Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Les rallyes du soirs

Messages recommandés

Session publique milay be indray androany izay niafara t@ duel be entre Hents et moi (na koa hoe entre Evo 8 et Evo 6 Very Happy )

Fa évidemment "izay ela nihetezana hono lava volo" dia nandresy ilay Evo 6 lol!lol!lol!

Fa ohatran'ny tsara kokoa ilay Evo 6 noho ilay Evo 6.5 rizalahy a scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, demain je crée une session avec départ à 22h00. Aleo asiana empreinte ndray fa efa ela no tsy hita teo izahay.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers merci am'lé combat fa D zay zany no session du soir farany am'ty volana ty ny amiko fa miandry motera vavao ndray fa vita ny location connex tany am'tsi2 zay hihihihihihi!
Mas aka B fa lé mi-KKK sisa no jerena D hianatran'ny tsy hatahotra arak'n'natoron'ni Peno éé!! (beels kouh zany Gpe N no hinanany anay avec 20 sec de difference svp ann ( prier )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nilay ilay session fa ny tenanay dia tara fa mbola namita terre de langres vao namomjy ilay session Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Tara t@ ilay session androany kle Evil or Very Mad t@ 10 izahay vao niditra dia tsy tafiditra intsony Neutral

@ manaraka indray e !

mitovy tsika zany Mad , le izy koa nataon'i Beels mode chpt nge de ro vo tara anle ES1 de ts tafa tsony ee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho anareo izay hanao Curtiba, Misy session kotrana rahariva saody adino ô. Bonne sanse é.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Comme d'hab dia nahafinaritra be ny kotrana curitiba androany (ary hay ve i Beels mety mi-KK e ? lol! ). Fa mahavelom-bolo izany fa mba manana an'i Peno sy Prez ary Hents ny Team Alpha izay tsy mitsahatra ny mivoatra isan-andro Very Happy (ny tenanay moa zany dia capable du meilleur comme du pire, surtout du pire lol! )

Fa ilay Diamond Creek II aloha tena tsy mety tadidy e Evil or Very Mad , androany izao nahazo mahitsihintsy kely dia nasiana be dia droite légère fa tsy tafavily intsony le daba dia ni-sort dia notatazana vato --> dia vita kabary lol!

Rehefa hanao session officielle angamba io ihany no atao reco lol!

Tsy aleo ve Chypre indray @ manaraka e ?

Okay !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny session offline nay maly curtiba zany dia ireto e! ny any mba vita klou hatreto fa henjana be mihitsy ilay Diamond Creek II

Shepherds Shield II Bad conditions 01:01.37 02:01.86 03:05.21
Shepherds Shield II Good conditions 00:58.37 01:54.77 02:49.94
Diamond Creek II Good conditions 01:06.24 02:20.39 03:22.27
Tanner Bad conditions 01:00.83 02:07.75 03:20.07
Tanner Good conditions 00:58.77 02:03.37 03:11.79

Fa d asa mihitsy hoe ahoana no hanaovan'i Beels reglagen'ilay polo fa tsy mety azoko mihitsy e!

nen'lery tonga 900 daholo ny reglage ary ny frein misy -35 izany??
reny ve tsy ho hita any @ session tena izy hoe tsy norma?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

Fa ilay Diamond Creek II aloha tena tsy mety tadidy e Evil or Very Mad , androany izao nahazo mahitsihintsy kely dia nasiana be dia droite légère fa tsy tafavily intsony le daba dia ni-sort dia notatazana vato --> dia vita kabary lol!

hihihihi hitako tsara mintsy io lazain la io! tratran io aho afak'omaly nefa efa a 300m de l'arrivée tonga dia vitaaaaaaaaaaaaaaaaaa.....
maniry ny fisian ny reco otranio mismisy e!... efa mba manomboka mahita tsiron ilay east west zao na dia mbola misy hésitation be sy picnic matetika aza

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ny session offline nay maly curtiba zany dia ireto e! ny any mba vita klou hatreto fa henjana be mihitsy ilay Diamond Creek II

Shepherds Shield II Bad conditions 01:01.37 02:01.86 03:05.21
Shepherds Shield II Good conditions 00:58.37 01:54.77 02:49.94
Diamond Creek II Good conditions 01:06.24 02:20.39 03:22.27
Tanner Bad conditions 01:00.83 02:07.75 03:20.07
Tanner Good conditions 00:58.77 02:03.37 03:11.79

Fa d asa mihitsy hoe ahoana no hanaovan'i Beels reglagen'ilay polo fa tsy mety azoko mihitsy e!

nen'lery tonga 900 daholo ny reglage ary ny frein misy -35 izany??
reny ve tsy ho hita any @ session tena izy hoe tsy norma?

