Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

za tonga!!! Very Happy
kozio le bain kely mitndra an le vert kely mlay be iny ze maakobo an lery e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za koa tonga bien sur!!!
rah vita ny vam iray, d mitondra iray koa rafotsy Crying or Very sad

miankina amle mpandoko io....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
za koa tonga bien sur!!!
rah vita ny vam iray, d mitondra iray koa rafotsy Crying or Very sad

miankina amle mpandoko io....

fa angaha misy anak 2. affraid
iza avy ny anarany? budspencer sy terence hill ve? lol!
ny fahalalako ilay an i andovw aloha dia i Doris ny anarany e! EmbarassedEmbarassedQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="Ari Vatanen
ny fahalalako ilay an i andovw aloha dia i Doris ny anarany e! EmbarassedEmbarassedQuestion[/quote]

ny ana lesy ny daba tsy asiko anarany zany fa tena tiko sady maalaza azy tsara le oe golf1!!
le doris ndray garage iany ny maakobo an iny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le resaka surnom koa aloh aleo mba samy mametaka ny azy e!!!!!
Ny ahy zao ohatra efa i GRIS

OTRAN'NY MAPATAHOTRA MANTSY RAH I ARI VATA9 NO MANOME SURNOM...

ny azy ary moa ataony hoe Cochon...

samy mba manana ny feeling mantsy, ny sasany efa i Shrick, i 23, i 53, i TAD.

aleo

Laughing mba sangy² ny ahy fa aza tezitra ry ise a! ka ny nahatonga ny ankizy nametaka ilay surnom hoe cochon a, isaky ny mivoaka zay dia maty quelque part any foana lery....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ana koa aloa tsis anarana fa oe golf-ko fotsny refa miantso azy ao @ tanàna e Very Happy . fa le no-proposenlah t@ SO6 control iny ra Ari ts tafa a! tadidinlah? lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

arakin'ny nangatahiny Irina dia ty aza ny proposition carte de visite type 1 éé!! teneno rahamety dia izay ovaina. eo am'ny malaka à droite no manoratra am'ny stylo ny num an'ny tsirairay

na koa hoe

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
arakin'ny nangatahiny Irina dia ty aza ny proposition carte de visite type 1 éé!! teneno rahamety dia izay ovaina. eo am'ny malaka à droite no manoratra am'ny stylo ny num an'ny tsirairay

Ampiko kely ny fanazavana momban'io carte de visite io.
Izany hoe homena an'izay tompona type 1 sendra mifanena eny andalana io dia ny numéro contact an tsir1 r1 no soratanareo eo.
D mazava hoazy fa ny num anlé tary ko mba alaina fa tsy hoe iz ny endrasana ihantso an. lol!

Tonga dia version imprimable carte de visite io format io an.
Alefaso ny commentaire ry zalah an.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="irina"]

ary raha asiana hoe meeting golf type 1 am 21 sept ve tsy mety?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mety mintsy. fa ilay izy zany samy mi-imprime anio any nareo raha tsy hoe misy mazoto hanao impression sur carton BDB.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
mety mintsy. fa ilay izy zany samy mi-imprime anio any nareo raha tsy hoe misy mazoto hanao impression sur carton BDB.

Ok! fa ilay papier bristol zao toa tsy manana ny fanjakana Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

Papier bristol eo iany fa le encre mitsy no gaigy! silly
Tsara koa raha atao ao ny ora sy toerana @ le rendez vous 21 sep satria tsis fotoana hiresahana loatra refa mifanena eny @ arabe, fa miankina amitsika le izy. Proposition an'i Andovw eo @ parking akaikin'ny FIARO Ampefiloha izy zay!dia vers 14h30 any ny heure sa aona ry zalah?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok daolo zany fa le soratra zala otran tsy tiko zany a! indrindra fa le misy coeur mena!otran oe taratasy o ana ts1 zany !!! Laughing
ary le police ve mety ra solona an lepolice-na golf1 iany??? le mitovy am le soratra oe golf GTI iny fa sola oe gasy..... tsy aiko fa suggestion fotsiny io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mety daholo ny hevitra --> gasy (tia)type 1 no hevitra t@ lé coeur aloha éé. Fafaka mi-proposé slogan hafa koa nareo. Lé police golf GTI efa io no neritreretina natao fa tsy nahita an'io police io mintsy. raha misy mahita dia mba omeo lien. raha tsy izany dia voatery hamorona an'io paleNo . Miandry ny fotona sy lera exact za inséreko an'lé izy ary éé

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay fa mbola milay kokoa raha police golf tokoa.
fa en tout cas, isaorana ny PAO iste fa mahay sady rapida, nefa tsisy sossy fa resaka passion tsotrizao fotsiny...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
otrizao zany no atao fa mba atao maromaro noho ireo tsika e

Milay e! clapclap Oatran'ny oe ts teto @ tanàna zany le sary lol!
Ary le mainty eo afovoany io mbola ts koboko le! makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

>>fred
misy G60 eto am tanana, ny tena mbola dorizaka be de le mainty iny(97..TAA), vo avy nosolona compressur vao²
sinon misy iany koa ny 16G60, le an i foc iny
ty koa misy sary ray afa koa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
golf kely a écrit:
milay lesy ty forum ty le..za lesy tena émotionné be amin ty aa..sa tsy zany ry andovw!!

tonga soa golf kely a! aza adino ilay presentation atsy ambadika a! dia asio sary

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

elle est belle comme une angel lesy ny an'la ry ando lé I love youclapclap
mety B lé loko miaraka am'lé jantes !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary nenlisany lo to 3 portes daoly e.

Mba otrin any zao ny cours-ny reny ra 3 portes zany fa otrany mtady hianaka iany mantsy le virus MK1 zay mbola tsy misy fanafody atramzao lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le virus aloa bain , zaza tratrany iany fa tsy mety sitrana tsony a!sady isan andro dia me grave fona le izy,
le 5 ptes to tsy manana impression tsony ela oe bolide kely le izy fa otran lava², nefa arakarak ze fanaovan la anazy iany koa io e!misy tsara iany koa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Ary nenlisany lo to 3 portes daoly e.

Mba otrin any zao ny cours-ny reny ra 3 portes zany fa otrany mtady hianaka iany mantsy le virus MK1 zay mbola tsy misy fanafody atramzao lol!

raha tena mitady fanafody ela dia atsy amin'ny petites annonces atsy abadik'sahondra misy napetraky Nerone. lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Antivirus MK1 nge no ilaiko fa tsy Avast kory e lol

Antivirus MK1 = AVG (Aircooled Volkswagen Global) e! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
michigan a écrit:
Antivirus MK1 nge no ilaiko fa tsy Avast kory e lol

Antivirus MK1 = AVG (Aircooled Volkswagen Global) e! lol!lol!

lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena miady am piece ko zany MOMO ARROW zany a! mitady otran io aho fa gris ra misy o! ( ra mety dia atao reprise am ilay speedline an Timon) Ataovy MP ( ary nataon i ra Andovw aiza lé sary teo?)

Aiza lety elà no mahita Momo arrow eo ra Ari??? tsy ATS CUP ve ireo mipetaka ireo?

Ari a! zà ngeh hoà mitady an'ireo Speedline elà reo e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ampio sary oooooo..ra bobaka anie ny sary d mitombo atrany ny mpakafia eeee!!
Mila manao bouche à oreille ko momban an lay site fa bdb ny bandy manana T1 mbola mety tsy mahalala an lay izy eeeee!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
tena miady am piece ko zany MOMO ARROW zany a! mitady otran io aho fa gris ra misy o! ( ra mety dia atao reprise am ilay speedline an Timon) Ataovy MP ( ary nataon i ra Andovw aiza lé sary teo?)

Aiza lety elà no mahita Momo arrow eo ra Ari??? tsy ATS CUP ve ireo mipetaka ireo?

Ari a! zà ngeh hoà mitady an'ireo Speedline elà reo e

nisy sary ngeza lesy teo dia MOMO arrow mainty ny jantes n ilay golf gris fa nesorin Andovw ilay izy dia otrany hoe mahita b=double aho a! petard
itadiavo jantes hafa za dia omeko an la reo e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Michigan>>Misy type 1 GTI 3 portes lty any am bandy any a. Avy nirehitra le izy dia efa voaloko, efa azony daolo ny pièce rehetra fa mamelona sisa no tsy vitany fa mbola manenjana kely lery am le prix. Raha nisy S aloha za nasiako e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
samy manao impression v zany d samy mizarazara ze hitany sa ahoana ??

za mahita hoe izay no mety fa... ahoan ny papiers anaovana azy, papiers A4 tsotra fotsiny ve no atao dia mety sa mila bristol??? affraid dia atao otrany ahoan ny habe-ny?
aleo manko mba uniformiser-na autant que possible ilay izy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...