Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

Jojoxette is in the place

Messages recommandés

Tsy hitako izay anasivana an'itikatra fa dia ataoko ato :

Nitombo iray indray ny SO7 fa nahazo vavy kely i jojox.

Salama tsara ny SO7 sy ny reniny. cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Tsy hitako izay anasivana an'itikatra fa dia ataoko ato :

Nitombo iray indray ny SO7 fa nahazo vavy kely i jojox.

Salama tsara ny SO7 sy ny reniny. cheers

De arahabaina lesy zany ry Jojox sy ny so7 reniny sy zanany cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arabaina lesy!! Niampy ny mascotte zany sa .... clapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Félicitations à Jojox mianakavy kely an!!! de maroro taiza e!!!!! bouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

et ouiiii RAMILISON Andriatsara mahaliana (jojoxette) est arrivée le Mercredi 31 Mai 2011 à 16H22 grossir le rang des membres du so6

Dia maharoro taiza eeee !!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
de miarahaba any JOJOX zany e! mirary soa ho anareo mianakavy hihi
maroroa taiza zany e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheers
Arahabaina lesy Jojox nahazo mpitono saucisse dia bienvenue au club zany e. Aleoko tsy miteny hoe manarà ny dianay sao d bedin'i prez eto lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
cheerscheerscheerscheers
Arahabaina lesy Jojox nahazo mpitono saucisse dia bienvenue au club zany e. Aleoko tsy miteny hoe manarà ny dianay sao d bedin'i prez eto lol

Zaho ary saika hi teny hoe bienvenue au club !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Arahabaina lesy copain a, de mirary soa ho an'ny fianakaviana kelin'ialahy e

cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mankasitraka zalah aa! miala tsiny fa zao vao nisy connex e! Feno dia feno tokoa ny fo mamaky ny teny firarian-tsoa rehetra fa dia misaotra ee!!! Hitohy sy hilay hatrany anie ny fiarahana eee!!! makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

arabaina lesy Jojox a cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapdance Felicitations eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...