Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

RDV avnt fijerena rallye SRK

Messages recommandés

RDV ny alakamisy 10 juillet aty amiko ary izay tsy mahita dia mandefasa MP.
ho dinihina :
- fanaovana ny preparation mesure saut 29.5
- fanampiana Live Rallygasy

koa tongava izay hafaka hifanome tanana

"Partageons les Sooooooooooooooooooooo6"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
RDV ny alakamisy 10 juillet aty amiko ary izay tsy mahita dia mandefasa MP.
ho dinihina :
- fanaovana ny preparation mesure saut 29.5
- fanampiana Live Rallygasy

koa tongava izay hafaka hifanome tanana

"Partageons les Sooooooooooooooooooooo6"



+1 à 18h15 é!
cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za tena tsy tafa raha tsy a 20h any ho any ka izay tapaka ao dia ekeko e!
miantso anao aho soaf hangalako vao² a!
ra misy tsipaipaika dia mandray anjara tanteraka aho fa mba ialoavy any dia vendredi regler-na e!
100% so6 aza adino a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny vaovao farany dia efa niantso any president fédé pour mesure saut 29.5 fa ok ary mampirisika @ animation ny fédé fa ny angatahiny dia mba tsy hisy mouvement be loatra manondidina ilay izy, donc tsy mesurer-na après chaque saut fa asiana piquet de atao tomba maso mba tsy hisy olona mande amoron-dalana.

Préparation:

efa mikarakara piquet sy panneau izahay sy papale fa rahapitso manao repartition ny atao Samedi.

efa misy talkie-walkie (pour enfant ) koa raisina antanandroa izay manana fitaovana na soso-kevitra cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay zany
tena amin'ny ora tsy ahafahako lesy io fa midira eto am chat d mba maeno news en live eo zay a kony an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hevitra iray : tsara raha asiana banderole napanneau mi-indiqué aloha an'ilay saut hoe misy mesure pour le plus long saut ao.
Ny tena tsara aloha dia annoncena eo amin'ny parc am'lé "allo-allo" eo lé izy dia mahafantatra daholo ny pilote rehetra ary mbola asiana annonce par panneau kely eo am'départ an'ny ss.
Ny plus long saut dia omena coupe kely (offert par team so6) ---> possible vé io??? jocolorjocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena miala tsiny tampoka ry zalah fa tratran'ny antso tampoka ny tenanay dia tsy maintsy miainga eto Zoma maraina a!
fa na izany aza dia tazomiko ihany aloh ny fivoriana radem (vers 18h) hanomezana an'ireo stickers e!
Dia manantena sary bobaka avy any @ lisany.
Bigbang>> Mandalo fotsiny elà mandalo eny @ tanana an! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsara aloha ilay hevitra coupe mais réalisation?????

Ny fikasana aloha dia:
- hilaza @ concurent eo @départ Antsahamaina
- hamaoaka ny résultat eto @ site ny Alatsinainy ary hatao large diffusion ary mety koa raha misy sary sy résultat ao @ Rallygasy studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

délire kely lé resaka coupe iny ( fa possible ihany pour les prochaines fois!!!). ny team zany tokony misy mijery saut, misy maka sary saut (vidaka ny tsara), misy miteny ary ambolahan'ny ss ary, misy mampirisika hi-saute avant saut (manao pom-pom girl lol!lol! )
za aloha aleo aty anaty ss fa tsy lé ary ambolahany ary an geekgeek

zavatra hafa koa ry zalah Idea ny promotion an'ny rallygasy.tk mandeha eny ihany fa tokony atao promo koa ny mrally.superforum.fr satria tsy evident ny miditra ato am forum avy ary am'rallygasy ary.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
gaucheplus a écrit:
milay zany concours na saut zany, pronostic maximumattack 10 m??? bouncebouncebounce


kah ny prevu izao mbola 5 m de ahoana affraidbouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
fa eo am'firy eo ny saut ataon'zalah???


Ny fahalalako azy dia eo @ 4 à 6 m eo fa asa raha misy hisuicide de hanao 20m affraidaffraidaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OK pour l'annonce du résultat du concours du saut en live sur le site et le forum Wink Misy iray @ ireo juge fotsiny manome ny num aty amiko dia antsoiko izy @ ora midona Very Happy
Mbola OK koa ny fampisehoana ny sary ny saut Wink

Ho hampitaina @ organisateur ny fisiany, @ zay tenen-zareo @ rehetra ilay izy Twisted Evil

Efa natsaraina ny fidirana @ chat sy forum @ LIVE RALLYGASY izay ho avy radem na rahalina Wink Fa na izany aza, mila manao fanentananana goavana mba hiamaro ny ho tonga eto: izany hoe mila asehon-lisany hoe mendy tsara ny So6 rehefa any fa tsy mantamanta lol! Atao mazava tsara ny sary zany Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mis afaka mi localiser exactement an'ilay toerana misy an'ilay saut ve? speciale iza (anarany amin'ny aller et retour CEG Carion - ???) mba ahafahana manomana an'ilay texte amin'ilay présentation? Messi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
mis afaka mi localiser exactement an'ilay toerana misy an'ilay saut ve? speciale iza (anarany amin'ny aller et retour CEG Carion - ???) mba ahafahana manomana an'ilay texte amin'ilay présentation? Messi

ao carion raha depart epingle faly (antsahamaina) dia misy ny saut à environ 2 ou 3 km de l'arrivée. saut miakatra io fa asa na iza no sahy hanao saut midina otran i Nash fa tonga dia namonjy tallu! vontovorona a 800m de l'arrivée a morarano. a 200m du départ antaramanana misy koa na aller na retour ( saut gui gui bone)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izay no fikasana @ rallye manaraka fa ny concours saut @ity rallye SRK ity dia 1 seul point aloha:

- Toerana : SS8/10 Antsahamaina-Ceg Carion
ka à 2 na 3 km ny arrivé misy rail na chemin de fer ka ny saut an'io no mesurer-na

- Heure : 13h53 1ère voit
18h07 1ère voit ( fa dinihina rahapitso ny réalisation @ ilay alina)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ny vaovao farany dia efa niantso any president fédé pour mesure saut 29.5 fa ok ary mampirisika @ animation ny fédé fa ny angatahiny dia mba tsy hisy mouvement be loatra manondidina ilay izy, donc tsy mesurer-na après chaque saut fa asiana piquet de atao tomba maso mba tsy hisy olona mande amoron-dalana.

Préparation:

efa mikarakara piquet sy panneau izahay sy papale fa rahapitso manao repartition ny atao Samedi.

efa misy talkie-walkie (pour enfant ) koa raisina antanandroa izay manana fitaovana na soso-kevitra cheerscheerscheers


Tskoi fa hitondra jumelle ndray isika dia tazan'tsika avy aty alavidavitra e !!!! ..
Sinon ilay Ardoisine andokoana an'ilay tableau lesy soaff tena maina lé tato antrano fa otrny tsy maintsy mividy iany raha izao no mitohy a!!..eo @ 50000 eo ny Boite 1 any a@ quincallerie raha tsy maha diso..eny e..fa dinihana rariva zany e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa vita ny tableau fa ny piquet sisa de fandaminana izay hanao ny organisation eee bouncebouncebounce

pronostic : Matio/Nanoo(hi toyota nge io ee)/Latva(efa vita ny proflex)/Nashemi( toyota koa io eeeeee)/Ice man(t@ GT4 lery aloha sahy fa refa suba asa....) studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
WinkWink merci soaf am le avatar vaovao an

elà ko anga Oo=w=oO lol!lol!


efa Oo=w=oO hatrin'ela fa mahita ny sasany vao taitra cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Les pronostics de distance de saut ça sera sans nous hein lol! ! une autre fois peut être...

Mon pronostic: Sissi subaru Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay maka an ilay Mitsu e!
Firy alou ny pronos de saut an ialahy e????
déscente droite 3 pif paf sur pont SAUT Asio mafy !
mivory ato am soaf daholo ny team so6 e!
Ari Vatanen ilay manoratra a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I love youpale

Sode mbola nisy fiovana indray aloha le grille horaire e
ze nandeha omaly tany amin'ny remise de num tany

fa degany be le grille rehefa miova ; nefa ny tena tsy mahalala
sao hiady amin'ny zandary sy ny skoto any

affraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

BIg>> eo @ pif paf guigui bone ny fotoana team Soooooo6 aza adino ny pigpigpigpigpig précuit de préférence

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Les pronostics de distance de saut ça sera sans nous hein lol! ! une autre fois peut être...

Mon pronostic: Sissi subaru Very Happy


Proflex hono ny 1er lot fa asio eeeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny fivoriana ka ny tapaka dia:

- Zoma miaraka mijery eo @ Pif paf gui gui bone ny team So6

- Asabotsy fotoana eo @ Galana Ambohimalaza @ 7h fa hi jery eny @ arche d'Anjeva fa tsy ampidirina ny fiara.

- après mamonjy eny @ ss8 miditra avy aty Antsahamaina

- Mikarakara ny concours saut SS8 sy SS10 .

- Hisy coupe hatolotra ho any 1 er @ ilay concours saut fa mbola mitady olona hanolotra azy

- Ny resultats dia hivoaka eto sy @ Rallygasy raha tratra de mety hisy résumé saut halefa eny @ SRK lors de la remise des prix

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsétsééé...hay efa mba mahay manapa-kevitra @zay zao na dia misy jeux ary eo akaiky eo ann!!!!.... efa mia-matotra izy zany !!!mdrrrr lol!lol!lol! ...arabaina!!!!! cheers
Bref..radm zany ry zalah..tandremo sô lany alohan'ny hatongavanay ny entana aaa!!!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra antsika isika é cheerscheerscheerscheerscheers
Mafinaritra ny fiaraha-mientana...... Euuuh scratch ......fa inona lé entana raDodanen? pigpigpiglol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Enga anie ry zalah ka ho tafa aloha le ao @ Live fa tsy misy hafa tsy iny no hanarahanay ny resultat ny androany le!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo ry zalahy a!

Za bandy ao amin'ny madacox, vao inscrit omaly, le niaraka t@'i tsi2 le tany vontovorona. Milay le So6 tamin'iny a! sady nilay ny ambiance!

Fa radem mety atoandro aho vao afaka ka mety aiza ho aiza no mitsofoka.
Ohatran'ny vao2 amiko ity parcours ity mantsy.

Aiza no mety ahitana anareo team So6 ? Raha misy phone ahazoana an'ny lisany vao maika tsara.

Ity ny mail-ko : rrn101@yahoo.fr


Farany : Allez, nirina58 !!! tonga hatramin'ny farany amin'izay e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay ve lesy tsy lasa tampoka indray le!!! Mad
zao tokony mba efa tany anaty Spegany, aleo fa ny ao @ Rallylive no arahana e!

Ny pro (hatreto) manenjika an'lisany any @ Saut Team SO6 ny aprèsm

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Les pronostics de distance de saut ça sera sans nous hein lol! ! une autre fois peut être...

Mon pronostic: Sissi subaru Very Happy


Mauvais pronostic lol!

resultat concours de saut

1- Laza 8m30
2- Sissi 8m10
3- Nashemy 8m00

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
tena tsy tafa tam'lé remise des prix rzalah a!!! nanao ahoana ny akony tany ????


efa ao ambadika ao lesy ny sary e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary ny akon'ilay concours saut tany am'pilote tany?? nisy nanontany vé ny momba an'ny team so6?? lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...