TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 mars 2009 Hiezaka ato anatin'ity rubrique ity zany hanome toro-hevitra kely ho an'ireo izay liana mba te hanao skin perso e! ampiako miandalana ihany le izy fa arakaraky ny fotoana ihany moa izany mialoha an'izany anefa aloha dia tsara raha manana an'ireto isika ankoatran'ilay Photoshop , Dia ity no ampiasaina mba hanovana an'ireo fichier namboarina (psd na jpg) ho lasa DDS ka afaka atao ao @ RBR http://38.118.213.145/422ej1vikb+/gamingfiles/Elite_Force_2/Utilities/Graphics_Tools/dds_converter_v21.exe/X6 Vita izay dia tahaka izao no zavatra ampiasaina ao @ Photoshop io izany no espace de travail izay ahitana ny gestion de calque, sy ny barres d'outils ity ny gestionnaire de calque ary ity kosa ny barre d'outils Alefako miandalana ihany ny fanazavana mikasika ny outils tsirairay fa aleo aloha hiditra eo @ tena fanaovana skin isika satria misy² ihany le izy Ny natao andrana teto izany dia focus WRC 06 izay nalaina tao @ BHMOTORSPORTS ary template no nampiasaina; Template no nampiasaina satria ny template dia mbola fichier Psd ary mbola hita ao avokoa ny éléments rehetra nanaovana an'ilay fiara (karazana image vierge zany le izy e) rehefa azo izany dia sokafana izay fichier mitondra ny anaran'ilay fiara ary miampy hoe external ho an'ny skin extérieur eto dia ford_06_external_template.psd ary ohatran'izao ny fivoakany ao @ photoshop hitantsika amin'izao fa tonga dia miavaka daholo ny zavatra ampiasaina rehetra amin'ny fanamboarana an'ilay vam dia anjarantsika no manampy izay tiantsika ao arakararaky ny inspiraka tsika. (marihina aloha fa tamin'izao nanao an'ilay tuto dia tsy nisy inspiraka mihitsy fa niainga fotsiny tamin'ny principe de base fotsiny an) ka teto dia nanampy groupe de calque iray aho mba hafahako tsara manavaka ny efa misy ka toy izao ny famoronana azy (tsy voatery manao an'io nefa tsara io mba hampilamina an'ilay izy) eto dia nomena anarana hoe fanampiny ilay groupe de calque vaovao izay natao mba hametrahana ny inspiraka rehetra rehefa vita izay dia tokony mahazo zavatra ohatran'izao isika ery @ gestionnaire de calque vita izay dia manomboka amin'izay ny tena fanovana ny tanjona eto dia ny hametraka 2 bandes jaunes eo @ ilay fiara, ka ny outil ampiasaina dia io hitanareo eo @ barre d'outils sur fond blanc io, tracé rectangulaire no ampiasaina amin'izany, jerena tsara nefa mba ho ilay tracé ihany no miseho ka mila verifier-na ilay onglet kely ery amin'ny haut gauche ery (jereo eto) mba ho eo @ ilay ampovoany ohatran'ity rehefa azo io tracé io dia mampiasa indray ny selecteur de tracé isika mba hafahana mi-ajuster tsara ilay tracé vaovao amin'ilay vam misy points isaky intersections ilay izy rehefa izay dia selectionner-na ny point tiana ovaina dia akisaka amin'ny alalan'ilay selecteur dia tokony mahazo zavatra ohatran'izao Akisaka moramora amin'izay le point mba hifanitsy tsara amin'ilay dia mba mahazo zavatra ohatran'izao hiditra amin'ny bande manaraka isika, mbola le methode teo ihany no ampiasaina aloha fa avy eo mampiasa outil hafa indray mba hanaraka tsara ny courbure an'ilay vam le izy, ny outils ampiasaina dia ity azo ampiana izany ny point d'ancrage amin'ny alalan'ny Ajout point d'ancrage ary amboarina ny courburen'ilay tracé amin'ny alalan'ny conversion de point. ity zao ohatra ampiasaina ny ajout de point d'ancrage sy ny conversion de point mba hanakaizany ny ligne ilay vam tandremana fa ilay 2 extremités an'ilay point no kasihina @ ilay conversion de point an!! ohatran'ity @ sary ity dia mba mety mahazo zava-javatra ohatran'izao isika mbola hitohy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 4 mars 2009 Bravoooo!!! tohizo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 mars 2009 Rehefa vita tsara ny detouragen'ilay tracé dia miditra @ selection amin'izay isika; manao clique-droite amin'ny selection de tracé isika ary manao définir une séléction tahak'izao ary mitohy toy izao, rehefa vita ny séléction dia mahazo zavatra ohatran'izao vita izay dia afaka miditra amin'ny fandokoana amin'izay isika, nefa aza adino