Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Nomenabryan

RACING ONLINE

Messages recommandés

Ty zalah misy liens ana championnats tsotsotra sao d mba misy mazoto !! izy io zany championnat IRC zao no mandeah ao ! manao equipe de 3 na 2 . dia daba s2000 daholo ny daba na N4 kou ! zay
zay mazoto ka mila fanazavana dia anontanio eto fa valiko zay haiko!!
apres chaque rallye izy io d misy resumé amin ny télé en ligne iray zay

efa misy equipe gasy 1 ao!

http://racingonline.forumactif.org/irc-c18/

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongava ry zalah fa tena mahafinaritra ny ambiance ....satria miara miainga ilay izy dia afaka mifampiresaka sur TS (ohatran'skype) avant, entre, après les SS

Ny manao zany zao dia Maiba, Rirymaster et Soafikov sur Lada teo ary hiova Fiesta koa afaka homena an'lisany ilay Lada lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
Tongava ry zalah fa tena mahafinaritra ny ambiance ....satria miara miainga ilay izy dia afaka mifampiresaka sur TS (ohatran'skype) avant, entre, après les SS

Ny manao zany zao dia Maiba, Rirymaster et Soafikov sur Lada teo ary hiova Fiesta koa afaka homena an'lisany ilay Lada lol!


sady mandeh io lada rah tin lesany !! lool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady ilay lada efa nahazo points maro² ihany satria 1 er /equipe zao izy

Mr Manager > hono hoa ny point-tsika moa zany manraka antsika sa mijanona hoan'Lada ????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Afaka homeko an'ze mitady kou le Setup nanaovako tarmac teo fa nety tsara tamiko le izy fa sur Gravel na Snow de ampiakarina fotsiny le daba de lasa zao studylol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
Sady ilay lada efa nahazo points maro² ihany satria 1 er /equipe zao izy

Mr Manager > hono hoa ny point-tsika moa zany manraka antsika sa mijanona hoan'Lada ????

manaraka atsika ka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zandrykely a écrit:
mazoto izay fa ahoana tokony atao dia aiza sy aiza fandehany...;

tsy misy formalité b in fa mi s'inscrire ao am le forum an zalah fotsiny d tsy manin fa teneno anh fotsiny hoe in le daba ho entina afahako miresaka am ry zalah hicréena le profil pilote ! na mbola tsy manan equipier ary tsy maninn fa manao pilote privé.
d refa misy rallye d miaraka mandray depart daholo fa session publique misy mot de passe le izy, zany hoe le ol inscrit ihany no mandray depart 21h an am ry zalah ny depart ss1 zany hoe 22h aty am tsika .
visiteo kely aloha le forum fa rah mbola misy azavaina d kozio ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beeloebb@ a écrit:
Za mazoto ôôôôôôôô !!!!!!!!!!!!!!!!!


Tsy mila an'lah !!! hihihhihi...tongava eeee fa ny but dia course d'equipe

ty ilay Lada hoan'izay hanao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hihihi, miala refa tsy mazaka l'ancien aaaaaaaaaaaaa!!!!! lol!lol!
Je vais ressortir la polo Madagascar de Emsics an!!!!!!!!! En version S2000!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Inona ty kozy ato ty fa oatran'ny intéressant raha S2000 izany no daba an...
Fanazavana b b kokoa angambany no mety.
Ny anay ilay fotoana no tsy dia betsaka ka saod manao mini-nation's cup eo ka tsy dia mety amiko.
Fa sinon mahazoto b anaraka rythme an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tairo fa izaho maka anareo mitsamy an...beels sy soafikov. duelduel

Soafikov<mba omeo skin tsara raha mety e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zandrykely a écrit:
Tairo fa izaho maka anareo mitsamy an...beels sy soafikov. duelduel

Soafikov<mba omeo skin tsara raha mety e


izaho ve hiady @ beeloebba fa manao TTR (taty reraka) fotsiny eee !!!

Ny skin lada nga tsy tian'areo eee !!!!hihihihihihihi asiana logo 50 ans d'indépendance fotsiny io dia milay !!!! hhihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay mazoto e! sady raha fiesta sy polo zany ôtrany mety aminay koh!
fa aleo aloh hitsidika an'ilay site dia ho hita eo ny tohiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Zay mazoto e! sady raha fiesta sy polo zany ôtrany mety aminay koh!
fa aleo aloh hitsidika an'ilay site dia ho hita eo ny tohiny


ilay polo sy Fiesta efa toa lasa !!! fa lada halaina ooo !!! hihihihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Te-hanandrana anzany fa angamba @ week-end any mitsy ndray aloha vao handray volant fa tena mbola drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zandrykely a écrit:
Iza mety @ Team 207 na Punto e....


Afaka andramana kely am session online kely an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misy an ilay resaka team speak iny ao zalah !! tsy obligatoire ilay izy fa fun kokoa ilay mi discuter mandritra le rallye ohatran reny am rallye reny hoe avant depart d m wawawa kely aloha manal azy e lol!lol!

ilay izy tsy hoe minana credit b manahoana fa aza matahotra e !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Zandrykely a écrit:
Iza mety @ Team 207 na Punto e....


Afaka andramana kely am session online kely an!


Oviana lty no misy session online ohatra?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay kou zany tena te anao fa tena mbola tsy mihaingy rsrbr10 atram zao!hiformate ny ordi a rariva dia ita eo ra miainga....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Confirmation du team M-Sport sur Ford Fiesta S2000 2009 :
andrinoa : manager
IRINA : bouclier.... lol!

Andao ary...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny TEAM officiel rehetra dia efa complet fa afaka manangana Team prive zay mbola te hanao na mande solo kou e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zandrykely a écrit:
Izay handeha solo fa tsy misy mpanotany fa valeur tsy sur e...

tirrrrrretirrrrrretirrrrrrepouletpouletpouletpoulet


Nga tsy hiaraka @ Noriza @ Fiets 2010 ndray eee !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Ka iza ary no vonona hiaraka amiko hamorona team Skoda e?


partant!! na dia tsy havanana @ 4 rm aza!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
zay kou zany tena te anao fa tena mbola tsy mihaingy rsrbr10 atram zao!hiformate ny ordi a rariva dia ita eo ra miainga....


EFa afaka manao zany ialahy zao an !! toa efa vita ilay monture nanondrana teo !!! clapclap Asio ry zalah !!!za maka an'laisany an'heritreritra e !!!! RazzRazz... ary efa sahy miseho vahoaka @zay zany ialahy io???hihihi lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena mbol hi-install pack cars ndray fa tsy maintsy atao vô avy manao an ilay update4...
"underground" ihany alou no mety amiko fa ndray ndray fotsiny mba miserasera amin'ny olona fa tsy hanao sauvage fona!!hahaha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
m.n.r tsy manaiky mintsy an Laughing


toujours en quête de nouvelles sensations et prêt à découvrir de nouveaux horizons ee .. sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hanomboka ny IRC ao @ racing online, 2eme rallye manko e. Io ny RB

Le Rally Internacional de Curitiba aura lieu
le mardi 29 juin 2010 à 21h (première spéciale)

Road book:

Day 1

1. Portugal SS18

Day 2

2. East-West
3. Pirka Menoko
4. Falstone II
5. East West
6. Pirka Menoko
7. Falstone II

Day 3

8. Sipirkakim
9. Prospect Ridge
10. Joux Plane II
11. Sipirkakim
12. Joux Plane II
13.Prospect Ridge

(toutes les spéciales, sauf la 1, en Gravel Mod)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pinaise, c'est court!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! Pas le droit à la faute là!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fohy ahoana kou io???? scratchstudychaise
Sa tsisy noiker de lazaina fa fohy Question
zavatra indray mipoka ngé io fa tsisy LEG1 sy LEG2 zany e Shocked
Fa le taimbaka ataon-dry zalà ao kou zany an QuestionQuestion

MALGACHE ENVAHISSEUR lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Hanomboka ny IRC ao @ racing online, 2eme rallye manko e. Io ny RB

Le Rally Internacional de Curitiba aura lieu
le mardi 29 juin 2010 à 21h (première spéciale)

Road book:

Day 1

1. Portugal SS18

Day 2

2. East-West
3. Pirka Menoko
4. Falstone II
5. East West
6. Pirka Menoko
7. Falstone II

Day 3

8. Sipirkakim
9. Prospect Ridge
10. Joux Plane II
11. Sipirkakim
12. Joux Plane II
13.Prospect Ridge

(toutes les spéciales, sauf la 1, en Gravel Mod)

21h any am zalah io an !! zany hoe 22h aty am tanana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RiryMaster a écrit:
Fohy ahoana kou io???? scratchstudychaise
Sa tsisy noiker de lazaina fa fohy Question
zavatra indray mipoka ngé io fa tsisy LEG1 sy LEG2 zany e Shocked
Fa le taimbaka ataon-dry zalà ao kou zany an QuestionQuestion

MALGACHE ENVAHISSEUR lol!


Maty lolon'le gasy ry zalahy ao. Asio ry zalahy a. Zaho observateur aloha no tena atao @io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ahoana tsara ny anaovana @ ity? Rscenter foana ve sa hafa? Mba te hanao koa raha misy ekipa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Ahoana tsara ny anaovana @ ity? Rscenter foana ve sa hafa? Mba te hanao koa raha misy ekipa


Rscenter de session publique no idirana.
Fa mila manao inscription ao @forumn-dry zalahy aloha de manao pilote solo na manangana ecurie privé raha misy 2 pilotes
http://racingonline.forumactif.org/irc-c18/

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena ôtrany tsy milamina ihany le ketriky ry lerony kle, tô mbola misy bug satria amin'ny session hafa tsy misy mihitsy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Oatran tsy nahita rallye curtiba akory za tao an.
Ay za tara départ beuh mits fa ni-bug marina ny fidirana tao an.
Accès refusé foana d efa nanomboka ny rallye vo tafiditra session publique fa trop tard...
Am manaraka indray e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
betsaka ny bandy tsy tafiditra d annulé le izy. Averina @ manaraka ndray hono e. Nataotra gasy ndray zao ry zalahy lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
betsaka ny bandy tsy tafiditra d annulé le izy. Averina @ manaraka ndray hono e. Nataotra gasy ndray zao ry zalahy lol


Ohatran'ny be wawawa be koa ry zalah ao ... fa aleo ao @ ny Championnat RSRBR ihany no manal'azy.
Milay le hevitra fa tsy araky ry zalah akory ny organisation 'ilay izy!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 @ialahy lesy, tsy milay ny fisainan-dry zalahy fa kzitina be. Canicule any de mora michauffe ry zalahy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina mihitsy io wa wa wa io fa nanao anlé Hannut za omaly fa ssssssssssss hay bandy maivana daolo ry lerony reo kanefa be wakawaka eeeeeeee .
Zao ndray le IRC taidavin-dry lerony ze mahafaka anazy no anaovany azy Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Solution dia aleo zany mi créer ohatran'ilay hataon'ry zalah fa mila fandavatena manao admin an'ilay championnat (indrindra ny classement sns)

studystudystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...