Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

taxburns

Membres
  • Compteur de contenus

    7
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. taxburns

    fichier .rpl

    slt dôl an, inn zalah ny logika afaka i convertisena fichier .rpl na afaka hamakina azy fa otrany tena tsy mety mahita mits a le
  2. tena merci zalah fa tena nahavita skin kely tsotsotra t@ ecoIX za
  3. merci lesy ben a, ho ketrehana kely ndray ndray zany rariva fa mba t hiketrika e
  4. nena zao sub N12 iny no nataoko skin defa vita fa ny blemko d tsy aiko mits we aiza no apetraka d inn no anarany fa fa tsy mety mande mits ledala fa mba omeo toro-hevitra zalah a! ay saika adinoko efa navadiko .dds le izy fa le emplacement sy ny anarany sisa no tsy aiko merci e!
  5. salut daholo an! za mba mila fanampiana kely zalah fa tena manana pack btb madagascar za nefa ny tsy azoko we le acct+reverse ihany no mande @ le izy fa ngamba tsy aiko no manao azy d mba mila fanampiana kely si possible. dia merci mialoha fa efa mba t hilalao mafy fa tsy afaka hi3
  6. salut dôl an! za zany vao² ato @ forum fa saingy efa mba nilalao kely rsrbr2011 ihany fa ny probleme ko d zao tsy mahita ny lien de téléchargement na ES gasy mihitsy za afatsy ACCT ihany d so dia mba misy afaka manome lien azafady fa mba tia hilalao @piste gasy za dia misaotra mialoha fa mahafinaritra eh!! ok dia mankasitraka bdb antsika rehetra e
×
×
  • Créer...