Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

kirikou54 a écrit:
andovw a écrit:
ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! lol!
ela an

aza mody modeste eo e, (GTI kely angah!!!)

modereo zalah a, temporiseo temporiseo....
soyons convivial fa aza asiana taimbaka fa famille iray iany tsika ato e!!!!

mifona ary e!
tsisy kism rajoù an, sady tsika koa anie manala azy fa tsy de tena any am le oe taimbaka lotra e! in fotsiny ary no atao eo refa vita ny ....défilé sy sary party???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
msatra antsika rehetra. Fa marina aloha ilay kozin'i ra andovw hoe lé fotoangasy mba ho sorohina amin'ny manaraka (za indrindra lé anisany tara lol! ).
Dia mila hatao matotra ny pro satria misy teo izao tonga tamin'ny rdv dia lasa avy eo satria tsy fantany ny atao.
Fa milay b ka. Surtout lé nijery kilalao teo amin'i Masay iny. clap
asio sary, lé ra andovw mibata vody iny!!!! sillyafro

io ny sary e (somary ratsy fa video natao pause)
am manaraka asiana concours de fibàtàna vodina vam. duelduel
ny ahy no mora bataina indrindra ngamba satria nataoko avo b ny vodiny fa noesorina ny ressort rabaissé fa tsy mety am madama ....(mitontona b loatra)

résultat: 5cm

Samia mikotrana daolo ary any antrano !!! dance
za efa nanadrana fa nipika ny lamosiko ... pale

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
andovw a écrit:
ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! lol!
ela an

ny anlah gti kely fusé! lol!
tonga avy any golf kely kivy, iny koa ra-kirikou ts nahaloa-bava. dia mbola ho ampiana ana koa ve ny fahavoazana lol!lol!lol!

Io anie mody oe GTI a GTI aaa, nef mamitambahoaka eeee!! scratch sa tsy zany ry andovw!!?? Fa mafinaritra lesy lay milalao kely oatran reny, sad mety hafahafa iany ra oe GTI daholo reny daba reny nef d hifampijerijery teo fotsiny!! amin manaraka dray eee, i andovw zao hiketrika dray, tsy efa ampy ve lty zay aaaa!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
golf kely a écrit:

mlay kosa aloa le mba samy oe gti daolo le bandy tao e!araka ny tenin la oe samy gti daolo koa anin fotsiny eo ary???
za lesy tsy anampy zany a!aleo aloa ande am zao
rovina ndray ary ny rencontre manaraka e?????
asio plan matotra tsara de lalana mahitsy tsara annnnnnnn lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
msatra antsika rehetra. Fa marina aloha ilay kozin'i ra andovw hoe lé fotoangasy mba ho sorohina amin'ny manaraka (za indrindra lé anisany tara lol! ).
Dia mila hatao matotra ny pro satria misy teo izao tonga tamin'ny rdv dia lasa avy eo satria tsy fantany ny atao.
Fa milay b ka. Surtout lé nijery kilalao teo amin'i Masay iny. clap
asio sary, lé ra andovw mibata vody iny!!!! sillyafro

Nilay iny t@laady iny zalah a! indrindra fa lé teo masay!!! lisany né zao tadidin'lé pra iny daolo e!!! lol!lol! (i 53 aza kay t@iny lany assurance fa ts kôpy zay mtsam)
D lé bandy ts ato anaty forum marina né nody daolo aveo fa tsitany oé inona ny pro, sady ry zalah ko otrany ntokatokana tsy niresaka zany, d aona no fika @lerony @manaraka???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nifanena t@ 2640 aho teo, tena tsara kosa ilay fiara clap , miala tsiny f'efa dify ka tsy tafakopaka.
an'iza moa iny ?

Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
nifanena t@ 2640 aho teo, tena tsara kosa ilay fiara clap , miala tsiny f'efa dify ka tsy tafakopaka.
an'iza moa iny ?

