Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

Ari Vatanen a écrit:
tiko ilay injection fa ny feon ilay carbu no clap: dance .arbre à cames shrick no ho atao fa aleo aloha hilamina tsara ny reglage an ilay carbu fa sao tsy afaka entina mitondra an rafotsy miantsena Laughing :

izay no vita ny ketrika raha vao tsy azo entina miantsena, officiellement tsy maintsy mbola daily drivable ny fiara jocolor sady tsy mandany sôsy... sinon arguelol!

shrick firy degré zany ? milay be.
mety afaka manampy arak'izay fantatro aho raha réglage ny pb carbus

Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

Ao fa hitadiavana ary ialahy é. scratchafro

tena tiako ange reny type 1 reny e Wink na ny feo an'ilay motera ary tsy misy manana aotr'azy!
lé type 1 sy type 2 samy tsara daholo an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
irina a écrit:
Aléo cox ihany kalongany lol!

efa telo ny cox an'ilery ny olana geek
ny 1 fast german
ny 1 futur fast rat's
ny 1 futur old speed
combi split sisa no tsy ampy dance

euh... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mba ento manao run letsy ny golf T1 rehefa milamina a ! ataontsika Gtech izy alohan'ny andeha any dia efa fantatsika mialoha ny résultats Laughingduel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

izaho koa ry zalahy tena mirevy type I flower ary nanana projet hoe hanao rallye amin'ny type I fa atao motera TDI 130 na 150 fa tena tsy tanteraka hatramin'izao e!!!!!! SadSadSad ilay izy koa mila sôsy dia tena aleo ilamina kely aloha fa tssssssssss scratchscratchscratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raikitra ary e!
rovina de aiza?
aza atao laad maraina fa zay mivavaka!! lol!
ataovy masaka tsara eto de am zay betsaka ny tnga fa tsy mlay ra vo tsy betsaka an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
raikitra ary e!
rovina de aiza?
aza atao laad maraina fa zay mivavaka!! lol!
ataovy masaka tsara eto de am zay betsaka ny tnga fa tsy mlay ra vo tsy betsaka an

Lehibe ah zao tsy toy ny tam tôna lasa an! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
atreto aloha OK ilay 14 septembre !!!
devant Sarafi ohatra dia avy eo mba miodina by pass...
Irina!!! saody tokony atao ilay flyers kely na carte de visite omena ireo type 1 hafa pour donner RDV?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
14 sept, ataovy ariva oa an!!
iza moa lesy ny type1 atsoin la ankoatran reo bandy reo! ato am tanana misy ray afa(le mena misy ronal turbo )iny fa lery kozy am bava de poins!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
atreto aloha OK ilay 14 septembre !!!
devant Sarafi ohatra dia avy eo mba miodina by pass...
Irina!!! saody tokony atao ilay flyers kely na carte de visite omena ireo type 1 hafa pour donner RDV?

Masao fa zay haka sary e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

zay koa haka sary fa efa kôpy zay fa ao lé type1 tôlana b eto am tanàna reny bounce oué !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
atreto aloha OK ilay 14 septembre !!!
devant Sarafi ohatra dia avy eo mba miodina by pass...
Irina!!! saody tokony atao ilay flyers kely na carte de visite omena ireo type 1 hafa pour donner RDV?

mety lé eo am Sarafi ka sy lé miodina by pass.
Fa lé 14, miezaka ny ho tonga fa mety avy an'i tany lavitra zay amin'io andro io d mbola Question
Sinon lé carte ho avoaka amin'ity semaine ity d haseo ato ny bikany. sillyafro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo mba ho présent daholo e! ra ohatra ka mety tsy tafa ialahy ao io dia mi proposer-va date hafa dia iaraha manapaka saaa......????

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lahery a écrit:
zay koa haka sary fa efa kôpy zay fa ao lé type1 tôlana b eto am tanàna reny bounce oué !!!

Aza maka sary fotsny zany fa mba miara mifika taolana eo sika e! lol!
type 1 milay be iny ve de ts ho alaina sary miaraka nareo! lol!
Ary ts nety nanao presentation mihitsy leiry hatramzao an! chaise

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andovw >>> 53 sy le Cab fa iza ndray moa eee

za koa mieritreritra oe rah vao misy iray tsy poinss d aleo reportena e, tsika tsy oe maro b akory tsinn...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lisany aloa so de misy maita an le jiro kely reny fa mitady za????

kozio ko le TAD iny ze maakobo an lery
de aoana zany renay cab be da be reny ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

type1 3ptes jiro kely ny tiko tenen, le année 70 reny fa mbola tsara a!
tsy de mlay le manangana ny maty fa le manatsara ny efa vel no tsara... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ie, misy an'iny fotsifotsy jante williams iny tkoa hitako tam sabotsy teo am BFV antaninarenina.

ny cab maro iany : bleu karmann, blanc karmann, rouge karmann ancien,
d misy anle bounty iny koa.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
type1 3ptes jiro kely ny tiko tenen, le année 70 reny fa mbola tsara a!
tsy de mlay le manangana ny maty fa le manatsara ny efa vel no tsara... lol!

tena lé jiro kely mintsy... tena manja mintsy an!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andovw>Jereo eo akaikin'ny DUW eo fa misy an'ilay type 1 tadiavin'là mihitsy eo miaraka @ le pare-choc kely inox,
eto akaikin'ny fiasanako eto koh misy anakiray efa fanimpanina ihany fa tsy mety hitako ny tompony hanontaniana an'azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
lisany aloa so de misy maita an le jiro kely reny fa mitady za????

kozio ko le TAD iny ze maakobo an lery
de aoana zany renay cab be da be reny ???

ilay an'i ra rado fotsy mipetraka ery am mauzolée ery v no tiany ialahy tenenina? ilay lasa jantes fotsy b iny? Question

Ar ny an'i ry zalah concept ahoana?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sad efa nanafanafatra mitsy ry lerony hoe mba antsoy rehefa manao meeting lisany. Sady ireny nge spons e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ie, ry zala tokoa efa nikozy, fa ny tsy ay fotsiny ve oe mande ve ny dabany sa tsia,
tsy aleo ve ry zala atao eo ampefiloha le ftona, eo am le parking eto akainik ny rond point anosy, eo am le mpivarotra fanaka taloha??? eo mba milamindamina????

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
type1 3ptes jiro kely ny tiko tenen, le année 70 reny fa mbola tsara a!
tsy de mlay le manangana ny maty fa le manatsara ny efa vel no tsara... lol!

Misy 1 eo ambodifilaho eo maintso kely iny ny lokony. Fan ny karos efa mila vérifiena tsara. To misy à vendre no hitako.
Fa nisy rouge bordo zay ko mbola milay fa tsy taza²ko intsony tatoato.
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
Ie, ry zala tokoa efa nikozy, fa ny tsy ay fotsiny ve oe mande ve ny dabany sa tsia,
tsy aleo ve ry zala atao eo ampefiloha le ftona, eo am le parking eto akainik ny rond point anosy, eo am le mpivarotra fanaka taloha??? eo mba milamindamina????

Sady misy halokaloka kay eo dodo . Ry zalah austin ko eo foana no manao fotoana. rog Tsy koa ka . Fa raha tena tsy hafaka ny tenanay amin'io daty io d mety v raha ahemotra 21 après-m.
Ny blèm anié d sûr fa misy mety tsy ho hafaka foana argue d aleo aloha izay vory d halefa ihany ny sortie d sary mipetraka ho an'ireo tsy nahatratra é.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
I
tsy aleo ve ry zala atao eo ampefiloha le ftona, eo am le parking eto akainik ny rond point anosy, eo am le mpivarotra fanaka taloha??? eo mba milamindamina????

mety aminay foana refa tsy hoe iodina ho any antsirabe tsika refa avy eo am ty 40l/100 thbthb anay e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
o ry zala a! misy tary betsaka manana type1 koa tena tsy tafa @ daty io fa so de tkny ijery daty afa tsika? ary ra atao 13 aprem sa tsy tafa???

ok pour moi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy aleo ve Alahady atoandro iany fa amzay mba milamina na ny fotoana na ny emboutaka e? Le sabotsy mants bebe iany le zavatra atao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le asabotsy kosa tsy tafa satria:
-mitondra an madama mientsena
-matetika d b ny programa sabotsy
-za ohatra mandeh mariazy am 13.

Ny alahady hariva mantsy d la majorité sy en général eo no fakana aina sy tsy d misy prog loatra ny olona, donc afaka daholo.
sady milamina, tsisy embotaka mintsy ...
Rah misy run ohatra d alahady fona fa tsy oe asabotsy zany...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manin ndray raha atao 21 sep atoandro ar le fotoana e! aorianan'zay ndray mants mijery rallye Total de ts tafa! cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
manin ndray raha atao 21 sep atoandro ar le fotoana e! aorianan'zay ndray mants mijery rallye Total de ts tafa! cheers

Ary raha ataon'laisany fihoanana sady mijery rallye éé!! type1+so6+rallye= fety bé cheerscheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Ary raha ataon'laisany fihoanana sady mijery rallye éé!! type1+so6+rallye= fety bé

NOS ts azo adino k Questionmakafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Rajoù a écrit:
manin ndray raha atao 21 sep atoandro ar le fotoana e! aorianan'zay ndray mants mijery rallye Total de ts tafa! cheers

Ary raha ataon'laisany fihoanana sady mijery rallye éé!! type1+so6+rallye= fety bé cheerscheerscheerscheers

Milay marna zany fa raha ratsy be ny lalana de taraiky eo daolo ny Spoiler lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Rajoù a écrit:
manin ndray raha atao 21 sep atoandro ar le fotoana e! aorianan'zay ndray mants mijery rallye Total de ts tafa! cheers

Ary raha ataon'laisany fihoanana sady mijery rallye éé!! type1+so6+rallye= fety bé cheerscheerscheerscheers

Réefa mihazakazaka lé type 1 anakiroa duel ireny voa forcénay andeha amin'ny vovoka ny fiaran'i ra kirikou sy ra andovw io é. lol!

Metry amiko lé 21 (efa eto indr1 za amin'io ka)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

>>irina
ela an!! zay ve lesy apiadin lisany le , kiiiii!!! Mad
tsy tafa marina rajoù zany mande mijery rallye zany an, raha tsy oe misy séance fanalana spoiler alohan ny andeanana any lol!
mbola misy type1 anakiroa tsy voaresaka mintsy anie e!!!
le type 1 an i asterix: manao montage VR6 i poty zao ( sura fa adala be)
le type 1 dubsport an i poty, io aloa ngamba mbola tsy tafavoaka @ io fa ary @ fond de garage le izy zao, sady otran mbola tsy miasa saina @ le izy mints le akama zao aloa, miketrika zavatra degany be ndray izy zao vo amoka, na avelany vizana daolo nentsika de mivoka ndray ny azy aveo lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mila séance manokana mintsy ny fanalàna ny spoiler nay fa efa tena serré par clé dynamométrik mintsy............

mety amiko daholo na 14 na 21, refa lahady aprem d tafa foana...
concept : nandefasako MP izy teo, fa izy ao am site Runmada ao foana koa.

d iza koa e ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

koziko le maintso kely eo ambodifilao iny , jiro kely iny fa cousin an i madama mantsy, efa impiry koa iny no notangiriako fa tsy amen lery e!!! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha azoko tsara feno type1 ketrehina ao @ ra-poty ao amzao! koa manin raha atao any zany le fihaonana e lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
Raha azoko tsara feno type1 ketrehina ao @ ra-poty ao amzao! koa manin raha atao any zany le fihaonana e lol!lol!lol!

sady ao am lery koh misy RBR an!!! fa mety tsy omby ny MK1 anlisany ao koh lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa noteneniko i Poty am ilay meeting fa ataony mandeha tsotra fotsiny aloha ny dabany ( Ra-jean Bolide no nataoko anaran ilay Type 1 an lery) zany hoe mandeha tsotra zany am lery efa 2.0l 16S injection electronik tirrrrrretirrrrrre fa mety ho tratrany ngamba ilay meeting. fa ilay VR6 no toa tsy tratra

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:

concept : nandefasako MP izy teo,
d iza koa e ???

voaray e! tsy maintsy tonga fa aza atao alahady maraina moa e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Concept T20 a écrit:
kirikou54 a écrit:

concept : nandefasako MP izy teo,
d iza koa e ???

voaray e! tsy maintsy tonga fa aza atao alahady maraina moa e!

kirikou>> Aza adinon'là zà r'efa ho avy ilay andro malaza an!!!

Concept T20>> any Liva Cox misy ny cam embarqué an'là tam le run farany teo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
efa noteneniko i Poty am ilay meeting fa ataony mandeha tsotra fotsiny aloha ny dabany ( Ra-jean Bolide no nataoko anaran ilay Type 1 an lery) zany hoe mandeha tsotra zany am lery efa 2.0l 16S injection electronik tirrrrrretirrrrrre fa mety ho tratrany ngamba ilay meeting. fa ilay VR6 no toa tsy tratra

Reketinintsika zany lé am 21 ry zalah an. bounce D i Ari manomana anarambositra ho an'i tsir1² satria tena mpanakanto mits lery amin'io taranja r1 io lol! .
Ny fotoana dia ho tazonina alahady hariva manomboka amin'ny 2 h 00 eo ampefiloha zany.
Alefaso ny inscription ato am forum zany dance .
Za ho tonga. cheers
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
>>irina
ela an!! zay ve lesy apiadin lisany le , kiiiii!!! Mad

ialahy ko lesy mbo rangitina d lasa maranitra b eo chaise .
sangy² reny fa aza raisina ho tena izy an. lol!
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...