Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404

Messages recommandés

Tena miala tsiny ry zalah fa tena tsy tafa mihitsy zà ny sabotsy a!!!
efa niantso an'i Nirina zà maly alina dia lery no hiresaka amin'ilay tompon'ny vam,

Efa niantso an'ilay tompon'ny ihany koa anefa zà maly dia ny henoko dia hoe efa miaraka @ Vatanen izy ka izy roa lahy ireo izany izao no tena mahalala vaovao.
nenà moa dia efa nisokatra hatry ny omaly atoandro le http://www.blog kivytotal.net e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misy vao² e! tsy hay na ratsy na tsara fa:
- tsy poince ilay 404 ..........
-fa 325 ix E30 no ketrehin ry zalahy any ary ezahiny mafy hono....
WAIT AND SEE...
Nirina sy Prezda o! sao dia ifanapiana ny fanamboarana ilay 505 atao PRV dia mba iny no ampiasaina fa otrany manahirana ilay miandry ny an olona?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa inona hono lety no bleme tampoka teo???

Ny bimaka ra-Boum izany no hanaovana raha izany koh

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Fa inona hono lety no bleme tampoka teo???

Ny bimaka ra-Boum izany no hanaovana raha izany koh


scratchscratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
j'ai eu la personne qui s'occupe de nous trouver une voiture, apparemment ça va être une Bm 325 ...donc c'est mieux!
Merci à tous pour tous les efforts, moi c'est ok samedi aprem, reste donc la voiture!
A nous de les harceler... lol!


Tsi2, désolé si je t'ai pas vu, j'avais la tête "vraiment ailleurs"...j'étais accompagné. C'est pour le meeting? J'aimerais venir en plus.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SadSadSad Zà moa zany ry zalah d tena indrisy fa tsy ho afaka indray ny Asabotsy eeeee!!!!, mametaka sono madacox d tonga d manohy lalana manao mission any Tsididy SadSadSad ;
raha sanatria ka mbola mba misy ny dimanse d mba hilazao ihany zay e!!!

hanaovanay allez-retour speed manko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bouncebouncebounce matoky anareo am le couverture photo-video ry zala fa ny tenanay moa taraiky aty am sisiny aty ooo

lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dommage pour la 404. mais heureusement que ce sera une BMW.

comme tsi2 ne pourra pas, je pense que je serais le 10ème pilote!!!! à moins que...

de toute façon je passerai pour faire connaissance avec le team So6 et consommer les sôsisy en tant que spéctateur si le quota est rempli

lieu et heure de rdv svp????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
art malagasy route digue à 13h sinon sur le terrain vague avant le pont d'ambohitrimanjaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Somary hafa kely ndray zany fa toundé propuls machiaka be ndray no hanombohana leçon. Le 404 manko efa mba nisy tao am tanana ihany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

GIGA TOP MEGA COOL SUPER GENIAL TEAM SO6 DRIFT CONTROL EEE bouncebouncebouncebounce milay e! misotra an le nanolotra fiara sy ny mpampianatra milay laisany
vivement la prochaine séance bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nanao ahoana ry zalahy ny drift tao? sur aloha aho fa tena nilay e!!! dia mankalaza ny fotoana manaraka. cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

apparament nilay be alony raha ny compte rendu an'i big no henoina e!!!!! lol!lol! ....zay ko tsy afaka tampoka fa nisy raha² tsy azo notoherina...@manaraka toundé goooo fa tena envieuxx mintsy ny tenanay omaly zay a!! Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nilay be ilay izy ka!! Saotra ny moniteur sy ny nanolotra ny vam Wink
Sivy teo zahay no nanao azy. Hirvo nandalo ts'inona dia lasa Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Super génial lesy e. on croyait pas que même ac une simple kangoo diesel on arrive à glisser facilement avec une bonne théorie. Merci au moniteur et à la propriétaire de la caisse.
Quelques photos

Bandy matotra daolo no tao fa te hahay mafy


Aleo alou le vovoka fotsiny no aseo...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nlay Bé é cheers
Misaotra an'ilay pampianatra sy ilay nanomé fiara é
Ho ela velona

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay ve lesy am 5 vo nahazo fahafahana vonjimaika le, dommage, roviana sy séance manaraka dia tohizo le compte rendu fa milendalenda zay e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tohizo rzala fa mahafinaritra,ampio le sary d rovina indray ny manaraka?Mazto daoly.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers misaotra antsika rehetra ééé! misaotra an'ny mpanabe lol! sy ny mpanome fiara cheerscheers
ny alahady ihany dia efa nikotrana parssi teny ambanivohitra teny fa mafy loatra lé "envie" higorisagorisa. --> bien sûr sans faire le "kakou" selon vos instructions chef. lol!lol!
Efa hitako sahady ny misy an'iny promotion voalohany iny isakin'ny WE fa mikotrana eny am'tany malalaka daolo. lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Résumé ny zavatra natao t@ io andro io Wink

