irina 0 Posté(e) le 4 janvier 2012 Voici un lien pour mieux comprendre les lois physiques des reglages :http://xbox-mag.net/article5775.html#axzz1hUrqjXgmAdapté pour le jeu RBR (lu dans le forum réglages de RLSM) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 11 janvier 2012 Ho fanomanana ny team wrc ry zalahy de mba omeo reglage fiesta wrc ze manana ry zalahy fa tsy mahay mitondra wrc ntsony a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 11 janvier 2012 Sady sarotra ny mitondra an'ilay fiesta noho ny Polo sy DS3 an.Very 3sec ny tps. Mi-saute² b ilay izy.Any @ suspension izany no mi-jouer b ny différence. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 11 janvier 2012 Ny ana ny règlage dia ireto ihany no kitihiko:1) - Différentielle AV: 520 - Différentielle AR: 5402) -Suspension AR 315 à 320 ny longueur -course de braquage: 792° -antiroulie AV 24 -antiroulie AR 193) Freins selon besoinsMiandry ny an'ny sasany raha misy tsy ampy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 11 janvier 2012 Réglages Grave io? Ny ana ny dureté ressort zao no nahenako ho 36 ny AVT ary 28 ARR. fa mbola misaute fona le vam. chirdonhead2 no nanaovako essai. GrN stable tsara fa le fiesta tena misaute² b am le rapide b vo miainga kely ny départ.ny couple différentiel 370 AVT ary 500 ARR. Braquage 605. ny ambony par défaut.Tarmac : suspension par défaut fa ca va iany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 11 janvier 2012 Nanao reco Monté carlo aho de tena mila test betsaka angamba le vam vao mahita règlages!Diff Av 500Diff Ar 750Amortos Av:Comp:9Dét:4,5Comp R:9Seuil: 0,5Amortos AR:Comp:8Dét:3,5Comp R:8Seuil: 0,5Ress Av 250Dur:45ResAr 270Dur:35Angle de braquage:792°Reo zany aloha no nahavitako Noiker 6:46 - Sikakama 5:00Asa raha tsara zany Tarmac Mod Good Conditions! Tsapao zay afaka de mba asio retour hoe?Fa tena mbola manavao ny rehetrarehetra e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 tena tsy tana mitsy le fiesta e. misaute b ny vodiny ra vo misy bosse na bosse kely aza. miditra tournant sousvirage dia vo mi accélèrer dia survirage. Ho enjana ty kôzy marina. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 Izany angambany noho nahatonga andr'i zalah team Solberg nivadika DS3. hihihihihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 hajax a écrit:tena tsy tana mitsy le fiesta e. misaute b ny vodiny ra vo misy bosse na bosse kely aza. miditra tournant sousvirage dia vo mi accélèrer dia survirage. Ho enjana ty kôzy marina.Tena resaka règlages zany bainina fa ny ahy tsy mi-sousvire zany an! Amin'ny gravel ve zany sa inona? Détente sy dureté ihany io ariana misaute io fa mila mitsapatsapa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 Tarmac io. nanao essai kely tam gravel fa ra comparena am N14 tena sensible be ra vo misy bosse. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 Raha tarmac, de tena le longueur de ressort io angamba zany fa tena fohy loatra le setup par défaut ao, fa akaro kely de tsapao indray! Tao Noiker zay koa no nahavoa ahy t@ voalohany. Misy le affaissement kely @ voalohany iny tonga de mivily le vam avy eo!Fa izy aloha de sensible kokoa e, zay de tsy lavina mihitsy, tena vive be ny comportement ny le Fiesta. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 Mampatahotsa be lisany zany, zaho sairana be de we mitsy vao afaka manao testMerci @le partage e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 Ra vo misy saut zany dia miandry ze réaction le vam fotsiny, ra bonne chance dia tafajanona am sens le lalana le vam na tonga dia mikipily le vam de face à face am hazo na TàQ na tonneau. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 12 janvier 2012 Za alo zalà mbol ts nanao test mits fa rariva za vo anao d alefako eto ny contre rendu fa jerevo kel ity lien ity fa otrn mis physics vo nikitian zalà, f telechargeko leiz fa ts mbol itako fiinstallena azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 13 janvier 2012 Citation :Za alo zalà mbol ts nanao test mits fa rariva za vo anao d alefako eto ny contre rendufa jerevo kel ity lien ity fa otrn mis physics vo nikitian zalà, f telechargeko leiz fa ts mbol itako fiinstallena azyAry za nitady an'io fa tsy hitako an! Io zany tsy mbola correction définitive fa nanao modifs zalahy de mbola mila tester-na hoe cohérent ve sa tsia. De refa vita io test io de inclus ao anaty Update2 ireo modifs ireo. Fa zao aloha zany mila manao test @ ireo physics ireo. Refa avy ni-downl ela de ity postan'i Mr Horsepower ity no ataon'la de afaka mi-tester:http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=46&t=516Aza adino fotsiny ny manao sauvegarde ny car.ini any @ toerana hafa. Refa avy eo mantsy ela mila mamerina ny install à l'etat d'origine fa sao misy erreur, donc iny fotsiny no écrasenla, de supprimerna le dossier physics créé avy @ physics.rbz de milamina. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 13 janvier 2012 Tena enga anie ka hisy correctif alou lé Fiesta fa tena otrany manao rodéo klé ... tsy mipetraka mahintsy lé vam an!Efa nandramana daholo ny réglage rehetra fa y a pas moyen e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 13 janvier 2012 Noiker tarmac good condition 7:01 no meilleur temps nataoko. reperena tsara daolo am zany le toerana misy bosse dia manala b mitsy refa mandalo eo. lany hevitra za fa dia hiafiko am io alo zany le monte-carlo. enga anie mba hivoka ny update2. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 13 janvier 2012 Possible mivoaka alouan'ny MT Carlo ve io update 2 io e?Si non dé araky ny tenenin'i Hajax dé hiafina @ zao zany dé mijery paysage rehefa misy bosse kou Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 13 janvier 2012 Enjana alo leiz e, nena zao mitovtov amn herjo ny config fa ny tena samihafa d ny braquage 410° nena fa sensible b leizNoiker good tarmac -> 7:00Sikakama -> 5:05A l'aise ian alo za mitondra le daba fa mila mitandrina ra vo gué, amn sikakama zao za nanandrana à fond amle saut b ren fa ny réception à 80% mety, zara ra mis rebondmbol manao essai alo atramzao fa itako we mbol ameliorable b wana le temps ireo zan we ra ny fijeriko azy d f ao tsara nen herjo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 13 janvier 2012 Mauvaise nouvelle zalahy fa nanandrana physics aho zao de tena lasa hafahafa be le Fiesta sy DS3 a! Le Mini indray tena lasa mora entina! Amin'nizany le Fiesta nanao règlages aho fa tena vao maika ratsy. Tsy haiko raha reraka aho fa mbola hi test aho radem refa malalaka de ho hita eo indray ny tohiny! Niverina nitondra le Fiesta @ version Update 1 aho avy eo de tena hitako fa mora entina be mitsy, comparena @ test physics Asa raha zaho no efa zatra le izy na ahona...Wait & See Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 14 janvier 2012 Herjo >>> Ra ny fahalalako azy otrn mis ts mety io reglage amort anla io, satria mitovy ny compression sy compression rapide, zan we mitov amn tsy misy compression rapide le amort anla satria amban le seuil iz 9NM ohatra d passé le seuil d mbol 9NM ian, zan we tkn asin la diff ian leiz na d 0,5 aza.Le comportement alo no important fa ts d le raisonnement lotr e. Alefaso conseil zalà fa mamay ireo team vaza ireo a, sady any am taniny mits iz no wantsik Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 14 janvier 2012 Tokony misy update mivoka aloan Monte Carlo ra ny ao am forum ao fa na le Peklo Snow ar mis erreur , ny physics no