aza miasa saina am zany ela fa izay maha tsara ny temps antsika Gasy eritreretina e!!!! sa ataotsika ampamoaka koa???? dia entina any am 13 Mai????... sml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena nilay iny session iny ka! sady mba mifanandrina @ henjana koa e!!!!! sportifsportif Ny anay moa dia mbola fianarana foana hatramzao e! duel
Tena mitoraka sali amlah aloha zahay ra Beels a! manaiky e! trop be le ecart! petardpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

henjana ilay reco omaly fa ilay miova hoazy ny fiara koa mandreraka be fa nanao an'izay indroa ilay izy dia efa eo ampanaovana chargement dia novaina ny fiara nefa mbola ilay evo 6 N4 ihany notao donc nanao tsy nisy reglage dia avy eo indray dia suba groupe N indray noho nandeha QuestionQuestion tena mandreraka be fa lasa tsy concentré tsony fa marina tokoa ny any Radstrom fa ilay "diamon creck" marina aloha affraidaffraid manao erreurs foana

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
tena nilay iny session iny ka! sady mba mifanandrina @ henjana koa e!!!!! sportifsportif Ny anay moa dia mbola fianarana foana hatramzao e! duel
Tena mitoraka sali amlah aloha zahay ra Beels a! manaiky e! trop be le ecart! petardpetard

Tena manao beu mitsy lay RajouPlane dit JOJOX ehh...
Nijery result za fa misy e.s tena combat b leri sy Peno...
Zany v d mbola fianarana iany tssssss
makafoka
so6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka ny an'i Rajou, ra voany 10sec lisany mbola tsy mahay izy zany!! lol! Fa eo @ 20 sec eo vao azo lazaina hoe mahay lery petard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ka ny an'i Rajou, ra voany 10sec lisany mbola tsy mahay izy zany!! lol! Fa eo @ 20 sec eo vao azo lazaina hoe mahay lery petard

efa adala be mintsy anie Jojoxxxx zany ee!!!.... tena graveee !!!!!!! milay eee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Fa mahavelom-bolo izany fa mba manana an'i Peno sy Prez ary Hents ny Team Alpha izay tsy mitsahatra ny mivoatra isan-andro Very Happy (ny tenanay moa zany dia capable du meilleur comme du pire, surtout du pire lol! )

Tsika alpha mila miady mafy koa. zala misy andrarezina be fa tsika tokony mampiakatra kely an le rang 3 ème à partir du dernier amzay lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena aleoko: "choix de raison" ry zalahy!

Aleo an'i Tana za vao hilalao fa tena, sarotra be ily miaina @ euros aty, mbola mila mividy zavatra maro maro ... Sad Dommage fromage Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ry Beels kosa ngamba efa mande eo ambony coussin d'air silly

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
His a écrit:
Ka ny an'i Rajou, ra voany 10sec lisany mbola tsy mahay izy zany!! lol! Fa eo @ 20 sec eo vao azo lazaina hoe mahay lery petard

efa adala be mintsy anie Jojoxxxx zany ee!!!.... tena graveee !!!!!!! milay eee

io M le manager recruter-o ZEN i Jojox

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ry Beels kosa ngamba efa mande eo ambony coussin d'air silly

Tena saina tonga kely mits marina anié lty lé mijery tmeps an ra Beels fa mampy té handeha hanao reco recoin par recoin lé SS fa saod mahita coupe fromage tsy indr1 dr1. Fa trop b lé ecart.
Hatao tsy hanitsaka frein, KKK ialahy.
Manivaka ialahy KKK iany koa.
Ka tena manana accès ao am serveur rallysim marina no iz amin'i lery io. lol!afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

sao diso Objectif kosa ela am lé adversaire enjehina fa ela nge RBR depuis 2mois fa i beels nge lety efa depuis 2005/2006 e sml2 !!! am 2012 ela otran i Beels fa aza maika e! lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
session publique a écrit:
Reco Curitiba by Legah-Fosy

un nouveau venu??? QuestionQuestioncheers

nanandrana nikotrana kely arakin'ny natoron'i Doda9 omaly (le système une spéciale par jour fa sans prise de notes par contre).

Tena hita tokoa ny vokatra fa niaina 20 sec B izao ny temps-ako par rapport am'lé manao session en ligne.
Nanombohana izany dia ny Diamaond creek good conditions aloha zany.
Plusieurs passages ny reco am'zany ary essai de trajectoires maromaro no atao. flower
Pour voir si la trajectoires est bonne, asiako an'lé ghost iny D jereko hoe iza no lasa aloha en sortie de courbe. et ainsi de suite jusk'a l'arrivée. Si on suit cette méthode sur tous les rallyes j'en suis sûr qu'il serait possible de titiller voir se battre avec les Beels, Latvalaza et autre Fablide du team mpifokeur petard

Pour conclure, la session de reco suivant cette méthode cherche surtout la performance alors que les sessions publiques devraient servir à nous entrainer à être régulier (No KKK)

duelduel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa mety hi-titiller an-zalah elah raha toa ka...............tsy mampiatra io systeme io kou zalah manomboka namakiany an-lah lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Zà ihany lesy ilay Legah-Fosy a lol!

Legah/Fosy
Cole/Trikle
Joda/Teillet
KKKmaster

Dia iza koa??????, lol!lol!lol!
Za koa mba hanao leuh,fa ny anah ataoko iza re QuestionQuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Session publique reco Curitiba androany avec un pilote de marque : Latvalaza Very Happy

mba nanao reco directement sans autres essais Wink
Somary hafa ny mitondra an'ilay S2000 an...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
Zà ihany lesy ilay Legah-Fosy a lol!

Legah/Fosy
Cole/Trikle
Joda/Teillet
KKKmaster

Dia iza koa??????, lol!lol!lol!
Za koa mba hanao leuh,fa ny anah ataoko iza re QuestionQuestionQuestion

lol!
Il y a encore pas mal de noms hein... lol! Style Alcazar lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

Njafan efa lasan'i McCrash lol!

Ah ça oui cheerscheers pas touche geekgeek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
En tout cas une chose est sûre, je commence à en avoir marre de cette **** de connexion qui n'arrete pas de me jouer des tours.
j'arrive jamais à terminer quoi que ce soit avec!!!
besoin d'un docteur charitable pour le soigner car vu mon etat je suis capable du pire.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
Zà ihany lesy ilay Legah-Fosy a lol!

Legah/Fosy
Cole/Trikle
Joda/Teillet
KKKmaster

Dia iza koa??????, lol!lol!lol!
Za koa mba hanao leuh,fa ny anah ataoko iza re QuestionQuestionQuestion

Faudrait que vous m'expliquiez le pourquoi de la création de tous ces pseudo QuestionQuestionEvil or Very MadEvil or Very Mad
J'essaye de trouver mais vraiment je comprends pas

lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny anay moa @ ity saison ty hatr'izao di tsy misy pseudo efa tsy soafahana fa ny manao sessions officiels aza efa tsy dia misy fotoana donc lasa tonga dia manao session tsy misy reco zany fa izay lalany lalany any eee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Mc Crash a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
Zà ihany lesy ilay Legah-Fosy a lol!

Legah/Fosy
Cole/Trikle
Joda/Teillet
KKKmaster

Dia iza koa??????, lol!lol!lol!
Za koa mba hanao leuh,fa ny anah ataoko iza re QuestionQuestionQuestion

Faudrait que vous m'expliquiez le pourquoi de la création de tous ces pseudo QuestionQuestionEvil or Very MadEvil or Very Mad
J'essaye de trouver mais vraiment je comprends pas

lol!lol!lol!lol!

Cole Trickle t@ film "Days of Thunder"

KKMaster mazava ho azy

FastDracula mazava ho azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

Faudrait que vous m'expliquiez le pourquoi de la création de tous ces pseudo QuestionQuestionEvil or Very MadEvil or Very Mad
J'essaye de trouver mais vraiment je comprends pas

lol!lol!lol!lol!

Lé Njafan angamba tsy mila azavaina Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Amin-kafaliana lehibe izany no anambarana etoana fa nibata ny fandresena ny tenanay t@ rallye "miady @ fandrobana" lol!lol!lol!

Belle bagarre avec Titof clap tena de + en + tenté mihitsy aho hanao MRC miaraka @ ilay Evo 6 scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tsara iny Rads a! t'es rapide! dans certaines spéciales tu me colles pas moins de 15 sec prier
ANTSO AVO ATAO AMIN 'NY so6 EFA NETY NY CONNEXION ANAY KA DIA VONONA AMIN 'IZAY HANAO RALLYE DU SOIR...
cheers RALLYE DU SOIR, MAMPIVOATRA ISAN'ANDRO cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Na Titof koa aza ange mandeha be e ! fa tsy haiko na manao erreurs ialahy na ahoana @ spegany sasany fa ny inters an'ialahy hitako ça va !

fa izaho ange tsy mi-attaque be fa miezaka ho régulier fotsiny, rehefa spegany haiko tsianjery ihany aho no "à fond la caisse" lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Après deux spéciales, j'avais un message d'erreur sur le tableau. Ma connexion a fait des siennes et je n'arriverais plus à rentrer dans la session publique (normal ve?) pour faire la SS3. Rolling EyesRolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa miezaka mamerina ny rallye du soir indray zany zay zao ka anio dia Reco leg2 Terre de provence= 3 passages de chaque pour Prospect II, Prospect V1 et Shepherds II
Heure : 20H rallysim soit 21H madagascar

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...