Cours 1:
En théorie:
- Ce que c'est le transfert de masse
- L'effet du transfert de masse dans les inscriptions en virage

En pratique:
- L'inscription en virage gauche puis à droite

Recommandation:
- Ne pas faire les Kakous lorsqu'on fait les révisions geek Et respecter les autres Wink

Ilay izy moa @ ankapobeny dia tsy manimba fiara satria 60kmh maxi ny vitesse. Tsy mila régime ambony be Cool
Izahay tonga tao moa dia tsy nahasosotra hono hoy ny moniteur ny niveau fa mba mora hazavan-javatra ihany geek (surtout ilay bigbang Loeb Razz )
Ny ambiance nahafinaritra be mihitsy!! Misy vidéo en préparation sur aho any e!! (zany moa ry KGB e!!)
Dia izay ny tany zalahy cheers
Ho any sasany indray no mitantara sao mba diso ny cours nalaiko lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers GENIAL cheerscheerscheers

du grand Team Sooooooooooo6 vraiment les gars tena mahafinaritra ny mahita ny sary t@ io fotoana io fa ny tenanay moa dia tsy afaka au dernier moment koa par tel no nahazo vao² fa dia avy eo moa ny participant nandalo taty fa tena mbola hita fa sady excité no "les yeux plein d'étoiles"
fa tena merçi any Mr Chief instructor cheerscheers fa @ manaraka indray fa tandremo So6drift first promotion fa "nos routes ne sont pas des terrains vagues an!!" donc drift à consommer avec beaucoup de modération
lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci à tous pour la très bonne ambiance et c'est toujours bien de se rencontrer de partager I love you

Je pense que tout a été bien résumé au niveau du "cours" et que quelques photos seraient plus parlantes.
Je vais juste rajouter quelques petits trucs: n'oubliez pas le millimètre pédale quand vous serez sur un parking (seuls ceux qui étaient là sauront), entraînez-vous à travailler la sensibilité de vos pieds car une voiture se pilote d'abord avec: souvenez-vous des exercices dont on parlé.
Si y a des vidéos ça serait encore mieux, et on risque de faire NOTRE version du film "Get" de Jean-Michel Fabre rapidement à ce rythme Razz

Bravo daholo! J'étais surpris de la facilité d'apprentissage de tous!
@ manaraka indray (tsy maninona koa lé kangoo iny an mdr), atao vonona tsara ny daba (tokony asiana organisation kely fotsiny hoe kifékoi)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay ry zalaha a!!!!! tena faly aho!!! tane faly hoy lay raiky lahy izay!!! fa mangidihidy b...!!!!!
misaotra betsaka ny mpampianatra sy ny tompon'ny fiara e!!!!!

tsy hita intsony izay tenenina fa milay b e!!!!! dia atao metimety kokoa ny manaraka (43 jours sisa!!!!! affraid ). zay vao tena hi-hirahira hoe "ÔIÔ NDE HIANATRA IZAHAY"!!!!!!! mazoto b mihintsy!!!!! lol!lol!

ary lé camion b iny v lty ry chef instructeur azo anaovana n"ireny koa???? sady propuls?? naheno zà mantsy tao anaty cours hoe na 4tonnes aza d mety!!!! Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hitsapeta efa tena mahay be kouhh. 3 passages presk perfect teo am'lé droite iny ny an'là. cheerscheerscheerscheers
fa raha iny kosa lesy no tena materialiséna hoe antsana en extérieur et talus intérieur. palepalepale tsy sahy miditra otran'reny mintsy ela palepale fa mandamina bé lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
fa raha iny kosa lesy no tena materialiséna hoe antsana en extérieur et talus intérieur. palepalepale tsy sahy miditra otran'reny mintsy ela palepale fa mandamina bé lol!lol!lol!


Ho ampiana @ zay ny "difficulté" fa aza maika... hihihi! y aura quelques trucs sadiques et tu verras t'auras VRAIMENT l'impression que ce sont des arbres et des ravins qui sont là... (à bientôt lol)

>lé cams mety aleo hilamina kosa i Hitsapeta a mdr (fa mety koa eo an... lol)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay r'efa afa-po ny rehetra e!
Fa zà tena miala tsiny fa nanao faux plan tamin'ilay vam kay le izy tsy poins tamin'ny ora farany!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sambatra leisany ry zalah! tsy maintsy atao amzay zay ahafahana amin'ny lesona manaraka fa milay le revy!
Za aloa tena nalahelo oe ts tany ary nangidihidy mafy mits nihaino ny fitantaran'ny tompon'le vam e! SadSad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Résumé ny zavatra natao t@ io andro io Wink

Cours 1:
En théorie:
- Ce que c'est le transfert de masse
- L'effet du transfert de masse dans les inscriptions en virage

En pratique:
- L'inscription en virage gauche puis à droite

Recommandation:
- Ne pas faire les Kakous lorsqu'on fait les révisions geek Et respecter les autres Wink

Ilay izy moa @ ankapobeny dia tsy manimba fiara satria 60kmh maxi ny vitesse. Tsy mila régime ambony be Cool
Izahay tonga tao moa dia tsy nahasosotra hono hoy ny moniteur ny niveau fa mba mora hazavan-javatra ihany geek (surtout ilay bigbang Loeb Razz )
Ny ambiance nahafinaritra be mihitsy!! Misy vidéo en préparation sur aho any e!! (zany moa ry KGB e!!)
Dia izay ny tany zalahy cheers
Ho any sasany indray no mitantara sao mba diso ny cours nalaiko lol!


ary ra His zany mahay lesona veti² kay an. Tsy manao kakous oz nirina58 fa kangoo lol!
nirina58>Beaucoup de choses qu'on croyait avoir mais pas sues du tout ont été partagées. Bravo et à la prochaine.
Merci daholo fa nilay ilay fiarahana e.
Amin'ny manaraka indr1 zany r'zalah.
Hitsapeta> Raoviana ialahy no midina manakara indr1? lol!afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
hitsapeta efa tena mahay be kouhh. 3 passages presk perfect teo am'lé droite iny ny an'là. cheerscheerscheerscheers
fa raha iny kosa lesy no tena materialiséna hoe antsana en extérieur et talus intérieur. palepalepale tsy sahy miditra otran'reny mintsy ela palepale fa mandamina bé lol!lol!lol!



Tena sûr lesy ry henintsoa fa tsy sahy raha vao terrain vague a!!!! quoi que....

irina> misaotra lesy!!! andao hamorona mission dia mifanaraka e!!! tonga dia application (sans kakou comme le dit le chef instructeur).

nirina58> ok pour le cams!!!! fa na izany aza mety milay b ny transfert de masse @ iny a!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za koa tena tsy afaka t@ iny fa tena nlay araky fitatarain' ny sasany!!!
Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

On attend notre Tour avec Tsi²/Soafahana/Ari Vatanen/mikkah etc...
Very HappyVery HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay be ry zalahy le lesona kely iny fa zany oe tsy ampy kely fotsiny fa mangidihidy be ny tongotra avy eo an!!!!! lol!lol! fa tsy maintsy hiketrika daba iany angamba de misotra any ilay moniteur sy ny tompona daba an!!!!!!! six

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:


Je pense que tout a été bien résumé au niveau du "cours" et que quelques photos seraient plus parlantes


bounce

photos photos !

prez, hents.... lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mialatsiny zala am le photo fa kely ihany no azo noho ny olana ara-teknik: nanondarana tsy nety vel le APN teo ampanaovana pratique, le kangoo migorisa zany alou de any am video vo ho hita.
lol!lol!


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Za koa tena tsy afaka t@ iny fa tena nlay araky fitatarain' ny sasany!!!
Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

On attend notre Tour avec Tsi²/Soafahana/Ari Vatanen/mikkah etc...
Very HappyVery HappyVery HappyVery Happy


tena betaska mintsy ny liste d'attente zany annn!!...vivement la prochaine édition !!!!!!!! cheerscheers ..ny ahy tena asiako io na hiainga tongotra avy any Ambolokandrina ary za !!!!!mdrrrrr....assssiiako mifou maraina mintsy !!!! RazzRazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali daolo an!!!! mety milay ry zalahy ra ohatra ka cox lol!lol! koa no anaovana ireny lesona ireny annn sa awona ry chef instructeur tsy mety ve???? lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andriasandy18 a écrit:
Sali daolo an!!!! mety milay ry zalahy ra ohatra ka cox lol!lol! koa no anaovana ireny lesona ireny annn sa awona ry chef instructeur tsy mety ve???? lol!lol!lol!


héhé misy akamako zany an!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Araka ny tapaka farany moa zany dia aleo atao fiara 2 no ianarana fa ela lôtra lé miandry bouncebouncebounce sady en + mety ho lasa betsaka iany isika @ io cours manaraka io, D aleo ngamba omanina dieny izao é. sa aoana ??????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers +1 amle cox cheers
+1 amle fiara anakiroa cheers
fa ela loatra kosa le oe dans 1mois et demi ndray vao misy
kozy e! NoNoNo zay zao mahita anle sary te hanao mafy mihitsy afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
si on trouve 2 voitures, il serait envisageable une session plus tôt... même très tôt. On est mardi, donc la balle est ds votre camp

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
si on trouve 2 voitures, il serait envisageable une session plus tôt... même très tôt. On est mardi, donc la balle est ds votre camp




scratchscratchscratchscratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sali daolo an!! hono ao ry zalahy mety raovina ny session confusedconfused manaraka ehhh???? bouncebounce fa mora hiketreina daba haingana fa efa maika hianatra indray an!!!!!!!!!!!sa awona hozy ialaisany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Cox marina mety milay an Razz

>dates dia miankina @ daba antsika e ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hé izaho +1 @ seance manaraka an Very Happy

Tsy maintsy daba propuls ve ? sao dia mety 309 motera be (matanjaka sy be couple fa saingy traxxx
lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...