Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Sary sy commentaires SO6 Control II

Messages recommandés

Hi hi hi, mihitatra ny hevitra ry zalah hivoka ato² ny So6 Production, d projeter-na ao @ RITZ sy REX r'efa Week-end lol!lol!lol!

par contre à creuser pour le fameux manifestation du Team So6 pour le prochain rallye

en attendant aloh ity indray ny vidak'i Raprez
Soafahana

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="tsi2> tena hevitra milay lesy ilay camera embarqué lé. i CI anie toa vao nahazo milay b dia tonga dia installer-na ao anaty vam fotsiny e!!! raha maromaro aza dia misy atao spécial pédale , spécial volant, spécial visage pilote et passager spécial roa avant sns e!! @ zay ny cams sasany vue extérieur ihany dia azo atao montage tsara. sûr fa milay sady ma-pme b!!! hihihi[/quote]

Mba aona re ny paozin'le 309 Andros sy le cinqs raha fenoina cam maromaro araka ny kozin'i Hitsapeta zany e? lol!lol! ny cam sasany amzany mifangaro @ pédale ngamb de le any ivelany lasa plot voahitsaka:lol!: lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SadSad tsy mety misokatra lé vidaka aty am-piasana ra Tsi² a!!! scratch

Bloker ny administrateur blabla... confused

Mba archiveo tsara any ny raPrez azafady, mba afahako mi-admiré ny tenako!!! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
SadSad tsy mety misokatra lé vidaka aty am-piasana ra Tsi² a!!! scratch

Bloker ny administrateur blabla... confused

Bloké aôna lety? ngah tsy misy windows media player ny matosn'lisany?
telecharger-na ange le izy vô vakiana e!
Boum a écrit:

Mba archiveo tsara any ny raPrez azafady, mba afahako mi-admiré ny tenako!!! lol!lol!lol!

ity aza aloh admirer-o indray ny 2eme passage n'i Soaf e

ity kosa ny an'i Nari9

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ie, vao nahazo cam embarquée marina fa mbola tsy nisy test ilay izy e!

Mankasitraka e! lé vidéo zany anaovana montage Wink

Ny tena zavatra tsara atao dia mitadiava daholo propulsion dia ho atao @ zay lé TROPHEE PROPULS
Za mbola miandry autorisation an'ilay tany zay dia tokony milamina daholo ny resaka circuit. (mikotrana tsara fa ho isy eo)

I love you

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapclapclap

Daholo Ry Tsi²,Hents, Michigan fa tsy hita intsony aiza no jerena fa misy ary dia télécharger-na dia misy indray ato dia telechager-na, dia sary ndray de enregistrer-na fa ny tena milay marina dia atao ny montage de maka fotoana mijery azy eee fa tena drunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
ie, vao nahazo cam embarquée marina fa mbola tsy nisy test ilay izy e!

Mankasitraka e! lé vidéo zany anaovana montage Wink

Ny tena zavatra tsara atao dia mitadiava daholo propulsion dia ho atao @ zay lé TROPHEE PROPULS
Za mbola miandry autorisation an'ilay tany zay dia tokony milamina daholo ny resaka circuit. (mikotrana tsara fa ho isy eo)

I love you

et pourquoi pas directement TROPHEE PROPULS SO6 organisé par TEAM SO6??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha virage gauche be de be dia aleo aloha zay hikotrana fa raha appel contre appel de tairo fa za specialista:lol!: lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
a a a a a aa a a aleo @ heritaona fa zay mbola vo mianatra lol

mandà mafy mintsy vé lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
raha virage gauche be de be dia aleo aloha zay hikotrana fa raha appel contre appel de tairo fa za specialista:lol!: lol!lol!

somary koditra ihany ao t'@ ilay trajectoire vers public, fa tsara réflexe ihany Rajoù au final Wink !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vao avy nijery youtube kely dia ilay cours-na inscription au virage an'i C.I no nojereko. Ohatran'ny mitsangantsangana fotsiny clap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
vao avy nijery youtube kely dia ilay cours-na inscription au virage an'i C.I no nojereko. Ohatran'ny mitsangantsangana fotsiny clap

misy lien ve ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsi² a!! scratch

Ka lé lien nomeny ela anie no blokeny ny admin éé!!! confused

Mlay kosa lé affichage an!! clapclap

Fa tô tsisy anarana na Spons?? lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bandygasy a écrit:
Fred1302S a écrit:
vao avy nijery youtube kely dia ilay cours-na inscription au virage an'i C.I no nojereko. Ohatran'ny mitsangantsangana fotsiny clap

misy lien ve ?

www.youtube.com/teamso6 izy teo, tao amin'ny chat no nahitako azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsimaintsy vitaina aingana zany ny vam ry nirina58 an!!!!
milay zany e!!!! koa tsy ho team So6 no betsaka hanao? mety ho lasa club ihany io indray andro any an.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:
tsimaintsy vitaina aingana zany ny vam ry nirina58 an!!!!
milay zany e!!!! koa tsy ho team So6 no betsaka hanao? mety ho lasa club ihany io indray andro any an.

Very Happy ka efa hoe mitadiava daholo propuls lol!
Ny ao mbola blem débimètre io mahakamo mintsy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Au fait, j'ai tendance à confondre le transfert de masse et le fameux mm pedale

Y a aucun stagiaire pour l'aider?

inona moa zany no équivalence an'izany débimètre zany @ 404? zany v tsy resaka allumage? io koa mantsy no tena blem-ko zao!!!! fa ny ahy bobine an!!! hihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Tsi2 a écrit:
Au fait, j'ai tendance à confondre le transfert de masse et le fameux mm pedale

Y a aucun stagiaire pour l'aider?

k sao dia manoro voana ry CI a!!!!
fa lé mm pédale tokoa v tsy @ accélérateur ihany sany frein koa misy an'io? tsy ilay hoe "d'un coût trouver les 2500 tours moteurs puis 3000 tours pour corser un peu après" v io e? sao dia diso fihaino ny bandy k lany fotsiny ny lasantsy rehefa maraina? c'est pour ça que j'ai dis plus haut que ça sert au moment de la ré-accelération après dérive.

