henintsoa 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Nari9 a écrit:kirikou54 a écrit:ary ty ve efa hitanlisany ??? Ra elà sy Ra-Hents no omena ordi elaela tena mety mahavita zavatra tsy ampoizina mitsy an ! noheveriko fa collector lé izy, fa efa ela vao tonga saina hoe kapsily na GOLD kay io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 ary nenlà kosa ry Kirikou d mba labiera hafa mihitsy no hitan'là ka!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Tena voa herinandro tsy nahavita namaky² tato za lesy ry zalahy dia tena 12 pejy sahady nbo lasa lé. aleho angamba dia amin'io meeting antsika io ny fotoana fa tsy hisy fotoana intsony hamalina sy hanomezana sosokevitra intsony ka. Ary anga misy M11 type 1 ho avy any ry zalahy? Tena tsoriko fa fanina mits za mamaky an lé forum fa bobaka b sahad ny kozy ato . Ekena ry izy mianakavy zany ireo kozy rehetra ireo an. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Misy sary mba hitako tao antrano lesy ito d mba nalefa ato an . Ny golg 1 an irina sy rajou ireo. Any amin'ny meeting no mihaona e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Aoka letsy a! c tro mlay lotra? @ meeting zany RDV Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 draisssy !!!! manja mintsy izy zany annnn!!!! manjelatra mintsy resaka séance Photo: evitra ny ahy ry zalahy, azo atao tsara koa am 21 ny makeny am Sodiama vaovao d maka sary en groupe sy tsirairay eo an!! eo alohanle panneau VW vaovao b io !!!!! tsika aloh sur fa tsy tafiditra ao anatiny (sauf ze mahalala olona ao ka mahazo autorisation am Nazir.....) fa afaka mistans eo am fijanonan'ny camion citerne d atao fond ny immeuble sodiama ohatra.. aleo mitondra fakatsary daolo ze manana fa sao d iray iany no any nefa aveo low batt... hevitra iany ee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 mlay éé!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
golf kely 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 irina a écrit:Misy sary mba hitako tao antrano lesy ito d mba nalefa ato an . Ny golg 1 an irina sy rajou ireo. Any amin'ny meeting no mihaona e. Saotra eeee!! mila mitondra savony sy seau kely ve hanadiovana ny pné eeeeeeee!!!lol Hafinaritra izy zany zala!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Efa misy logo team So6 mihitsy nga lé menamena Tsy laitra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 His a écrit:Efa misy logo team So6 mihitsy nga lé menamena Tsy laitra Ary misy manao piraty sahady ve zany le logo vaovao kle? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 piraty ahoana lty fa ny an'i Irina lé menamena io otran tsy dé fahita loatra io double feux io fa zé hita matetika otran tokana daolo??? resaka finition an'lé daba vé io zalah sa ahoana?? Afaka hazavainareo (otran'nen' cox) ny karazana type1 nisy?? GTI, GTI16, rabbit, digifiant inona no maha samihafa azy??? rehefa inona izy no jiro tokana? jiro kely jiro bé ao ariana?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 année de sortie io de aveo ny gti koa otran 4 daolo ny dorizaka fa aveo am zay samy manova arak ze tiany, za zao manana calandre 4 phares 3 ao a trano ao , fa isaky ny maazo za de manala fona, style le plus simplement du monde iany fona eeee! ozy ra golf kely zay le resaka sary manazava ngamb aleo ra kirikou mandefa azy fa mety lava be Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 ny kely mba haiko dia: resaka GTI foana an: -1977:ny Golf 1 no GTI voalohany indrindra teto antany (Moteur 1,6 , 110 ch), parasôka vy kely aloha sy ariana (noir mat fa tsy chromé otran version tsotra), jiro kely ariana, jiro tokana ny aloha. -1979: niova parasôka plastika -1980: niova jiro lehibe = jiro lava -1981: nvoka ny super golf: la golf 16s oettinger (1,6, 16 s, 136 ch), kit parasoka, bas de caisse, sy elargisseur BBS, jiro efatra ny aloha -1982: nvoka GTI 1800cm3, 115 ch, (misy version 3: GTI, PLUS, Rabbit) d zay. Pour info, mbola produit any Afrika atsimo ny typ1 amzao tsika miteny zao (fa version 5 portes sady intérieur ana typ4, d be parasoka be, d jiro ariana bizarre kely), fa mvoka usine VW izy aloha e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 andovw a écrit:année de sortie io de aveo ny gti koa otran 4 daolo ny dorizaka fa aveo am zay samy manova arak ze tiany, za