Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Animation 2nd rallye FSAM

Messages recommandés

prez>plizzz mba atovy any ny coticota-ko de apitondraiko any nata na makany za na tsy merci

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
prier tena miala tsiny fa misy blem za dé tena ts afaka rapitso! prier
lé laptop ba mtondra ze afaka mtondra anovana animation!

tena miala tsiny!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Compte rendu de réunion du so6

Lieu : ampasamadinika net acces

Date : 15 octobre 2009-10-16

Heure : 19h à 21h

Ordre du jour : Organisation animation 2nd rallye FSAM

Présent : nari9 – Prez – irina – jojox –Thomas – Hents – Jojox – Mandimby- Riry – Big



 Après reco dasn la ss3, le lieu d’animation ne va pas changer.
 Sono à récupérer le samedi aprsè la visite technique chez Fafah>> BIG
 groupe electrogène >>> Levata
 1 tonnelle 3 x 3 m de dispo chez mands, mbola mitady hafa izay mahita
 12 chaises de dispo chez mands / 6 chez prez
 ordinateur portable >> NATA9
 jeriicane de 20 L rempli d’eau >>> NARI9
 charbon, tsena sakafo + so6 pour les so6 >> JOJOX
 rallonge / prise multiple >>> JJOX
 faire des DVD de RBR/ RSRBR09 comme lot >>> gravage THOMAS / jaquette BIG
 responsable parking et pose des piquets >> NARI9 / JOJOX / TSI2
 responsable de la liason avec rallygasy pour les temps >> SOAF
 responsable animation >> RIry / Irina / avec l’aide de Dj Imotep si il est présent Wink
 Responsable épicerie mobile >> BIG


Ensuite resaka kaly :

------- on va augmenter les quantités, on va passer de 100 hot dogs à 200 hot dog
------- le prix des hiot dog est revu à 2.000 Ar (on dégageait que 250 fmg de marge sur les anciens prix affraid )
------- Big va avancer l’achat des hot dogs (100 pins + 25 kg de so6)
------- Vero de prez va faire des hamburgers à la vente
------- possibilté d’acheter un supplément so6 en plus du hot dog
------ BIG doit emmener un décap :lol !:
------- on va rajouter la qunatité de NOS et réduire certaines boissons (plus de gold GM, ..)
------- on rajoute de l’eau vive à la vente
------- le prix des boissons reste le même (moins chère que dasn certaines épiceries)
------ chacun doit prépraer des glacons et les ramener (eau vive hatao au friigo D any tapahana)
------ que chacun ramène un couteau pour aider les pains (mampalahelo fa ny V ihany no miketrika ao fa tsika lozan’tsika mivanivany ao ftsn lol! )
------ Une personne sera engageé pour aider à faire le barbecue et poser les piquets / autres --> merci à nari9



Ensuite resaka revy so6

------- aprsè le passage de la denièe voiture, tsymiala tsika fa mbola mirevy eo
------- misy coticota pour ça bien sur
------- le coticota servira à acheter les so6 et on a rajouté une salade de pâtes parsk tsy ampy hein et noana ihany ahein lol!
------- bien sur les pâtes et les so6 C pour nous et pas pour la vente, en estimant en moyenne que chaque cotisant amène avec lui 2 pers en plus
------- jojox s’occupera de l’achat des so6 et des pates ainsi que de sa cuisson cheerscheersclap
-------coticota fixé à 25.000 fmg, mihotra ts yferana(on estime le total des coticota à 450.000 fmg si tout le monde participe Wink )

Ny efa nanefa coticota (tsy tadidko tsara) :
Prez 10.000 Ar
Jojox 5.000 Ar
Nari9 : 5.000 Ar
Thomas : 5.000 Ar
Mands : 5.000 Ar

n’oublie zpas RDV à 6h tapantes au lieu d’animation

NB : RDV visite technique samedi à 14h pour les coticota ou chez prez ou chez big directement


Coticota du 16/10/09 :
Irina : 5 000 Ar
Hents : 5 000 Ar
Zah : 5 000 Ar
Raloum : 5 000 Ar
Riry : 5 000 Ar
Emsix : 5 000 Ar

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nahafinaritra ihany ny androany na nisy tsy nampoizina aza.

Mais bon, on a fait ce qu'on avait à faire ... aleo tsy asiana resaka intsony fa juste fotsiny hoe aleo hiteny izay te-hiteny, aleo tsika mi-laisser couler fotsiny (droit-n'izay te hiteny ny miteny - fa droit-tsika koa ny tsy miasa saina @ zany).

Fa aleo hitohy foana ny revy e

cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Shockedeuh...mety ho fantatra ve hoe nisy inona ry zalahy? sa aleo tsy resahana? ho anay lay tsy tany manko Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Nahafinaritra ihany ny androany na nisy tsy nampoizina aza.

Mais bon, on a fait ce qu'on avait à faire ... aleo tsy asiana resaka intsony fa juste fotsiny hoe aleo hiteny izay te-hiteny, aleo tsika mi-laisser couler fotsiny (droit-n'izay te hiteny ny miteny - fa droit-tsika koa ny tsy miasa saina @ zany).

Fa aleo hitohy foana ny revy e

cheerscheers


Marina ny an'lah Rads...."les chiens aboient la caravane passe"...nanao izay afaka natao ny so6 ary dia ngamba ny fanomezan'Fédé ny coupe "fankasitrahana" any so6 dia miteny sy mamaly ireo mpanankihina ...fa matoa voakihina dia eo aloha fa ny mpanenjika dia any hafara hatrany...

Focus>nisy accident niseho teo @ toerana nisy ny animation so6 dia naharatrana olona anankiroa teo azny...dia nisy nanankihana hoe "miseho milay hono ny so6 manao ny sécurisation"....tsy mendrika resahina akory ...ary mampalahelo ny misy mbola ny véhiculé an'ilay resaka nefa dia olona mahanfantatra tsara an'so6....aleo eo ny @ iny

Fa ny important dia ny hahazahoan'ireo niara-boana fahasalamana dia mankahery ny fianakaviana ny so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ahh?!! On a eu un coupe?!! Cool Suur...

Apparemment, raha ny fahenonay zay tsy teo dia animé beuuuu mihitsy teo @ épingle an Wink ( so6 avec l'habituel barbecue + wawawa, l'accident (oui c'était un accident) et quelque bagarre.... pour couronner le tout lol!)

Zay mou zalah dia nitsaitsaika mora nody ihany .....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapdance manaksitraka ny so6 e!arabaina fa nahazo "coupe"! danceclap

zany ny fanakianana sy ny fanaratsiana zany efa mahazatra!zay ge lé ntenenko we aleo miezaka ts miankina be amin'ny olon-kafa fa efa be lotra le vava ratsy sy fanakianana mandé!nefa mbola nisy ihany zany!zahay mo efa zatra fa maeno matetika!fa mapitony ny fo fotsny!
ny tsy fantatry ry zareo mpanaratsy fa vomaika mi-motivé antsika hanohy hatrany ny fanakianana sy ny fanaratsiana ataony!
"les chiens aboient la caravane passe" marina mitsy zany Raprezy a!
mlay koa ge ny so6 matoa misy manakiana sy misy mialona e! lol!

soa ihany zay fa ts tany fa gamba arguechaisedueltirrrrrresportiflol!
aleo anao eo ihany!

poulet daolo ko ge reo e!sady wawawa fotsny!ba manaova ra mavita e! lol!

so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena ialana tsiny b d b t@ lay autocollant fa dia tratrany accident kou lol!
na d oe autocollants Vonjy maika aza lol!

Alefa kely eto ny recap compte autocollant 50cm X 16cm Arrow :

- so6 ==> 4 pièces x 15.000fmg = 60.000fmg

- RallyGasy ==> 5 pièces x 15.000fmg = 75.000fmg

Somary nihena kely io prix io na d vonjymaika aza lol! satria au depart
tokony 20.000fng ny 1 piece

Dia mbola mamerina fialah tsiny EmbarassedEmbarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Recapitulation kely amle coticota kaly so6 :
Ny Voaray zany dia ireto avy :
- Soaf : 10.000Ar
- Nari9: 5.000Ar
- Thomas : 5.000Ar
- Mandimby : 5.000Ar
- Big : 5.000Ar
- Irina : 5.000Ar
- Riry : 5.000Ar
- Hents : 5.000Ar
- Zah : 5.000Ar
- Raloum : 5.000Ar
- Emsics : 5.000Ar
- CB+ : 5.000Ar
- Titorabary : 10.000Ar
- Jojox : 5.000Ar
TOTAL 80.000AR
Hifonako raha sanatria misy nanome nefa tsy tadidiko an! Wink

Ny vola navoaka indray dia toy izao :
- Saucisse 10kg teo ho eo : 49.735Ar
- Pate 2kg : 12.960 Ar
- Mayonnaise 2 boites : 7.900Ar
- Fromage : 6.000Ar
- Mortadelle 500g : 5.559Ar
- Charbon : 5.000Ar
- Concombre + Tomate : 2.000Ar
- Sel : 150 Ar hihihhihihi
Total : 89.304Ar

Nilay ny fiarahana! cheerscheers fa ny indro kely : Pate tapaky ny vilany no nentiko nody! lol!
Momba ny kozy nahasosotra dia efa tsy any amzany intsony satria efa herinandro vaovao ndray dia revy vaovao ndray!!! makafoka

Mankasitraka antsika rehetra t@ fiarahana e!! tao ny niazakazaka, tao ny nanao live, tao ny nanao raharaha rehetra!!! pouletclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

Mankasitraka antsika rehetra t@ fiarahana e!! tao ny niazakazaka, tao ny nanao live, tao ny nanao raharaha rehetra!!! pouletclapclap


+1000000000... clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Nilay ny fiarahana! cheerscheers fa ny indro kely : Pate tapaky ny vilany no nentiko nody! lol!

Mankasitraka antsika rehetra t@ fiarahana e!! tao ny niazakazaka, tao ny nanao live, tao ny nanao raharaha rehetra!!! pouletclapclap


merci an lé pilote_n so6 e! (Jojox le cuisiner zany a! Laughing ) na dé ts tany ary zay e!am manaraka ndray!
tokon naterin là taty zany pate tapaky ny vlany zany leu! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hialana tsiny koa raha tsy nahaloa latsa-kemboka ara-potoana fa mbola ho avy handoa ny anjarako any amin'ny Big na RADM izaho .

Mikkanos>Tsy misy fialana tsiny fa ela aza hisaorana nisalotra ny voninahitry ny so6 koh! manetsa be mbola ho avy ho lisany rehetra nandray anjara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Focus>nisy accident niseho teo @ toerana nisy ny animation so6 dia naharatrana olona anankiroa teo azny...dia nisy nanankihana hoe "miseho milay hono ny so6 manao ny sécurisation"....tsy mendrika resahina akory ...ary mampalahelo ny misy mbola ny véhiculé an'ilay resaka nefa dia olona mahanfantatra tsara an'so6....aleo eo ny @ iny


Shocked ah dakor. Mampalahelo marina izany fa aleo any marina fa ny kiana tsy maintsy hisy foana

Soafahana a écrit:
Fa ny important dia ny hahazahoan'ireo niara-boana fahasalamana dia mankahery ny fianakaviana ny so6


Siora!!! clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hoan'izay afaka dia hisy famangina an'maman'Nerone rahampitso eny @ HJRA ampefiloha parking extérieur à 18h ...tsara marim-potoana fa toa sarotiny ny hopitaly @ lera miditra mamangy à 18h15 pile koa izay efa hakaiky mila miantso raha andrasana...mifampilaza ry zalah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mialatsiny fa tena ts afaka ny hamangy rahariva fa misy fotoana mifanindry! Dia mampitondra ny firariantsoa e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù, omaly leu famangina ô!! Wink
Ny tenanay kou mou tsy afaka fa dia nampitondraina an-dry prez ny teny firariantsoa Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena afa-barakan'lisany omaly lesy fa tena mbola bloqué tanaty embouteillage nefa ny andro efa t@ 6 !

Fa dia mirary soa an'i Maman'i Nerone sy ilay boay kely iny zany fa sûr aho fa ho salama tsara haingana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Damix a écrit:
Miala tsiny fa Nossé tany @ GGB d ts tafa Sleep


ptdrrrrrrrrrrr tsy ratsy iny excuz iny leuh mdrrrrrrrr. digne d'un mikkaNOS hihihihih hay efa lasa damix zao hihihihiih

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Di mampita hatrany ny fisaorana rzalah a. Efa solotena matanjaka mitsy no tonga tany, ireo mahatapaka rehetra prierprierprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...