Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

SESSION RBR

Messages recommandés

tena mba manina an'lé session miaraka maro reny ny tenanay éé.

raovina ndray vao mba hisy io zavatra io. Toy ny session taloha reny

C pas que fa any am'soaf ihany no hitako mety am'lé izy logistiquement parlant.

tohany hevitra ry zalah raha mba T kouh aa hihihih

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Partant an!! (fa mbola hi-monter pc vaovao aloha lol!) Genre 30 Gvints dans un salle leu!! Wink milay zany an!! Asiana tournoi kely izay samy miara mandray depart eo daolo. cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za koa aloha dia miombon kevitra am hents e! manina koa ny tenanay ary vonona foana! milalao be atram maraina :p
Big>> tsisy resaka remise kah! resaka mba manalazy fotsiny! milalao otran taloha cheerscheersBasketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
session glady beuh grande salle 30 PC, c'est cool

MAIS

pour une fois soyons raisonnable D aleo mba just manala azy sans grosse organisation éé..... entre nous ftsn chacun emmène son matoss et ses so6 hihi et on s'amuse ftsn sans chichi.

raha mbola hi organisé manko D fivorina par ci par là coticota par là par li mitatra ndray ny hevitra asio vente de boisson, asio projection asio vam tena izy asio sns. aleo toundé asioooooooooooooo NOSSSSSSSSS ftsn no toléré D zay hihihihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Eiiiisssssy machaké zany hozy dadah de fort-dauphin zay lol!lol!

zà koa pour mihitsy hoe mba revy tsotra ohatran'ny taloha reny :
G25 sy nos dia izay tian'ny tsirairay hanampiana azy ...

Dia tena lafatra raha mba mifaninana @ ireo spegany gasy efa vita :
ACCT, SRK, manao ahoana izay VTV zay ???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena manohana 100% an'ilay hevitra ary tena mazoto ny handeha fa lazao mialoha ihany fa ny pro-nay amin'izao tena tsy fantatra mihitsy fa miovaova be dia matetika hita matetika tsy hita!

tena efa ela no tsy niarahana nilalao toy ny tamin'ny voalohany ry zalah fa aleo hiverina a!
tsy misy resak prise de tête fa RBR fotsiny no resaka d excel no atao fakana points Very Happy

dia ankinina mafy amin'ny RADM sisa izany!
fa zany hoe pour info fotsiny aloh aza atao am ty semaine ity

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok partant ko
fa aiz ny salle?? Rolling Eyes
otrany tsy omby anzany tsony manko i net access an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

partant tokoa cheerscheers fa ny date mety probabl après tamagà an, sa.....??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
je propose de négocier (tsy andoavambola) une grande salle satria efa mitombo marina isika dia asiana matos maro maro ...dia ao jusqu'au matin...dia afaka hatao ny SS gasy (fa izaho efa manao reco be...hihihi), dia ny proposition après rallye Tamaga, la semaine juste après....dia ny fotoana aloha tery ihany koa raha tsy tratra ny "remise 2009" hatao 1 ère sem janvier sady fiarahabana tratrin'taona, hametrahana ny reglement intérieur mrallye VMRC2010 noho sady hametrahana ny hitantana sy hamolavola ny VMRC 2010...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
je propose de négocier (tsy andoavambola) une grande salle satria efa mitombo marina isika dia asiana matos maro maro ...dia ao jusqu'au matin...dia afaka hatao ny SS gasy (fa izaho efa manao reco be...hihihi), dia ny proposition après rallye Tamaga, la semaine juste après....dia ny fotoana aloha tery ihany koa raha tsy tratra ny "remise 2009" hatao 1 ère sem janvier sady fiarahabana tratrin'taona, hametrahana ny reglement intérieur mrallye VMRC2010 noho sady hametrahana ny hitantana sy hamolavola ny VMRC 2010...


raha ny info henoko toa mi organiser rallye ny virtual fmmsama amin'io semaine après tamaga io sady open ilay izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa to henjana be hono ny Inscritpion kle affraid

De zay nou mbola tsy nampazoto ny sasany alou hatr@ zao (Info de RADM io an)

ShockedShockedShockedShocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo zalah session manalazy ôtran lé taloha ireny a! revenir aux premieres amours!! tsisy organisation be fa fiarahana sy kilalao no atao betsaka a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
aleo zalah session manalazy ôtran lé taloha ireny a! revenir aux premieres amours!! tsisy organisation be fa fiarahana sy kilalao no atao betsaka a!

+1000 avec CB cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena marina tokoa ry zalah fa Nem boulette azon-tsika alaina à partir de 21h raha ohatra ka vonona tsika an!
ny latabatra efa misy ny nem boulette tsy lazaina intsony ny NOS eo am-potony ny parking assuré

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

interessant toka lé nem boulette ann
fa izy V hiaritra antsika eo mandra maraina klé scratch

Ny ahiako D tsy misy session vanona ndray raha ao fa lozana miNoss ftsn lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy maninona fa ataoko ny session anzay mNos be lôtra. mbola mandraitra koa moa zany lay "boire ou conduire" @ virtuelle??? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
tsy maninona fa ataoko ny session anzay mNos be lôtra. mbola mandraitra koa moa zany lay "boire ou conduire" @ virtuelle??? lol!


mety misy casse ka, mety ts mjanona 720° tsony ny tour n volant fa infini lol!lol!lol!

oay, lasa tany am tsizy le proposition de date-ko teo fa vendredi 18 decembre 2009 no tiako no proposena Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsika anie partant daolo fa ny olana goavana zay mbola tsy nisy solution dia lay trano e Crying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
>>big: tsy nety asiana Gvints ian nga ao am cyber sa finalement tsy nandraman'la?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rehefa avy niresak tam'tsi2 dia otran mety toka ilay ao am'nem boullette azo resahana tsara, hidina ny trano à partir de 10h30 manomboka, mila mijery sisa ny latabtr'zareo raha mety am'volant ny fixation. nos ao misy ny tohana kaly ao milay ninn ninn

hevitrareo momba an'io?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
rehefa avy niresak tam'tsi2 dia otran mety toka ilay ao am'nem boullette azo resahana tsara, hidina ny trano à partir de 10h30 manomboka, mila mijery sisa ny latabtr'zareo raha mety am'volant ny fixation. nos ao misy ny tohana kaly ao milay ninn ninn

hevitrareo momba an'io?


10h30??? atoandro sa alina??
Ra atoandro dé partant éé!! afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hihi atrin'ovina ndray misy plan so6 atoandro pour session zany ry r@loum a lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote]fa aiza moa ilay nem boulette ho anay mipetraka aty Suede ? lol! +1 an???

Fa so de mbo soir loatra lesy zany 10h30 zany kle affraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...