zao manana calandre 4 phares 3 ao a trano ao , fa isaky ny maazo za de manala fona, style le plus simplement du monde iany fona eeee! ozy ra golf kely zay le resaka sary manazava ngamb aleo ra kirikou mandefa azy fa mety lava be Misy sigle v lé 4 phares an'ialahy any antrano? Saod hatakalo mantsy? Mbô homeo jiro any ra andovw satria ra ataoko ny compt e dia misy jiro..... , 6 au moins any an trano + jiro kely afovoany 6 zany. Azo atakalo ko v? Aleho hita any amin'ny meeting zany e. Ory zalahy an, efa nahazo invitation daholo v ny type 1 é? Mbo samia miteny ny tary izay mba voazara an'ilay carte d'invitation é? Ny ahy izao dia mbola tsisy satria vo omaly vo mba nahazo ny cartes ho zaraina. Tany fianarantsoa za tamin'iny herinandro iny dia nisy an'ilay mena kely tena mbola d'origine iny mits lé FC iny ny num an lé iz fa tsy nety hitako mitsy ny tompony avy eo . Jantes ASA d misy kit BBS iny lé iz. aleo amin'ny manaraka é. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
randz 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 Tongasoa zà Ono oa ry zalà? lé @lé meeting @21 v ts koà ra oatr k vam tsotsa kel nenay? jante tole /13 dorizaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 nareo ndrindra no tadiavina erantanàna amzao oe TONGAVA !!!!!!!!!!!!!!! tongava mihintsy ka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 randz a écrit:Tongasoa zà Ono oa ry zalà? lé @lé meeting @21 v ts koà ra oatr k vam tsotsa kel nenay? jante tole /13 dorizaka atsy ambadika ny presentation des nouveaux membres ry randz d tongasoa aloh e d mba lazalazao ao le vam nao sy enao e. d manantena an'io mena kely io zany an!!! (tena ts ykopiko oe iza ndray koa ary io zao) manana soupçon ihany za fa hitatsika eo am laad fa nareo manao suspense.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
randz 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 K ts remarkabl zay eny andalana fa simpl (mé efficace!!!) d ts kopinareo Ita nareo eo zay @laady e. merci lo kirikou @lé sujet fa mlay e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
golf kely 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 randz a écrit:K ts remarkabl zay eny andalana fa simpl (mé efficace!!!) d ts kopinareo Ita nareo eo zay @laady e. merci lo kirikou @lé sujet fa mlay e!!! saliee!! tonga soa nareo ee!! mba asio sary kely ao amin lay présentation ra mba possible eeee!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 Info farany amin'ny lé meeting ry zalah an. Misy caddy mainty ho avy amin'io fotoana io. Niconfirme ny tompony androany ka. Mahazo tonga v ny caddy aloha e? Sinon misy type 1 diesel hamidy any raha misy intéressé? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 randz a écrit:K ts remarkabl zay eny andalana fa simpl (mé efficace!!!) d ts kopinareo Ita nareo eo zay @laady e. merci lo kirikou @lé sujet fa mlay e!!! Tonga soa aloha ra randz a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 caddy = typ1 donc admis !!! sady iny koa mpiondana typ1 b tsisy otrizany!!!! andefaso MP za amzany diesel zany oe Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 tiko zany avatar an andovw zany entre pa kely fotsn Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 17 septembre 2008 kirikou54 a écrit: Pour info, mbola produit any Afrika atsimo ny typ1 amzao tsika miteny zao (fa version 5 portes sady intérieur ana typ4, d be parasoka be, d jiro ariana bizarre kely), fa mvoka usine VW izy aloha e. ca s'appelle CitiGolf et VW south Africa a construit quelques modeles Groupe A, classe 5 pour le championnat national. http://www.vw.co.za/assets/about/racing/rally/gallery/RallyGallery-10.jpg http://www.vw.co.za/assets/about/racing/rally/gallery/RallyGallery-14.jpg Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Concept T20 0 Posté(e) le 20 septembre 2008 Ahoana moa le resaka 21 teo e! aiza ny fotoana fa tsy kopy intsony za! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 ireny ary ny sary eee (ni-coince ny site androany maraina d tsy afaka nandefa sary) alefa miandalana ny sary fa makaleo b le miandry Imageshack... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 mlay be le maly an, maromaroa ny otr reny, fa am manaraka asio prog matotra tsara mintsy e! de le fton gasy????? sinon , mlay daolo ny daban ny akama tao , et surtout le maita an le sary oe tena betsaka iany le mpankafy typ1 aty am tanana, nefa na izany ary betsaka iany ny tsy tnga aoana ra vatanen, tafody ve ela t@ le orana be reny? tsy nitroka rano 4 corps???afaka alefako am la le panao embrayage mlay be fa nena koa t@ turbo manao an io fona fa naazo an le embrayage ketrika ty zay vo afaka ny adalany, am zay afaka mlalao tsara am manaraka eee!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 joliiiiii encore encore des photos Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
