Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Noel Noel

Messages recommandés

Avec un tout petit avance, je me permet de vous souhaiter cher So6 et So6tte UN JOYEUX NOEL que durant ce jour saint chacun de vous puisse trouver la paix et la sérénité afin de pouvoir finir cet année 2008 et d'affronter la nouvelle année 2009 dans la joie et la prospérité.

Dia samy hanao fety sambatra daholo dia ho tratrin'taom-baovao ry So6ssé sy So6cety aaaaaa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Noyeux Joël daholo e !!! drunkendrunkendrunken hips Joyeux Noel dia mirary soa ho antsika rehetra.

Ho avy i santa ho an'ny rehetra na izay hijanona eto antoerana na izay handeha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Very Happy Dia manaova fety sambatra daholo eh!!!!!!

moramora am Nos an !!!!!!!! thbmakafoka

za zao miandry an'i santa sy ny Zé-vinnnnntsssssssss!!!!!(aza hitako ka zavatra hafa no entin'lery,toundé sportifsportifsportif)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerssanta JOYEUX NOEL DAHOLO E!!!! santacheers Mirary fety sambatra ho an'i rehetra e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Joyeux Noel daholo e cheers

Dia enga anie samy hahazo izay zavatra niriny tany @ santa daholo Very Happy

(ny ahy Porsche 997 GT3 na GT2 fa mbola tsy tafa hono hozy lery fa @ herintaona angamba e lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
flower

Misaotra antsika e

De ombana manana avokoa ireo; firariana soa sy fahombiazana, fifaliana ary fahasalamana hoantsika rehetra ireo hiampita any amin'ny ankohonan-tsika sy ny fianakaviantsika rehetra koa, amin'izao tonon'andro ny fankalazana an'ilay tena fitiavana rano fotsiny izao

Joyeux Noël e

De manaova fety masaka be sy sambatra daholo

sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha izay firariantsoa rehetra zay ngamba d efa milliardaire daolo tsika retraretra. Ny mihoatra zay ts misy tsony fa dia JOYEUX NOEL DAOLO D SAMY HO TAHIAN ANDRIAMANITRA E! santa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Joyeux Noël lisany na defa tara aza an

Tratry ny Farany koa a

D ho Tratry ny rapitso daoly an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...