Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

1er Contest RBR 2011

Messages recommandés

Vaovao farany :
Le contest dans sa première edition pour cette année 2011 sera reporté au 07 Mai prochain.
Avis aux pilotes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nahazo MP ve ialahy sy Andrinoa fa tokony misy réunion ny commission technique @ ity fin de semaine ity?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsara tonga dia miomana ihany isika hoe iza avy no hanao, toa henoko hoe ho 2pilotes/poste ihany fa lisany ao @ commission moa ilaza ny tena marna

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy nahazo MP izahay mitsam atramin'izao ka. De plus aleho tsy amin'ity herinandro masina ity fa tsy dispo ny hariva.
Ny blèm ko io ko dia mety ho i daka Fianar/Tulear la semaine prochaine dia le 06 vo miverina. scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mp que j'ai reçu de la part de bigbang ce jour à 20heures. Une réunion est prévue ce jeudi au netbox (mp à envoyer à bigbang pour confirmer si le lieu convient à tous) avec les commi tech. Malheureusement, je suis en mission et ne pourrai pas y assisté.
Quid de ceux qui vont y aller (andrinoa et une ot personne du team).

Autre chose : le contest aurra lieu le 07/05/11 au CEMES Fiadanana. Les droits d'inscription reste les standards de l'année dernière. Par contre, RPR est sollicité à hauteur de 100 000Ar (somme proposée par Soafa ce soir) sur le budget total de l'organisation (frais et faux frais des lots et de la com.) en + des inscriptions. Les autres team le sont aussi, il n'y a pas que nous.

Mon avis, si c'est pour la réussite de ce 1er contest, pas de problème pour une cotisation des membres rpr à 10 000Ar maximum. Par contre, il faudra que les prochains contest puissent se passer de ces cotisations. Avis à ceux qui vont aller à la réu de la com. tech. de ce jeudi.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mila fantatro rahariva izany ny hevitry ny tsirairay amin'ity 100 000Ar ty , zany oe mandoa 5 000Ar izany ny pilote tsirairay minimum, mihoatra tsy ferana izany. Miandry ny vali-tenin'ny tsirairay mba ahafahana miady hevitra any amin'ny fivoriana sinon dia izay tapaka any zany no ataontsika RPR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok @ le idée 5000 ar par pers ou plus selon la possibilité de chacun

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok pour les 100 000Ar, mais pas beaucoup de RPR qui donnent leurs avis?
Pas Ok si 100 000 Ar qu'on divise par 5 What a Faceclownlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
Mila fantatro rahariva izany ny hevitry ny tsirairay amin'ity 100 000Ar ty , zany oe mandoa 5 000Ar izany ny pilote tsirairay minimum, mihoatra tsy ferana izany. Miandry ny vali-tenin'ny tsirairay mba ahafahana miady hevitra any amin'ny fivoriana sinon dia izay tapaka any zany no ataontsika RPR


OK @ lé principe

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Proposition d'après la réu du com tek sur le contest :

Pilotes sur 4RM qui vont jouer pour le titre de championnat :
NORIZA - hajax -smam -andrinoa -hentsrana - HRAS - herjo - latvalaza - tweet. Suivant disponibilité de chacun

Machines et machines à préparer :
Hentsrana
NORIZA
smam
sandbach
hajax
andrinoa -HRAS -herjo - latvalaza - tweet?

Pilotes de chaque groupe en plus des 4RM cités au-dessus :
2RM : sandbach - karlwelson - IRINA - ionty - ragra - steeverandria?
Propulsion : alexwelson - djian

Commissaires :
Ceux qui ne peuvent pas participer au contest ou des parentes (vady ex.)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Règlement particulier 1 st RBR contest SOGEA SATOM du 7 mai 2011

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za tena mazoto hanao le championnat contest fa miankina am programme any am-piasana. ny eritreritro hoe izay bandy tena sur fa ho présent faona no manao ilay championnat. za zao am 7 mai io am alatsinainy vao fantatro oe miasa sa tsia. fa ra toa moa ka tsy miasa za dia handray anjara am ze contest misy. sady ny date congé am ty taona ity efa nataoko nifanaraka am calendrier MRC dia sarotra be indray ny hangataka am calendrier contest.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pour le moment les pilotes qui ont confirmés leur participation sont:Andrinoa,Irina,Sandbach,Ragra,Noriza,Hentsrana,Hajax(à confirmer)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za aloha iakatra amin zoma fa tsy aiko oe ra anao fa ho hita eo!ra ohatra ka d tsy maninona fa afaka manao commissaire zay ra ohatra ka ilaina !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
afaka za am le contest fa ny bleme fotsiny jeudi hariva za vo tafaverina eto dia tsy afaka mitondra le matos asiana le logiciel.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tweet--> mitovy amiko ialahy izany, tonga Tana zoma alina dia manao contest voa maraina sabotsy. Tsy kwa fa tairo e.