tsy ay we aon fa ra miova d averina daol zan ze reglage efa vita rats we physics mlay anga Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 15 janvier 2012 Miala any ny update 2 fa dans 7 jours, zany hoe la veille ny semaine ny WRC Kou tsy ndray manavao réglage zanyEnga anie mba milay tsara fotsiny ny comportement ny fiesta après Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 15 janvier 2012 salit daholo an!Avy nanao test maromaro t@ le physics aho!De finalement milay le izy an! En fait, ny nahavoa ahy t@ zoma mbola tsy nataoko 792° ny direction de lasa hafahafa be Fa refa nanao test aho de tena lasa milay be an! Somary milamina kokoa ny mitondra ny Fiesta sy ny DS na tarmac na Gravel. Ny DS3 indray ary zao no mi-rebondir refa avy manao saut. Fa zany hoe tsy gravy fa azo régler-na.En tout cas, ny Fiesta tena ao tsara, réglage par défaut no nitondrako azy asphalte, ary misy retouche kely ny gravel, fa mipetraka kokoa izy zao.Ny réglages aza manahy zalahy fa mifanome eto ihany fa tokony tsy de ho blème tsony a raha mitovy @ ireo physics ireo a!@ Hentsrana: Azoko tsara le raisonnementn-la! Andraso fa dinihana zay de andramana jerene zay eefet-ny de ho hita eo Zay no mampilay le mifampizara réglages . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 16 janvier 2012 matoky anareo ry zalahy fa zaho tena tsy afaka nanao test be h@zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 16 janvier 2012 Ok Herjo.()Nitsapa reglage EvoX za zalà fa tena stable b ian kay in fiara in sad souple kokoa no le N14,otrn ts mis sensation de vitesse b no le N14 izy nefa ny tmps ok, lasa misalasala ian za amn VMRC an, aleo tng d S2000 ngamb, Mini io() Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 23 janvier 2012 Asio retour ihany ato zalahy hoan'izay nitsapa ny update 2 sy ny règlages hoan'ny MontéCarlo.Na ny choix des pneus aza ilaina daholo zany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 23 janvier 2012 Ny pneu tonga dia tarmac wet foana refa monté carlo MOD ary refa snow ny MOD dia snow koa ny pneu. Refa sady misy snow no monté carlo ndray ao anaty boucle 1 dia tsy maintsy manao choix suivant ireo spéciales.Anaty reco no ahitana an'izany nefa tsy nanao reco ny tenako dia tsy afaka hanoro hevitra am lé resaka boucle. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 23 janvier 2012 Nanao test kel za zalà fa nena d pneu snow fon ny boucle ra vo mis snow sy montecarlo, inconduisible le fiesta ra vo mis verglas en tarmac wet, otrn ren tapaka frein ren na tsis direction Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 23 janvier 2012 ny ahy aloha @ leg2 boucle1 dia tsy maintsy snow dia @ boucle2 tarmc wet na interm fa mbola hanao essaie Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 24 janvier 2012 hentsrana a écrit:Nanao test kel za zalà fa nena d pneu snow fon ny boucle ra vo mis snow sy montecarlo, inconduisible le fiesta ra vo mis verglas en tarmac wet, otrn ren tapaka frein ren na tsis directionFa tandremo koa fa pneu snow sur monté carlo dia tsy mitazona mintsy ary izay no nahavoa ana tao am leg 2 , hay tena mila mandé mora mintsy sinon anaty décor dia mivavaha mba tsy hisy hazo ao En résumé, ataovy tsara ny reco, raha azo atao dia ataovy tsianjery mintsy ny lalana.Bonne route daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 23 juillet 2012 Salut Mr Hents, misy réglages tiako ho jerena lesy amin'ilay EVO X a :Mba hafaka homen'ialahy eto v ny valeur ny :frein : AV/ARSuspension : ny hauteur ressort?Merci d'avance e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 23 juillet 2012 hanao essai any @ sud ouest angaha?tandremo sao simba alohan'ny fotoana ny fiara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites