Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Creation SS Gasy sur RBR

Messages recommandés

Présent koh zà Mardi e!
fa en attendant sô d misy mahita liens matotra hianarana an'le izy klou?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misy vazaha diso lalana ao am inscription antsika ao lety e! lé Bretal io c'est un espagnol!! dia ahoana io??? sa espagnole eto dago lery??? (tsitako zé asiana an ty soratra ty fa sao hoe HS eo an!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tsy mety lasa mail mihitsy le fichier léé Sad tsy maintsy andalo aty ngamba laisany aka le izy Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola voatery mandray ny andraikitra manao fanentanana ny commission SS gasy ihany ny tenako naha misy aza ny tompon'andraikitra @ zany.

Nisy ny fikasana hiaraka hanohy ny asa izay efa natomboka @ zoma ho avy zao koa dia tsara raha manamafy eto ireo tompon'andraikitra ny fisian'io fihaonana io...KGB voalohan'indrindra sy ireo responsable isak'tsokajy ...tao-trano hono tsy hefan'rery koa dia manantena ny fahavitrihan'tsirairay eeee

Misy tutoriel mikasika ny creation Xml sous google earth, courbe de niveau, elevation, creation poly ny lalana sy objets, textures aty amiko izay nataon' Parlesportes koa mila mitondra hasiana azy fa 600 Mo eo ny totaliny(video izy io)

Misy ihany koa Rx-content an'SS 13 Km Norvège, SS Irland school hoan'izay te hanandrana SS vao² sous RBR fa mbolatsy hoan'Rsbr

Hita tokoa fa marary indray ny tongotra eeeee lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Hita tokoa fa marary indray ny tongotra eeeee lol!lol!lol!


Za tonga dia kôpy hoe "nafotaka indray ny tongotr'omby" t@ W.E teo angamba !!!! RazzRazz
Sinon tena soa fa manana dada mafatra-po isika mampatsiahy!!
Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nga moa tsy efa sure ilay am zoma izao????
za aloha vonona e! miandry ny sasany izany indrindra fa i KGB

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miala tsiny loh ra ts D hita matetika fa tena sahirana bé mits @ zao no sady tsisy connexion.efa OK lé @ Zoma é, tokony hoavy daholo lé efa manana andraikitra rehetra ao anatin'io.dia samy mitondra UC. Sôtra tompoko Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nivory ny commission mikarakara ny SS gasy t@ zoma teo.

présent : KGB / HIS / CB+ / BEELS / HENTS / IMOTEP
excusés : Prez / Tsi2 / Bigbang (qui se retire du projet pour cause de machine non disponible)

ny natao tao D nandalinany fampiasana ny 3DS max avec KGB max comme instructeur.

tsotra ihany le izy ny farany ary nahavita trao iray zahay (EPP eo @lé epingle kely iny)

l'équipe qui s'occupe des objets alentours (maison, borne, tamboho,sns) de levata, Imotep et hents pourront avancer plus rapidement.

Des images bientôt.

so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa mba nahavita zavatra misy² kely ihany! oziz KGB zay hoe aleo andeha par si lé izy fa justa sary kely fotsiny mba ahitan sasany fa miasa isika Wink



jereo ny lera eo ambany cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mety mila ilay install complete ihany za KGB fa manao erreur ny ana refa manokatra zavatra efa vita ! merci

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

waaa atram le xsara wrc anay napetran'laisany ao a lol!
milaaaaiiiiiiieeeee clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa tena lasa lavitra mits izy zany an cheers dé aoana ny tohiny?? za loh zany tena somary mbola sahirana iany @ ty semaine ty fa après 26 juin za libre tsara @ zay ka aleo ngamba zé natombok'i Préz no tohizana satria efa tena mety tsara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy andry izay hilalaovana an'izy ity bounce rehefa malaladalaka koa mba hanatevin-daharana an'lisany modders ireo fa izao aloha mbola sempotra @ résumé vidéo, kandra, sns ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aza adino ny miantso an big le pilote d'essai refa otrzay sy otrzay an Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Oh!c'est vraiment top! Et les rails de terre, vous avez réussi à les mettre? c'est la spécificité de vontovorona je trouve

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

naverina kely ny tracé vontovorona mba ho fidèle @ ilay original dia ity zao ny saut "toto la glisse"




ohatran'mbola manidina be ilay fiara

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Alors, ça avance?!!! lol!lol!lol!lol!lol!


Mandroso ka ary ny an'lah ???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...