hajax--> Mbola tsy misy an'ilay log marina moa ny matosn'la? Ilay programme de vérification technique io izany v no mi-install an'ilay logiciel ao @ matos ho avy @ io contest io?
Pas bien compris.
Sinon inona ko ilay shakedown sur RSNetwork le jour J?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
iza daholo indray ary no afaka mitondra matos?mba mora handaminana ny prog logistique rehetra
ny efa sur izao dia:Sandbach,NORIZA,Hentsrana donc mbola pour 6 pilotes fotsiny ireo aloha nefa isika mety ho 10 pilotes izany.
Hajax>tsy bléme izany fa afaka tenenina leirony hoe zoma ialahy vao afaka mankany
ary ireo pilotes 5 hitondra ny point Team izany dia :Smam,Andrinoa,Hajax,NORIZA ary Hentsrana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy koa lty noformater'na ny pc de maty koa le rsnetwork. Tsy possible nga zaraina eto le logiciel sa tsy maintsy mankany @ zalahy
Zaho afaka mitondra matos, ny transport no mila jerena

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I Tweet koa zany hanao contest, dia izaho sy lery zany no eo @ matos 1

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I Tweet koa zany hanao contest, dia izaho sy lery zany no eo @ matos 1.
Ahoana ny hanaovana ny inscritpion, atao ainscription groupée ao @ QG sa samy manao ny azy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy ekendry lerony ilay groupé 1 fa ireo même matos ihany no ekeny satria tsy maintsy installena sy omena adresse IP tsirairay ny matos fa tsy mitambatra. Au moins zany pilote iray isakyny matos no manao inscription miaraka am matos.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo le inscription samy manao ny azy rehefa manao visite machine raha tsy hoe hiaraka hanao visite machine daholo,je propose mercredi aprem donc inscription par 2 càd les 2 pilotes du machine fa iza avy no miaraka par machine ary?

machine1 :Smam-Tweet
machine2:NORIZA-
machine3:Sandbach-
machine4:Hentsrana-
machine5:Hajax-

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Misy version vaovao v tompoko ilay RSNetwork hilalaovana @ 7 mai io sa dia ilay taloha ihany?


misy version vao² (izay compatible rbr 2011 fa ilay taloha 2010)ary tsara kokoa ny mamaky ny règlement particulier satria dia misy vérification technique hatao @ matos tsirairay @ andro efa voatondro ..koa dia ampafantarina fa tsy misy ny configuration ny asabotsy fa ireo andro efa voatondro ihany noho hanovana azy !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
aleo le inscription samy manao ny azy rehefa manao visite machine raha tsy hoe hiaraka hanao visite machine daholo,je propose mercredi aprem donc inscription par 2 càd les 2 pilotes du machine fa iza avy no miaraka par machine ary?

machine1 :Smam-Tweet
machine2:NORIZA-
machine3:Sandbach-
machine4:Hentsrana-
machine5:Hajax-


Aho miaraka amin'iza fa mety foana e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mety le miaraka manao visite machine e, d in daol entina, UC sy volant ihany??? d any ko mandamina we iz sy iz amn machine

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
mety le miaraka manao visite machine e, d in daol entina, UC sy volant ihany??? d any ko mandamina we iz sy iz amn machine

H@zay aloha UC ihany no hoentina e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hentsrana> UC ihany no entina ka!

Noriza> aleo za no iaraka amla 2è pilote fa otrany mapmé raha playseat hazo no ho entiko any sa aona Very Happy d am firy lé rapitso zany?

