Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TOFAN

TOFAN

Messages recommandés

SALUT DAHOLO AN!

zay vaovao de mahita hoe milay le izy fa mazotoa daholo e .

Tena mirevy rallye be koa saingy rallye terre gasy ihany an . Ary marina fa

mandany S be le izy na dia am' le tsotsotra aza . Saingy atao ihany fa

milay si possible

Dia ahoana ry zalahy ty saison 2009 ty ve misy ihany a?

Efa tena henjana be daholo koa le mpifaninana an sa?

Ok alo fa B oa oa eo!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiihaa cheerscheerscheers
tonga soa TOFAN (mila azavaina lé anarana fa scratch fan de To?? lol!)

Milay fa samy bandy mirevy rallye sur terre daholo ny ato ka, ary ny saison D mivavaka mafy tsika mba ho hisy foana sy tsy mba ho simba.

Enao moa zany efa eo anivon'ny fifaninanana fiarakaodia mintsy sa mpankafy fotsiny lou.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonga soa Tofan zany d mba ataovy misimisy le présentation
Ny saison dia misy ka, efa misy pub rallye jovenna aza any am facebook any, am 24, 25, 26 avril

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ataovy hoe FAN de TO - MOBILE d'efa mety e!


Efa milalao tsika saingy mba mba manala azy fotsiny fa mamay be ny S


Nefa raha misy mitaraikiraiky alo de asinay ihany e .


Fa ny tena marina tsy pilotage ihany fa ny machine mitsy tsy mitovy e


scratch

Nefa alo i Bera aza champion malgré tout , de possible ihany izany fa

mila mahay milako ôtran' lery cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapclapclapclapclap tongasoa ééééééééééééé......... clapclapclapclapclap
asio présentation miss miss ééééééééé cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tongasoa ianao Tôfan !!!!!....hiriana mba hazoto hitafatafa hiaraka @mpankafia rehetra eto ianao e !!.. SurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Ataovy hoe FAN de TO - MOBILE d'efa mety e!


Efa milalao tsika saingy mba mba manala azy fotsiny fa mamay be ny S


Nefa raha misy mitaraikiraiky alo de asinay ihany e .


Karibo Tofan dia mba tena asio misimisy ilay indrindry ilay vam efa nanaovana fa izay nge noho maha iray ny "passion" tsika eee ary ...fa asioooo izay mitaraiky eee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa énao Tofan an ExclamationExclamation
Ba zarazarao @tsik eto ra Tofan lé revy sy sary t@ zany azakazaka zany an ArrowArrow
6x
makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut TOFAN;
tonga d fan de TO - Mobile kay no dikanio fa tsy hoé Fan de TO - Mas, saod idoles lery mantsiny ialahy. lol:

Asio sary am zay ar ato é.
Na atsy ambadika atsy ao am lé voatokana ho any zany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sali Fan de Tof (ChrisTOPHE B+) hihihihi... mirary mafy tsika mba hisian ny saison 2009 ary koa mirary raha mirary ny ahita anao hiazakazaka! mais avant tout ca, tu cours dans quelle voiture???? dia aza miafina fa mety misy manana sarinao milay be am reo bandy reo dia alefa eto e! cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali de tongasoa e ! Ary sao de Fan de To...yota le izy ? Laughing mba zarazaro naminay ato ny anecdote isan-karazany rehefa ao anaty cockpit e! cyclops

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Le TOYOTA alo milay ka fa tsy ho azonay mitsy e sady turbo no 4wd.

De ampiana zany le prst° ohatra hoe mpanenjika rallye zay talo t@ joda

forever vs faly RL vao mating be defa anaty ES miaraka @ revy.

Farany de hoe aleo rangah milalao no tena milay.
De naka vam M11 ... fa tsy ex gpe A an, de zay e .

Fa le sary alo tsy de misy ny marina e ,fa ao @ rallygasy ao misy

sasany ihany ka ...à deviner @ le hoe Les abandons reny Crying or Very sad

De asiko kôzy kely ny M11 fa misy mirevy B wawawa mantsy:

Misy mizara 2 ko ny M11 : Clio RS (2)- 306- POLO - 205MAVO plus puissant 4paps+amorto ok+BV courte+boitier preparé ...

de misy ndray le M11 moteur tsotra+ boite lavabe+ amorto gasy fa misy arceau fotsiny de milalao

Tsy hiady mitsy reo fa même classe fotsiny fa milalao fôna e
Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TOFAN a écrit:


De asiko kôzy kely ny M11 fa misy mirevy B wawawa mantsy:


Tsy ny namanao no Hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly sml2

PARTAGER LA PASSION E!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...