Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Raddoo

Raddoo (ex Errorist)

Messages recommandés

Miarahaba ny rehetra,

Efa elaela ihany no nahita an'ity forum ity fa izao vao misoratra anarana, nitazatazana fotsiny hatram zay Embarassed dia hiezaka iblabla kely ato am'zay ngamba.

Solon'anarana: errorist, marihina fa tsy misy idiran n terrorist le izy eto fa any am le "error" ngamba no izy Very Happy
Mpankafy sport auto (mécanique) saingy any amin'ny lalao no mikitikitika, nanomboka rbr sy rfactor taona iray teo ho eo, taorian'ny niondanana colin mcrae, grid, dirt sns rehefa misy fotoana sy avelan'ny sasany (manontany tena ihany za hoe aôna ny guérran lisany am rafotsy, fa toa misy tsy miala mitsy session public, réco, championnat sns, sa ve célibat daholo le??)

Isaorana betsaka ny association rallyesim sy ny mpikarakara mavitrika ao fa tena lafatra le rsrbr e.
Ankoatr'izay dia any amin'ny SS any 'zany ôô

Mazotoa daholo e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bienvenu, tonga soa, welcome, willkomen, benvenuto, etc......enfin tu as compris je pense lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa d maztou mitafatafa é clap

Tsy maintsy misy kély foana ny adyady @ dra-fotsy @ io résaka RBR io k Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad

so6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra betsaka fa tonga soa tokoa ee!!
Milay 'ty ry zalah fa aleo hitohy a Very HappyVery Happy

Afatra ho an le bandy efa enjana reny; tokony tsy miari tory tsony lisany pig

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tongasoa éé. tam'andro mpametraka baomba mitnsy no nivoka lé pseudo d noheveriko fa ela iny. ptdrrrrrrrrrr

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotr'eee

Soafikov a écrit:
Tongasoa ....fa tonga dia duel ny fandraisana omaly !!!

Tsara ilay izy ka, fa mila régulier be miintsy, sady ohatran le manao session public ny fianarana an 'io ...

Christophe B+ a écrit:
Tonga shou ianao Namana! tena efa hita matetika tao am session tam mintsy fa zao vao hita! cheerscheerscheerscheers

Milay ny fandraisana ato dia any am session any ndray zn manala azy e

henintsoa a écrit:
tongasoa éé. tam'andro mpametraka baomba mitnsy no nivoka lé pseudo d noheveriko fa ela iny. ptdrrrrrrrrrr

huhuhu, adinon lah kosa ny nanala le "t" e

thomas_radstrom a écrit:
tongasoa eee , tandremo fa tsy mi-tolérer "error" eny @ spéciales an lol!

Ovaina ho 'success' ndray n pesudo reefa tsy manao error tsony Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers tongasoa éééééé!
Ilay duelduel amin'ny rafotsy aloha tsy maintsy gére-na hoatran'ny amin'ny rallye ihany éééé!
satria après la chaisechaise an ie makafokamakafokamakafoka hoy ny fitenenenana lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Question errorist le bandy ohatran' makobo ah lol!lol!lol!
Ka le pseudo wa tsy hafantarana an'lah, iza ary ??? taiza ary ???
Tairo fa tsy koi e, Bonne chance elah de aza manao error be loatra ary petardmakafokasillythblol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boobarak a écrit:

jereo ny demande d'ami ao am fb n'lah ;-)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
errorist a écrit:

Mpankafy sport auto (mécanique) saingy any amin'ny lalao no mikitikitika, nanomboka rbr sy rfactor taona iray teo ho eo, taorian'ny niondanana colin mcrae, grid, dirt sns rehefa misy fotoana sy avelan'ny sasany (manontany tena ihany za hoe aôna ny guérran lisany am rafotsy, fa toa misy tsy miala mitsy session public, réco, championnat sns, sa ve célibat daholo le??)

tng soa ra errorist, fanontaniana efa ela nipetraka tato an-dohako io kleu Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:

Very Happy za ary tena tsy dia milalao lôtra efa hoe "délaissée" hono izy!
j'imagine pas quand je vais devenir vraiment accro et faire des sessions pub et championnats!(je croi que je suis le seul ici à ne jamais me logger sur rlsm alors que efa combat!!looool)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:

tu n'es pas seul mon ami, tu n'es pas seul Very Happy

eto za no manararôtra miarahaba tng soa an'ise kou lou e Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
slt
itako manao matetika ao @ session publik aoo fa misy mot de passe faona
mba omeo mot de passe erahana milalao ee
NITRO VRC

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nitro91 a écrit:
slt
itako manao matetika ao @ session publik aoo fa misy mot de passe faona
mba omeo mot de passe erahana milalao ee
NITRO VRC

Sali sali Nitro91,

Ny tenimiafina tsy miova fa "mrallye" foana.
Ato koa ny resadresaka momban ireny live isan kariva ireny /championnat-public-live-rscenter-c15/

Mazoto e ;-)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...