Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

Ecurie Rallygasy

Messages recommandés

aleo aloha atao ny écurie iray ho any zay 10 tonga dia vonona. Tadidio fa ny écure koa tokony mba anana ny fiainany ao am rallyesim. Donc, mba misy message sy mi s'interesser am zay zavatra mitranga ao am rallyesim.
ataovy aloha zay zavatra no kaoziko amin'ny écurie voalohany ty dia avy eo hita ndray za zavatra atao refa misy bady 10 mazoto ndray. Iny tsy blem.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia misokatra indray izany ny fisoratana anarana ho an'ny TEAM MRALLYE ko!! Wink
Ho avy tsy ho ela ny logo Cool Rehefa feno dia valider-na indray
afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Recap ny team RALLYGASY

Soafahana N°676
MAX N°1516
Latvalaza N°858
His N°518
Bangbang N°988
Ramatoa N°284
Dadah N°771
Mc_crash n°536
Peno N°557
Papalé N°

Dia samy mba miketrika an'lé texte nokoziny beel's zany dia iza no team manager?
ra za aloha dé Laza fa lery irery angamba no mbola Ni-Scratch t@tsika reo, fa samia mikozy daholo, sa asina vote ve?? Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Recap ny team RALLYGASY

Soafahana N°676
MAX N°1516
Latvalaza N°858
His N°518
Bangbang N°988
Ramatoa N°284
Dadah N°771
Mc_crash n°536
Peno N°557
Papalé N°

Dia samy mba miketrika an'lé texte nokoziny beel's zany dia iza no team manager?
ra za aloha dé Laza fa lery irery angamba no mbola Ni-Scratch t@tsika reo, fa samia mikozy daholo, sa asina vote ve?? Evil or Very Mad


Je trouve que Big bang sera à sa place sinon je suis ok pour ça Smile . Il faut juste définir ce qu'on attend du team manager. Sinon pseudo = nirina58 Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Mc Crash a écrit:
Recap ny team RALLYGASY

Soafahana N°676
MAX N°1516
Latvalaza N°858
His N°518
Bangbang N°988
Ramatoa N°284
Dadah N°771
Mc_crash n°536
Peno N°557
Papalé N°

Dia samy mba miketrika an'lé texte nokoziny beel's zany dia iza no team manager?
ra za aloha dé Laza fa lery irery angamba no mbola Ni-Scratch t@tsika reo, fa samia mikozy daholo, sa asina vote ve?? Evil or Very Mad


Je trouve que Big bang sera à sa place sinon je suis ok pour ça Smile . Il faut juste définir ce qu'on attend du team manager. Sinon pseudo = nirina58 Wink

OK Nirina58 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Recap ny team RALLYGASY

Soafahana N°676
MAX N°1516
Latvalaza N°858
His N°518
Bangbang N°988
Ramatoa N°284
Dadah N°771
Mc_crash n°536
Peno N°557
Papalé N°



Ary dia ahoana RaDodanen sa ilay blem connexion no mahatonga ny fiemorana (aty amiko manao session RaDoda fa tsy koi )

Raikitra fa na hi Nirina58 na hi Big Bang no Team Manager fa inona marina no andraikitrany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny team manager no mi-gérer ny team en terme de mouvement de pilotes ra sendra misy. Surtout ao am résaka organisationnel zany é. Après, afaka manao liaisona @ admin sy modérateurs ra misy questions particulières.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali daol,aiza mou zany rzala no lien na adresy anarahana ity fifaninanana ity na resultat,mba omeo azafady.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tonga eo @ page d'accueil mou de makaiza ndray,mba atoroy fa tsy mahita lalana mintsy.Msaotra KGB

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Msaotra am valiteny,tsis fijerena rallye mivatana nga ao sa misy?Mialatsiny fa otrany be fanotaniana,nefa lisany mbola manao reconnaissance.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto aloha toa mbola tsy misy! Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary mba ahoana ihany ilay Team So6 @ RBR fa tsy nisy tohiny intsony studystudystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny isa 10 toa efa feno e?!! scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
variana t@ Dzama daholo de adino,sa mamon'Dzama sy so6
Alefaso @ zay marina fa efa feno tokoa ny 10,ny 10 manaraka aza efa ho avy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misokatra ao @ rallyesim zao zalh ny création Team!! sao toundé foronina ao ny antsika "so6 "
Ny condition fotsiny dia mila manager izay bandy efa mpakao @ forum rallyesim (Dodanen, Soafahana, Hents, BigBang, Beelaba, iray @ ireo ngamba) Twisted Evil