Au moins je suis pas le seul a les confondre lol!

Ny tena tsy mety azoko anie ry C.I d tena mitovy mihitsy ny reaction an'ilay vam e! fa hatreto aloh d ny resultat no mahafaly.

mbola hianarako fôna io e!! studystudystudylol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aleo am ny herintaona mitsy zany trophé propuls zany fa zay zao mbola vo mianatra sady ny anay ny propuls mbola mdodo ao am garage raha tsy hoe misy mampindrana ndray ngamba lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
an'i Donné le copilotiny saingy vizana be ny vodiny nodomina 4x4 tany Tamatave.
Efa manarina tsikelikely ihany, efa vita ny dressage fa le lunette arrière no tsy mahita. Efa 5 ans io zao tsy velona dia mety efa maty zay ny pompe

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:

tiens tiens... c quelle version celle là? Ouhhhh!!! cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:

k sao dia manoro voana ry CI a!!!!
fa lé mm pédale tokoa v tsy @ accélérateur ihany sany frein koa misy an'io? tsy ilay hoe "d'un coût trouver les 2500 tours moteurs puis 3000 tours pour corser un peu après" v io e? sao dia diso fihaino ny bandy k lany fotsiny ny lasantsy rehefa maraina? c'est pour ça que j'ai dis plus haut que ça sert au moment de la ré-accelération après dérive.

ok ok...
Tsy lany ny lasantsy ary hianarana "sensibilité du pied droit et du pied gauche" io! Very Happy

Ny entrée de virage (inscription en virage), mila inscription au frein: mm pédale frein et sortie de virage pour stabiliser la voiture: mm pédale accélérateur (pas à fond en fait). Ny pied gauche, mbola hafa @ zay.

Pratique noho ataovy betsaka e! Ny placement mety koa raha transfert de masses tsotra. Mety iny ihany aloha noho averina tsara @ manaraka zany.

Une 944S

aza adino ilay copilota n'là tamin'ny so6 control 2 rehefa hanandrana an'ilya 944 a makafokamakafokacheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Hitsapeta a écrit:

k sao dia manoro voana ry CI a!!!!
fa lé mm pédale tokoa v tsy @ accélérateur ihany sany frein koa misy an'io? tsy ilay hoe "d'un coût trouver les 2500 tours moteurs puis 3000 tours pour corser un peu après" v io e? sao dia diso fihaino ny bandy k lany fotsiny ny lasantsy rehefa maraina? c'est pour ça que j'ai dis plus haut que ça sert au moment de la ré-accelération après dérive.

ok ok...
Tsy lany ny lasantsy ary hianarana "sensibilité du pied droit et du pied gauche" io! Very Happy

Ny entrée de virage (inscription en virage), mila inscription au frein: mm pédale frein et sortie de virage pour stabiliser la voiture: mm pédale accélérateur (pas à fond en fait). Ny pied gauche, mbola hafa @ zay.

Pratique noho ataovy betsaka e! Ny placement mety koa raha transfert de masses tsotra. Mety iny ihany aloha noho averina tsara @ manaraka zany.

tena 5/10 zany ny note-ko t@ iny. mais c'est vrai que sur le frein c'est vraiment au mm pour faire dériver.

ny blem an'ilay pied gauche lesy nirina58 dia manana tendance hanitsaka mafy foana a!!! en plus ny kiraroko koa lé enjana b reny daholo dia tsy mety ilay mampiasa gros orteil. tsimaintsy hividy chausson ihany alohan'ny open propuls. lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny kiraro aloha ra mbola bottes sy mocassin sarotra ihany an Razz
Misy an'ilay kiraro ana Taekwondo reny koa tsara, chaussures "bateau"...
Sinon à éviter: bottes de pluie, sandales... quoique j'ai pu faire plein de recos en scoubidou lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

taloha ra-mamy kely nilalao an'ilay R5KRD iny tany lazaina dia scoubidou koa no anaovan'i lery!!!!!!!

k lé izy koa anie tsy hita fa raha vao misy irika dia tonga dia milalao e!!! na manao cravatte sy mocassin aza lol!lol!lol!

otran efa nilalao tamin'ny cravatte sy mocassin ianao zany ra hitspeta an lol!lol!lol!lol!lol! tsy dé tery loatra vé???? lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena zà lesy ra-hents tena sady efa nilalao t@ cravatte sy mocassin no efa nijery rallye t@ cravatte sy mocassin lol!lol!lol!

raha vao mivoaka k mahita tany malalaka na tracée milay dia tsy mety fa manandrana foana!!! na vam ao @ tanana na vam aty am-piasana!!!! ilay mercedes b iny no mbola tsy sahiko fa asa hatr@ raoviana!!!! hihihihihi!!! grave

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aiza ny misy hoe tsy tiana
Emsics>> Eny ambotrmanjaka eny ihany tsika no manandrana azy rehefa mlam izy, eny efa hay hay ny piste lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa tafiakatra ny video any So6 control any Hentss dia ato izany ilay izy eee

Hentss en action

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary tena tête à queue mintsy kay iny lééé!!! b loatra ny frein ny fahitako azy.... pale

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...