michigan 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 mlay e an'iza le gris misy baquet 2 mena io fa otrany itako eo tsaralalana en face la ruche eo fona. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 en résumé: natao maimaika fa am manaraka atao milay ny PAO ee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 nisy La gazette de la grande ile naka sary tao. mba roviana hono no mivoaka gazety le hetsika kely nataotsika iny ??? mba omeo vaovao e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Milay be eeeee!! Tena naniry ny hijery an-dry MK1 ny MK2 fa tsy afaka de manantena fa ho betsaka ny fitantarana ny fihaonana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Nafnartra le omaly zalah a! Misaotra ny bandy rehetra tonga sy ireo zay naniry ho avy fa ts afaka e! Misaotra an-i Kirikou koa amle sary!Milay be fa ampio iany raha mbola misy any e! Amin'ny manaraka atao matotra kokoa ny retraretra fa za manokana aloa satisfait pour une premiere fois! Saika adino, misaotra an'i nerone t@ le mpanao gazety. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 msatra antsika rehetra. Fa marina aloha ilay kozin'i ra andovw hoe lé fotoangasy mba ho sorohina amin'ny manaraka (za indrindra lé anisany tara ). Dia mila hatao matotra ny pro satria misy teo izao tonga tamin'ny rdv dia lasa avy eo satria tsy fantany ny atao. Fa milay b ka. Surtout lé nijery kilalao teo amin'i Masay iny. asio sary, lé ra andovw mibata vody iny!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 tsy aritr elaisany mintsy le mibata vodina daba iny an, misy aty fa video ka alefaso mp ny mail an lisany de alefako any! sinon le kilalao omaly koa nilaaaaaaaaayyyyyyy an!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Fred1302S 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 misaotra t@ ilay sary. Fred Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Merci e!io le golf kely menamena nampinana a! ngah moa Mikkah tany? Dia iza t@ le bandy reny? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! ela an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 andovw a écrit:ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! ela an ny anlah gti kely fusé! tonga avy any golf kely kivy, iny koa ra-kirikou ts nahaloa-bava. dia mbola ho ampiana ana koa ve ny fahavoazana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 sary o!!!!!!!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 kirikou54 a écrit:ireny ary ny sary eee (ni-coince ny site androany maraina d tsy afaka nandefa sary) alefa miandalana ny sary fa makaleo b le miandry Imageshack... kiii! ary tapaka kay ny lohanay le! sao mba misy sary SODIAMA hafa misy anay any ry zalah fa tena voa be za sy cab mena ary Rado leaza a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 andovw a écrit:ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! ela an aza mody modeste eo e, (GTI kely angah!!!) modereo zalah a, temporiseo temporiseo.... soyons convivial fa aza asiana taimbaka fa famille iray iany tsika ato e!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 kirikou54 a écrit:nisy La gazette de la grande ile naka sary tao. mba roviana hono no mivoaka gazety le hetsika kely nataotsika iny ??? mba omeo vaovao e le type I an concept irery no nalaindrazoky sary bandy tssssss Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
checkp0int1 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 belle brochette de MKI Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Tsara izy izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 22 septembre 2008 Félicitations lou zalà fa tsy mora ny manangona ny passionnés am voalohany otran'iny ! Vivement la prochaine édition Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites