Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Team So6 Zen : Inscription

Messages recommandés

Aleo alefa am'zay fa sô torek, alefaso ato ny listes an'zay ho hiditra beta aza éé:

Pour le manager, je propose DODANEN, satria ela no mandalo matetika any am'rallyesim mankony.

Ny team So6 Beta moa tsy iza fa ralahany Team So6 Alpha ihany fa zany hoe plus performant kokoa ngamba lol!lol!

1°/ 1512 Drift_man (MRC : Evo 9 A8 / WRC : skoda ngamba / IRC >> hiady @ groupe A6 sur 106 S16 ou C2R2 MAx à voir) atelier de peinture ZDRC, prépa moteur mety ho NARC na i LatvalazaMotorSport Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dodanen mazava houazy !! fa au fait ny blm -ko anie ilay conexion internet e !! tsy dia afaka mivalapatra be aho !! ms bon... refa tsisy mazoto laisany dia ataoko ny manager fa tsy koi !!! lool Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
flower

Vao nanaiky i Dodanen de mazava hoazy koa zany e

Hiditra amin'ilay so6 2ème liste fa le "Beta" kosa tsy mety amin'ny toetrako e

Tsy ho henatra mihintsy manko (rehefa valabalaka) reo alpha reo
handrabiraby ny 2ème hoe

BETA..kolaka
BETA..rehy
BETA..kalaza
BETA..vy
BETA..YYYYY- mbava e

Mbola maro ny liste fa tsy aleo ve mitady anarana hafa

De efa zatra tsy de misy formalité be loatra koa fa de on joue comme on aime e


158-Dadah
Ny sur de wrc / mrc no hatao
Ny taramac mila mahita réglage sy feeling miainga tsara vao mazoto
Ny S2000 tsy mety amin'ny volant MOMO
NY Gr N mahatsemboka fotsiny

Ny vam efa hiodinan'ny loha aloha de
wrc- Focus 06 (Apombo) na le C4 (Apombo )
mrc- Rehefa hitako fa mety le EVO9 de iny fa na hiverina amin'ny EVO7


skin hita eo raha te hanova
Physic ; reglage ; sns hita eo koa raha hikaroka
(sady efa nolazako teto fa za manan fika hijerena ny réglage ao anaty replay, nefa ary amin'ny site des records ny tchek ary feno replay bobaka be)

Fa mety ho sarotra ihany ny handresy anay aloha e
maika fa mbola hiditra eto reo mbola tsy voasoratra any anaty team hafa

Fablide; steakam; maximumattack; chekpoint; dadoutek iza koa le mpanao session publik efa henjana be ireny

Mihetsika Mr Manager le grand Dodananen mikotikoty an'ireo loll


flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Mbola maro ny liste fa tsy aleo ve mitady anarana hafa


Za koa efa nieritreritra hoa tsy poinsa ilay hoe BETA !! NoNo
fa propozeo ary e !! SurprisedTEAM SO6 ILAY TENA IZY OHATRA !!!! Very HappyVery Happypetard

Citation :

Fa mety ho sarotra ihany ny handresy anay aloha e


Ny atsika koa otrany ny vava no lasa aloha !!!
lol!

Citation :
maika fa mbola hiditra eto reo mbola tsy voasoratra any anaty team hafa

Fablide; steakam; maximumattack; chekpoint; dadoutek iza koa le mpanao session publik efa henjana be ireny


Marina zany

Fa hono hoa i Prez
: Ahona tsr ny demarche atao moa @ity creation ecurie ity? rehefa feno 10 zay no miteny an'i Fifou?? sa dien'zao??otrany tsy dia araka loatra manko !!!ianao no efa manana traikefa @ izany lanager zany zao !!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manao demande en trois exemplaire izay halefa aty amiko:
SAS Soaf,nous avons l'honneur.....votre grande ....votre devoué....
zay aloha.Dia avy eo manatitra cadeaux aty amiko ohatra siège bacquet + ecran geant. Dia dinihiko ny serieux ny candidature-nareo......

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Citation :
Mbola maro ny liste fa tsy aleo ve mitady anarana hafa


Za koa efa nieritreritra hoa tsy poinsa ilay hoe BETA !! NoNo
fa propozeo ary e !! SurprisedTEAM SO6 ILAY TENA IZY OHATRA !!!! Very HappyVery Happypetard

Citation :

Fa mety ho sarotra ihany ny handresy anay aloha e


Ny atsika koa otrany ny vava no lasa aloha !!!
lol!

Citation :
maika fa mbola hiditra eto reo mbola tsy voasoratra any anaty team hafa

Fablide; steakam; maximumattack; chekpoint; dadoutek iza koa le mpanao session publik efa henjana be ireny


Marina zany

Fa hono hoa i Prez
: Ahona tsr ny demarche atao moa @ity creation ecurie ity? rehefa feno 10 zay no miteny an'i Fifou?? sa dien'zao??otrany tsy dia araka loatra manko !!!ianao no efa manana traikefa @ izany lanager zany zao !!!! lol!lol!


Sali.... tsy d azoko lé izy .... irejoindre any team anareo zany zay sa oe aona? sa manao team afa zay ee ?za sy ra fablide manko ray tanana ety fa i stekam efa any amin tanana any lery ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadou a écrit:

Sali.... tsy d azoko lé izy .... irejoindre any team anareo zany zay sa oe aona? sa manao team afa zay ee ?za sy ra fablide manko ray tanana ety fa i stekam efa any amin tanana any lery ....


Salut ianao Dadoutekk !!! au fait tsika tsy miditra ao @ TEAM so6 Alpha izay misy an'i Soafahana ka !!!! RazzRazzRazz ...efa feno 10 manko ry zalah !!... on va creer un autre TEAM gasy en parallèle zany dia noheritreretina hoe TEAM SO6 beta no anarany !! ( fambola hjo soloina io anarany io fa tsy poinsa !! Very Happy ) . Le but etant de regrouper tout les gasy participant mba ho vondrona iray zany e fa tsy miparitaka e !!!azon' Dadoutek? Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hay hanampiako an’zay…. Misy koa ny Championnat inter-ecurie. Izany hoe plus on participe à une épreuve officiele plus mahazo points ny ecurie misy anao en fonction du classement des pilotes qui composent l’ecurie : zay no avantagen’ilay ecurie be pilote satria betsaka kokoa ny chance hazahona points. What a Face Ny mpikambana ao anaty ecurie koa zany afaka mifampizara ny manta sy ny masaka ( partager la passion e !) clap na resaka reglage io na resaka strategie de course. Mais bon… betsaka ny avantage fa raha misy latsaka ny teniko dia hiangaviana ny sasany mba hanampy e !!..Sinon za koa mi-insiter ny rehetra hamaky atr@ farany ilay regelement @ championnat @ ity taona ity fa intéressant be ilay izy… dance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
1580 emsics

tsy dia hanao WRC (Subaru A8W - 01) fa hiezaka ny hazoto amin'ny

PWRC Subaru N12
JWRC VW Polo A5 na A6

MRC Subaru N12

Skin MADAGASCAR Escape2Africa izay mbola ketrehina miaraka amin'ny ZDRC

ankoatra izay raha manampotoana dia

Championnat nationaux hafa Subaru N12

Championants frantsay ankoatra ny Gravel VW Polo A5

Championat france gravel Subaru N12

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

En passant dia mba heritrereto ary ilay anarana rehefa tsy poinsa lé "beta" e !!! SurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ataovy hoe "les bêtes" rehefa tsy raikitra le "beta" e lol!lol!lol!


Vaomaika loza !! Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
aleo rangaha atao

BESTA


sa ahoana


Otrany manindry be ndray tsika @zany ko !!!! Laughing ..aleo alony ho hita eo ny niveau antsika zay vao maka anarana mamono lolobe sô ouèn eo !!!! sady efa misy miandry kendry tohana fotsiny ao zao ann !!!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Lolll

otran'ny hoe BETA diso tsipelina kosa io e sendra nisy S tafasotrika fotsiny

sady mba mitovy feo ihany le

ALPHA sy BESTA mdrrrr pigpigpig

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


Mihetsika Mr Manager le grand Dodananen mikotikoty an'ireo loll


flower


Doda nanenina lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


Tsy ho henatra mihintsy manko (rehefa valabalaka) reo alpha reo
handrabiraby ny 2ème hoe

BETA..kolaka
BETA..rehy
BETA..kalaza
BETA..vy
BETA..YYYYY- mbava e



"boury" adinon'i Dadah lol!lol!lol!lol!lol!lol!

inoako kosa angamba fa tsy hapa banni ana io jeu de mots mahatsiravina kely io an sml2lol!clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:


"boury" adinon'i Dadah lol!lol!lol!lol!lol!lol!

inoako kosa angamba fa tsy hapa banni ana io jeu de mots mahatsiravina kely io an sml2lol!clapclapclap


Mivôka elah !!!!!!!!!!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil tsy mendrika ato @ Team BEta zany fiteny zany !!!!!!!! lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol! elà ra Dodanen an, ny post an'la ary ary mbola loza noho ny ahy kou lol!lol!lol!lol!

za rangah iditra team beta a, ra tsy ampidirin'la za D anao team Gamma za D Gamma'iko daholo ny team hafa lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bon petite recap :

Ny sura fa ao @ TEAM BEta zany atr@zao dia ireto : Hents, dadah, dodanen, beelabba, tsi²,emsics

A confirmer: Dadoutek, Fablide, Stekam, focus ( tena hiditra tokoa ve elah e?



Fa ny efa sure dia izao : hinan'fatin-laisany laisany ry TEAM SO6 Alpha !!!!! RazzRazzRazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
bon petite recap :

Ny sura fa ao @ TEAM BEta zany atr@zao dia ireto : Hents, dadah, dodanen, beelabba, tsi²,emsics

A confirmer: Dadoutek, Fablide, Stekam, focus ( tena hiditra tokoa ve elah e?



Fa ny efa sure dia izao : hinan'fatin-laisany laisany ry TEAM SO6 Alpha !!!!! RazzRazzRazzRazz


Hay d'efa maka ny henjana an lol! tsy koi e fa efa mikotrana be koa Ra-Prez ato e (voan'ialahy lesy Beels Prez a na tarmac aza a lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha tarmac koa dia efa manana ny akolahy mpiady zay !!!! Mr TSi² entre autre !!!! clapclapclap sur clavier en plus !!! ouèèèn laisany raha verezin'io tsi² anay io !!! allez tsi² !!!!!!!!!!!!!!!fonce !!!!!! C'EST LA MORT OU TSI2 !!!!!!!!!!!!!!!! Twisted EvilTwisted Evillol!petard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
bon petite recap :

Ny sura fa ao @ TEAM BEta zany atr@zao dia ireto : Hents, dadah, dodanen, beelabba, tsi²,emsics

A confirmer: Dadoutek, Fablide, Stekam, focus ( tena hiditra tokoa ve elah e?



Fa ny efa sure dia izao : hinan'fatin-laisany laisany ry TEAM SO6 Alpha !!!!! RazzRazzRazzRazz


Raha manana probleme-na recrutement lisany Beta............dia hi 1690 Belazao na hi 1090 Jobamilay halaina eee fa tonga de mi-gafy fotiny noho hataoko ao !!!! geeklol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
QuestionQuestionExclamation Fa aona ny fanaovana team marina ee? Ra mirejoindre any beta v zay de inona no tokony atao ? aona ny comptage na point? Fablide ko efa ok.... stekam vo anotanina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Lolll

otran'ny hoe BETA diso tsipelina kosa io e sendra nisy S tafasotrika fotsiny

sady mba mitovy feo ihany le

ALPHA sy BESTA mdrrrr pigpigpig


Team SO6 Zen lesy mety de A à z izy amin'izay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadou a écrit:
QuestionQuestionExclamation Fa aona ny fanaovana team marina ee? Ra mirejoindre any beta v zay de inona no tokony atao ? aona ny comptage na point?


