andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 sali daolo! tnga za fa itako oe misy resaka type1 ato , za mantsy adalan io! za koa ti rallye, ti run , fa tena ti type1!lol! io ny daba, asa ra efa kobon lisany fa tsy de mivoka iany lery alo ra tsy W.E e!na zoma! T8 schrick, ny dorizaka!!nanamerda ny piston de nalana mintsy aloa ny T fa vo miandry piston MAHLE, sinon GTI izy zao an, fa maafinaritra tsara mintsy okay daolo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 29 août 2008 tonga soa leroa aaaaaaaa!!!!! niampy indray ny VW. ary io mintsy le typ1 namizana ahy tery am bypass..... hay kay tirbo !!! ary efa GTI zany izy zao. azoko henjehina ndray.... tena tsy maintsy raiketina le meeting typ1 ry zalahy aaaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 29 août 2008 2640 TK . l'une des premières GTI arrivées à Mada. Si c'est pas le première..... i rabaininay mahalala tsara ny nahatongavan'io vam io le, nandeh avion mintsy io nakaty !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 ie! marina zany , deuxième main za am zao, nafaran le topony taloa tany an dafy mintsy ono io ary noetin lery avion, de tany ampefy tany fona lery, zany oe 3ème voiture koa de tsy nietsika firy, nefa na zany aza de mbola tsy maintsy narodana atrama voalohany iany fa tsy afa-po e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 29 août 2008 Tongasoa i Ando VW a!!! Raikitra ny meeting VW (Cox+Type1) ra zao no mitohy é!!! Fa nef ny na BMW Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 29 août 2008 Tongasoa enao Andovw! Ary io mits le hitako teo @ Bull ankeo Ay moa zoma androany kay Milendalenda mits ny tenanay marna Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 29 août 2008 Tonga soa indray ando Oo=w=oO d kely!! Masika daol ny Oo=w=oO type 1 an'lisany lay teny @ bypass Sad io misy T io tena otrany reny dakana reny ny vodin'lay vam eo @ depart Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 août 2008 tonga soa ahy aaa Tena milay lesy zany Type1 an'laisany rehetra zany tena vao tsy mandalo forum kely dia difitra avy hatrany fa hay kay efa lasa vw ny tompony. mba mihetseha tsika ry peugeot isany aaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 29 août 2008 Tonga soa ianao Do...=w=oO. dia mazotoa mandray anjara e! mitombo ihany ny Old VW a! jolie la caisse hein! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 maita an laisany be da be type1 ato de tsy maaritra tsony e! tsy ay tsony oe resaka rallye sa in fa ra vo type1 de tnga!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 29 août 2008 kirikou54 a écrit:2640 TK . l'une des premières GTI arrivées à Mada. Si c'est pas le première..... i rabaininay mahalala tsara ny nahatongavan'io vam io le, nandeh avion mintsy io nakaty !!! Ex-Rakotomavo non???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 ie! eo apandefasana ny kandra nataoko tam lery za io , fa ita eo ny tohiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 29 août 2008 Tongasoa leitsy AndoVW tena io tokoa ny GTI voahalona teto @ tanana ary fotsy ny lokony t@ izany misy filet mena dia mainty sy mena ny interieur (Mmmm) Hitako tao @ Kavita tao Ampefy tokoa izy taloha fa tsy nihetsika intsony !! Asa tokoa izay tonga taloha teto ny GTI na io na any bain'ny Nirina58 ??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 vao azo de noravana tateraka! efa nijan ela iany mantsy lery , ary nasina motera tsaratsara iany ka tsy maintsy no verifiena daolo so sanatria misy rouille na misy pempo any ambany no profitena koa io nandokona ny tany ambany reetra sy ny anaty motera sy ny anatiny iray manontolo tena noravaina atram boulon iray mintsy , dommage tena tsy naita bandy manana sableuse fa raha tsy zany niazakazaka mintsy nakany!lol! mandany andro, fotoana, vola , fa tiana le izy de tsy manin, et puis c' est ma troisième restauration aussi(am type1) de itako daolo ny tsy ampy am ze vita teo aloha, de noezahana natao am lery ireo misy sary kely vitsi², teo an tokotany iany fa eo izy jerena isa minitra!lol! okay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 29 août 2008 Salama daholo a! type 1 ... fiara kely mahafatifaty...Tohizo letsy a ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 29 août 2008 manaova presentation lahery d presenteo ny vam a enao mody rainikoto eo fotsiny fa iala koa nge manana typ1 e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 sa ataoko ny présentation an ny fiaran la??? lahery Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 août 2008 tonga soa ra andovw an. Tena sady miarahaba no mihondrika ambany am lé fikelezana vita tam lé type 1 é. Ary ela ty b passion mits an ? Sady manafona pièces fotdiny kay . Lany tamingana mits ny pièces type 1 dorizaka kay ao amin'io vam io daholo zany. Milay é. Ndaho amzay hiaraka hivoaka zany . Anao défilé 26 juin v no tian'i laisana sa ???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Fred1302S 0 Posté(e) le 29 août 2008 fatratra loatra ! tonga soa e ! ny cox koa anie ka Type1 no fiantsoan'i vw azy e , dia T2 ny combi, dia T3 ilay ohatran'ny break hafahafa ireny dia misy koa ny T4, misy iray any Ambohimanambola Fred Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 29 août 2008 roviana ary ny rencontre e. Ny sur fa vonona aloha atreto dia: -1,8 16 S anaky 2 -2 L 16 s iray -GTI anaky 2 -cab iray ny hafa sur fa vonona daholo, fa lanceo le idée ry irina fa iala otran efa kopy anleiz aaaaaaaaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 août 2008 kirikou54 a écrit:roviana ary ny rencontre e. Ny sur fa vonona aloha atreto dia: -1,8 16 S anaky 2 -2 L 16 s iray -GTI anaky 2 -cab iray ny hafa sur fa vonona daholo, fa lanceo le idée ry irina fa iala otran efa kopy anleiz aaaaaaaaa Aléo ar fa ho ketrehina izay proposition zay . Ary toa efa betsaka sahady iz zany? Hitatsika eo ny hanaovana az é. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 29 août 2008 hoavy e ^^ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 29 août 2008 ataovy marina ny présentation ry andovw a...mbola asa tànanao izy am ankapobeny ao... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 29 août 2008 ty ny fond d'ecran-ko ato ka aleo zaraina sao mba tian lisany e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
michigan 0 Posté(e) le 29 août 2008 Kiiiiiiiiiiiiiiiii tsy misy cox ve lesy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 29 août 2008 D....O...L hazavao ny akama ry zalahy an. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andovw1 0 Posté(e) le 29 août 2008 ity ndray ary ny type1 faharoa nataoko tao am tanana tao!fa naazo feu vert tany @ topony am zao de présenteko satria ananako daolo ny sary t@ za nanao azy! le lasan ra kirikou iny moa ny voalohany ( pi maso kely ho an lery) le ana le fahatelo! ity tsy o detaille-ko be fa aleo ny topony ameno azy io izy tam vo azo io izy am zao alohan ny nandraisan lery azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 29 août 2008 Misaotra e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 29 août 2008 tongasoa saol zany ny type I bdb. Mafnaritra le passion sady rombotra tsara daol iz zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Fred1302S 0 Posté(e) le 29 août 2008 raha azo atao mba détailler ny restauration-ny ao amin'ny rubriques véhicules, ary hitako no milay daholo ny golf 1 zay hitako eny an-dalana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
checkp0int1 0 Posté(e) le 29 août 2008 Misy MK1 manja mihintsy any @ tanana zany an sady tsy "tuninge", milay be lesy é, sady tongasoa koa Tsy ry Nirina58 nga moa no nanana mk1 Gti voalohany? Sinon ity no mba type 1 anay fahiny é, ana vazaha niasa tao @ Sodiama no novidiana, tsy GTI akory an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 29 août 2008 Bienvenue Andovw Milay fa mba aseo an'ilay présentation an'ilay restauration marina e! Manja nama lé Type1 an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 30 août 2008 checkp0int a écrit:Misy MK1 manja mihintsy any @ tanana zany an sady tsy "tuninge", milay be lesy é, sady tongasoa koa Tsy ry Nirina58 nga moa no nanana mk1 Gti voalohany? Izaho koa vaosaika hiteny an'izay. toa nisy 2 mihitsy ary tao amin-dry zalahy tao manjakaray tao mainty1 dia mena 1. tsy haiko na ireny no voalohany fa ireny aloha no tena nasiaka teto Raha tsy diso ary zah nisy cox henjana be izay koa tao. Dia escort koa angamba izy izay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 30 août 2008 checkp0int a écrit: Tsy ry Nirina58 nga moa no nanana mk1 Gti voalohany? Azafady tsy hitako ity, maika namaly fotsiny. ie, nisy 2 ilay golf GTI mena an'i Ntsoa:2658 TK sy mainty an'i Dida 2711TK.T'@ 1981. Ary voalohany teto reo. Emsics:nisy an'eo Ford eo koa marina fa tsy mbola fantatro tsara lé détails, fa anontaniko. lé cox noho kilalao an'ireo t'@ fahazazany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 30 août 2008 Salii ra Ando an!!! k'in fa tsy hifanena ato dawl ihany tsika raha izany e!!! zà lesy mahita an'ireo type 1 an'lisany reo d mahita ilay ahy fahiny d tena malahelo mafy mihitsy kle! Anecdote kely:: zay sy ra Ando narian'ny pompe essence t@ type 1 tany ambohibao (lery amin'io Costard) d vôtery niosina e! d ny solution farany ny lave-glace no natao solon'a reservoir sy pompe essence. nanomboka teo rafotsy tsy te hierika type 1 tsony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 30 août 2008 Masaka le Type1 an'lisany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 31 août 2008 efa créé zalah ny post resaka typ1 ao ambadika ao fa aleo tsika ao no mitakoritsika a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
golf kely 0 Posté(e) le 9 septembre 2008 ahhhhhh, lery! hay ve ela io eeee!! ampivo reo sary reo lesy eeeee!! eo moa eee! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites