mik-mak 0 Posté(e) le 2 décembre 2008 Soafahana a écrit:Bibs a écrit:Za kou mety hanao Ck @ herintaona!!! Ilay projet Mini-rallye lou d tena tokony ho atao e! Za mihevitra fa abordable (cout de préparation, matériels...) hoan'ny kofbay rehetra ny fanaovana an'io, sa ahoana hoy ialahy isany! Za lou d isan'ny handray anjara sy hanetsiketsika an'io Lasa izao eeeeeeeeeeeeee + 1 majouto kou Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 décembre 2008 otran hisy combat mahafinaritra mintsy ao am'zao cross car zao am'herintoana kléé!! raha mahita 15 Ck manao kosa V tsy efa misy maratra mintsy annn!! miakatr B tampoka ny niveau an'io ann! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 2 décembre 2008 raikitra... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 2 décembre 2008 Hents> 2L ve? ny tsy tiako lay hanimba ny classement @ championnat fotsiny nefa tsy ahazo akory anie e, zay ny olana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 décembre 2008 hents>dikan'izany hoe hiakatra ilay niveau donc mbola ambany izy zany zao ??? Fa sinon manaova essai compet daholo aloha lisany @ io slalom io fa lasa masosotra be ilay tsy misy adva valable ilay hetsika @ herintaona (mbola mampiakatra pression @ herintaona ihany io an !!) Fa ilay 15 Ck ve tsy mbola kely fa aleo tonde any @ 20 Ck any ny miady eo saady tsy afaka manao double pilote ilay rallye !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 2 décembre 2008 tsy mety double pilote??? kivy ny société kle. tsétsé, prez ho avy masika @ erin-taona an. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 3 décembre 2008 prez>> tsss olona marary tongotra V no hatahorana éééé Focus>> na 2L aza mbola ahiako tsy ho tafiakatra anaty classement lisany ann Ny niveau efa ça va kah, fa otran ny mrc eto ihany io efa mety ny niveau fa raha tonga kosa ny WRC mety hiakatra d'un cran ndray satria misy tsy hanaiky tsony ndray (hanao stage éé, essai maromaro éé...) Lé tsy afaka manao double pilote ty koa zao no mety hanahirana kely ihany annn!!! (tiréna pile ou face izay manao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 3 décembre 2008 Henintsoa a écrit:prez>> tsss olona marary tongotra V no hatahorana éééé Focus>> na 2L aza mbola ahiako tsy ho tafiakatra anaty classement lisany ann Ny niveau efa ça va kah, fa otran ny mrc eto ihany io efa mety ny niveau fa raha tonga kosa ny WRC mety hiakatra d'un cran ndray satria misy tsy hanaiky tsony ndray (hanao stage éé, essai maromaro éé...) Lé tsy afaka manao double pilote ty koa zao no mety hanahirana kely ihany annn!!! (tiréna pile ou face izay manao sur é!!! sadd ela eff malaza ao anaty article rallygasy... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 3 décembre 2008 tena mba ampiady ilay saison 2009 dia aleo ho 1.1 i gogol dia lisany moterabe 1.6 1.4 sns.... ra 1.1 i gogol dia tsy koa fa mba 7sec par kilometre par special no alaiko am lisany e. eo am 35sec par special eo eo zany mety hiôtra kely ndraindray... ;-) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 3 décembre 2008 Ari Vatanen a écrit:tena mba ampiady ilay saison 2009 dia aleo ho 1.1 i gogol dia lisany moterabe 1.6 1.4 sns.... ra 1.1 i gogol dia tsy koa fa mba 7sec par kilometre par special no alaiko am lisany e. eo am 35sec par special eo eo zany mety hiôtra kely ndraindray... ;-) nen'lah kosa leitsy ry Ari de tsy mety fa hanao marche arrière satria ilay SS moa manao boucle dia avy eo @ CHD ela dia hanao marche arrière eo @ CHA raha izay dia manaikay aho hoe hanao scratch elah !!! Sinon ilay resaka tongotra marary mety fitaka fotsiny (intox) io ka TANDREMO (jereo eo fotsiny @ Asabotsy @ ilay session RBR fa mety hanapoka be ilay "handicapé"...hihihi) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 3 décembre 2008 Mbola tsy handicapé kosa Ra-Prez a ! Ampikotrano foana ilay tongotra fa sitrana vetivety io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites