy manin ataov install windows anak2 mits ahitana azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sao de mba ny RAM no misy maty koh

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrianoa : Lé boutton mbola dor tsara kah, iny aza sisa no hamonona azy rehefa manao boucle tsy misy farany eo

Hents : Tsy tonga mode sans échec akory an!

Smam : Enga anie ka pièce remplacable otran'izany

Fa ny tena atahorako zany mety ho sanatria carte mère lé izy. Mbola tsy nanao test za omaly fa ho tsapaiko androany dé milaza eto ihany za ry zalahy a.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Sao de mba ny RAM no misy maty koh

Mety possible RAM zany fa ny ana hatramin zao vao mihetsika kely d mi-plante na lasa 2Go fotsiny no hitany !
D iza no mahafantatra ny solution an'ilay Dusk sy Night fa misy DLL zany tsy maintsy ampetaka d aiza ao amin système no antsoifoka!
ny ana vao miova ankahaotra ny Day light d efa mi-redémarre na session publique aza! scratchscratch !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena CG ihany lé panne au final zany ry zalahy a! Heureusement alou zany tsy carte mère.

Sao dia misy manana idée hoe inn ny CG compatible tsara pour RBR dé aiza eto @ tanàna zao no misy mivarotra ka fiable tsara sy misy garantie?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
H RAS a écrit:

za alo d atramzay nanako ordi d Nvidia fon nampiasaiko, mbol ts nis blem mits, ery amn Madplus ampefiloha no tena mis matos tsara
9800GTX+ zao no ato, 512 Mo ny memoire, assureo tsar futsn we in port graphique ao sod ts miady, tohizay ko ny alim, ra vo graphique matanjaka b d mila alim mitokana mits iz fa ts zakan le CM,
zan we jerev le atanjaka le alim d tenen anle mpivarotra

d amboary aingana les fa mila anlà ny team a cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le 9800GTX+ zany ve mbola ahitana zao raHents? Ohatrinona eo ho eo ny prix?
De inona ny alim'la @ zany? (marque, puissance)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
le 9800GTX+ zany ve mbola ahitana zao raHents? Ohatrinona eo ho eo ny prix?
De inona ny alim'la @ zany? (marque, puissance)

tsy aiko alo zao ra mbol mis fa teo amn 150€ teo tamzan, 2ans passer ngamb zay
ny alimko "seventeam", 750W reel ngamb iz zay

tandremo tsar ny alim fa ra vo le fosika ireny d ra 750W soratra eo, mety 600 W reel an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
le 9800GTX+ zany ve mbola ahitana zao raHents? Ohatrinona eo ho eo ny prix?
De inona ny alim'la @ zany? (marque, puissance)

9800gtx+ black edition c'est entre 50 à 80 eur en occasion (entre 1 à 2ans d'utilisation), et varie selon la marque. Mais à 150 eur, tu peu avoir une GTX550 ti ou 460 ou une HD6850, 6870. Mais NVIDIA c mieu. lol!lol!lol! surtt si c une quadro! petard
mais c rare de trouver une 9800gtx+ neuve, c une bonne carte qd mem.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rawilf>inona marina izao ny CG intéressant any letsy sao dia efa tokony andefasan'ialahy indray aty izay tsy ilain'ialahisany any!!LOL
HRAS>any @ Rawilf manafatra fa ny ahy tany afaka atao via Hajax anontanio ry leirony

Fnga leo anle ao saady elà Noriza. Omeko anlà 120 eur nenà ra tinlà lol! (gigabyte GTX 460 overclocké dorigine). Fa ny blèm fotsiny d glady b le boite misy azy d mety tsy zakan'i baina sy bOfinlisany, mibahana b nefa tsisy poid akory.
Fa ra oatra ka mitady vao2 elà d omeko liste fotsiny là, teneno anà ny marque tinlà d ataoko manarak'zay le liste. Le prix mantsy miova isakin'ny marque.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...