Christophe B+ 0 Posté(e) le 24 juin 2008 un passioné de la mécanique, de Cross Car, de rallye et surtout l'époque folle des Groupe B. Ma seconde passion c'est la Golf GTI type 1, j'en ai une et elle s'apelle TIMON. Oo=w=oO (j'aime aussi le rallye virtuel mais le hic c'est que je suis Vôtanen à celui la lol) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 24 juin 2008 tsy ratsy kosa lé hoe Oo=w=oO Hetaheta lesy ny ahy hoe mba efa misy ny section technique dia mba té hahita ny montage sy ny momba momba ny cross car zany lesy, satria io no hitako abordable indrindra raha resaka sensation rally sy gorisagorisa zany sur 4 roues. Dia miandry anla hi-présenté anio ao zany an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 4 juillet 2008 cochon et timon Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 4 juillet 2008 Henintsoa a écrit:cochon et timon ny ankizy no nametaka ireo anarana ireo dia tsy afaka intsony e! lol cochon avant cochon apres timon avant timon apres Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 Ari Vatanen a écrit:Henintsoa a écrit:cochon et timon ny ankizy no nametaka ireo anarana ireo dia tsy afaka intsony e! lol cochon avant cochon apres timon avant timon apres Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 henjana lesy zany restauration zany klé tena milay B éé! miaiky éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 irina a écrit:Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis? +1 am le club Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 Nari9 a écrit:irina a écrit:Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis? +1 am le club inona ny type 1 any amin'ialahy ry nari9? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 vô hiketrika ra poins ....fa type 2 nga ts mety ?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 raikitra am ilay club sy ilay blog e!!! forony ny blog dia andefasan tsika sary sy astuces betsaka ao e! resahina koa ny bandy tia MK1 dia ao mizara trai kefa sy sary e! tsy MIalon jafy ny VW e! na type 1 na type 2 mety foana! nen ry club 205 gti aza misy 309 ao aminy! omano ny club fa raikitra zany e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 8 juillet 2008 Henintsoa a écrit:henjana lesy zany restauration zany klé tena milay B éé! miaiky éé mankasitraka e! fa 6mois avy ny nanaovana an Timon sy Cochon reo a! mila patience sy passion Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 21 juillet 2008 milay ilay blog éééé!! avec logo team so6 mintsy an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 21 juillet 2008 Henintsoa a écrit:milay ilay blog éééé!! avec logo team so6 mintsy an +1 @ ilay blog fa mbola misy sary rallye-nareo ato raha atao ao @ blog eee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 22 juillet 2008 Nari9 a écrit:irina a écrit:Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis? +1 am le club +1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 30 juillet 2008 +1 am'le club sy lay blog e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 30 juillet 2008 admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 31 juillet 2008 Nerone a écrit:admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very? Very aôna le? Tsy mialon-jafy ngeh ny ekipa e!!! sady mba misy namana koa i Henitsoa amin'zay fa lery koh pizôt manko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 31 juillet 2008 Nerone a écrit:admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very? Salut Ner'1. Admis foana lesy na very aza lé vam. Fa ny tsy azk oe ver aon ? Nisy nindrana v sa nisy nangalatra lé? Ny tena izy d mbola eo ampieritreretana ny anaovana ny club mits tsik zao. Zala Mada cox lo ef lasa lavitra fa azo alaina tahaka ny fahombiazany ry zala. Ny club golf no vo crééna, d atao ao daholo ny génération MK rehetra. Ny hevitry ny maro no mahatakadavitra hono ka ndao hifanampy ary. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 31 juillet 2008 ny MK2 koa efa manana club zao ka! fa ny MK1 sisa no tsy manana! mila mihetsika lisany zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 31 juillet 2008 Tsi2 a écrit:ny MK2 koa efa manana club zao ka! fa ny MK1 sisa no tsy manana! mila mihetsika lisany zany Tena mbola tsy kopy an lé club MK2 za ra Tsi² lé. Eny é azo ampiarahana lé iz ka. Fa ameo soupapa any am lisany any ar momba² lé statut indrindra². Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 31 juillet 2008 Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy. Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 1 août 2008 Nerone a écrit:Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy. Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao bienvenue nerone! (mp pour drift control ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 1 août 2008 Nerone a écrit:Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy. Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Mba hafa indray lesy zany kle!!! f'angah lety le pseudo préparateur tsy fantatra na hoe tsy hita ny toerana fiasany? sa natao par correspondance zany?? type 1 tsy naneno 5 taona zany ve lety tsy efa lasan'i Kary?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 1 août 2008 nirina58 a écrit:nerone! (mp pour drift control ) Ok lesy Tsi2 a écrit:Mba hafa indray lesy zany kle!!! f'angah lety le pseudo préparateur tsy fantatra na hoe tsy hita ny toerana fiasany? sa natao par correspondance zany?? type 1 tsy naneno 5 taona zany ve lety tsy efa lasan'i Kary?? Efa nisy ihany nanenjehana azy dia efa nanaiky namerimbola izy sainy 50 mil isak ny mfanena ny omeny d tsy hita zay hanaovana azy sady lery tena bandy akama (taloha) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 4 août 2008 Nerone a écrit:Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy. Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Firy lesy ny n° anzany fa saody ilay lasa aty aminay? Mba enjana kosa lesy izany hoe nalefa préparena d tsitapopoka (porté disparu : film b zany) dia nanjavona atramin'ny lé pseudo v? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 août 2008 Sô d mba le Type 1 tao Antaninandro tokoa lety zany? tao akaikin'ny Fiangonana Andravohangy Fivavahana tao manko nisy type 1 efa nisy arceau nitsidrahaka fotsiny tao!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 4 août 2008 Kopy elà, izy indrindra, Dia tam voalohany aho naika haka an le vam tao dia nolazaina hoe masiaka be le tompon'le toerana dia tsy tafiditra ao raha tsy miarak'am le bandy dia aveo niverenako tao dia tsy tao tsony le izy, Ny ligne 4dans 1 sy ny poulie réglable ary ny arbre à came Shrik efa napetany tamina GTI hafa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 août 2008 Nerone a écrit:Kopy elà, izy indrindra, Dia tam voalohany aho naika haka an le vam tao dia nolazaina hoe masiaka be le tompon'le toerana dia tsy tafiditra ao raha tsy miarak'am le bandy dia aveo niverenako tao dia tsy tao tsony le izy, Ny ligne 4dans 1 sy ny poulie réglable ary ny arbre à came Shrik efa napetany tamina GTI hafa Iza ary izany prépa izany fa tena manambotra mihintsy lery izany !! trop kosa izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 4 août 2008 2 numéros no possible napetany taminy 1479TP na 4145TL, fa tsy hay raha nahazo paps hafa izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 août 2008 Tena efa naheno resaka bobaka momban'iny ah ry baina ary zà koh aza efa anisany saika hividy an'iny tamin'izany andro izany! fa bizna b nanaraka ny arabe mihitsy iny! taty aorina le izy hitanay notaritina d neverinay fa nalainy ny tompony (repere logo ASACM eo @ fitaratra aorina). hay kay zany tsy le tompony no nahazo azy. Taty aorina dia ny nisy feo nandeha mihitsy hoe efa vita total le vam ary bandy hafa mihitsy no nahazo azy fa tsy nesoriny hono ny arceau. Gravy ihany le fikan'le prepa alou ra zany kle!!!! tena trop Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 5 août 2008 Tena mba henjana aloa zany nahazo an'i Nerone zany! Misy olona mahavita zavatra ts ampoizina mits Efa nidoboka iany ny fonay sao sanatria ny numero anay no anisan'le possibilité! Tena tsara fantatra iany oe iza le preparateur sao sanatria misy mijabaka any ndray. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 5 août 2008 Nerone a écrit:2 numéros no possible napetany taminy 1479TP na 4145TL, fa tsy hay raha nahazo paps hafa izy Tena oatrany tazako tetsy behoririka any amin'ny ilay lalana maty miakatra any ankadifotsy iny lesy io daba io fa fotsy ny lokony dia mbola nisy arceaux tanatiny. Ny lohany calandre type 1 rabbit fa efa ratsiratsy b. Dian avy eo tsy aiko indr1 oe lasa aiza fa efa ela no tsy tazako teo intsony. Misy mecano vinany ireny amin'iny lalana iny d oatrany andr'i zalah ILAY VAM; Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 5 août 2008 arako ilay preparateur dia arako koa ilay vam! efa saika hividy an iny koa aho tam zany! 4000 000 fmg avec baquet dia 3 000 000fmg raha tsisy baquet fa ilay daba tsy nisy moteur sy boite Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 août 2008 Raha izao no mitohy mety hanao style Beels io type 1 an'là io a! ilay very ka hita indray!!! Aza hitako ka hitsangana indray koh ny TEAM SO6 COP kle! après cours de pilotage, entrons dans la cours d'espionnage spécialisé en vol de voiture Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 5 août 2008 aleo ny resaka pilotage no masahana tsara fa tsy mahasoa azy zay e. Efa izy vo kotl zany no naika novidian Vatanen Resaka hafa mitsy: ankotra ny sosisy zany mety mahazo membre bdb koa ra ampiana Kôtleta am le menu, betsaka mihitsy tsika gasy no mahay an'io surtout ny mpanodina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 7 août 2008 Dédicace kely ho an'i Ari pour ce mois d'août Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 7 août 2008 merci His master. Efa lasa Fond d'ecran koa ilay izy taiza no nahitan la an reny klety e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 7 août 2008 tamin'itony nilay ny WRC a!!! sady lava be Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 8 août 2008 Tao @ net tao e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
gaucheplus 0 Posté(e) le 8 août 2008 aôna ry zalahy raha ny mitsu na subaru @ zao no asiana porte-bagage de ametrahana roue de secours ôtran'io 205 T 16 io? voyage voyage rally e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 12 août 2008 tsy haiko raha tadidin'la ry Ari fa zokin'lisany aloha sur fa mahatadidy an le golf, nilalao teo lazaina tsika, lisany nandeha 205 rallye dia zay nanao toneau kely madinidinika Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 18 août 2008 Nerone a écrit:tsy haiko raha tadidin'la ry Ari fa zokin'lisany aloha sur fa mahatadidy an le golf, nilalao teo lazaina tsika, lisany nandeha 205 rallye dia zay nanao toneau kely madinidinika tsaroako tsara mitsy iny! nanidina ny pare brise an ilay Oo=w=oO fa tsy vaky! nanao essai cross car zay tam reeny. dia nanary kely ny foko hoe type 1 dia totoin ry zalahy aty! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 18 août 2008 fianarana daolo reny e! sady lafo be ny écolage an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 27 août 2008 33 sisa dia lasa M11 za ry zalahy a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 27 août 2008 mazoto foana tsika ka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 27 août 2008 Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 28 août 2008 [img] Kass-Dedi pour le Roi Ari again pour ce mois d'Aout fa ts OUT Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 28 août 2008 misaotra betsaka e!!!!! ary ilay 205 T16 tam rallye safari du kenia io a! nahitako aventure maro io daba io!. zay lety efa nodépasser-ny pneu an io tany anaty special a! ni voilé ilay jantes dia namoha goujon. apres pont gino tonga dia nitrosona ilay daba dia lasa ilay pneu..... tsitako izay nalehan ilay izy dia nanotaniako ilay tambanivohitra dia natorony hoe riiiiiiiii ilay izy e! nojereko, ni flotte teo ampovoan ny dobon olona, tsy ankanala kiraro sy akanjo zany fa toundé nisaute naka ilay izy. otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 28 août 2008 Ari Vatanen a écrit: otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy Au lieu d'etre ARI VATANEN FORZA zany elà lasa ARI VATANEN FOZA ORANA Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 28 août 2008 Tsi2 a écrit:Ari Vatanen a écrit: otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy Au lieu d'etre ARI VATANEN FORZA zany elà lasa ARI VATANEN FOZA ORANA Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites