Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Comment avez vous decouvert RSRBR?

Messages recommandés

J'ai decouvert Richard Burns Rally dès sa sortie en 2004 via un essais sur une emission de jeux videos fa tsy tamàna satria saaarotra be !! ny tena koa moa mbola zatran'ilay serie Colin be dia be dia tsy niraiky t@ilay RBR mihintsy sady ilay apprehension an'ilay jeu @clavier koa tsy nahatamàna, moa ilay graphisme d'origine somary mampihomehy ihany. Avy eo roa taona taty aoriana cad en 2006 nahita Forum t@Internet momban'ny RBR sur PC io, dia en même temps nahita patch afaka téléchargena avec toutes les nouvelles caisses sy ny lalana rehetra : Le Site en Question était RALLYESIM. Tonga dia niditra membre ary mbola tsy nisy gasy mihintsy tao t@zay. Vao azo ilay patch dia no-instaler-na fa tonga dia niova tanteraka mihintsy ny fomba fijeriko an'ilay RBR !!! Le Lendemain même tonga dia nivoaka nividy G25. Quleques tps après un certain BIGBANG rejoint leForum RAllyesim . En tout 2 drapeau Malagasy. Niaraka t@zay anefa efa nisy gasy hafa koa tany Italie t@zany nanao championnat niaraka taminay sy Bigbang tao... un certain BEELABBA qui courrait avec une Skoda et qui s'est fait remarquer par ses tps Scratchs lors du Rallye de l'Acropole en 2006 (tadidiko tsr mihintsy iny), fa zay sy big tsy kopy mihintsy hoe gasy lery satria saina Italiana no nampiasainy !.. nahita ny Skin an'lery nefa aho dia nahita hoe "Air Madagascar" Spons an'lery teo @ skin !! tonga dia nandefasako MP teny gasy be Smile dia iny fa namaly !!en tous donc il y avait 3 Malgaches qui courrait en Championnat du monde: Beelabba, Bigbang, Randrianadou (actuellment Dodanen). Rehefa izay, dia nalefa ( mba tsy hitenenana hoe no bombardena) post momban'ny resaka championnat online sur Rallyesim teto izahay sy Bigbang , dia un certain RAMATOA(Henintsoa) a rejoint le championnat. Aveo nanaraka tsikely² daholo.... la suite de l'histoire izao isika manana ny propre championnat antsika ao@Rallyesim zao !!.. on a fait du chemin quand même ann!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ta bien résumé lesy
fa nisy bandy hoe herzo zay ko efa niara nanao session niaraka tamitsika fa il a disparu depuis... fa nandé ko nefa lery an
Mbola tsy nalala le Partager la passion mo tam zany ka j'ai voulu en faire un petit business d j'ai vendu le patch a 25.000 Fmg d i ramatoa nividy lol!lol!
tamzany d efa poulet-ko lery e lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kay kay kay... lol! ay éf tany mitsy zany leri no ef poulet??? lol! Maxi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nenà ndray dia somary par hasard ihany no nividianako install RBR anglais tany Antsirabe tam 2006, ilay eo ampitan'ny shoprite io, rafotsy nande niantsena tamn'io de lasa aloha za mba nijerijery cd tao. Fa dia nilalao nanandrana nanao championnat mba hanokafana lalana sy daba fa mbola tsy nahalala mulligatawny zany lol! !! Rehefa leo fa tsy mety nivoaka ilay daba farany dia nande hoe hitady "code" tam internet dia nilatsaka tao am rallyesim dia nanomboka teo ny tantaran'ny RSRBR, de volana vitsivitsy dia nahita hoe misy manao skin gasy dia, nifanena tam teamso6..dia nandeha tam rencontre, niara nijery réel,...ho feno 1an am 28 mai izao sahady ny inscription tam mrallye ary tena hita tsara mihitsy ny fitombon'ny membren'ny forum nandritra izay fotoana izay !! Vive nous eeee

cheers partager la passion cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tohizako le tantara ry Doda a. RBR efa henoko efa ela nisy tany am His fa samy tsisy niraika zay mitsam fa variana tam WRC fa i KGB tamzany no efa nikotrana be tam clavier lol!. Nanomboka 2008 teo vo ni-install RBR tam PC amzay satria lasa ratsy le WRC5. De mbola tsy nahazo fihany tsara raha tsy efa nahazo patch tany am His. Aveo nampiditra connection amzay tato antrano de nahita anle championnat tao am rallyesim de nanao, I Ramatoa tamzany no nanjaka tam gasy tao, au total zany Dodanen, Ramatoa, Bigbang, His, Peno, Beelaba no gasy tao tamzany. De nitohy, de nitohy, de zao tsika zao...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sunny
Efa ela no re; raha tsy diso za de i nirina58 no nilaza hoe io no simulation milay indrindra amin'ny jeu rallye ary io no filalaovany

De efa nasoriko tato moa le forum tamin'izany 2005/2006 (tsy tsaroko intsony)

fa nisy izany Poeticturbo / Maximumattack / His / Bibil no nifanasa vangy sy namporisika ny rehetra hilalao anio sy nilaza ny site mety ahitana on line ny evolutiony sy ny temps vitan'lerony

Fa nade izany tantara lava rehetra izany aza de 1 taona teo zay no nilalaovana azy ary saika izaho irery aza no mpanao session publik isan-kalina taloha lolll

Mbola mijanona mifaninana amin'ny tena ihany aloha hatreto

Sady feno akanga tsara soratra bobaka be mihitsy farany teo

(fafahcop/noriza/kopeki/irdonen/.....)

tena akanga mampijaly akoho taman-trano rehetra
(His/dodanen/ramatoa/soafahana/penotoky/bigbang/titof/emsics/irina/rajou/....

De misy ny hors norme sa calibre
(beelaba/latvalaza/fablide/maximumattack/steakam)

de misy koa le tsy hita mihitsy zay asiana azy lol manalasala to kraingon'tôtô
(Mc_crash) hahaha

zay fa lava ny tantaran'ny RBR e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy moa efa nisy partie noho tantaraiko atsy @ ilay resaka volant fa t@ vacances 2007 mois d'août dia ho any Jangil dia efa nilalao colin t@ Pc fa tsy afa-po dia nakao @ flash Game eto Ampasamadinika dia nahita ilay jeu RBr teo ary nanontany ny config mety t@ dia ohatran'nanana laptop nety t@, koa dia novidiana ilay jeu mba hanalana andro refa hariva any Jangil dia tadidiko tsara fa nisy rallye du Boeny tany t@ io tany koa refa avy nijery rallye réel dia mangitikitika koa nanao install an'ilay Rbr ny hariva fa tsy nandeha nijery Tovo jay (THB TOUR)tao @ Zahamotel fa nikotrana rery tao @ chambre!!

Dia nahita tsirony fa ny olana dia ilay laptop tsy dia nety tsara ilay config an'ilay carte graphique satria Intégrée lery dia refa milalao dia manjavona ny objet rehetra au bout d'une minute de jeu (hazo, vato pont sns) nefa mbola midona @ ilay obstacle invisible.... lol!

Teo dia nanomboka nitady solution sur le net dia nahita ny site Bhmotorsport dia avy eo ny rallyesim dia tonga taty @ mrallye à partir des différentes recherches koa tafaresaka t@ ry forumiste isany dia ilay Bigbang noho nilaza fa nanana RSBR dia naka tany @ (zaho aloha tsy nandoa vola an !!! Hihihi) dia nanao rencontre taty amiko le 30 avril 2008 dia nisesy @ izay ny session niaraka ary niafara t@ fitsanganany so6 sy ireo hetsika @ rallye réel sy ny virtuel ............

Tena henjana be zany parcours tsika izany ry zalah koa dia mampirisika antsika rehetra hi "partager la passion" lalandava (KGB mindrana ilay slogan fotsiny fa tsy milaza ho créateur an !!! Hihihi)

Dia manantena fa hitohy lalandava ny fitiavan' so6 ny RBR (sy ny Wtcc !! mdrrrr) ary mino fa ho tsara ny fiarahana miaraka @ ireo rehetra mpankafy RBR rehetra cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
sy ny Wtcc !! mdrrrr)


Mdrrrrrr....tsy manaiky mihintsy !!!!hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J'ai trouvé le jeu sur internet. Puis, on en parlait déja avec KGB et Peno dans nos sessions de dimanche Cool Et oui, il y avait session de WRC tous les dimanches depuis le 4ème opus de ce jeu lol! Et j'étais imbattable Twisted Evillol! Bref, il y a avait le Poeticturbo qui en parlait sur le forum donc je fais une recherche approfondi du sujet. Mais c'est surtout fond_de_6 et Maximumattack qui avait déja le RSRBR4 qui nous a transmis le virus. Surtout il y avait le volant GT de fond_de_6 pour vraiment convaincre KGB et moi lol! Puis après on a ramené Peno, qui est tombé amoureux du jeu lol! Grâce au forum on a pu faire le premier session officiel chez Dodanen avec ces fameux sosisy fumé. D'ailleurs, il a gardé des séquelles depuis car qlq fois il fait du bon temps sur les ES (là il fume) puis tout de suite après le crach (là il est aveuglé par les fumés du sosisy je crois....) petard

Bref en une année, beaucoup de chose ont été faites grâce au: "Partager la passion" clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Indray andro hono....... lol! za ndray loh zany refa jeux rallye PC dé novidiko daholo taloha é, fa t@ 2005 nividy

RBR dé aveo n'installena tao atrano kay loza...kay mila carte graphique kay leiz lol! .dé nentina tany @ ra HIS

loh satria lery no nanana CG tamzany.fa za tonga dé tia anleiz fa nahagaga, fa i HIS tsy resy lahatra t@ voalohany

fa mbola nanohy WRC 5.Lasa nividy CG za fa tsy naharitra, dé nilalao t@ clavier refa tsisy atao iny, lé XSARA no

tena vam nety tamiko t@ zay.dé aveo moa sendra mba nakany @ i Fond_de_6 dé nilalao t@ lé volant GT fa tonga dé nlay bé

mitsy, sady nahita an'i Maximumattack nilalao koa tonga de lasa nilalao isan'andro nanomboka teo mba oé anenjika an'lery fa tsss.....atramzao mbola tsy azo é lol! ary mety tsy ho azo tsony mits, i His moa aveo nividy volant MADCATZ....(dé aleo lery no itantara

ny tohin'io volant io fa nampé be lol!) dé aveo moa natoron'i BIGBANG ny fanaovana session en ligne zay sy i HIS

ary PENO dé tafalatsaka tanteraka.Ny tena nilay indrindra dia ny nilalao t@ lé G25 an'i DODANEN voalohany (rencontre

voalohany TEAM S6 t@ zay, désolé t@ lé za nanapaka seza iny ra DODA an lol! ).@ zao moa zany mbola milalao @ manette vue cockpit fa efa hoavy tsy ho ela ny G25. VITA

TOMPOKO lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
sunny


de misy koa le tsy hita mihitsy zay asiana azy lol manalasala to kraingon'tôtô
(Mc_crash) hahaha

Misaotra eh!!!


Pour ma part debut en 2008 niaraka t@ndry Dadah sy Soaf ihany angamba,efa ela no te hilalao fa ny PC no somary Ra-Neny tamzany.
Dia izao ndray moa zany miatrika ity saison 2009 ity,izay hita fa ho sarotra tokoa ho any tenanay fa dia manao izay vita eo eh

Ny SS mba tiako indrindra:France Gravel
Ny tsy tiako maizina: Barika Manga Razz .....Pribram lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy indray tao @ forum Moov dia ry Tsi² sy ry poeticturbo koa no niresaka tamiko tao, dia nandeha tao @ ilay rencontre tao @ Soaf dia hatramin'izao Very Happy

Ny RBR aloha vao t@ herintaona no nilalao fa tsy nahazaka ny matos talohan'izay (izany hoe investissement spécial RBR mihitsy ilay carte graphique lol! ) fa ny lazany efa ela no re ary ny tena koa moa tsy nisy izay jeux de courses sy fiara tsy nolalaovina Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Je mets aussi ma petite review:

Rbr, j'avais connu cette drogue la première fois sur Playstation, avec une petite manette donc, au détour d'un achat chez gascom (cd piraty powaa)
Et puis après la version PC, et un volant plus tard, je me faisais plaisir dans mon coin lol, puis à force d'en parler entre passionnés, ça avait fait le tour et sur la toile j'ai trouvé un site suédois www.swedishsimracers.com j'ai commencé à m'étalonner avec des ovnis... jusqu'à aujourd'hui il y avait un mec un finlandais, mais vraiment très rapide, [donc spécial dédicasse à "Risto Junnilainen" c'est un mec qui enchaîne les records du monde sur toutes les grosses simulations (GP legends..LFS.. Rbr...),] et donc en voyant leurs temps... c'était assez stimulant de jouer et puis j'avais pu mettre deux ou trois fois un petit drapeau malgache au milieu des blancs et bleu.
Et le site a finalement été recentré autour des simulations de circuit, donc plus de Rbr dessus et les autres sites français de ce genre (racing insider) n'avaient pas un niveau stimulant

