Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404

Messages recommandés

cheers

Tena le Team so6 mihitsy aloha no tsara apetraka tsara (na de efa tafapetraka aza) le resaka membre sns zany e; tokony asiana inscriptio, cotisation, carte lolll; satria amin'ny hetsika otran'izao no tena ilaina an'ireny zavatra ireny
mba ny Membre aloha zany no privilégié geekgeek

De avy eo indray ny membre mbola mandoa participation; fa resaka otran'io zany an ; kozy tsy tanora vavy sy lahy 100 no eny de te hanao daholo de tsy hita izay hisakanana azy; handaminana azy moa izany e

efa karazana ecole de pilotage azo hitarina anie ity resaka ity e;
Mihetsika ny team so6 an ; ny moniteur indray ity no tonga miantso ; mbola misy an'ilay grand moniteur iny koa efa niresaka tamin'ny membre ihany : Joda

Otran'ny milay ihany zany hoe team so6 organisateur ecole de pilotage virtuel et réel zany an,

flowerWhat a Face

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:

Tena marina zany resaka zany. sarotra be le hametra anle bandy hoe 10 nefa tsika ato am forum mihoatra be donc.... Mila solution haingana. Raha otranay manko de te hisisika mafy de mafy.
Proposition: Tsy aleo asiana séance roa , 1 Samedi pm pour les 10 premiers (les autres afaka manao spect); 1 Dimanche pour les 10 restants par exemple, à condition oe mbola velona koa anefa le vam Dimanche.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:

Zay koa aloha partant foana fa izany hoe ny inquietude-ko dia mitovy @ Peno!!!! mbola ho velona ve io daba io ny Dimanche raha atao sur 2 jour??? lol! ...sady sur zao fa betsaka ny hisisika anao ny premier jour dc ho somary maty miandry trèfle fotsiny sisa lé manao ny ampitso raha vita ny samedi iany ny daba !!!!!! SadSad ..raha tsy hoe asiana limitation de vitesse sy limitation de Glisse angamba mba hi-menagena an'lé mecanique !!!!!mdrrrrrrrrrrrrr...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marina tsara dawl izany lazain'lisany izany ary efa nodinihina miaraka tamin'dRaprez sy Moniteur le izy tamin'ny zoma hariva teo!

Ny hoe fiara ho velona ny ampitso ve???
marihina fa ny fiara dia nampindramin'olona antsika maimaim-poana noho io fitiavantsika io fotsiny noho izany anjarantsika tsirairay no mitandrina azy, ary raha sanatria misy ny fahasimban'io fiara io dia miara mandray anjara amin'ny fanamboarana azy avokoa ny rehetra.
fa ny tsy adinoina dia + tsy simba ny fiara rehefa avy ampiasaina, + misy ny chance hazaontsika azy @ manaraka.

Eo @ ilay resaka toerana indray dia tsy mety ve ry Nirina raha eo @ Anosizato no atao? eo @ ilay PC SICAM io???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

ary raha sanatria misy ny fahasimban'io fiara io dia miara mandray anjara amin'ny fanamboarana azy

Eo @ ilay resaka toerana indray dia tsy mety ve ry Nirina raha eo @ Anosizato no atao? eo @ ilay PC SICAM io???

Zany hoe, atao hoe "responsable" daholo dia raha simba ny vam dia mijanona ilay kilalao ka tsy maintsy milamina daholo milako an'ilay izy.
Ny tsara, atao ao anaty cout d'inscription ny poste "maintenance".

Toerana Anosizato mbola mamay be zao fa aleo ary ihany.

Sinon, tena promo "zazah bogosy" marina Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Alefaso amin'zay ary ny lisitra e!! lol!lol!

Maintenu ny iray alina Ariary fandraisana anjara (SOLIKA + FIANDRY FANAMBOARANA) izay manimba tonga dia mahazo penalisation 15 jours lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 @ ilay asabotsy aprem +1 @ 10.000 Ar ...Marina fa samy responsable isika @ ilay vam fa angamba mety raha hitondrana bandy meca mba afaka mijery ny fiara pendant la séance fa dia asiana $ anazy ao anaty participation studystudystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 am'lé sabotsy sady + 1 am'lé 10.000 Ar + 1 am'lé responsable (mais si l'adrénaline me prends je ne réponds de rien surtout pas du levier de vitesse lol!lol!lol! )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Eritreritra tonga fotsiny ----> maninona raha asiana fihaonambe sortie kely ny vendredi 15 aout (férié io).

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 sabotsy ko tsy efa kely sisa d cloturer ny isan'ny am samedi?? Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok amin'ilay asabotsy aprem sady ok koa amin'ny 10 000, ary raha mitondra fiara perso dia ahoana ry Nirina 58, sur mantsy fa tsy ho afaka itondra ilay 404 wrc daholo izay tonga any, nefa mangidihidy te hikorisakorisa daholo ohatran'ny teo lazaina ihany e! NeutralNeutralNeutralNeutral

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy afaka ny Sabotsy é!! EmbarassedEmbarassedEmbarassed

@ lé 2eme séance scratch
ohaviana moa?? Dimanche matin vé??? cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny tena marina aloha dia sûr fa hi-subir ilay vam!!!

par expérience dia tsara ihany mitondra "tracteur" sy mécano rehefa milalao vam antitra satria tsy hay izay ao anatiny. izahay isaky ny nilalao an'ilay 404 nanaovana open propuls iny dia mitondra vam hafa sy meca foana satria rehefa miha-betsaka ny tours dia enonen'ny vam ihany!!! et pourtant on n'a jamais atteint le nombre de 10 pilotes et il y avait d'autre caisse aussi.
zà aloha mieritreritra fa raha 10 pilote izany efa tena enjana. maika fa sur deux jours donc 20 pilotes ..... Sao dia globe na levier de vitesse sisa entina mody avy eo zalah.

ny suggestion an'i dadah no tena tsara satria dia marina tokoa fa mila fandaminana io resaka io. ary mila entretien koa ilay vam na tsy simba aza.
ary izy io angaha tsy amidy e? raha mitoy mantsy izao na vita aza ny 404-ko sûr fa tsy ho ampy mihintsy ny 2 voitures satria tena betsaka ny olona ato @ forum mahita ilay revy dia ho avy daholo. sao dia tokony hitady vam hafa mitovitovy @ reo? (mini budget, maxi plaisir et sensation). tsy dia lafo izy ireny fa eo @ 1.000.000 MGA eo dia efa mahazo fiara mandeha (204, 304, 404, et même 504. il y a aussi les anciennes italiennes comme les Simca et autres)

zà ny samedi matin no afaka fa lé aprem toa somary sahirana kely. mais en tout cas je vais passer pour faire connaissance avec le team. sinon miheritreritra zà fa somary latsaka ihany ilay 10.000 MGA de participation. A moins que chaque pilote n'ait droit qu'à 1 ou 2 tours de pistes. (tsy ampy zany eeee!!!!! affraid nous on avais l'habitude de passer une journée entière à Lazaina ou Isahafa)

seule une vraie réunion avec ordre du jour permettra de bien cerner tout çà. je suis partant pour le 15 août.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 am lé sam après-m dia any mifampiaona é!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto aloh dia mbola ny dimanche matin zà no afaka!
Hitondra meca ihany miaraka mankany f'aza matahotra lisany e!!!

+1 koa amin'ilay hoe raha misy te hanao fa hitondra daba hafa!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi² mba atao responsable ny gestion logistique ka raha ohatra ka mety ny asabotsy aprem ve sa ahoana raha tsy afaka ialahy ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
- 100000000000000000000000 ilay am samedi fa
+ 1000000000000000000000000000000000000000
000000000000000000000000000000000000000000
000000000000000000000000000000000000000000²²² ilay dimanche matin!
misy akama hanambady dia tsimaintsy mandeha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena mbola ts sur oe ho afaka @ weekend zao! SadSad
Ny fangatahana dia aleo asiana session hafa amin'ny manaraka satria zay koa tena mba te hianatra e! pirat

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 koa raha 15 août zany kle, efa any am tanana zay am zany

lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay partant aloha @ ilay sabotsy aprm!!
Fa tsetsatsetsa kely: toa feno mpanao baolina izay reny terrain ireny vao miainga ny maraina sabotsy!! Rolling Eyes Sinon, misy terrain mitovy @ io koa ery @ pont Ambohitrimanjaka mihitsy Rolling Eyes Eny manko somary afaka ny arabe dia mba takotakona Wink Raha 2 jours be zao manko no ho eo amoron-dalana eo, mety ho be specta dia hiteraka olana indray Rolling Eyes
Sady zay mahay mitana volant fa débutant dia mba menatra ihany ko!! tongue

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka eny mihitsy anie le izy e

lol
sode eo amin'ilay amoron'digue iny manko ny sasany no hiandry; fa misy plot ihany eo fa plot fanaovana drible amin'ny foot lol!

gorisagorisa dribble lol!lol!lol! trop leitsy lisany kah lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 le samedi refa tsisy volant tsony de minana so6 e, sa misy itondra laptop de manao RBR ze tsy mahazo volant??
+1 le participation
+0.5 le 15 Aout (tsy mbola fantatra ra afaka).

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dia ahaoana zany?

>daba hafa,ok!
>mila jerena kely ilay vam hoe mazaka bandy 10 ve lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
katram zao zany pour samedi
Soaf / Peno / Irina / His / Nerone / Dodanen / Bigbang??? / Chef instructeur / hents
zay aloha no hitako ato

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nihaona tamin'ny tompon'ny fiara aho omaly dia hiezaka ny hanolo an'ilay seza ho Bacquet dia hanolo ilay volant!!! (fa mbola hiezaka hoà an!!)
sinon ho avy eny zà sabotsy hariva miaraka @ vam sy ny meca dia ny Alahady no tena sûr hoe hitondra satria ilay meca (Poty) koh tsy manaiky fa tsy maintsy mba hilalao hono izy! lol!lol!

cheerscheerscheerscheers
+1 am lay dimanche ( dia am firy moa io rdv io?)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
katram zao zany pour samedi
Soaf / Peno / Irina / His / Nerone / Dodanen / Bigbang??? / Chef instructeur / hents
zay aloha no hitako ato

fa manin a no ?? ok a ka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vonona foana e! fa raha sabotsy sy alahady euh tsy possible fa aleo atao andro ray ihany ry zalahy o!

>préalable alohan'i so6control: nahitan'ilay film GET...

Tsi2, Super pour les bacquets, et le plus important c'est que la voiture soit pas dangereuse (freins,pneus, direction) et qu'elle ne chauffe pas...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad Zay zany tsy Kaonty e! miandry fotoana manaraka zany satria ny samedi tsy poince mintsy. Crying or Very sadpale

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

pour reprendre
le samedi Soaf / Peno / Irina / His / Nerone / Dodanen / Big bang / Hirvo / Hents / Tsi2
----> efa ampy folo ireo ka aprem sa matinée lé izy dia am'firy?? Dia ahoana zany lé tsy afaka???
misaotra anreo am'fikarakarana éé cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

de ahoana inona ihany ny andro izany ingahy instructeur sy ingahy team manager fa miandry ny participant eee raha ny alahady no mety dia izay aloha hatao fa manaraka indray izahay manao eee SadSad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sa avadio lahady dia journée beuh éé---> session du matin et session de l'aprêm et entre deux so6 party beuh any anaty ss any

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aleo ny instruct sy ny manager no hifixer ny andro dia raha dimanche ny voalohany dia tsy maninona fa atao samedi indray ny manaraka WinkWinkWink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa vonona daholo zany ny bandy, misy ekipa na ny lahady na ny sabotsy--> ny instructeur sy team manager sisa no miteny hoe quel jour zareo no afaka dia zay no atao cheerscheerscheersdrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

RDV pour samedi:

13h eo @ art Malagasy

il faut que le moniteur le confirme

Ny alahady koa torak'izany lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo ry zalahy concentréna andro ray ihany satria sura fa be olona mandalo ao...
Samedi ou dimanche?

Ok foana lé plan e! ahaona lé daba? sura an..

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izahay koa intéressé @ ity "drift so6 control" ity e Very Happy fa saingy @ weekend izao aloha tsy afaka fa @ 15 Aout vao afaka.

Sady izaho tsy mbola nanao drift "volontaire" fa "involontaire" foana Very Happy

En plus koa ny daba mbola maty ka @ 15 any angamba vao velona Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Aleo ry zalahy concentréna andro ray ihany satria sura fa be olona mandalo ao...
Samedi ou dimanche?

Ok foana lé plan e! ahaona lé daba? sura an..

Ok zany monitor Master ny asabotsy ka dia @ 13h ny fotoana!
confirmer-ko radem ny vam fa zao aloh d tena mbola tsy afa-mihetsika ato am-piasana mihitsy zà fa repotra (fa tsy manao RBR an lol!lol! )

mi drift par silaka ao ampiasana an !!!! tongue

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena manahy mafy aho ry zalah fa ho tratran'ny tsy azo hanoharana amin'io sabotsy io an!!!
efa mitady fika mafy tsy handehanana mission aloh hatreto nefa tsy mety hita hoe inona ny fika!!!

Nirina>> Ary elà nantsoinay maly mandalo eo Analakely fa tsy mahita mihitsy a!

check un peu le blog de madacox

Tsi² ooo inona ary no tena fotoana fa lasa ohatran'ny http://kivykivy.mg
ny tenanay izany an SadSad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Tsi² ooooo ahoana ihany leitsy fa Sad tena efa www.malahelomafy.mg nge leitsy izany fa tena nangina ialahy Sad

+1 be mintsy lé malahelo sy lé tsisy vaovao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...