Fred

ie nifanena tsika mitsam teo , za koa niandry iany oe mba ifapi salu kely fa dify tampoka teo ,
am manaraka e!
de misaotra eee lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary aona lé mascotte B anak 2 reny e!!!!
Rovina ono reny no ampiaraka ry andovw bouncebouncelol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
randz a écrit:
irina a écrit:
msatra antsika rehetra. Fa marina aloha ilay kozin'i ra andovw hoe lé fotoangasy mba ho sorohina amin'ny manaraka (za indrindra lé anisany tara lol! ).
Dia mila hatao matotra ny pro satria misy teo izao tonga tamin'ny rdv dia lasa avy eo satria tsy fantany ny atao.
Fa milay b ka. Surtout lé nijery kilalao teo amin'i Masay iny. clap
asio sary, lé ra andovw mibata vody iny!!!! sillyafro

Nilay iny t@laady iny zalah a! indrindra fa lé teo masay!!! lisany né zao tadidin'lé pra iny daolo e!!! lol!lol! (i 53 aza kay t@iny lany assurance fa ts kôpy zay mtsam)
D lé bandy ts ato anaty forum marina né nody daolo aveo fa tsitany oé inona ny pro, sady ry zalah ko otrany ntokatokana tsy niresaka zany, d aona no fika @lerony @manaraka???

Marna mits zany!sika koa variana niresaka satria efa nisy nifankahalala iany de lasa niafahafa be ny sasany cat @ manaraka ngamb tonga de dinihana mialoha ny programme de atao ao anatin'le flyers le izy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
[img=http://img408.imageshack.us/img408/4938/dsc00867cj1.jpg]
[img=http://img408.imageshack.us/img408/dsc00867cj1.jpg/1/w800.png]

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
mlay e

an'iza le gris misy baquet 2 mena io fa otrany itako eo tsaralalana en face la ruche eo fona.

ahy lesy io a.
ie, eo foana io fa eo am manodidina eo no mitady vola e

@ atoandro sa @ alina lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

salama daholo e!
tena mahafinaritra ny nijery an' lisany t@ lahady iny a! isika mantsy e!!!
inona ndray ny programa manaraka? tokony mba asiana marika kely famantarana le daba na de autocollant kely aza sa tsy mety zany!! zaraina Tee-shirt sns... za moa tsy mahita hevitra fa raha misy ny hifampilana de zahay eo ihany e! Manohana fotsiny Very Happy

masaka be ilay fotsifotsy kely iny a!! de le gris gris anakiroa reny, tsara daholo e!

eo foana ihany e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Milay marina ilay fotsifotsy kely

sao dia mety atakalo Trophée Andros ?

lol!lol!

hihihi nefa mbola homen'lah hanaovana so6 control ve ilay daba avy eo ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Concept T20 a écrit:
salama daholo e!
tena mahafinaritra ny nijery an' lisany t@ lahady iny a! isika mantsy e!!!
inona ndray ny programa manaraka? tokony mba asiana marika kely famantarana le daba na de autocollant kely aza sa tsy mety zany!! zaraina Tee-shirt sns... za moa tsy mahita hevitra fa raha misy ny hifampilana de zahay eo ihany e! Manohana fotsiny Very Happy

masaka be ilay fotsifotsy kely iny a!! de le gris gris anakiroa reny, tsara daholo e!

eo foana ihany e!

Tena hevitra tsara ketrehina ny an'i Concept T20. Ny esprit antsika jiaby fotsiny no tazonina amin'ny ilay hoe mpitaiza sy mpankafihy type 1 fa tsy hatao club izany.
Ny confection d'autocollant sy t-shirt mety b, surtout raha miaraka amin'ny sary personalisé misy ny auto an'i tsir1² Laughing eo amboniny....
Masao ry zalahy ny hevitra d après rallye total indr1 miorganiser meeting 2 matotra b indr1 avec programme, tsy asiana fotoangasy... lol!
Zarazarao ny hevitra ry zalahy an. afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay ry zalah le izy a!
zay any anaty ala manembona mihitsy hoe fety be zay ny an'lisany tao kle!

fa firy marina moa au total zany le isan'lisany?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo rangah atao matotra marina ny pro manaraka de asina drafitra tsara hoe zao sy zao ny atao a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RAR a écrit:
aleo rangah atao matotra marina ny pro manaraka de asina drafitra tsara hoe zao sy zao ny atao a!

Salut RAR. Asio présentation atsy ambadika d asehoy ilay type 1 masaka b. Misy ny sariny kosany ao tena masaka an.
Efa nahita baguette v ? lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Milay ry zalah le izy a!
zay any anaty ala manembona mihitsy hoe fety be zay ny an'lisany tao kle!

fa firy marina moa au total zany le isan'lisany?