Donc j'ai pris une grosse pause après ça, je me lassais du jeu qui commençait à mal vieillir, les vieilles voitures, les petits bugs etc. Et une fois on me parle de Rsrbr, j'en fais pas trop un cas, parce que j'avais déjà vu certains mods...mais sans plus. Et une fois je passe chez un copi qu'on connaît tous, et je découvre ce que RSRBR est... une BOMBE! Mais j'avais pas de temps et puis je trouvais ça un peu trop bricolé.

Et un jour, via un MP de Mrallye, y a Henintsoa qui me demande des photos pour un skin de ma voiture pour un rallye sur Rsrbr... et là je vais à leur rencontre...(teamso6 d'ailleurs hihih) et je prends Rsrbr08, découvre Rscenter etc... et je fais quelques rallyes quand je peux. Maintenant, jpour cette année je suis dans l'équipe officielle Ford Abu Dhabi. Ma voiture préférée pour les scratchs reste la C4 mais je voulais voir si je pouvais m'adapter à d'autres voitures. Sinon, Poetic_turbo c'est mon ancien pseudo.

En tout cas, c'est un jeu sympa vraiment et grâce à Rallyesim c'est un jeu extraordinaire.
Maintenant, c'est hallucinant de voir tous les pilotes gasy du réel qui virent au virtuel... Et vu l'état de nos compétitions nationales, c'est pas près de s'arrêter Wink ça donne une réelle dimension au jeu!

Petite anecdote! Je me souviens d'une fille qui disait: tu joues à Rbr il paraît? Euh...oui pourquoi... Non, mon copain joue comme un fou là parce qu'il veut te battre (lol)
Ah... et là donc il joue c'est pour ça que tu m'appelles? (oui hihihi)
[LOL! tandremo sao dia milalao loatra an]
à bientôt sur les routes lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mampihomehy koa zany nahazo an'i N58 zany lol!

Zà kosa aloha na ho gisitra foana aza @ rallyesim tsy avelako zany rafotsy lol!

Au moins avec elle je suis le meilleur sp********** de ma bande ... lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pour ma part c'est dans ce forum que j'ai connu RBR. tamin ny voalohany je n'aimais que le rallye réel et le run. tato am ty forum ty aho niresaka rallye tam ry Marcus / Bibil/ sy Poeticturbo no tena naleha tato!

dia avy eo nanomboka nisy niresaka momba ilay RBR. je zapais tous ce qui était RBR. dia aforce mahita an ilay lien ana patch mipetraka tato dia, j'ai téléchargé le patch croyant qu c'etait l'install du jeu... j'installe puis BONG!!! une fois encore je réinstale et re BONG.... puis je laisse tomber...

Apres ni crash sy DD ko dia very dodoly ny sary tao dia nangataka tam forumiste tato hoe mba andefaso sarinay izay manana... puis un certain Soafahana (ancien poulet au Cross Car) m'a invité a venir lors d'une session au net access.. et c'est là que j'ai vu ce que RBR était vraiment. dia gaga be nahita ilay G25 hoe loza inty zavatra inty sady gaga ihany nahita an i Maximumattack, Fond_de_6 et Nirina58 nitondra an ilay izy...

Dia apres isaky ny misy session miaraka dia tonga aho... miady gisitra foana izay sy Passepartojo dia natoron i Tsi2 config na PC dia namboarina ilay tao am tanana dia nolalaovina tam manette PS dia de fil en aiguille dia lasa miondana am ty session du soir lava tsisy farany ty! soit session publique soit manao Skin minuit foana vao dodo à qui la faute.... a vous tous .... vous etes tous résponsables de mon insomnie

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nenà ndray dia resaka tao @ forum no nahitako an'ilay izy voalohany ary i Big sy Soaf no anisan'ny nampilendalenda voalohany ilay izy, ary niafara tamin'ny fividianana an'ilay CD tao @ GASCOM.
somary diso fanantenana ihany aloha tamin'ny voalohany satria tsy nahita fihany mihitsy, avy eo nolazain'i Big hoe misy add-ons ilay izy dia izay vao taitra.

Dia nanomboka tamin'ny clavier dia tsy nety intsony tao anaty 1 an raha tsy nahazo volant sy modem mba hanaovana en ligne.
fa hatreto dia mitady tsy ho tafiditra en ligne intsony

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sendra nahita bandy nilalao sur PC avec volant momo tam'zany. D varin aD varina tokoa tam'lé jeux saingy tsy nahay niondra volant mintsy. D mbola tsy nanana PC nahazaka azy kouh tam'zany D sur PS2 no nilalao. manao kely ss ray androany D leo beuh fa tsy sasatry ny migebona D miverina WRC kely ndray klouh nefa ny ampitso ihany D tsy maniky mintsy fa miverina kely RBR ndray sur PS2. ainsi de suite pendant une semaine fa une fois kosa voafehy tsarlé izy D ts yafa-tsy io no nilalaovana.
Avy eo nahita teto am'forum (zay hita par hasard mintsy tam'zany ny fisin'ny ty forum ty via recherche google mot-clé : rallye malagasy) nisy resak hoe jeux/simulation zay tato D mba nanontany d zay notatarain'ny big zay ny tohiny, avy eo vô nanao inscription rallyesim avy D Mp miteny gasy beuh no azoko, doda sy beels no nadefa ngamba tam'zay, D zay. vita tompoko, tam'zany mbola hoe ramatoa lol!lol!lol! tsy maints ymbolahiverina io pseudo io klé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny forum aloha no hitako aloha d niaranitafatafa tam bandy tato. Isak'ny misy session d mba niezaka nande foana (pour le NOSparty) fa tsy mbola tena nlalao satria efa niveau hafa daolo le adva.
Finalement tapa kevitra ny hilalao ihany satria tsy mresaka afa tsy RBR ny bandy refa eto am piso sy refa mfanena d hors sujet b fona za d naka install tany am Prez.
Zao vo mba manandrana en ligne miarak am championnat MRC fa mbola manette aloha. Mbola tsy tapakevitra ny i invest am g25 aloha zao fa tena mbola sarotra le hi-s'adapt aminy mba hanovana temps tsaratsara

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy tadidy tsony na tato @ forum na taiza fa sur PS2 aloha no nilalao dia manette no nampiasaina t@ zany!
Fa ny RBR en ligne aloha dia tato @ Forum sy ny TEAMSO6 no nahafantarana azy dia t@ zany tsy kopy ninin dia oe in ar ty gvintss, gvintsss resahan-dry zalah ty foana. kay le izy entana masaka be!!! chaise
indray andro ary naheno fa nahazo volant hono ra-Prezy dia mba nandalo kely tany sady nanao prise en main tao koa dia raiki-pitia tanteraka. Nanomboka teo dia oe tsy maints mahazo volant za saingy indrisy fa noho ny olana maro isan-karazany dia telo volana taty aoriana vao nahazo sml2 Dia zao mbola mianatra mitondra foana hatramzao sady mbola misy special tsy nolalaovina akory aza hatramzao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary betsaka ny ato no miteny oe niresaka t@ big an.... c grâce a big zany e EmbarassedVery Happylol!
je suis fier de vous les petits
vous avez dépassé votre maître
lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

L'expérience RBR:
Pour ma part, c'est un peu partout que j'ai connu rbr. D'abord parce que bdb ny bandy miresaka an'izy ity teto, mais en plus ça m'a interessé paske tsy nety nahita jeu de sport auto naafa-po atramzay, nandalo tao ny colin, d nanandrana wrc,vô mié tsyafa-po d niverina colin ndray, puis nahita an'lé rbr (mbola sur Ps2 io) c'était pas facile facile...
Tafaresaka elaela t@bandy teto@piso mou avy eo d tapa-kevitra fa hanandrana anzan RBR zan,

Bigbang a écrit:
ary betsaka ny ato no miteny oe niresaka t@ big an....
d naka install tany @big lol!
Ca fait trois mois que je joue mais je suis toujours en "mode découverte" que ce soit par rapport aux voitures ou aux spéciales.
Les réglages attendront peut-être l'année prochaine lol! et ne parlons pas encore des skins...
Sinon clavier ihany aloha hatram'zao, mais j'avoue que j'ai la frousse d'avoir à tenir un volant+pédales+levier pour l'instant...
>Tsi2: je crois pas que c'est plus dur au clavier!!!

En tout cas l'aventure continue, pour les championnats en ligne peut-être que je m'essaierai sur une ou deux manches l'année prochaine pour tester... Mais ça reste à voir.

Et... merci so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Moi j'ai découvert RSBR grâce à un pote qui me parlait sans cesse du jeu."C'est trop réaliste,il y a pleins de caisse...et blablabla et blablabla lol!lol! "
Il avait un volant Ferrari tout naze lol! mais ons'amusait bien avec.
Puis un moment on avait la flemme d'aller en cours lol!lol! ,d on est allé faire un tour chez Fafahcop...Et la c'était le coup de foudre quand j'ai vu le G25!!J'l'ai même pas encore essayé mais rien qu'en voyant le volant,le virus RBR m'avait déjà conquit!
Puis je vous laisse imaginer la suite quand j'ai fait 2 ou 3 spéciales avec...
Et depuis,tant que possible,je passe chez Fond_de_6 ou rallye_man pour avoir ma dose de RBR et surtout de G25!!N'ayant pas encore de volant,je joue avec le clavier pour l'instant,mais dans un mois,mon G25 va arriver et là...Je crois que je passerai ma vie dessus lol!lol!
Mais le forum Mrallye m'a permis de découvrir qu'il y avait pleins de pilotes malgache trèèèèèèèèèès talentueux qui jouait aussi à ce jeu!!Et voila pour ma petite histoire... lol!lol!

Rendez-vous 2010!! Very HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

pour ma part, RBR a été découvert par hasard : je rentre dans un magasin de jeux , de mp3, de film... juste pour voir. En survolant les CD de jeux, je Richard Burns Rallye. Je me suis dis :" Richard Burns moa grand @rallye ra tsy diso za. Grand noho Collin McRae ve lery matoa nanaovana jeu koa??? Nefa maninona no tsy malaza noho ny Collin???" Dia novidiana aloha sady hoe ndao mba handramana fa ny Collin efa lany tsianjery loatra.

Arrivé à la maison, je montre le jeu à Hathor en lui disant :"Tiens, on va se défier sur ce truc comme ça aucun de nous n'aura d'avantages pck C nouveau pour nous!" il me répond "C koi ce truc??? personne n'en parle, C sûrement pourri ton truc là!" On installe et on essaie. Et là, rien qu'en entendant les instructions pour l'école de pilotage, on y est resté 6h d'affilées.

Le lendemain, un pote passe à la maison, on lui montre le jeu et il nous sort :"C le meilleur simulateur de rallye, des gars à Mada organisent même des tournois sur ce jeu, il paraît que C Laza qui détient les records de toutes les pistes en ce moment (c'était en 2005-2006 raha tsy diso za)" et nous on s'est dit "Ah bon???"

Par la suite nahita skin mikasika rbr sur net, dia niditra tato @ mrallye, dia mijery ny resaky ny bandy dia talanjona hoe "ôtriny tena manao rallye mitsy ny fomba firesak zalah kle" dia nandefa MP an'i Hents mikasika skin D natorony teo dia avy eo tsy tadidiko intsony ny nahatonga ahy nicontact an'i Big pour avoir les Mise à jour fa nony azo le izy dia tsy tafiala intsony

Na dia izany aza anefa, tsy accro lôtra @ RBR aho fa rehefa misy feeling dia manao. La preuve, ça va faire 4 mois ngamba tsy nikitika RBR fa tsy mitady hilalao be le tsy manaiky reny fa mionona. Misy fotoana hoe te hilalao mafy fa rehefa tsy afaka dia tsy atao mankarary lôtra.
Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Premiere rencontre anao cession RBR tao Ampasamadinika no ny inviteny i Soafahana...
dé mitohy lé feeling atra@zao sur manette...fa tsy en ligne
Zao vô anao en ligne avec volant G27 geek dé ahita zany sensation ana pression virtuelle zann éééé.... affraid

Embarassed ozz iz ny ankizy oe lé volant no tianao noho zay za éé!!! affraid

Passion ééééé cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R@loum a écrit:

Zao vô anao en ligne avec volant G27 geek dé ahita zany sensation ana pression virtuelle zann éééé.... affraid


Efa nahita temps tsaratsara ihany lesy iny raloum fa mbola tsy nahazo trophée alou e
Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...