Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

session cross car SO6

Messages recommandés

misy programa kely zany ty ka asa izay mazoto.
session cross car eny ivato am dimanche 12 octobre toute la journée! fa mila fiara hibatana ny cross car isika miala ao 67 atrany ivato. ny cross car poince lou zany dia ilay anay ihany. fa tsara raha mba ampiana 1 (mba mangataka an raprez hiteny am ramarosandy) fa tsy misy tsirony ra 1 fotsiny no lalaovina.
mba mila mitondra essence kely avy fotsiny tsika dia izay manana baché na camions plateau etc dia mba ilazao eto e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

merci ari cheerscheerscheerscheers
partant B fa lasantsy ihany ngamba no entiko zany fa ny camion tsy manana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
partant, mba tsy mivavaka amin'io

any amin'i Gaucheplus misy minibus raha antonona.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+ 100000 @ ilay cross kart fa momban'ilay camion hitondrana dia ny any Rado (bain'ny sitraka) zany ??? satria mbola any fenerive est lery de tsy fantany raha tafaverina @ alahady !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
partant b ny tenanay amin'io kle, raha ohatra ve boxer mety omby an 'ilay kart sa tsia?

tokony ho antonona aloha e! satria ilay sprinter an Hajia iny no fitondranay anazy.
Sinon confirmer-o izay transport poince satria tsy afaka ande mitsy tsika ra tsisy iny!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dommage letsy fa tsy tafa za lé!! Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny proposition de aloe tonga de hatao coti cota ilay izy satria ny frais rehetra dia : Essence + transport + mecano manampy

koa ny proposition-ko dia mba confirmer eto oe iza zany ny tena ok @ io de jerena ilay coti oe ohatrinona / nbre de participants

ny transport hatr'izao zany mbola tsy milamina !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ferantsika ho antsika vé io sa misy hafa afaka tonga handefasana MP (ohatra rajoù, Nerone, TVN) fanontaniana ny ahy annn!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok pour TVN, Rajou et ner1 pour moi
otrany nahazo cross car 1 fanampiny tsika e
donc 2 zany no lalaovina ra ohatra ka...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ay ato zany ny SO6 le mitafatafa a! farao merci ry zalah dia za ho avy fa ny aprem a!za ngamb ts hitondra ninin fa rehefa tonga any manefa ny cotisation anjarako! dancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci rzala fa tafiditra ato am salon
Hosorana inona zany zay sy Rajou makafoka
Mety be zany pro zany fa asio détail kely hoe à partir ny am firy dia mtondra sanjila zay.
Azo atao koa ve raha sanatria tsy mahita cams hoe entina sur route ihany fa atao eo anelanelan ny fiara 2 mandefa detresse

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 be mintsy fa raha sanatria tsy tonga maraina de tsy maintsy tonga ny hariva.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

récap kely

matin : Ari / soaf/ Tsi2 / Hents / Emsics / Mikkah / Thomas (7 pers)
+ aprêm : irina / Michg / Rajoù / nerone / Peno (5 pers)

eo am'15 pers eo zany tsika

Ny programma dé mianga eo 67h am'10h30 tsy diso maka an'ireo cross ka mila tanana mibata azy donc tokony eo daholo isika "matin"
toute la journée zany tsika dia eny ivato piste ACCT (jamais TMF lol!) derrière gastrique pizza.
Ny cros dispo amin'io dia anakiroa.
Isikamiantoka lasantsy sy mécano (environ 30 Litres) ka misy kotokota ndray zany io izay apetraka any am'prez avant le jour J (eo am 40.000 fmg eo raha isika reo)

Mila camion iray hibata ny cross kart ka io mbola vao mitady raha misy mahita

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
récap kely

matin : Ari / soaf/ Tsi2 / Hents / Emsics / Mikkah / Thomas (7 pers)
+ aprêm : irina / Michg / Rajoù / nerone / Peno (5 pers)

eo am'15 pers eo zany tsika

Ny programma dé mianga eo 67h am'10h30 tsy diso maka an'ireo cross ka mila tanana mibata azy donc tokony eo daholo isika "matin"
toute la journée zany tsika dia eny ivato piste ACCT (jamais TMF lol!) derrière gastrique pizza.
Ny cros dispo amin'io dia anakiroa.
Isikamiantoka lasantsy sy mécano (environ 30 Litres) ka misy kotokota ndray zany io izay apetraka any am'prez avant le jour J (eo am 40.000 fmg eo raha isika reo)

Mila camion iray hibata ny cross kart ka io mbola vao mitady raha misy mahita


Mazava tsara tompoko ooohhh bouncebouncemakafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+ 1 ko ouno Boum zalah @ lay matin ah

+ 1 ko ouno lery @ lay mibata ao 67

makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dodaaa partant dimanche fa zany hoe aprm fa aleo mba hidera ny Tompo aloha ny maraina !!!!!!!!! WinkWink
Aprm zany za vao tonga any dia ok @ cotisaka..zé lanin'laisany eo plaisir-ko foana ee!!!!... Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny tena milay koa nge zao am io dia mba mandeha i narindrakoto dia mitondra laptop dia i dodanen mitondra g25 dia izay tsy mitaingina manalazy am rbr e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ny tena milay koa nge zao am io dia mba mandeha i narindrakoto dia mitondra laptop dia i dodanen mitondra g25 dia izay tsy mitaingina manalazy am rbr e!


Vata halazako ianao an !!! fa raha hi G...no mande de tsy koi !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa nandefasako MP ihany koa aloha i fond de 6 sy i maximumattack fa tsy hay na hoavy.
un probleme subsiste tjr: AIZA NO MISY CAMION HIBATANA ILAY CROSS CAR QuestionQuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
AIZA NO MISY CAMION HIBATANA ILAY CROSS CAR


ra lay remork fitondrana quad reny v mety mazaka azy QuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mba asio tatara ana spéki kely ra Ari fa izahay d mihevitra foana houé motera 2 cv lé vam.
Kay efa enjana b ny sasany.
Ny équivalent amin'inona any andafy izao lé aty ireny? ity izao D3
SleepWhat a FaceWhat a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
recapitulation zany dia :

- 3 indray ny cross kart de afaka hilalaovana daholo reo

- mila 10 litres chacun ireo fiara reo

- mila 10 litres hisintomana ilay fiara manakany Ivato (gasoil io )

- mila fiara 1 hitondrana ny Cross Kart faha 3

ny coti cota zany dia 50.000/tt dia hi Tsi² zao no efa nandoa voalohany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sô d tsara ihany raprez raha ho entin'là indray le elo be t@ rallye ireny fa ilain'ny vero manko ireny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
récapitulation olona:

maraina :Ari / soaf/ Tsi2 / Hents / Emsics / Mikkah / Thomas/tont/Boum/papale/samAl1 (11 pers)
+ aprêm : irina / Michg / Rajoù / nerone / Peno/Doda (6 pers)

soit 17 pers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers Fourbu mais heureux cheerscheers

Merci aux propriétaires terrains, propriétaires Kart à tout l'ACCT et surtout à Mister Vatandrakoto, à Rado propriétaire de la camionnette de last but not the least an-tsika nilalao rehetra fa tena nilay sady nahatsiaro ny t@ ilay kart mbola motera 2 CV fa hafa lihintsy zao ny sensation dia ngamba hiketrika an'ilay ao @ Ramarosandy sa tsy izany ry Ner1 hihihi studystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fisaorana aloha hoan'ny retraretra fa efa ela tsy nanal'azy otr ireny (na dia vetivety aza ny tour nay)
Te hiketrika mitsy a fa mieritreritra hoe so dia tsy haraka fa tiana hatao daolo zao rehetra zao.
Tsofiko rano ketreho le ao dia iny no lalaovintsika am manaraka e! afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mankasitraka ee!..mankatelina e !!!!!!!!

Misaotra antsika jiaby fa nafinaritra ny fiarahana !! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra be dia be ho an'ny rehetra e!
Fisaorana manokana ho an'ny tompon'ny tany, ny tompon'ireo Kart cross nanome izany mba ho lalaovina, ireo tompon'ny fiara nitondrana izany ihany koa, ho antsika rehetra tonga niara nihosom-bovoka tany;
misaotra ny mpahandro sakafo ihany koa!!
ny tanjona ngamba dia ny tsaratsara kokoa noho ireny hatrany amin'izay zavatra tiantsika hatao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena nilay e!!!!!!
Mamerina fisaorana ny ACCT ray manontolo fa tena afa-po tanteraka! prierprierprier
misaotra ny mpikarakara iany koa sy ny bandy akama rehetra tonga tany! makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

weeeeeeeeeeee! misaotra antsika rehetra fa nahafinaritra ny ambiance e! en général aloha tsy dia nisy degats grave loatra ny CK ka isaorana antsika rehetra nitandrina.
atram zao aloha dia mbola vizana be ny sandriko sy ny soroko, minana be ilay izy.
Hentsss M3, ZA MAKA AN LA!!!!!!!!
dia mino aho fa tsy hisy anotany intsony hoe iza ilay ao am avatar Laughing efa niara nahita daholo!
BIG BANG tu as raté quelque chose!! am manaraka koa e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay milay milay beuhhhhh!!!! cheerscheerscheers
tena nahita fafiny tsara tamin'lé AR2 fotsy iny ann!!
D misaotra anareo ry ACCT sy Ari manokana ary ireo rehetra nampidrana antsitrapo.
Lé M3 zany euhh lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary am toutes les photos alefa ilay sary azafady tompoko mba ahitan ny olona hoe otrany ahoana izany cross car o! misaotra tompoko dia ataovy be dia be dia be dia be

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clap un grand fisaorana mitafotafo beu o any rehetra: piste clap ACCT clap transport clap mecano clap TEAM NOSO6 clap sy 'reo zay ts vo tanisa afa, nafinaritra mitsy na d nisy fotoana nobahanan'Thomas Radstrom aza lol! msaotra ehhhhhhhhhh sunny tena Faly aho faly aho clapclapbouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izay handefa photo hanaovana an'ilay article alefaso any amin'ny mail ko yahoo : emsics at yahoo.fr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers tenn faly éé!!!
msaotra mtafotafo @ acct sy ny équ^pe rehetr éé....

Mbolll courbature fostiny ny tanana sy ny genou atra@ zao é....
cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mankasitraka an'i rehetra fa tena faly ny tenanay ry zala na de somary taratara ihany aza vo tonga. Nafinaritra le bapteme @ CK fa ay misy sensation be otran'reny izy io. clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
clap un grand fisaorana mitafotafo beu o any rehetra: piste clap ACCT clap transport clap mecano clap TEAM NOSO6 clap sy 'reo zay ts vo tanisa afa, nafinaritra mitsy na d nisy fotoana nobahanan'Thomas Radstrom aza lol! msaotra ehhhhhhhhhh sunny tena Faly aho faly aho clapclapbouncebounce


Klaxonner-o lesy a lol!

Ah fa milay be dia misaotra be dia be an'ireo nahatanteraka iny session cross-kart iny Very Happy

Na dia mm pipi ihany aza ny tenanay t@ ilay accélérateur bloqué sy freins tsisy !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...