TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 août 2008 Citation :Tapatapaky ny Oktobra no hifamotoana eny Ivato hijery an'ilay Seat Cordoba WRC an'i RANARIVELO Jean Yves (Joda), l'un de Tony Gardmeister Ok! toy ny tamin'ilay Golf 6264 TV iny ihany; masaka be ny Rallye 2009 eto Dago mivezivezy eny Andraharo eny amin'ny SODIAMA foana i leiry (Joda ) Kay ao raha. Efa eny amin'ny INJET koa ny Bon à tirer Pub'ny SODIAMA SEAT IBIZA SC vaovao dia ilay SEAT CORDOBA ho entin'i Joda no Sary Filigrane eo akaikiny sady misy soratra hoe Joda Forever. SEAT CORDOBA WRC, Mavo sy Gris metal no lokony. Paru sur moov, tena marina ve io ry zalah sa resaka fotsiny? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 4 août 2008 Tena tsy haiko mihitsy fa fofona intox zany no reko aty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 4 août 2008 Aiza ao @ Moov mba jerena é?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 4 août 2008 Tsi2 a écrit:Citation :Tapatapaky ny Oktobra no hifamotoana eny Ivato hijery an'ilay Seat Cordoba WRC an'i RANARIVELO Jean Yves (Joda), l'un de Tony Gardmeister Ok! toy ny tamin'ilay Golf 6264 TV iny ihany; masaka be ny Rallye 2009 eto Dago mivezivezy eny Andraharo eny amin'ny SODIAMA foana i leiry (Joda ) Kay ao raha. Efa eny amin'ny INJET koa ny Bon à tirer Pub'ny SODIAMA SEAT IBIZA SC vaovao dia ilay SEAT CORDOBA ho entin'i Joda no Sary Filigrane eo akaikiny sady misy soratra hoe Joda Forever. SEAT CORDOBA WRC, Mavo sy Gris metal no lokony. Paru sur moov, tena marina ve io ry zalah sa resaka fotsiny? Moi je sais simplement et purement que Joda à l'heure ou nous parlons remue ciel et terre pour trouver une voiture que ce soit à Mada ou à l'extérieur. Je crois qu'il fait un deal avec Sodiama et qui va coïncider avec l'ouverture de leur nouveau Show-room à Ankorondrano. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 4 août 2008 Si c'est vrai c'est tres buien mais , je dis INTOX. Mais Wait and See Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 4 août 2008 Sô dia i Belazao io ra-soaff????... ... fofona intox masiso mihintsy alony ilay à première vue e!!!..ms bon....laisany mpanao rallye reto koa anie somary cachotier iany ndray² e !!! ...dc je dis: " izay tia no mahadry e!!!"hihii Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 août 2008 Dodanen a écrit:Sô dia i Belazao io ra-soaff????... ... fofona intox masiso mihintsy alony ilay à première vue e!!!..ms bon....laisany mpanao rallye reto koa anie somary cachotier iany ndray² e !!! ...dc je dis: " izay tia no mahadry e!!!"hihii Intox zany fa hi Belazao tsy misy hidirany @ izany an !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 août 2008 Ny info tena mari-pototra ato izao dia hisy C2R2 Max sy Xsara préparés ho avy na @ Asa Tana na @ saison 2009 fa io tsy siosio fa efa hitanay ny sary sy ny prépa rehetra sady hatao loc ireo de ohatran'ny ho "mora" ihany ny location fa aleo ny tena tompony manao ny pub fa ny ahy tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 4 août 2008 misy Renolf WRC ko oavy ka misy pilote ray zay mivezivery entre Sodiama et Madauto ko lery fa tsy ainy lotra oe aiza no aleha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 4 août 2008 fa nga tsy hoe Skoda e! ho hita eo zany ze famarinany e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 août 2008 bigbang a écrit:misy Renolf WRC ko oavy ka misy pilote ray zay mivezivery entre Sodiama et Madauto ko lery fa tsy ainy lotra oe aiza no aleha Sô dia mena² ny lokon'lé Renolf???? ..ary sô d bandy bota² manana cyber ao Ambatomitsangana no tompony??ra zay dia tena sûr fa tsy intox fa tena marina !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 août 2008 bigbang a écrit:misy Renolf WRC ko oavy ka misy pilote ray zay mivezivery entre Sodiama et Madauto ko lery fa tsy ainy lotra oe aiza no aleha Ka le daba aza efa hitanay tato @ site mihitsy ny sariny koh!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 5 août 2008 ôtran'ny tsy misy resaka an'io tao amin'ny www.oaoaoa.com Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 5 août 2008 Nari9 a écrit:ôtran'ny tsy misy resaka an'io tao amin'ny www.oaoaoa.com misaotra @ ilay oaoaoa.com fa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 5 août 2008 aleo ho avy daholo izay ho avy fa spectacle ho antsika mpijery io e. mahita kôzy mihintsy ialahy isany ireto amin'ilay hoe renolf ilay bandy ao ambatomitsangana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 5 août 2008 tsisy anzany ao e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 5 août 2008 Soafahana a écrit:Ny info tena mari-pototra ato izao dia hisy C2R2 Max sy Xsara préparés ho avy na @ Asa Tana na @ saison 2009 fa io tsy siosio fa efa hitanay ny sary sy ny prépa rehetra sady hatao loc ireo de ohatran'ny ho "mora" ihany ny location fa aleo ny tena tompony manao ny pub fa ny ahy tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny lay resaka C2 sy xsara io ef itanay t@ www.dedaka.com sy www.wawawa.com, dacor oe misy reo any @ sisiny avec photo et wawawa... fa ny contrat ono (ono oa an) mbola ts ay oe aona??? d eno t@ oaoaoa ko oe lafolafo ny location satria pilote etranger no client cible farany, lay photo itanareo zany to styl natao appui mba evitena an lay bandy oe ts b oaoaoa lery nef lery to b (mety anisan'moderateur ao @ www.wawawa.com) ref tonga ny vam vo mahita izy tsika ny tena M Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 août 2008 Mikkah a écrit:(mety anisan'moderateur ao @ www.wawawa.com) calme ela ra mikkah fa ny moderateur an'i wawawa.com sao dia mandalo ato am'forum an'i www.mampime-loatra-laisany.com ato Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 août 2008 En tout cas les rumeurs vont de bon train Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 5 août 2008 Mikkah a écrit:Soafahana a écrit:Ny info tena mari-pototra ato izao dia hisy C2R2 Max sy Xsara préparés ho avy na @ Asa Tana na @ saison 2009 fa io tsy siosio fa efa hitanay ny sary sy ny prépa rehetra sady hatao loc ireo de ohatran'ny ho "mora" ihany ny location fa aleo ny tena tompony manao ny pub fa ny ahy tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny lay resaka C2 sy xsara io ef itanay t@ www.dedaka.com sy www.wawawa.com, dacor oe misy reo any @ sisiny avec photo et wawawa... fa ny contrat ono (ono oa an) mbola ts ay oe aona??? d eno t@ oaoaoa ko oe lafolafo ny location satria pilote etranger no client cible farany, lay photo itanareo zany to styl natao appui mba evitena an lay bandy oe ts b oaoaoa lery nef lery to b (mety anisan'moderateur ao @ www.wawawa.com) ref tonga ny vam vo mahita izy tsika ny tena M Be koa izany site hitan'lisany izany Fa raha niresaka nifanaovanay sy lery aloha dia milamina tsara ilay pro fa tena ilay prépa no hitako sady toa tsy dia ho lafo loatra sady hampitondra pilo iray hanao promotion any ilay projet fa aza dia wawawa loatra ra MIkkah fa aleo aloha jerena eeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 5 août 2008 Soafahana a écrit:Mikkah a écrit:Soafahana a écrit:Ny info tena mari-pototra ato izao dia hisy C2R2 Max sy Xsara préparés ho avy na @ Asa Tana na @ saison 2009 fa io tsy siosio fa efa hitanay ny sary sy ny prépa rehetra sady hatao loc ireo de ohatran'ny ho "mora" ihany ny location fa aleo ny tena tompony manao ny pub fa ny ahy tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny lay resaka C2 sy xsara io ef itanay t@ www.dedaka.com sy www.wawawa.com, dacor oe misy reo any @ sisiny avec photo et wawawa... fa ny contrat ono (ono oa an) mbola ts ay oe aona??? d eno t@ oaoaoa ko oe lafolafo ny location satria pilote etranger no client cible farany, lay photo itanareo zany to styl natao appui mba evitena an lay bandy oe ts b oaoaoa lery nef lery to b (mety anisan'moderateur ao @ www.wawawa.com) ref tonga ny vam vo mahita izy tsika ny tena M Be koa izany site hitan'lisany izany Fa raha niresaka nifanaovanay sy lery aloha dia milamina tsara ilay pro fa tena ilay prépa no hitako sady toa tsy dia ho lafo loatra sady hampitondra pilo iray hanao promotion any ilay projet fa aza dia wawawa loatra ra MIkkah fa aleo aloha jerena eeee zay mitsy!!!! tsika tsy wawawa fa mba fanamarihana kely fotsiny ooo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 août 2008 O ry zalah otrany tsy mande lé lien www.wawawa.com sy ilay dedaka.com ann!!! sa ny ordi-ko no misy blm????? mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 5 août 2008 Dodanen a écrit:O ry zalah otrany tsy mande lé lien www.wawawa.com sy ilay dedaka.com ann!!! sa ny ordi-ko no misy blm????? mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr www.problemeavecwawawa.com Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 2 septembre 2008 Parait-il k'y aura 1 magasin ki va bientot vendre des G20'tsss a Tana (www.ouno_ouno.mg ) sad to en provenance d'Europe ouno... Che po oe ef nisy naheno v lisany???????????? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 septembre 2008 raikitra ndray zany hy akamoaka adiresin'na site Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 2 septembre 2008 Henintsoa a écrit:raikitra ndray zany hy akamoaka adiresin'na site kwell Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 2 septembre 2008 www.madagvints.mg hono no fanaovana kômandy an linà Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 2 septembre 2008 Tsi2 a écrit:www.madagvints.mg hono no fanaovana kômandy an linà Gvint's moteur Lifan ve Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 3 septembre 2008 Mikkah a écrit:Parait-il k'y aura 1 magasin ki va bientot vendre des G20'tsss a Tana (www.ouno_ouno.mg ) sad to en provenance d'Europe ouno... Che po oe ef nisy naheno v lisany???????????? ie toa hoe ao am supreme center ao !! sady ra Big itako tany omaly !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Nari9 a écrit:Mikkah a écrit:Parait-il k'y aura 1 magasin ki va bientot vendre des G20'tsss a Tana (www.ouno_ouno.mg ) sad to en provenance d'Europe ouno... Che po oe ef nisy naheno v lisany???????????? ie toa hoe ao am supreme center ao !! sady ra Big itako tany omaly !!! Miketrika Gvintss par silence daholo an ! any izao efa misy anankiray nahazo fa mbola mikotrana be hono mitolona azy fa aleo izy no hilaza hoe iza ilay olona. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Za koa lesy naheno an'izay hono Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Nari9 a écrit:Mikkah a écrit:Parait-il k'y aura 1 magasin ki va bientot vendre des G20'tsss a Tana (www.ouno_ouno.mg ) sad to en provenance d'Europe ouno... Che po oe ef nisy naheno v lisany???????????? ie toa hoe ao am supreme center ao !! sady ra Big itako tany omaly !!! kozy? lasa 2 zany satria ny 1 ono to eo akaikin'CITIC ko ono Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Ny reko dia misy magasin hivarotra an'intony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Soafahana a écrit:Ny reko dia misy magasin hivarotra an'intony Mbô hazavao kely hoe raprez fa tsy azoko tsara!!! kit auto ve no hovarotana sa kit gvintss sy seza??