Ary iza no 2è pilote miaraka am sandbach, hentsrana sy hajax?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sao dia misy fika vam itondrana ny matos ry zalahy. mety tsy araky irina daholo manko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ok ry zalahy fa za kouh milalao dia jahmalB12 miaraka post amiko!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Sao dia misy fika vam itondrana ny matos ry zalahy. mety tsy araky irina daholo manko

Irina no maka an'la fa ny anay efa ok daholo ny transport

récap kely indray ary:
matos1: Smam-Tweet
matos2:NORIZA-Andrinoa
matos3:Sandbach-Jahmal
matos4:Hentsrana-Irina
matos5:Hajax-
dia aleo @ 15H no fotoana demain ao Ampasamadinika chez Soafikov miaraka @ matos ny tsirairay dia ny inscription afaka hampitondraina fotsiny ho an'izay tsy afaka ho any.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aona iany zany le matos-ko? d so de misy afaka mi-avance ny inscription-ko sy izay vola rehetra am io fa refa tonga za omena.

merci d'avance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
aona iany zany le matos-ko? d so de misy afaka mi-avance ny inscription-ko sy izay vola rehetra am io fa refa tonga za omena.

merci d'avance

Azoko avancer'na ny inscription'ialahy, horesahina ry zalahy hoe zoma ialahy zany mitondra ny matos any

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary tafavoaka ihany ve ny skin antsika RPR ry Hentsrana?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Ary tafavoaka ihany ve ny skin antsika RPR ry Hentsrana?

lakamis mits za vo anao fa tena b kandra b
zay ts manana playseat zan zalà d aon????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy koa izany ka. Betsaka anie no mbola mitaingina seza tsotra ao e.
Ataovy an'ilay sezan'ialahy any antrano iny ihany dia @ izay tsy manavao intsony.
Somary hiva v ny sezan'ialahy? Sa avo beuh?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zao ny RB, somary ratsy ty version ty. Bon recos daholo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
tsy koa izany ka. Betsaka anie no mbola mitaingina seza tsotra ao e.
Ataovy an'ilay sezan'ialahy any antrano iny ihany dia @ izay tsy manavao intsony.
Somary hiva v ny sezan'ialahy? Sa avo beuh?


somary avo ian ity sad ts d confortable, i Noriza otrn f nahita solution k d ra met d aleo ar playseat ian

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny resaka farany momba ny point Team dia hoe par classe ilay izy fa tsy général donc aleo miady isika hoe 10 pilotes no ho raisina fa tsy 5 pilotes fotsiny dia @ izay isika 9 afaka samy marquer point daholo selon classe tsirairay.Jereo io ry zala commission techq fa mbola misy fivoriana momban'io hono ianareo ny samedi alohan'ny manomboka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Adinontsika fa mbola misy ilay 100 000Ar cotisation-tsika am le cocktail farany apres remise an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
noriza, aon le RS network-ko?????

Efa nalefany mail any le fichier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
noriza, aon le RS network-ko?????

tena efa nalefako omaly fa diso angamba ny adresse mail anla fa andramako averina indray ary nataoko copie Smam sy hajax naharay ve ialahisany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
Adinontsika fa mbola misy ilay 100 000Ar cotisation-tsika am le cocktail farany apres remise an, nefa izaho manokana alou d kamo b za ando an`io fa ny team so6 zany d maso#%@* foana, zay tiany foana no atao na dia efa nivory izao ary ny team rehatra d mahita irika foana ry lerony hanovana ny zavatra efa tapaka. Amiko zany d tsisy nilaina ny fivorian`ny com teknik am zany oe avaina 10 zany indray ireo mi-marker point pour le team, fa d zay tiandry lerony foana no atao No tsy oe ilay idee no ratsy fa ilay fisainandry zalah mintsy no tsy reveko(zay tiany foana no atao sans les consentements des autres). Maninona izy no tsy niteny anzany tam fivoriana fa zao vo oe tsy mety ilay decision`ny be sy ny maro putana di merda mintsy. Miheritreritra angamba ry lerony oe anazy ny RBR. Ialako tsiny ry zalah fa tena noheveriko fa depasser zany stade zany hay mbola ao anatiny tsara isika.


calme ela azoko ny tian'ialhy hambara fa izay indrindra no antony hivoriana mba ahafahantsika mametraka ny idée-ntsika,ilay coticota aloha tsy bléme raha amiko satria isika aza saika niantoka ny remise de AàZ nefa nisy ilay budget iny,ny tsininy fotsiny dia efa tokony nataon-dry leirony mazava tsara h@ voalohany hoe iza no manao inona sy miantoka inona isaky ny compétition fa hanatra ho an'ny sisa io ary aza hadino fa mbola hi-organiser koa isika ka dia ho impliquer-koa ry leirony.
Tandremo sao hentim-po eo ilahy @ samedi fa ny rallye hatrehina fa tsy maintsy azon-tsika io N4 io an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...