Fa any anaty ala aiza ialahy kle ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lasa tary @ tsizy tary ndray v rangah lé iz dodododo aza omena tsiny é lol!lol!lol! d aoana zany npro manaraka?aoana @RUN?zay zao t ijery typ 1 mlalao clapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty r'zalahy mba misy sarin-dràbaininay nanao rallye tam typ1 GTI a (et oui!!! )
rallye ASACM 1990 io, faha 7 zalah tam io. Bainin'i maximumattack no vôlohany tam R12 gordini.

Tadidiko mintsy fa niparitaka mintsy io vam io tam arrivée, efa nifatopatotra tariby daolo ny radiatera, ny commande vitesse, sns..
efa saika zara rah tonga.
dommage io ihany ny sary hitako....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena efa ela lesy izy izany. Fa milay kosany ilay revy tamin'izany ko. Lé mbola assistance rapida d hafaka tonga atramin'ny farany raatsy houé tena sortie de route.

Tsy koua na io fotsiny aza ilay sary ka. Efa midika izany oué hafaka milalao tsara ny type 1 na rallye io, na run.

Alefaso ny pro ry kirikou amin'io run io zany an.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa hoavy zalahy ny solontenantsika am RUN a!!

miandry kely fotsiny tsika.
sady tonga masiaka tsara izy (normalement)

ireto avy ny typ1 efa nisongadina tam RUN:

-fotsy (2L16-poty)
-gris (2L16-ex-andovw)
-mainty b (2L weber45) tamzany
-fotsy (1,8 weber)

hoavy ny manaraka fa wait
and see

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aona marina ry zalah zany pro @ run zany a??

mbola tsy nahazo baguette lesy zah Irina !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali daholo ny type 1 rehetra.

Ny fijerena Run tsy ampy fanomanana firy nanaovana sortie Type 1.
Misy sosokevitra hafa nianga avy any amin'ny team so6 izay nahazo fotoana kely 45 à 50 minutes eo ho eo tamin'ny oraganisateur Rallye ASA TANA 3, d mety v ho antsika Golf type 1 hanao tour de piste (défilé) amin'io fotoana io.
Ry zalahy cox kou hono to en proposition fa ny antsika eto alou no tsapaina fahazotoana.
Alefaso ny commentaires sy ny sosokevitra hafa.
Anareo.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Apparemment ohatran'ny efa OK ny an-dry zalah MADACOX @ animation ASA TANA3 an!
Ny antsika zany tsis mazoto raha azoko tsara?oatran'ny oe nandà fanasana iany sika zany ry zalah! chaisechaise

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
O rzalah? aona tsik reto e! to tsy heno tsony?sa sahirana daolo?Inona ny vao² farany type 1 any?Pro...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za ko lo mety andé.fa mety o\!/o zay @io fa ts Oo==W==oO ndray.aleo mba mjery gorisa² any e.fa enganie k ts avy b ny orana

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
H.S kel fotsiny azafady: to nisy rencontre kou ono nen'MK2 omaly teny @ cote Ivato teny QuestionQuestion
Zay iany k.
makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

inonany vaovao an'i type1-iste ato éé, tô nangigina lisany tato?? manomboka miteny tsara mintsy ny type 1 eto am'tanana aa. Efa betsaka ny GTI de qualité hitako mandédé any,

Quels sont vos projets pour 2009? prochaine rencontre? prépa de chacun? Mbo lazao eto ry zalah fa aza miafina aaa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
Henintsoa a écrit:

salama,
aiza kosa dé hiafina...tsotra ny valiny = mbola tsy vita tompoko...

lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lahery a écrit:

salama,
aiza kosa dé hiafina...tsotra ny valiny = mbola tsy vita tompoko...

lol!

aza miandry vita fa avohay eto ny etape de restauration na réparation mba samy mianatra momba an'zany type1 zany daholo tsika ééé cheerscheerscheers
za aloha taloha tsy dé nahatsikaritra type1 (sy cox) zany fa depuis misy tony post tony mitodika foaana za vô mahita an'reo fa hitako mlay ann.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bonne année daholo alou ry gasy type 1 rehetra a.
Oatran henoko fa misy maro² vo nampitanjahina sy voa vita any ambadikany fa mbo ampisehovy ato ny mba fanaovanan zany é.
Ry zalahy mantsy mody mangina fa mikotrika zavatra any ambadika any.
Mbo andaho indr1 asiana pro regroupement kely am zay indr1 raha vonona daholo é.
Mba bonne année é. afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...