Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

3eme manche SRK / ...!

Messages recommandés

Hirvo a écrit:
ho hita eo daholo amin'ny herinandro, ahoana ny rallye live mety efa ok ve amin'io

Ok na dia betsaka aza ny somary sakana indrindra eo amin'ny ara-pitaovana. Ny azo lazaina dia efa niova mpampiatrano ny tranonkala live.

Fa isaorana izay nanampy rehetra, isaorana manokana i MOOV manome ny connexion sy ny ekipan'ny 13 intense RTA (tsy manao pub aho fa henjana ihany raha tsy misy an-dry zalahy)

Tsy lavina mihitsy izay vonona hanampy, ny tena olana aminay izao dia ordinateur portable iray ampiasana ny zoma sy sabotsy hanaovana ny upload an'ilay temps, indrindra ny zoma satria misy an'ilay miova PC, sao dia misy mahita fika dia efa isaorana mialoha

mankasitraka ry zalahy a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Grave marina ry zalah lay santasanta fa ef nentin-dra Yves omaly al vers 20h30 lay sub sad otrany adala b lou ny feo'ny eee!!!!!
D lay Saxo tany @Poussy ko to ef nisy nandray d Patou to anao @ Astra ngamb......
Retour en force de Tax sur Clio ex Teillet bouncebounce
D lay type 3 tany @ Yrdan lasa any @ Dani fa A vendre ono o an'zay 1tereC
Merci gentil santasantasantasantasantasanta

Hirvo>>> iza lti nikitika ny vam Lalah zany le???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aona ny plan atsika rzalà amin'io a tsy alo miaraka ndray sa aona??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
aona ny plan atsika rzalà amin'io a tsy alo miaraka ndray sa aona??

Mety mihitsy zay, fa zay ve tsy tokony ho tapaka @ rencontre mensuelle Team So6??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ZA moa lesy dia tsy compte @ io rallye io léé!! Evil or Very Mad Tsy mahita an'izany coimbat bobak be hiainga any zany Evil or Very Mad Enganie hilamina ny live mba hanarahana Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aiza ny RDV ny spect!!! cheerscheerscheers

Dé bone Sance ho any Team SO6 zay mi-participer rehetra é!!!
(Latva/Maxattack/Ari Vatanen/Mikkah......)
cheerscheerscheerscheers

Proposition: Eo @ Pif Paf GUI GUI BONE ndray é!!!
affraidaffraidaffraidaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:

Aza adino ny SO6! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Aiza ny RDV ny spect!!! cheerscheerscheers

Dé bone Sance ho any Team SO6 zay mi-participer rehetra é!!!
(Latva/Maxattack/Ari Vatanen/Mikkah......)
cheerscheerscheerscheers

lé mikkah zao no tsy koboko hoe iza??

zé nenao zay ry boum nefa rehefa any anaty ss dia handalovanao fotsiny ny kofa lol!lol!lol!geekgeekgeek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

+1 @ ilay Boum mandalo fotsiny lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Aiza ny RDV ny spect!!! cheerscheerscheers

Dé bone Sance ho any Team SO6 zay mi-participer rehetra é!!!
(Latva/Maxattack/Ari Vatanen/Mikkah......)
cheerscheerscheerscheers

Proposition: Eo @ Pif Paf GUI GUI BONE ndray é!!!
affraidaffraidaffraidaffraid

indrisy fa ny tenanay tsy mandray anjara fa hiaraka am tsika rehetra eo am pif paf gui gui bone lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
mazoto nareo eo fa za hitazana avy aty ampiasana aty ééé Crying or Very sadCrying or Very sad

Fa ahoana é!!! Eo fa asoriko ny nify là dé mahazo permission é!! geek

lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le bandy mikitika tsy mety miteny fa aleo hono rehefa azo dia ho hita eo, moa i Lalah koa tsy miteny fa hoe efa misy mikitika Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad
tantarao tsara ao amin'ny live ry zalahy ny zoma fa izahay tsy mahazo congé Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad
alefaso le prono, ity misy iray
LAZA-MAMY-MICHAEL-TOAVINA-DANI-MATHIEU

Toavina ono mety ts anao fa ts mbol ay ra tafarina le vam!!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
gravy be zalahy ilay lalana am special vao². misy fiakarana be + fidinana be +vato² be + épingle ambony pavé dia ny récéption an ilay épingle tou dé hantsana lol. aza hitako izay misy lasa ao...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha ny siondresaka heno avy any anaty reconnaissance dia misy an'izany double épingle izany toa hoe raha fiara lehibe ohatra ny mitsubishi dia mety hanao marche arrière fa raha clio sy 205 raha sahy manipy ilay bandy dia tafa indrai-pa ihany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
gravy be zalahy ilay lalana am special vao². misy fiakarana be + fidinana be +vato² be + épingle ambony pavé dia ny récéption an ilay épingle tou dé hantsana lol. aza hitako izay misy lasa ao...

marina mitsy letsy ra Ari, sad en + misy partie tena tery b

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
raha ny siondresaka heno avy any anaty reconnaissance dia misy an'izany double épingle izany toa hoe raha fiara lehibe ohatra ny mitsubishi dia mety hanao marche arrière fa raha clio sy 205 raha sahy manipy ilay bandy dia tafa indrai-pa ihany

za nahita an ilay épingle fa say izay bandy hanipy eo, na miakatra na midina ny daba be aloha tsimaintsy hanao marche arriere e! na hanao anticipation be otran flash n i beelaba io aza tsy poince satria tery kely nefa épingle serrée. ilay miakatra manko misy lavaka indray eo ampovoan ny lalana ka ra ha lasa ao ny pneu dia....
ilay double épingle tsy dia koi satria efa mba natao tam ambohitsimiova ampahimanga ihany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay izy an! raha avy any am zaza maditra tsika no miditra, dia misy ilay anaty sapin milay be iny (speciale taloha) dia mivily eo am ilay épingle droite io, dia mandalo eo am chalet dia ligne droite, ciel dia manomboka tery am zay eo aloha eo ( nisy fotoana ilay lalana nizara 2 dia nisy hazo teo ampovoany) dia eo ilay miakatra.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ie efa tarmac iny fa manoro fotsiny aho hoe avy any lalana raha hijery an ilay épingle be refa am rallye. tsy milay aloha ilay coin e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ilay izy an! raha avy any am zaza maditra tsika no miditra, dia misy ilay anaty sapin milay be iny (speciale taloha) dia mivily eo am ilay épingle droite io, dia mandalo eo am chalet dia ligne droite, ciel dia manomboka tery am zay eo aloha eo ( nisy fotoana ilay lalana nizara 2 dia nisy hazo teo ampovoany) dia eo ilay miakatra.

Sô dé misy Road Book any é??? scratch
confusedconfused
Exclamation

tsy nandray anjara tsika tam ty dia tsy manana fa niaraka tam zalahy no nahitana ilay izy

Miandry any Rallygasy zany é!!!
bouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mba asio guide ho an'ny mpijery ry zalahy (toerana tsara sy milay cheerscheers ) ohatran' ny anaty echappement CoolCool , raha possible Very HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
reprise ici de la liste des engagés au rally srk
(avy tao amin'ny rallygasy ihany io)

1- FREDDY - YACHINE - VW RACING POLO TDI
2- TSIRY - MIAM’S - PEUGEOT 205 16S
3- TAX - TSANGAFANIRY - CLIO RS RATP
4- BERA - FOSSY - PEUGEOT 204
5- YVES - SOLOFO - SUBARU IMPREZA
6- Fen’Hadj - Reev - CITROËN AX Sport
7- NANOO - ANDREW - TOYOTA TELMA MILLIONAKA
8- SANDRINE - MARC - CITROËN AX
9- GUI GUI BONE - IANDO - SUBARU GALANA GULF/OTIS CLIMATEL
10- MATHIEU - DAVONJY - PEUGEOT 205 OTIS CLIMATEL team so6
11- SITRAKA - TEDDY - SUBARU TOTAL QUARTZ
12- MICKAËL - FAFAH - SUBARU SHELL HELIX
13- LEGAH - LÔLÔT - PEUGEOT 205
14- NJAFAN - MAMISOA - SAXO DZAMA SPORT / CAMUSAT M/car
15- HONDABE - FARANZAK - PEUGEOT 205 Rallye
16- RADO - HAJA - VW GOLF PERFORMANCE
17- LAZA - RIVOHERY - Mitsubishi Lancer Groupe SICAM team so6
18- SOLO - ANDRY KELY - PEUGEOT 205 DREAMS
19- YNOVIRAH - MAMI - RANAKAL Cinq’s
20- NIRINA - LUCAS - PEUGEOT 306 S16
21- RILA - NONO - SUBARU IMPREZA
22- JÔJÔ - LALAH - PEUGEOT 205 16S
23- PATTIE - DAMARIA - VISA ELEFANTA
24- YRDÄN - LOVA - SUBARU IMPREZA
25- ANDERS - VEROO - CITROEN AX
26- DANI - FIDI - CLIO POINT PACOM
27- TOVONEN - ROBBI - RENAULT CLIO 16S
28- NASHEMY - LAURENT - TOYOTA CELICA SOMAC’
29- SISSIE - PATRE -
30- ERIC - JAPA - NISSAN PARABOLE MADAGASCAR
31- FIDY - RIJI - PEUGEOT 504
32- NITRO - HOERSON - PEUGEOT 205 ELITE GSM team so6

33- DAHERY - HAINGO - SUBARU IMPREZA
34- JACKY - MAURICE -
35- POUSSY - BALLY - CITROEN SAXO
36- HAJA - FALY -
37- JANÔ - TIANA - PEUGEOT 205
38- ICE MAN - RASE - SUBARU IMPREZA MRS

Iza am'reo daholo koa no team so6??? mikkah???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
retour de nanoo sur toyota BasketballBasketball ary avy dé mahita sponsor matanjaka koa an!!!!!

za aloha mhita fa tokony micourrir amin'ny porsche lery e! afro sa mety atsy ho atsy kosa. tena mety an! afro

32- NITRO - HOERSON - PEUGEOT 205 ELITE GSM

tokony misy sticker be team so6 izay manao amin'io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Henintsoa a écrit:
retour de nanoo sur toyota BasketballBasketball ary avy dé mahita sponsor matanjaka koa an!!!!!

za aloha mhita fa tokony micourrir amin'ny porsche lery e! afro sa mety atsy ho atsy kosa. tena mety an! afro

mifampitana am'cinq's ve lesy zany??? mety mbola ataony davonjy ihany zany porshe zany an geekgeek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Boum a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
ilay izy an! raha avy any am zaza maditra tsika no miditra, dia misy ilay anaty sapin milay be iny (speciale taloha) dia mivily eo am ilay épingle droite io, dia mandalo eo am chalet dia ligne droite, ciel dia manomboka tery am zay eo aloha eo ( nisy fotoana ilay lalana nizara 2 dia nisy hazo teo ampovoany) dia eo ilay miakatra.

Sô dé misy Road Book any é??? scratch
confusedconfused
Exclamation

tsy nandray anjara tsika tam ty dia tsy manana fa niaraka tam zalahy no nahitana ilay izy

Ary inona ny pseudo nentiny ry hajia sy harivony tamin'ity ry Ari? To tsy hitako ao anaty lisitra ry zalahy. Misy ihany koa ireo tsy fantara ny vam fa pseudo sy anarana fotsiny. Iza ireo ry ralahy?
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
reprise ici de la liste des engagés au rally srk
(avy tao amin'ny rallygasy ihany io)

1- FREDDY - YACHINE - VW RACING POLO TDI
2- TSIRY - MIAM’S - PEUGEOT 205 16S
3- TAX - TSANGAFANIRY - CLIO RS RATP
4- BERA - FOSSY - PEUGEOT 204
5- YVES - SOLOFO - SUBARU IMPREZA
6- Fen’Hadj - Reev - CITROËN AX Sport
7- NANOO - ANDREW - TOYOTA TELMA MILLIONAKA
8- SANDRINE - MARC - CITROËN AX
9- GUI GUI BONE - IANDO - SUBARU GALANA GULF/OTIS CLIMATEL
10- MATHIEU - DAVONJY - PEUGEOT 205 OTIS CLIMATEL team so6
11- SITRAKA - TEDDY - SUBARU TOTAL QUARTZ
12- MICKAËL - FAFAH - SUBARU SHELL HELIX
13- LEGAH - LÔLÔT - PEUGEOT 205
14- NJAFAN - MAMISOA - SAXO DZAMA SPORT / CAMUSAT M/car
15- HONDABE - FARANZAK - PEUGEOT 205 Rallye
16- RADO - HAJA - VW GOLF PERFORMANCE
17- LAZA - RIVOHERY - Mitsubishi Lancer Groupe SICAM team so6
18- SOLO - ANDRY KELY - PEUGEOT 205 DREAMS
19- YNOVIRAH - MAMI - RANAKAL Cinq’s
20- NIRINA - LUCAS - PEUGEOT 306 S16
21- RILA - NONO - SUBARU IMPREZA
22- JÔJÔ - LALAH - PEUGEOT 205 16S
23- PATTIE - DAMARIA - VISA ELEFANTA
24- YRDÄN - LOVA - SUBARU IMPREZA
25- ANDERS - VEROO - CITROEN AX
26- DANI - FIDI - CLIO POINT PACOM
27- TOVONEN - ROBBI - RENAULT CLIO 16S
28- NASHEMY - LAURENT - TOYOTA CELICA SOMAC’
29- SISSIE - PATRE -
30- ERIC - JAPA - NISSAN PARABOLE MADAGASCAR
31- FIDY - RIJI - PEUGEOT 504
32- NITRO - HOERSON - PEUGEOT 205 ELITE GSM
33- DAHERY - HAINGO - SUBARU IMPREZA
34- JACKY - MAURICE -
35- POUSSY - BALLY - CITROEN SAXO
36- HAJA - FALY -
37- JANÔ - TIANA - PEUGEOT 205
38- ICE MAN - RASE - SUBARU IMPREZA MRS

Iza am'reo daholo koa no team so6??? mikkah???

otrany misy diso kely lesy io fa tokony oe Nitro-Damix=Mikkah fa Hoerson ts manao @ti!!!

Miam's ve???<<<<Mikkah???
confusedconfused

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nitro-Damix = team so6
cheerscheerscheers

Mila mijanona kely ela ery Pif paf fa omena Stickers n!!
lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Nitro-Damix = team so6
cheerscheerscheers

Mila mijanona kely ela ery Pif paf fa omena Stickers n!!
lol!lol!

To ef njery Sticker's ono ra Soaf fa mbol ts ay oe ovina no azo!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:

otrany misy diso kely lesy io fa tokony oe Nitro-Damix=Mikkah fa Hoerson ts manao @ti!!!

Nahintsy Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Mikkah a écrit:

otrany misy diso kely lesy io fa tokony oe Nitro-Damix=Mikkah fa Hoerson ts manao @ti!!!

Nahintsy Wink

6X ra His a!! Rolling EyesRolling EyesRolling Eyes

Milamina @ zay ny Team So6 é!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toa mitombo ny isan'ny mpanao moto mandray anjara @ rallye ry zalah a:
- Efa ao i SISI
- Ra poussy ve hanao ihany? ny site srk mantsy mikôzy fa tsy hanao ilery!
- Hondabe sy Faranzak koa mpanetsiketsika ny sport moto!
Alefa ry zalah a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[32- NITRO - HOERSON - PEUGEOT 205 ELITE GSM

otrany misy diso kely lesy io fa tokony oe Nitro-Damix=Mikkah fa Hoerson ts manao @ti!!![/quote]

Ahoana ny famakiana an'io??? Evil or Very Mad

Dam1x ve??? gaullois??? lol!

Nitro=potion magik zany!!! lol!lol!

Bonne sance ry zalahy!!! Laughing

Team so6 zao manana M10 anak'roa é!! cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sur milay Cool Fa mety tsy ratsy koa raha hoe: Virtual Rally Ambiance an lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay ka, sady raha arrondi ôtran'io mits le sticker tena cheerscheers

aiza no mandoa sôsy ??

avis aux skinners Exclamation ôtran'ny lasa vert-jaune be le celica am ty a lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Sur milay Cool Fa mety tsy ratsy koa raha hoe: Virtual Rally Ambiance an lol!

iza ary ny choix éé: "virtual rally ambiance" sa "partageons les so6", sa "virtual rally experience", sa "????", inona koa???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...