fa mialohan'io dia tsy maintsy mi-creer calque aloha isika, eto ilay izy dia atao amin'ilay groupe fanampiny eto amin'ny ilay tuto izy dia mitondra ny anarana calque 1 aloha maka ny pot de peinture amin'izay ary lokoina ilay selection teo vita izay dia mila manao ny ilany ihany koa isika, mitovy ihany moa ny sisiny roa ka dia mampiasa ny duplication de calque isika mba hanafaingana ny asa, miditra eo @ gestionnaire de calque isika ary manindry an'io fleche kely à droite io ary manao duplication. toy izao Jerena tsara nefa hoe aiza no asiana ilay calque ho dupliquer-na, eto izy dia ao @ ilay fichier niasana ihany ary tonga dia misy hoe copie foana izay calque dupliqué Raha mijery eo @ ilay gestionnaire de calque isika, dia hita fa misy hoe barre jaune sy barre jaune copie ao anatin'ilay fanampiny, afaka mametraka an'io ery amin'ilay sisiny droite amin'izay izany tsika zao ka ny outil selection no ampiasaina; tsy adino ny mi-cocher an'ilay selection automatique de calque ery ambony mba hafahana manaraka tsara an'azy dia mahazo ohatran'izao isika akisaka eny amin'ny toerana tokony hipetrahany amin'izay ilay izy (matetika touche directionnel aloha no ampiasaina satria mifangaro @ ilay tena izy ilay calque vao avy no dupliquer-na dia miara mifindra) dia mahazo zavatra ohatran'izao isika Ny iray moa côté gauche ny iray côté droite, donc mila avadika ihany koa izany ilay calque, ka toy izao indray no fanaovana an'azy dia izao no valiny azon-tsika vita izany aloha izany ny famtrehana an'ireo bande jaunes fa hiditra amin'ny etapes hafa indray isika, zavatra saika hadino, raha jerena tsara eo amin'ilay gestion de calques dia misy ny sasany tsy misy an'ilay ohatran'ny icône maso kely ireny, izany hoe izay misy an'io icône io ihany izany no affiché eo @ planche de travail. ny étape manaraka ho atao dia ho ampiana ny lokon'ilay fiara satria mba mety mahita inspiraka hafa izany isika fa raha ny eto amin'ny ohatra dia fotsy, manga ary mena no eo. ny ataon-tsika eto nefa dia ho atao degradé ilay loko satria ny tanjona dia ny mba hampalalana antsika ny fonctionnalités an'ireo outils rehetra ao @ photoshop; ka toy ny teo aloha ihany dia mila mamorona calque iray isika, eto dia nampiarahina amin'ireo loko 3 par défaut izy vita izay, dia soloina degradé ilay pot de peinture ary double-cliquer-na dia mahazo zavatra sahala amin'izao isika raha ohatra moa ka tsy misy mety aminao ireo degradés prédéfinis ireo dia tsotra ihany ny mamorona arak'izay hitiavanao azy ka toy izao no atao; ilay carré fleché noir dia midika intensité an'ilay loko, ary ilay eo ambany dia ny loko ampiasaina aminy, eto moa dia ny mavo(côté gauche) ary natao orange ny côté droite ka ny nahazaoana an'io orange io dia mi cliquer eo @ ilay carré côté droite fotsiny dia miseho avokoa ny option rehetra eo ambany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 4 mars 2009 Wow ! Merciiiiiiii Tsy andriko izay ahatongavan'là am le partie transparent reny fa eo fôna za no mi-plante !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 4 mars 2009 Milay Tsi² a ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 4 mars 2009 ouaouuuuuuuuuuu Fa zany hoe izao:za tsy miala am ZDRC, where is Bryan Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 5 mars 2009 efa nanomboka nanao essai aho omaly ! 207 hanaovana curtiba no kotrana efa atao ao! ka dia isaorana eram-po erantsaina zany i Tsi2 am ty tuto inty izay hinoako fa mbola tsy vita ary ny ZDRC izay nanoro ny tenanay ny base sy consultance téléphonique. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 mars 2009 Dia mitohy ihany ny tuto e. nisy fangatahana moa io nataon'i Nari9 dia ho ezahiko valiana eto no sady tonga dia ho appliquer-na amin'ilay tuto eto aloha dia mbola any @ resaka loko ihany isika no mampiasa azy. ka ny mba hazaona an'ilay transparent ao @ degradé dia ilay misy carré noir, matetika rehefa atao eo ny curseur dia mahita sorata hoe Etape d'opacité ianareo dia atao 0% ny eo @ opacité dia mahazo transparent ianareo manarak'izay rehefa vita tsara ny degradé dia alefa eo @ ilay sary na séléction tiana ho lokoina ary taritina arak'izay hitiavana azy. toy izao remarque: bouton gauche maintenu enfoncé rehefa tonga eo @ ilay point tadiavina dia lacher-na amin'izay ny bouton gauche dia tokony hahazo zavatra ohatran'izao Raha io sary io no jerena dia tokony hizara 2 izany ny lokon'ny fiara, une partie orange et une partie blanche mbola tsy tena mety tsara anefa satria raha ilay template no jerena dia tafiditra ao @ ilay partie voaloko orange ny pare-choc avant donc tsy maintsy esorina izany ilay loko dia mampiasa indray isika amin'izay ny outil plume ary manao tracé ohatran'izao raha jerentsika dia tsy no afficher aloha ilay calque misy ilay degradé orange mba hafahana manasongadina tsara ilay pare-choc avant. atao tsara ny ajustage dia miverina @ ilay definition de séléction toy ny teo aloha isika dia mahazo zavatra ohatran'izao Vita ny selection dia averina afficher-na amin'izay ilay calque orange no sady selectionner-na dia mahazo an'izao Manao suppr fotsiny sisa dia mahazo an'izao Vita izay zany ny tapany voalohany dia enregistrer-na ilay ary avadika DDS fotsiny. dia tokony mahazo zavatra sahala amin'izao isika rehefa milalao ny tuto manaraka fametrahana soratra sns Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Uoupiiiiiiiiiii! Milay fa misaotra tena manampy bé amin'lé toro hevitra é! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 12 juin 2009 bon hanazava kely ny fametrahana anaran eo @ fitaratra ndray ngamba. sur les vitres placez ce que vous voulez comme inscription. selectionnez ensuite ce que vous avez inscrit ( CTRL+ click sur le calque correspondant dans la palette des calques et il selectionnera seulement ce que vous aurez inscrit) Allez ensuite dans la palette des couches (à droite de la palette calques) là vous aurez les differents couches de couleur qui compose l'image (Cyan / Magenta / Noir / Jaune) .... ainsi qu'une couche appelée couche alpha. c'est cette dernière qui s'occupe de la transparence des vitres et autes. La couche alpha est en noir et blanc. la règle c'est que plus c'est noir, moins on verra ce que vous aurez "peint" sur les vitres et plus c'est blanc, moins il y aura de transparence. donc ce qu'on va faire c'est à partir de la selection peindre tout simplement en blanc sur cette couche les parties que nous aimerions être bien visible. Tips>>> peignez vos fenêtres en noir ensuite passez à la couche alpha et là, peignez la vitre en gris tirant vers le blanc et vous aurez des vitres teinté noir laissant à peine un peu de visibilté à travers vos vitres exemple la subaru N12 Ken Block avec les vitres teinté sur les côtés posez vos questions si c'est pas clair Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 12 juin 2009 Henintsoa a écrit:bon hanazava kely ny fametrahana anaran eo @ fitaratra ndray ngamba. sur les vitres placez ce que vous voulez comme inscription. selectionnez ensuite ce que vous avez inscrit ( CTRL+ click sur le calque correspondant dans la palette des calques et il selectionnera seulement ce que vous aurez inscrit) Allez ensuite dans la palette des couches (à droite de la palette calques) là vous aurez les differents couches de couleur qui compose l'image (Cyan / Magenta / Noir / Jaune) .... ainsi qu'une couche appelée couche alpha. c'est cette dernière qui s'occupe de la transparence des vitres et autes. La couche alpha est en noir et blanc. la règle c'est que plus c'est noir, moins on verra ce que vous aurez "peint" sur les vitres et plus c'est blanc, moins il y aura de transparence. donc ce qu'on va faire c'est à partir de la selection peindre tout simplement en blanc sur cette couche les parties que nous aimerions être bien visible. Tips>>> peignez vos fenêtres en noir ensuite passez à la couche alpha et là, peignez la vitre en gris tirant vers le blanc et vous aurez des vitres teinté noir laissant à peine un peu de visibilté à travers vos vitres exemple la subaru N12 Ken Block avec les vitres teinté sur les côtés posez vos questions si c'est pas clair tena tsy azoko hoe ilay vtre rehetra mintsy ve no lokona blanc sa ilay misy autocollant??? dia misy an ilay cocher na iny eo am ilay couche alpha iny dia mivadika rouge be lé vitre, et apres??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 12 juin 2009 normalemetn quand on regarde la couche alpha on décoche toute sles autes couches. rha mbola menamena, dia mbola tsy izy zay fa décocher-o daholo ny couche autes que alpha Dmivadika noir et blanc io. Ny autocollantihany no lokona. fa tsy ny vitres rehetra akory Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 6 juillet 2009 Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah? sixa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 juillet 2009 normal satria lay external fotsiny no nosolion la fa le external scrape ko mila ovaina. astuce: fafao le external scrape d'origine am RBR an le vam; d copieko klk par lay external efa vitan'la, renommeo mitovy am le external scrape nfafana teo d avereno ao anatin'lay repertoire textures am zay d mlamina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 juillet 2009 Rajoù a écrit:Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah? sixa ny tsotra indrindra dia enregistrer-sous in-2 ny external.dds ary ny iray atao external scrape. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 6 juillet 2009 Big, Tsi> merci ry zalah a!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 6 juillet 2009 Tsi2 a écrit:Rajoù a écrit:Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah? sixa ny tsotra indrindra dia enregistrer-sous in-2 ny external.dds ary ny iray atao external scrape. raha saxo ohatra ny nom de fichier hoe saxo_external.dds dia iny ihany no atao copie dia renommena hoe saxo_external_scrape.dds et le tour est joué Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Magic_Inno 0 Posté(e) le 13 septembre 2009 Quelqu'un peut me donner un lien pour télécharger un convertiseur d'image svp??Merci d'avance Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 septembre 2009 En fait tu as deux façons de proceder à la conversion d'image, soit tu prends le plug-in dds pour photoshop ci-dessous plug-in soit tu utilises dds converter que tu pourras aussi prendre ici ici Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Magic_Inno 0 Posté(e) le 14 septembre 2009 Merci beaucoup maître Tsi2!! Tu peux nous montrer comment on fait pour mettre les autocollants sur la voiture stp? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Magic_Inno 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 Et ou je pourrais télécharger le template de Subaru N12 svp??Pasque le liens que rallyesim a donné pour le télécharger ne marche pas... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
taxburns 0 Posté(e) le 3 février 2012 nena zao sub N12 iny no nataoko skin defa vita fa ny blemko d tsy aiko mits we aiza no apetraka d inn no anarany fa fa tsy mety mande mits ledala fa mba omeo toro-hevitra zalah a!ay saika adinoko efa navadiko .dds le izy fa le emplacement sy ny anarany sisa no tsy aikomerci e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 3 février 2012 ao amn dossier RBR>cars>"lavoiture">texture>ao mis we 1- ....external (io le carrosserie ref vaovao)2- ....external_scrape (io leiz ref mikasoka, ra ts amborinla io d vo mikasoka d le skin original no mivoka)3- ....esternal_transparent (fitaratra sns...)ireo zan no remplacena, ts azo ovaina mits ny anarany, tsara manao sauvegarde le original ian ra vo mianatra fa sod ts metyndraindray miova kel io fa miankina amn tomobil fa ny tsar d installena le plugins .dds amn photoshop d ao no manao ouvrir d tng d mipotra ny apercu le fichier tsirairayny format d'enregistrement dds ampiasaina :- DXT1 ARGB 4 bpp | 1 bit alpha-2D texture-Generate MIP maps Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
taxburns 0 Posté(e) le 3 février 2012 merci lesy ben a, ho ketrehana kely ndray ndray zany rariva fa mba t hiketrika e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
taxburns 0 Posté(e) le 7 février 2012 tena merci zalah fa tena nahavita skin kely tsotsotra t@ ecoIX za Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites