Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Vos meilleures sensations au volant

Messages recommandés

Aza iomehezana ny soniako fa valable @ lisany rehetra io an lol


Hents> tena tsy misy ftona anovana anzany rehetra zany lety a za ary tsy natsiaro ninin afatsy zandry kely nteny we way l.... in lty zany a d vo nteny a we a de njan ny fiara saingy efa tery @ faratampony digue.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Boum a écrit:
Citation :
Si quelquefois tu te sens petit(e), inutile, démoralisé(e) ou dépressif(ve), n'oublie jamais que tu as été un jour le plus rapide et le meilleur spermatozoïde de ta bande...


io ve mo ilana fanazavana???
lol!lol!lol!


za koa letsy latsaka vao maraina nahita an'io lééééé lol!lol!lol!lol!lol!lol!




Le plus rapide=le meilleur spermatozoîde...

lol!lol!lol!

mahita tenenina ela ra Michigan... lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny R21 Quadra aloha dia tena sous-vireuse tokoa fa tadidiko Garcia teo Lazaina nametaka Slick tao aoriana fa mi-sous-vire B lé vam

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za ary lesy vo avy nanagebona (il y a une heure) an le 309, aza iomehezan lisany fa tsisy mvidy eo intsony iny. Tonga dia face à face tamin'ny mazda minibus

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Evil or Very Mad tantarao hoe @fomba ahoana letsy zany????
tssss,za vao saika anontany hoe iny angaha no ho entin'toi hijery rallye???
D aôna zany leuh, tsy nanin anefa...ny môtera?? Very HappyRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
za ary lesy vo avy nanagebona (il y a une heure) an le 309, aza iomehezan lisany fa tsisy mvidy eo intsony iny. Tonga dia face à face tamin'ny mazda minibus


Fa ahoana ry bain??? EmbarassedEmbarassedEmbarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraidaffraidaffraidaffraid
kiiiiiiiiiiiiiiiiiii tena mbo semaine ratsy koa letsy ty zany après ny an'ny marsplit léé!!!
simba B sa ahona? motera??
tena dommage nefa reveko B lé izy.
(asio sary atsy am'insolite atsy éé geek )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy simba be ka, avy nanambotra frein tany am garage a dia nanao essai dia mbola ambany be le izy dia hozy le mecano hoe hoento aloha fa miakatra hoazy io avy eo. Dia lasa nefa vo mvoka le garage dia fidinambe dia npopina le frein fa tsy niakatra mihitsy dia mazda an'i Dzama ande hanao livraison, nandeha sens inverse no natao frein.
Soa ihany fa efa nendeha mora tam le choc dia tsy dia nisy zavatra simba. Pare-choc, calendre, globe avant gauche dia radiateur no simba. Le radiateur aza niankina tamin'ny accélérateur fotsiny ny nahavaky azy.
Efa voarina ny daba amzao, mandoko élément kely sisa radem

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Confirmé fa semaine ratsy iny ra-Hents Evil or Very Mad
Nanao So6 + sortie koa zay sy ra-KGB t@ sabotsy alina camper
Somary mando ilay lalana dia ny kodiarana tao aoriana koa somary efa sola izay ihany. Lasa ny vodiny dia saika hanao tête à queue kanjo nandona poteau!!
Résultat: vaky ny globe avant dia perotra ny aile AVD. Perotra koa ny bas de caisse!! Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Degany mintsy iny sem ray iny ka.

Za ndray nefa grisagrisa party maly fa lena ny lalana fa mlay a.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Degany mintsy iny sem ray iny ka.

Za ndray nefa grisagrisa party maly fa lena ny lalana fa mlay a.


nen'la kay kosa d'efa fanao ilay gorisagorisa !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
michigan a écrit:
Degany mintsy iny sem ray iny ka.

Za ndray nefa grisagrisa party maly fa lena ny lalana fa mlay a.


nen'la kay kosa d'efa fanao ilay gorisagorisa !!!


grisa fananina ny ana fatsy we lasa tsy nahy ka, bdb mintsy ary no nataoko lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka io ange rehefa fanahy iniana atao tsy maninona fa ilay "surprise surprise" ihany no gaigy be e

Efa vonona manko @ réaction sy reflexe rehefa mitady ho very ny controle

Fa ilay tampoka be mm pipi sisa no azo atao satria tsy vonona ny réaction sy ny reflexe

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka ny dikany lé manimba vam v midika hoe mianatra mahay mitondra sa ahoana? lol!
Mety auto-école de casse angambany ny filazana anazy. smachafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lafo mihitsy ny ecolage zalah an!!! prier Degany vao vita ilay vam
affraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Anaki-2 ny meilleurs sensations ni-marquer ndrindra, ary ra-Hirvo foana teo akaiky t@ reo, lery zany ngamba lé mpampirisika fotsiny lol!lol!lol!.
1/ Ny voalohany teo @ route aéroport Tamatave, bmw 323 E30 boîte M3, d oe ndao mba hitsapa andé 200 zany, d raikitra, d ny tena nampiomé nisy chauffeur any bainay efa zokinjokiny nitaingina tao aoriana, vo niainga alou d nipetraka niankina tsara tao aoriana lery, nanomboka niakatra @zay ny allure d nandroso nakeo am-pivoany seza alou lery sady nitazona t@ appui-tête sezanay sy Hirvo, avy eo @ zay nivelatra b ny tanany lery tao aoriana, ny ray mitazona an'lé fitazomana eny @ plafond côté ray d ny ray @ côté iray lol!lol!lol!, vo tonga 200 ny tablô d lery no nikôzy mody calm b lery oe "ao zay fa efa ampy 200" lol!lol!lol!. Fa lé daba @zany otrany efa mitsingevangevana zany fotsiny LaughingLaughingLaughing .

2/ Teo @ digue, mbola Hirvo iany no copil WinkWink, mbola t@ le bm 323 iany, teo @ MACO (mbola ni-existe izy t@ zany) fasany Karana, Sabotsy atoandro avy nibôsy tany @ Inscae, d naita an'le Golf 3 Cesam Sodiama iny teo @ Maco (vo tonga izy t@ zany), d ozy ra Hirvo oe ndao oe tsapaina ty Cesam ty fa ataotsika départ lancé fotsiny fa sur fa vou b tsika ra arrêté, d nikôzin'lery Johary kamikaze (surnom any Johary Sodiama t@ zany) d oe tairo ary, fa tonga d lasa kosa alou lé bm an, tsy lavitra akory fa lé avance azo t@ le boîte courte M3 tsy tratrany lery tsony mandra-patonga teo @ lé otrany Centrale Jirama kely @ farany digue iny, d nilaharany lery zay teo @ niveau Castello d ozy lery oe aleo atao départ arrêté etsy @ digue fa-2 sady niankapofona b ny akama lol!lol!lol!. D narahanay lery d eo @lé mahintsy kely après MBS iny départ (sens makany étoile rouge), fa otrany ni-saute zany le Golf tonga d niveau portière arina zay, ny rapport rehetranay @ zany rupteur daolo:lol!: lol! @ lé nikorapaka naita an'lery ni-saute teo alou teo, d lasa teo alou à peine 3 na 4 mètres teo alohanay lery (zay côté droit lalana d lery côté gauche), za @ zany le entim-po b fotsiny fa tsy mi-raisonne tsony drunkendrunkendrunken, ny ao an-dohako d oe za tsy mi-freine ra tsy mirehatra io feu d stop n'lery eo alou io, ny maso tsy mijery tableau zany tsony fa rupteur vo mi-passe, fa lozana mi-fix feu arrière Golf ShockedShockedShocked, tampotampoka teo nikikika ra -Hirvo oe "aok'zay fa efa 180 tsika", teo vo taitra b affraidaffraidaffraid satry lay tournant gauche alohany ahazo @ le ligne droite kely fijanonany camion @ zao io efa akaiky kely, zara fa tafa-freine sy tafidina 4è, mbola nikisaka moramora iany lé vodin'lé bm palepalepale , fa tena enjana d otrany tsy ni-freine mitsy lé Golf fa nigarder-ny ny couloir-ny sady vo maika ary lery ni-coupe corde tao @ lé vovobovoka iny, ny vam en face @ zany tafavoka ny goudron mintsy niala an'lery, fa za presque sur oe ra nandé rery za nety efa vita nitsoponina tao an-tanimbary tao fa tena tsy conscient mitsy oe efa mandé mafy trop fa d entin'ny fo fotsiny chaisechaisechaise. D avy eo d niandrasany lery zay tery alou d ozy ndray lery oe mbola tairina? d oe tairo ary fa départ lancé, d tsy nety lery d nandramana iany alou, fa mitovy foana iany. Fa zao za mieritreritra an'zany refa ndraindray mandalo eny fa tena miorin-koditra tanteraka mintsy NoNoNopalepalepale .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ra TVN ty tena tokony hanoratra boky mitsy fa mahafinaritra fôna ny mamaky ny tantara soratab'lery Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TVN a écrit:
Fa zao za mieritreritra an'zany refa ndraindray mandalo eny fa tena miorin-koditra tanteraka mintsy


Tena marina io !!!

misy ôtran'ny mangitikitika zany ny faladia MadMad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

o ra TVN adinon'ialahy angaha ilay moellon teo ampovoan'ny digue affraid nefa miraparapa sahalamin'ny inona tamin'ilay 505 tirbo inject argue dia nitsina fotsiny ilay izy fa soa tsy naninona ny fiara Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TVN a écrit:
y d nandramana iany alou, fa mitovy foana iany.


Soa dia mba be lotra kosa ara ny fibre napetak'i dadahaingo tao noho nahatonga izany LaughingLaughingLaughingLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Soa dia mba be lotra kosa ara ny fibre napetak'i dadahaingo tao noho nahatonga izany LaughingLaughingLaughingLaughing

Mbola d'origine b ny vam t@ zany Checkpoint fa mbola tsy nahalala any Dadaingo a LaughingLaughing , ny jante ary ra tsy diso za Targa par 14, t@ zany mbola tsy mifidy lalana fa afaka n'aiza n'aiza lol!lol!lol!.

Citation :
o ra TVN adinon'ialahy angaha ilay moellon teo ampovoan'ny digue affraid nefa miraparapa sahalamin'ny inona tamin'ilay 505 tirbo inject argue dia nitsina fotsiny ilay izy fa soa tsy naninona ny fiara Very Happy

lol!lol!lol! ny tena nampalaelo anah t@ iny 505 iny d le izy teo am-pelatanana nandritra ny taona vitsivitsy nefa tsy mety tena afaka namely b fa miplafonne mi-coupe fona le moteur, d iray andro alohany naha-lafo azy vo hita tany @ Ra-Tin oe tsy d'origine le allumeur d nosoloina nefa le fiara livrer-na maraina SadSadSad

Citation :
Ra TVN ty tena tokony hanoratra boky mitsy fa mahafinaritra fôna ny mamaky ny tantara soratab'lery Laughing

lol!lol!lol! Tena efa miezaka atao fohy fa refa mi-visualiser lasa lava b nefa tsy hita oe partie aiza no anesorana lol!lol!lol! . Za kou aza gaga b affraidaffraid fa aona ary lasa lava b fona?ShockedShockedShocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tairo mba asiana concours indray aza ato am ty topic ty e! za zao sur fa lasako ndray ny voalohany afroafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
tsy zany fa iny aloha zao hatreto no tena sensation forte henjana indrindra hitako hatramzao


tena mba tantarao marina oe baina... QuestionQuestionQuestionQuestionQuestionQuestionQuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny vendredi aloha zany tsy dia afaka namely loatra fa nivaha foana ny boulon amortisseur. après an le PR, nahazo potion magic tany am Nirina 58 vo nilamina ny blem.
Vao niainga teo am slalom samedi matin dia hoe ndao andramana gidraina aloha le daba dia ho hita eo raha manondrana. Kanjo surpriz be fa voanay 2sec i Tax dia corazy be sady tsy niontsona le daba.
sina amzay zany ny mot d'ordre dia à fond partout, raha jeu ny natao dia ngamba maitso foana ny lokon'le évolution lol!
Après croisement ankadinandriana amzay dia mbola tsy nanala ihany tam le déscente avant gauche 140 iny kanjo nisy boay kely 2 niampita dia nikropaka dia nahazo an le tremplin kely avy dia niainga ny vam dia ni piqué du nez dia lasa mazay ny tonneeau bdb. Tsy mahita intsony afa tsy lanitra aho dia bozaka nifandimby teo sady ela be le izy vo tapitra.
Ny tena henjanan dia tsy voalanay le boay kely fa dia voadingan'le vam tam saut
Mbola tsy nahita otrn'iny aloha za hatramzao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ShockedShockedShocked

Enjana be izany kle. Tena tsy tafa mihitsy izany hoe boay kely 2 miampita izany. Izao sady maratra no sady simba ny vam. Tena dommage leitsy izany kle.
Fa en tout cas alony izany @ 2009 indray no manarina e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena tro kou zany atao'lay boay kely zany kle?? Arrow
Na zany nfooan'lisany lay bandy kely na tou d io zavatra nitranga io Question
Tena grave kleu

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena trop leitsy izany Nerone fa zay no imprévu ao anaty compet fa milay be ilay toe tsaina hentin'nareo mitsam oe lasa foana fa aza dia oe hanao revanche be fa hataovy oe maximum de plaisir no hataon'lisany @ 2009 fa sinon clapclap @ ilay "positive attitude"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vous avez eu de la chance... j'ai vu les photos de la 256... ça m'a donné des sueurs dans le dos!

Pour info, dans cette descente il faut rester complètement à droite sinon la voiture rebondit violemment et on ne tourne pas dans le gauche. Dommage parce qu'effectivement vous faisiez des temps encourageants

>>> Ca reste toujours un problème les villageois qui ne font pas attention... Dans le rallye Total, on était dans la spéciale de Sambaina, en pleine spéciale il y avait une 505 familiale qui remontait sans se soucier de quoique ce soit... Si j'avais coupé trop tôt, ça aurait été un drame!

Courage e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

c'était pas des villagois mais des spectateurs. Le canal amin'iny làlana iny koa tena piège be e! le comportement an le vam manampy trotraka. Zao a cause de nous hono dia tsy hekena intsony ny arceau miloko rehefa hanao homologation clap
Le 2009 aloha tsy maintsy manavao indray zany satria daba vao² sy copilote vao² fa lery tsy mety hanao copilote intsony hono

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
c'était pas des villagois mais des spectateurs. Le canal amin'iny làlana iny koa tena piège be e! le comportement an le vam manampy trotraka. Zao a cause de nous hono dia tsy hekena intsony ny arceau miloko rehefa hanao homologation clap
Le 2009 aloha tsy maintsy manavao indray zany satria daba vao² sy copilote vao² fa lery tsy mety hanao copilote intsony hono



Hitako ny sarin'ilay vam fa tena brrrrrr , raha tsy nahafantatra dia hoe maty zay tao anatin'io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...