Raha tia hi-rejoindra TEAM dia miconfirme eto fotsiny ka.. dia rehefa feno 10 isika dia zay vao alefako any @ rallyesim ny anaran-tsika rehetra pr créer ilay TEAM SurprisedSurprised


Citation :
aona ny comptage na point?


Omeko an'i His na i prez ny fanazavana an'io fa mbola tsy arakako tsr ko ny momba an'iny....hoe mande par classe ve n,y points sa tonga dia tambabé eo daholo?? !!!


Citation :
Fablide ko efa ok.... stekam vo anotanina


Recap :Hents, dadah, dodanen, beelabba, tsi²,emsics, Dadoutek, Fablide.
Plus que 2 à confirmer dia raikitra io !!! clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny formalité leitsy dia tonga dia mandefa MP any @ Fifou elah Doda9 dia milaza oe izaho manager Team Bogota (hihihihi) dia avec N° exact sy pseudo rallyesim de chaque pilote dia mandefa koa ny bannière de dans un deuxième temps mandefa mp tsirairay any @ Fifou ireo pilote milaza ny hidirany ilay Team Bobota (hiihihihihi) de zay geekgeek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ny formalité leitsy dia tonga dia mandefa MP any @ Fifou elah Doda9 dia milaza oe izaho manager Team Bogota (hihihihi) dia avec N° exact sy pseudo rallyesim de chaque pilote dia mandefa koa ny bannière de dans un deuxième temps mandefa mp tsirairay any @ Fifou ireo pilote milaza ny hidirany ilay Team Bobota (hiihihihihi) de zay geekgeek


ok.. ataoko zao dia zao...Mci Mr le Président

Ary ilay regle d'attribution ana points @ ecurie tô tsy nazavain'lah e ??????? ShockedShocked ...sa tsy tian'lah ho tenenina anay vue que zay efa ho be points no laisany??? RazzRazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ze dilemne>> j'ai de meilleurs sensations avec la lancia delta, j'arive toujours a aller au bout de la spéciale (essai sur prospect ridge) mais le temps n'est pas là du tout EmbarassedEmbarassed , alors qu'avec la Evo9, j'ai du mal à sortir des sous-bois en début de spéciale sans dégat, tellement la voiture est intenable mais quand j'y arrive, je faisde super temps (super temps à mon niveau s'entend lol! ). Bref, pour dire que je n'ai pas encore choisi ma voiture pour le MRC. Mais à 80% je préfère avoir une voiture fiable >> Lancia delta flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon iangaviana zany isika reto mba hanome eto ny Numero sy ny pseudo (tena izy) ao @ rallyesim fa efa hitasngana atsy² izy ity :

Editer ce message pr completer au fur et à mesure.

Hents: 1512
dadah: 158
dodanen : 974
beelabba:
tsi²: 841
emsics: 1580
Dadoutek:
Fablide: 1100
Stekam:

Miasotra @ fiaraha -miasa Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:


Hents: 1512
dadah: 158
dodanen : 974
beelabba:
tsi²: 841
emsics: 1580
Dadoutek:
Fablide:
Stekam:

Miasotra @ fiaraha -miasa Surprised


tena aleo tsy de resahana firy intsony le Alpha geek
Aleo mba ry hexis e stotbart e sidodre e no resahana amin'izay


Manana blem kely ny pc ko zao

miakatra be ny temperature an'lery de misakady be le jeu injainjay de maty mihitsy aza

de mitady solution zao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Dodanen a écrit:


Hents: 1512
dadah: 158
dodanen : 974
beelabba:
tsi²: 841
emsics: 1580
Dadoutek:
Fablide:
Stekam:

Miasotra @ fiaraha -miasa Surprised


tena aleo tsy de resahana firy intsony le Alpha geek


Aleo mba ry hexis e stotbart e sidodre e no resahana amin'izay


Manana blem kely ny pc ko zao

miakatra be ny temperature an'lery de misakady be le jeu injainjay de maty mihitsy aza

de mitady solution zao



solution dia harina fa aty misy zaoridira aty @ nay lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

entre pa kely ho an dadah, sokafy ny UC dia tonga d tofiro am ventilo direct ny ao anatiny ao refa milalao, ny ahy ato admission directe mitsy le UC zao miboridana tanteraka, refa tena anao session ary za mety eo ambaravarankely mitsy lery no mipetraka sady tofirina ventilo lol!
fin du HS

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hents: 1512
dadah: 158
dodanen : 974
beelabba:
tsi²: 841
emsics: 1580
Dadoutek:
Fablide: 1100
Stekam:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fablide a écrit:
Hents: 1512
dadah: 158
dodanen : 974
beelabba:
tsi²: 841
emsics: 1580
Dadoutek:102
Fablide: 1100
Stekam:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hents: 1512
dadah: 158
dodanen : 974
beelabba:
tsi²: 841
emsics: 1580
Dadoutek:102
Fablide: 1100
Stekam:

Merci @ilay rapidité @famaliana !! clap ..hita mintsy fa anao azy daholo reto bandyr eto !!!! tsy otrany any @ sasany !!!!!!!! RazzRazzRazzEmbarassed

Fa fanamarihana kely : Verifieo kely hoe tena io voasoratra eo ambony io tokoa ny pseudo an'laisany ao @Rallyesim fa tsy aiko tsianjery daholo manko... ( ohatra hoe ny an'i Hents ve hents ao @ rlsm sa henitsoa?? ect....)

Beelabba ôô!!! miandry anao anie ny fanjakana e !!!!... ainsi que Stekam !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola tsy ampy iray ngeh lisany eh!!!!Njafan ngah tsy tian'lisany? lol! ,fa so dia toriandry Alpha hoe double Login vo loza koa anefa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Mbola tsy ampy iray ngeh lisany eh!!!!Njafan ngah tsy tian'lisany? lol! ,fa so dia toriandry Alpha hoe double Login vo loza koa anefa


Ialahy zao no tianay nefa lozan'lah nade tany ankafa moa ko !!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad .... pfff.... mpamadika eee !!!!! lol!lol!

Sinon Dadah<< enjana io resaka refroidissement io !!!! Twisted Evil .. ny ahy nampiako ventilateur 2 mintsy ny UC fa mitrena be nedala rehefa ela² !!! moa ho an'ny Pilote efa nasiako ventilateur koa aty ivelany !!!!! Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah> verifier-o ilay ventilllon'ilay CG fa mety tsy miodina tsara!! Ilay CG NVIDIA matetika manko izay no blem-ny!! surtoutraha vao be vovoka zay!! Ny ahy zao maty mihitsy ny ventillo (niala teo @ toerany) dia novolena ventillo beu hafa mihitsy Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sunny

misaotra betsaka amin'ny torohevitra maro isan-karazany

fa le PC moa zany mbola sous garantie de le resaka sokafana tsy mbola tafa e satria mbola misy ilay taratasy kely iny tsy azo rovitina

fa tsy maintsy entina any amin'ny nividianana azy ihany zany What a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Beelabba, Stekam, Fablide ... henjana daholo ange zany pilotes-ndry Beta zany e Very Happy

Fa mbola tsy quoi ihany fa ny Alpha tsy mitsoaka ady e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

in leitsy no mampatahotra ry Rads reo nge tsy lasa halavitra de fa KKK master daooolo reo eeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rads > ary ao @ ilay 'idole" an'lah misy any BOUM koa io @ Maximum io kay ve lah fan de Mr MOOV eeeee !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary dia inona loatra ary no tsy aritr'lisany @ io sarin'i Boom io ? Very Happy ka tsy ho bobaka be zany ny commentaires rehefa apetrako eo koa ny sarin'i Doda ? lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...