Dia tsara averina eto ny lisitr'ireo so6 I (dia II sy III raha misy ny hafa silly !!)
Samia mametraka ny anarany!!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
45- His : peu pas faire manager satria vitsy tsy mpakao @ rallyesim mihitsy silly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

54 : Thomas Radstrom

Citation :
557 Penotoky, malheureux perdant challenge Radstrom


Aza malahelo lesy Peno fa mbola ho avy ny anjaran'ialahy a - i KGB fotsiny t@ teo no nanafangaro accélérateur sy freins lol!

Ny challenge "Thomas Radstrom" dia ho asiantsika foana au moins in-1 mandeha isan-taona, dia ny loka koa ho ezahana hiakatra valeur hatrany.

Fa @ manaraka izy ity aleo atao hoe Challenge "Racing-Passion" fa sao dia hitan'i le vrai Thomas Radstrom ka hangatahany droit d'auteur eo ny mampiasa ny anarany Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Recap kely:
so6 I:

manager: (mbola ho fidina)

Pilote:
990 - Soafahana
979- Nari9
45- His
555- KGBMAX
557- Penotoky
1479- Barri
54- Thomas Randstrom
888- Zavouna


2 sisa dia miditra @ so6 II ndray e!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
888 - Zavouna

Driver NOSvice-man (fa ts iceman) lol!lol!



sady zavouna no Iceman, ca promet an. Tena fans club mits ozy zao raha hitany

le manager nga tsy maintsy mahay mtondra?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone> tsy voatery fa mila mandeha matetika ao @ forum rallyesim dia mi-post ao koa!! Wink

Recap:
so6 I:

manager: (mbola ho fidina)

Pilote:
990 - Soafahana
979- Nari9
45- His
555- KGBMAX
557- Penotoky
1479- Barri
54- Thomas Randstrom
888- Zavouna
122- Bigbang

Bandy ray sisa e!! Mety io ngamba lé manager
so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Nerone> tsy voatery fa mila mandeha matetika ao @ forum rallyesim dia mi-post ao koa!! Wink

Recap:
so6 I:

manager: (mbola ho fidina)

Pilote:
990 - Soafahana
979- Nari9
45- His
555- KGBMAX
557- Penotoky
1479- Barri
54- Thomas Randstrom
888- Zavouna
122- Bigbang

Bandy ray sisa e!! Mety io ngamba lé manager
so6

tena tsy raharahian la mintsy ve letsy ilay N°213 tssssssssssssssss NoNoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="Nerone"]

Mikkah a écrit:
888 - Zavouna

Driver NOSvice-man (fa ts iceman) lol!lol!



sady zavouna no Iceman, ca promet an. Tena fans club mits ozy zao raha hitany

/quote]

Ay kobon'lah staill an affraid elah kou an makafokapetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari> Azafady e!! hay feno ty zalah Wink

Recap:
so6 I:

manager: (mbola ho fidina)

Pilote:
990 - Soafahana
979- Nari9
45- His
555- KGBMAX
557- Penotoky
1479- Barri
54- Thomas Randstrom
888- Zavouna
122- Bigbang
213- Arivatan9

so6
Dia iza @ zay ary no ho manager io groupe io Question

Misokatra indray ny inscription ny so6 II e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
niandry an'ilay team 2 mihitsy aho fa tsy hay ity na hahafeno 20

emsics 1580

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
iny fa nipoitra ihany zavouna drunken


Io zany ilay tena tonga dia manao be rehefa FOG ann !!!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil ... tandremo ary ry mikkah so manjavona alohan'ny fotoana noho ny NOS !!!! SurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
His a écrit:
iny fa nipoitra ihany zavouna drunken


Io zany ilay tena tonga dia manao be rehefa FOG ann !!!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil ... tandremo ary ry mikkah so manjavona alohan'ny fotoana noho ny NOS !!!! SurprisedSurprised


lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa natsangana ny Team So6 I dia ny manager moa dia ny tenanay koa ity zany ny message avy any @ Fifou koa mila mandefa message any @ Fifou ny pilote tsirairay ary mbola tsy maintsy handefa bannière sy texte

Citation :
Il me manque l'accord des pilotes suivants pour les intégrer à l'écurie:

Voir également si ils sont inscrits sur le live 09

Thomas Randstrom
Soafahana
Nari9
His
KGBMAX
Penotoky
Barri
Bigbang
Zavouna
Arivatan9

Il me manque aussi le texte et la bannière de l'écurie

_________________
fifou@rallyesim.fr


aza adino ny mandefa ny numero

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsétséé ann !! mande be anie zany TEAM so-sixxxxxxx voalohany zany e !! tena mi-riile be daholo laisany ao an !!.....alefa fa milay e !!!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
efa natsangana ny Team So6 I dia ny manager moa dia ny tenanay koa ity zany ny message avy any @ Fifou koa mila mandefa message any @ Fifou ny pilote tsirairay ary mbola tsy maintsy handefa bannière sy texte

Citation :
Il me manque l'accord des pilotes suivants pour les intégrer à l'écurie:

Voir également si ils sont inscrits sur le live 09

Thomas Randstrom
Soafahana
Nari9
His
KGBMAX
Penotoky
Barri
Bigbang
Zavouna
Arivatan9

Il me manque aussi le texte et la bannière de l'écurie

_________________
fifou@rallyesim.fr


aza adino ny mandefa ny numero


inona moa ilay message alefa any? dia tsy maintsy inscrit ao @ rallyesim izany v?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ohatra:

Barri N° an'lah

Je suis d'accord pour intégrer le team so6 dans rallyesim RSBR09 Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok

Lasa ny mail e, fa in moa zany ny avantage n'le team scratch

kamo hijery ao am rallyesim za io !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny tena avantage lehibe indrindra dia mba misy fiarahana ny milalao (fa tsy milalao rery any dia tsy misy fifampizarana) ary dia mba misy "course d'équipe", mifampizara traikefa ny team (ohatra reglage vam, misy manao reco aloha dia manome toro-lalana) dia surtout "partager la passion" eeee, ary mba miady ny team mba hahazo points be dia be dia mba lasa Team champion @ faran'i taona eeee cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy efa lasa t@ MP omaly ra-prez manager a!!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Cool! everiko fa aotr'an'i t'@ erintaona cheers dia tsy ny vaky loha laotra ao fa misy groupe N ho entina dia ho hita eo ny tohiny sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ny tena avantage lehibe indrindra dia mba misy fiarahana ny milalao (fa tsy milalao rery any dia tsy misy fifampizarana) ary dia mba misy "course d'équipe", mifampizara traikefa ny team (ohatra reglage vam, misy manao reco aloha dia manome toro-lalana) dia surtout "partager la passion" eeee, ary mba miady ny team mba hahazo points be dia be dia mba lasa Team champion @ faran'i taona eeee cheerscheerscheers


Ok ok mazava

merci e

clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oh ry zalah mbola misy tsy tonga hono ny MP ooo

Citation :
Soafahana a écrit: ‹ Selectionner tout › ‹ Déplier ›
Salut,

Bon voilà, premièrement je te confirme donc mon intégration dans le TEAM SO6 Alpha(car un autre Team nommé Beta verra le jour très bientôt) en tant que Manager du Team et en tant que pilote. J'ai verifié les inscriptions et je te confirme que tous les pilotes sont bien inscrit dans Rsbr 09.
je te renvois quand même la liste :
990 - Soafahana
979- Nari9
45- His
555- KGBMAX
557- Penotoky
1479- Barri
54- Thomas Randstrom
888- Zavouna
122- Bigbang
213- AriVat9

qq uns des pilotes t'ont envoyé un MP pour confirmation mais les autres n'etant pas à Mada (France et Canada) le contact avec eux est plus difficile lorsqu'il ne rentre pas sur notre forum mais nous allons y remedier très vite.

Voici notre bannière:



Texte:
"Des gars qui aiment la vitesse, la poussière et ...les saucisses grillées"


Parfait tout ça.........

Voilà les pilotes confirmés que j'ai à cette heure :

Soafahana
KGBMAX
Zavouna

_________________
fifou@rallyesim.fr



Donc lasa aiza ny MP an'lisany affraid mbahavereno azfdy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...