Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

Ari Vatanen

Messages recommandés

Mikkah a écrit:
T@ rallye TOTAL 06 io sary ra Ari an!! un pe de makafoka kely

dancemakafoka aza tenenina ilay anaran ilay rallye fa faly be eo ndray i Boum lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary ataon'lisany inona daolo lty reo daba prépaka eo tanàna ireo. Aleo le 205 io mba lakon'ny bandy ndray fa otran tsy misy mtondra tsony izy vo niova golf lisany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany.

mba ho ento lesy ry ari i timon prier am samedi d mba misy type 1 efatra no mba alaina sary an makafoka
Sa mbola tsy vita ny 4 corps?
Mbo maka sary daholo d samia mieritreritra ny anarana atao am ry type 1 avy ary é.
Timon zany efa misy. Pumba ny ataoko anarany ny ahy zany. lol!
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

:vvk:efa mivavaka mafy mihitsy aho fa any am Pouty ny fanalahidiny! prier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
efa iny lasan i honda be iny ilay izy kou!

R19 aza nalain'i Hondabe koa nefa naika nalaiko tam titou

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
cheerscheerscheers misaotra betsaka e!!!!!
ary ilay 205 T16 tam rallye safari du kenia io a!
nahitako aventure maro io daba io!.
zay lety efa nodépasser-ny pneu an io tany anaty special a! ni voilé ilay jantes dia namoha goujon. apres pont gino tonga dia nitrosona ilay daba dia lasa ilay pneu..... tsitako izay nalehan ilay izy dia nanotaniako ilay tambanivohitra dia natorony hoe riiiiiiiii ilay izy e! nojereko, ni flotte teo ampovoan ny dobon olona, tsy ankanala kiraro sy akanjo zany fa toundé nisaute naka ilay izy.
otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy petard

efa tandra vadikoditra am tsika mitsy angamba ity lasa foza orana ty fa efa tany am so6 control dia mbola niosom-bovoka ihany. tsy koi zany e! ao anatin ny ambiance daholo reny.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misaotra am ilay sary bobaka e! izay mbola manana sary hafa dia raisina an tanan droa e! sarin yves/rado/ ilay equipage feminin anay tam asa tana 2007 reny koa sao misy manana o! manangona sary mitsy zay io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Danz ihany tokoa ny hamerina an'ilay sary bobaka maty teo a!!!
aty lety misy an'ilay video an'là nanao so6 control a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Dear Ari nga ts anao @ rallye TOuTAL QuestionQuestion

ny congé azoko lesy vendredi fotsiny dia manjary manao kitoatoa raha tsy ampy reco dia aleo manotrona. miaraka mijery am so6 e!( sady ny enty manana kely mbô nisy lany nanamboarana an timon)

Marina zany baina a ExclamationExclamationExclamationconfused

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:

merci de ia be Boum. fa hono hoa aho, iza no tena nalain la sary, za sa ilay vue de dos menamena io arinako? Wink
apina zé mbola manana o!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Aotr'any tsy mandeha anga lé phone la? Idea

mandeha ilay phone fa nisy naha sahirana kely depuis vendredi dia tsy nandeha ny phone.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hiiiihhhhhhhhhaaaaaaaaaaa!!!! felicitez moi felicitez moi!!!! Gr B ihany za nony no farany hahahahahhahaha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
Hiiiihhhhhhhhhaaaaaaaaaaa!!!! felicitez moi felicitez moi!!!! Gr B ihany za nony no farany hahahahahhahaha

mouwahahahahahhahahaa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...