ykoT 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 yo! Efa ela niseranana teto amin'ny forum mrallye ka nisoratra anarana amin'izay ahafahana mizara feno ny fankafizana fiara. Izaho izany dia mpankafy fiarakodia, avy tany Antananarivo dia nifindra aty am-pitan-dranomasina nanohy fianarana. Eto amin'ity forum ity izany no hanarahako ny vaovao mikasika ny fiara any an-toerana. Mankafy fiara allemande aho, tia hafainganam-pandeha ary tia mikarakara fiara (manamboatra, mikitikitika ary indrindra mianatra momba izany).Nanomboka @ ity taona ity koa aho dia hanomboka ny live RSRBR, ary handray anjara amin'ny MRC. Fandraisana anjara moa ny ahy ny tanjona fa tsy ny fandresena aloha hatreto! Any aoriana any ho avy miadana eny ihany e (Enga anie)Faly mampitombo ny isan'ny mpankafy fiara malagasy, ary faly nahita fa maro ny gasy mpankafy fiara miezaka sy mihetsika eto @ tranon-kala sy eny an-toerana! ^^ Mankasitraka dia aoka hitohy ny ezaka fa milay e!! Mandram-pitafa ary mandram-pihaona eny @ "public sessions" e! "Rallyement" votre! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 Tongasoa dia mazotoa mitafatafa sy mizara ny Passion e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 Bienvenue Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 31 janvier 2011 tongasoa é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 1 février 2011 tongasoa eee!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 1 février 2011 arahabaina tonga soa e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ykoT 0 Posté(e) le 1 février 2011 Misaotra betsaka e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 1 février 2011 tonga soa e, Tiako be ilay teny gasy mazava tsara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 3 février 2011 Dia faly miarahaba anao tongasoa ihany koe eto izany sy eo amin'ny tontolon'ny RBR e!Nari9 a écrit: Tiako be ilay teny gasy mazava tsara Tsy misy tsindrim-peo smeso ve? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kikoolin 0 Posté(e) le 3 février 2011 Faly miarahaba an'i Mr Toky Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ykoT 0 Posté(e) le 3 février 2011 kikoolin a écrit:Faly miarahaba an'i Mr TokyFaly miarahaba an'i monsieur kikoo-lin ihany koa! ^_^ Hanainga @ rallye lohataona ianao? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites