Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

fifampiharabana

Messages recommandés

yo yo
anao sortie ce Dimanche 24 isika so6
ka hoe samy mitondra kaly + boisson
fa reste a trouver l'endroit
so dia misy maita trace oe misy trano azo atao abri iany en cas de pluie??
dia mba manao activité iraisan ny rehetra mba tsy i s'ennuyer ny sasany:
karaoké, charade à la pictionnary,...etc mtedava hevitra Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena tsy afaka @io fa Piknik avec Famille mihitsy leuuu Sad
Kanefa za mahita toerana milay le eo akaikin'ny 29.5km le ao ambony sapin io an'ny Tantine-ko nefa milay be sady misy Chalet ngeza be azo hitondrana playset mihitsy de misy terrain de Basket sy foot de afaka mahandro kaly kou na Brochette party fa tou de misy fatana ao kanefa Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

De bonne revy lisany zany eeeeeeeee cheers
thbmakafokadanceso6
pouletpouletpouletpouletpouletpouletpoulet

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
riry a écrit:
Tena tsy afaka @io fa Piknik avec Famille mihitsy leuuu Sad
Kanefa za mahita toerana milay le eo akaikin'ny 29.5km le ao ambony sapin io an'ny Tantine-ko nefa milay be sady misy Chalet ngeza be azo hitondrana playset mihitsy de misy terrain de Basket sy foot de afaka mahandro kaly kou na Brochette party fa tou de misy fatana ao kanefa Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

De bonne revy lisany zany eeeeeeeee cheers
thbmakafokadanceso6
pouletpouletpouletpouletpouletpouletpoulet


schhh ela ko mampilenda fotsn a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hita fa mampilenda fotsiny i poulet tsss!! Zao zao za tsy te hande raha tsy any... tsss lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy horaikitra ndray ty raha ny fijeriko azy

Dimanche 31 janvier tsy afaka ny tenanay ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Intérréssant beu lé prop. an'lé Riri lé pale

Sad afak manao basket bé d av eo faranana @ 3è mi-temps thb

so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ra vonona ngé lisany de koziko le Tantinenay de ho jereny ny disponibilité anle toerana @ alahady zao eeee!!!
Lisany zany any de za eo Ambanitsena hijery anlisany handé ho any Crying or Very sad

Andefaso MP za ra raikitra le Gram na tsia mora hi-confirmeko ny toerana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Proposition hafa fa mety milay ko an.
Tafihan'ny so6 ny fianakams Riry raha toa ka lany ny revintsika an... lol!afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

Tafihan'ny so6 ny fianakams Riry raha toa ka lany ny revintsika an... lol!afro
mety hahafinaritra an... simulation capsat lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

@ alahelo lehibe no ampilazako anareo namana sy tapaka so6 fa ny toerana voalazako dia efa nisy namandrika ny @ Alahady ho avy izao sy @ heriny ho avy iny. Crying or Very sad
Koa dia maneho ny fialantsiny aminareo ny tenako fa dia @ manaraka atao mialoha ny réservation sy ny fotoana handehanana any.
Votre humble poulet MASTER prierprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za kou alou mahita oe mety ho tsara2 kokoa raha ahemotra,mm vers 1ere semaine de fevrier,dia mba samy manome soso-kevtr daol... Sauf si efa te-hi NOS mafy ny sasany lol! fa raha misy manana proposition efa matotra b d'alefaso d'lasa tsika am laady zany kou!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mihemotra foana ity zvtr ty zany an.
Efa anao reco VRC rallye indray mois de fév dia vo mia tsy poince io... lol!
Fa bon, aleo hita eo ary e...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
eeeeeeeeee aleo ko ahemotra fa za zao vo naita anty an.Mba signaleo sms kely iany ny bandy fa tena repotra fona e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
eeeeeeeeee aleo ko ahemotra fa za zao vo naita anty an.Mba signaleo sms kely iany ny bandy fa tena repotra fona e


za ko ary ra ts nteny ela ts nahita anio ko!aleo ahemotra fa zay andé iloman am lahady! lol!
sinon,ra tiatsika de mlay ko an am zay espace zay (eo Andoharanofotsy) sady misy anaovan grillade an no misy piscine fa ts fatatro we ts maintsy mreserver ko ve?!
n date ndray aleo am zé mahafaka ny rehetra am zay ba complet ny so6

thbso6thb

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
moi je propose oe on se donne rendez vous klk part à 10h00 du mat an!!
tsy aiko fotsn ny axe oe nord sa sud sa ouest
d on y vas d refa maita coin mlay d mijanona
samy mitondra ny kaly sy ny boisson
puis voila!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
axe Arivonimamo no lany zany
rendez vous au STATION JOVENNA ANOSIZATO à 10h00 SAMIA MITONDRA KALY ATOANDRO VARY SY LOAKA FA TSY MOFO MOFO hihihihihii

mtondra guitare!! manomana kilalao ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
VARY SY LOAKA FA TSY MOFO MOFO hihihihihii

ary tsy tian'la ve raha "pate pate"? lol!lol!lol! ok pour moi jovenna 10h

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nata9 a écrit:
tokony ho afaka raha tsy misy ny sampona!


+1

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tokony ho sampona ra tsy misy ny afaka

tokony misy sampona ze tsy afaka

ho avy fa aza mamono phone lisany fa tsy tratrako le @ 10 de miantso za avy eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary 'lay hoe 10h00 tapantes v tena 10h00 sa intervalle 10h-11h? Ieritreretako ny lera ahatongavako mantsy... lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
tokony ho sampona ra tsy misy ny afaka

tokony misy sampona ze tsy afaka

ho avy fa aza mamono phone lisany fa tsy tratrako le @ 10 de miantso za avy eo


mfoaz ela maraina ko!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nahafinaritra e bouncebounce
sakafo bobaka, ping, domy, karatra , jeu idiot lol!lol!
nahafinaritra eeee
Nampalaelo reo tsy tonga

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nilay beeeee !!! naha dia "paté d'idiot" aza niafarana !!!! lol!lol!lol!

cheers mankasitraka eeeeeee cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
EmbarassedEmbarassedEmbarassed kiii!!!
zao vô nahita ty proposition oe raikitra ihany léééé!!!!
MadMadMadMadMad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miala tsiny mialoha fa mbola be adidy tamin'io andro e! Wink
(j'ai bien reçu le sms Big mais un peu en retard)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
taraiky ze tsy tany fa tena nlay beu
nisy ze rehetra nilaina:
quad, train, karatra, domy, karaoké, ping, sable, paté, idiot, pute, petasse, salope ..... de in ko ry zala fa tsy tadidiko daoly a
fa nlay e tokny averina @ lahady
sady mlay kay le mvoka tsisy mamo an lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
petit canard sable idiot singe.... lol! nafinaritra na dia ts complet ary ny so6 .am manaraka ndray o!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

pfffffffffffff zahay tsy tafa e ! Crying or Very sad mba asio sary marina aloha mba hitsetserana lol!

(ary inona daholo zany lazain'i Mimich zany ???? sô dé visa A be aza no nitranga tany ??? lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nilay iny ry zalah !!!! cheerscheers ... misia maro² ny otran'ireny !!!! lol! ..perte be laisany izay tsy tonga !!!!!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nahafinaritra kah... sady nisy foie gras sy paté d'idiot! lol! fa zao, mbola anananay pizza anie le groupe resy iny e....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
nahafinaritra kah... sady nisy foie gras sy paté d'idiot! lol! fa zao, mbola anananay pizza anie le groupe resy iny e....


+1 am lé Pizza!zay ts tia ra vô paté de sable a!sody everinareo fa idiot ar zay! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa iza ty mampiasa ny pseudo an'i Doda ty? hihihi
nilay le fiarahana ka, nahazo ny anjarany daolo na ny lahy na ny vavy ary koa ny ankizy!!! tsara atao matetika lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...