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Fa tandremo so tratra fef misy G25 fosika avy any Asie ono eo @1m2 a 1m850 d en plastique daolo zay vy reetra @lay izy d lay embrayage ts mety tsahana fa bloker eo ambony (donc ts miasa zany) d ny boite-ny tsy HH (style-any H) fa otrany @MOMO iany.................Bref tsssss Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 tena almeo kosa milako momo toy izay hilako gvintss fopl zany kouhhh Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Mikkah a écrit:Fa tandremo so tratra fef misy G25 fosika avy any Asie ono eo @1m2 a 1m850 d en plastique daolo zay vy reetra @lay izy d lay embrayage ts mety tsahana fa bloker eo ambony (donc ts miasa zany) d ny boite-ny tsy HH (style-any H) fa otrany @MOMO iany.................Bref tsssss tsy poince zany éé!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Henintsoa a écrit:tena almeo kosa milako momo toy izay hilako gvintss fopl zany kouhhh sur mitsy lesy le?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Henintsoa a écrit:tena almeo kosa milako momo toy izay hilako gvintss fopl zany kouhhh Aza miala @ Momo oa ee !!! hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 misy magazin 1 ao am supreme ao efa au courant an le G25 ka!!! ary tsy avy any Asie fa Europe no anafaran'rzala entana!!! mihesiter kely fotsiny izy oe somary lafo ny vidin'lé volant par rapport aux autres... d mila assurance kely rzala hoe au moins ve mety ahalafo 5 v ono!!! ka aona misy 5 vonona v? ny prix aux alentours de 3M5 fmg alo e!! ny tiko tenenina zany dia hoe ra manao "commande groupée" dia sur fa ok ny angalan'rzala lay izy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 bigbang a écrit:misy magazin 1 ao am supreme ao efa au courant an le G25 ka!!! ary tsy avy any Asie fa Europe no anafaran'rzala entana!!! mihesiter kely fotsiny izy oe somary lafo ny vidin'lé volant par rapport aux autres... d mila assurance kely rzala hoe au moins ve mety ahalafo 5 v ono!!! ka aona misy 5 vonona v? ny prix aux alentours de 3M5 fmg alo e!! ny tiko tenenina zany dia hoe ra manao "commande groupée" dia sur fa ok ny angalan'rzala lay izy. Kozy v ry baina za ko ef naheno an'zay 3M5 zay fa enjana iany zany alou e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Henjana ihany ry zalah zany 3M5 ho an'ah volant zany a!!!! surtout raha misy boaykely tia kitikitika ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Tsi2 a écrit:Henjana ihany ry zalah zany 3M5 ho an'ah volant zany a!!!! surtout raha misy boaykely tia kitikitika ! Trop b mitsy lesy le Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Soafahana a écrit:Henintsoa a écrit:tena almeo kosa milako momo toy izay hilako gvintss fopl zany kouhhh Aza miala @ Momo oa ee !!! hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Ary ity Logitech Formula ity ry zalah aôna no fahitan'lisany azy? io zao no hitako hoe abordable fa ity ao anatiny no tena mampatahotra kle Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 raha ny hevitro aloha dia aleo miafy ela ela dia avy dia mi-saute any am'gvintss avy eo fa itony otran'tô plastik zany daholo kou!!!! tena aleoko miafy am'manette aloha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Henintsoa a écrit:raha ny hevitro aloha dia aleo miafy ela ela dia avy dia mi-saute any am'gvintss avy eo fa itony otran'tô plastik zany daholo kou!!!! tena aleoko miafy am'manette aloha nenà moa d efa tsy lazaina tsony e!!!! sady raha simba ny bokotra hafa, mbola misy tsy lany lanina ambiny eo!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 4 septembre 2008 Henintsoa a écrit:raha ny hevitro aloha dia aleo miafy ela ela dia avy dia mi-saute any am'gvintss avy eo fa itony otran'tô plastik zany daholo kou!!!! tena aleoko miafy am'manette aloha zay mits lesy ra Hents a, manangona 1600 Ar/jour ela d'efa maazo G25 en 1 an na manao endry tsra D mivavaka tsara sô mba mahazo any @ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 septembre 2008 Nenay aloh ny gvints mety ho azo ihany fa ny tena assuré d tsy hanaiky izy mitsam fa tsy maintsy hikitikitika an'iny e!!! ny rindrim-be ngamba mety volana maromaro vô hirodana!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites