Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

ASACM / DZAMA SPORT

Messages recommandés

Iza ndray ty Harivony ao @ Num 20 io Question Mety oe le Golf an`i Guerrier talou ve io scratchQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
Iza ndray ty Harivony ao @ Num 20 io Question Mety oe le Golf an`i Guerrier talou ve io scratchQuestion

taloha izy Hajia sy Vony => hariVONY sy hajia sur golf ex eddy/ yves
iza ilay nitro, dia iza ilay saxo poussi?
betsaka izany participants zany an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daholo!! miala tsiny fa zao zay vao nahita eh!! saika hanontany ry akamaan! hoe @ le rallye @ week end ty , toa hoe misy @ alina le izy mantsy de ny henoko to somary mijanona kely ao analakely izy ty , ka so de misy mahafantatra le heure hijanonany eo analakely hoe @ firy alina fa to @ alina mantsy le henoko!! sady mba hanala azy kely eny @ ville mantsy no ankafy an'izy ty eh!! MBA ASIVO PRONOSTIC ALOHA ny anareo hoe iza avy no hamely @ ty rallye Asacm ty , za aloha sur fa mety ho lasan'ny Subaru izy ty fa eo fotsiny hoe subaru an'iza!!!!!!! farao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Jeudi alina à 19h00 ono to efa misy hetsika eo analakely , à confirmer!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bingbang<<<Merci les! ary ny week end na zoma laina angah tsy poince!! any mantsy zao no tena masaka fa le jeudi andavanandro!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bingbang<<Merci lesy! ary ny week end angaha tsy poince na zoma alina fa le jeudi andavanandro be mantsy ! nefa rehefa revena le izy petahina foana eh! sa ahona les!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

togasoa ela ra PIRATY DE CARAI... scratch , non, aleo ts miteniteny fôna sôdé ouen eo. bom lé zoma ra vô maizina fotsiny ny andro dia efa misy animaka eo é.aza adino fa hisy projection vidéo du jour eo @ io an afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tem rallygasy ihany vé no manao an'lé video du jour ???
efa tena cheerscheerscheerscheerscheerskingkingkingking

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Masak'zany fa dia efa eny ndray zany ny route @io zoma io! zay zany le hoe Vendredi magnifique eh!!! de misotra le Rallygasy @ fikarakarana sy fanohanana eh!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
express madagascar
3) Bera/Tolotra (P 204 Raketaka)

Milay koa ny revin'izy mtsam reto ann!!!! LaughingLaughing ...

Alefa RAKETAKA fa zay makan'laisany aa!!!!!!! cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
38 concurents ilay izy Wink Misy projection vidaka tokoa eo @ Esplannade Analakely ny alin'ny zoma sy Sabotsy manomboka @ 19h ( scratch angamba raha tsy diso za!!)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto aloh dia hiezaka hijery an'ilay any Vontovorona d ny hariva ngamba tonga d eo analakely zany koh!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

O ry zala a

Tena tsy aritro tsony bounce fa efa indroa mantsy izay (Jovenna - Dzama)

Tsy haiko lisany raha mitovy hevitra amiko fa aleo mba olona misy minimum de connaissances amin'le taranja ihany le manao commentateur (pc na....esplanade !!) fa indraindray miteniteny foana kle ! scratch

Ary maninona mitsy moa raha miantso bandy avy am mrallye na rallygasy ee??? lol!

A mediter e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:

Ka ny bandy lesy mbola mihidy any anaty SS ny commentaire efa mandeh any @ PC a!!!

sady mbola manao refueling dawl ngeh lety ny bandy avy mivôka avy any e! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arahabaina Cri sy ny ASACM!

Arahabaina daolo koa ireo tafita hatr@ farany rehetra t@ iny rallye Dzama iny!

Zah nihevitra hoe efa nihahendry i Laza fa dia tena diso hevitra tanteraka aho zany! Ny an'i Loeb aza anie raha vao misimisy ny écart dia efa manomboka mi-gérer e(30s, 1 mn, maika fa mihoatra an'zay moa...) !!!

Ho hita eo ndray ny tohiny @ rallye manaraka!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsé² bé lé photo ra tsi² aa lol!lol!
ny ahy tsy nety nivoaka milay otran'reo léé Neutral
I laza kosa aloha efa tena malchanceux mintsy fa tsy resaka hoe hendry sa tsia ny fahitako azy éé!! efa misy gestion ihany reny fa zay lé hoe ny tena adva an'lery aloha amin'zao dia ny mitsubushi an'lery ihany geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

Fa nisy inona lety fa zà anie tsy maharaka mihitsy e!! SS1 sy SS2 ary SS3 ihany no hitako lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers Milay Cri a cheerscheers Arabaina e sunny . Efa ela ihany no niandrasana azy fa zay vo tafa king

Vraiment dommage pour Laza Sad Il semble que la malchance ne veut pas lacher prise. Mampatsiaro ny naazo an'i Joda t@ androny mintsy zao an scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

I laza kosa aloha efa tena malchanceux mintsy fa tsy resaka hoe hendry sa tsia ny fahitako azy éé!! efa misy gestion ihany reny fa zay lé hoe ny tena adva an'lery aloha amin'zao dia ny mitsubushi an'lery ihany geek

La mécanique n'est pas une science exact ....ary ny ecart teo @ 1mn eo nefa on n'est toujours à la merçi d'une crevaison donc sarotra ihany ny manala b

Sady ilay mitendry harmonie tena mandreraka ny mijery azy lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

La mécanique n'est pas une science exact ....ary ny ecart teo @ 1mn eo nefa on n'est toujours à la merçi d'une crevaison
:

Ekeo fotsiny ry zalah fa le philosophe avait son mot à dire aa!!!! LaughingLaughing

Ms bon....Domage pr le TEAM sôsisy heinn....on se rattrapera @rallye dzama sport vituel ee!!!!!! cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Laza

saka mainty be e! cat (j'arrive pas a me connecter avec l'autre compte la)
T@ ilay 1er rallye efa miadana ao anaty spéciale,mbola nisy blem.
t@ ilay 2eme rallye, depuis le samedi matin:amortisseur droit commence a fuir... Toute la journée, doucement doucement. Dimnche matin, le tampon d'amortisseur lâche et réparation de fortune et on fait les 2 es pour être a l'arrivée mais le delai de mise hors course a été atteint dans la liaison.

je pense que l'on ne peut plus rouler moins vite et que le problème n'est "plus" là.

Les amortisseurs ont été révisés pour ce rallye et je n'ai jamais eu ce probleme avec ceux la.Mais quand ça veut pas ça veut pas.

Annonce: cherche dadarabe spécialiste en rallye, grigri en tous genres
lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Felicitaion ho an'i Cri...
Felicitation koa ho an'izay nahatonga rehetra lol fa tena henjana hono iny rallye iny.
Courage ho an'izay sendra vitan-dratsy rehetra

dommage fa tsy teto ny tenanay fa nanompo firenena e!! niezaka ny nanaraka ihany fa hay miova mihitsy ny tontolo TIC rehefa miala ny renivohitra. Tsy afaka nanaraka live akory... ny texte voasoratra koa nisy ihany fa ny fampitana azy no lesoka

misy afaka mamaly ilay fanontaniana ato ve? nirina58?
http://forums.rally-live.com/viewtopic.php?f=4&t=223&start=40&st=0&sk=t&sd=a

dia mazotoa daholo ary amin'ny rally dzama RBR e mbola tsy afaka mandray anjara hatrany i emsics amin'io fa rehefa misy ny fandefasana comande stickers SO6 dia soarty any ny tenanay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Laza a écrit:
saka mainty be e! cat

je pense que l'on ne peut plus rouler moins vite et que le problème n'est "plus" là.

Les amortisseurs ont été révisés pour ce rallye et je n'ai jamais eu ce probleme avec ceux la.Mais quand ça veut pas ça veut pas.

Annonce: cherche dadarabe spécialiste en rallye, grigri en tous genres
lol!lol!

Tsy dadarabe no ilain'là fa mpandoko volo handoko an'ilay saka maintsy atao blond na fotsy Very Happyclownclownlol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Laza
emsics: oui on était a 1minute12s... Et vraiment s'il le fallait on serait rentres 6eme s'il le fallait, pour marquer des points au moins...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité gauchepl
laza>>aleo ndray zany saka gris fa tsy blond

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

FELICITATION ASACM ET DZAMA SPORT!!!
afro
TENA MILAY INY RALLYE INY!!
EFA ELA TSY NISY RALLYE BE SUSPENSE OHATRAN'IRENY!!! bounce
lol!lol!lol!

MLAY MLAY MLAY!!!

aza adino fa misy TEAM So6 en 2nd classement général an!! santa

BasketballBasketballBasketballBasketballBasketballBasketball

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mba ohatran'ny ahoana ny prestation-n'i Toto la glisse ry zalahy avant sortie, à fond foana sa calme

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:

aza adino fa misy TEAM So6 en 2nd classement général an!! santa

BasketballBasketballBasketballBasketballBasketballBasketball

VIVE LE TEAM SO6 cheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nilay le rallye ka
Fa henjana ihany le SS ambatomanga-ankadimanga

Félicitations aloha hoan'ny Asacm
Organisations
Champions: Cri/Mami

bravo bravo Les deux oufs loll

Mathieu/davonjy
Dani/Fidi

geek hevitr'i dadah ity an

Za tena mankafy be an'ilay pilotagen'i Mathieu /attak attak maximum attak mihitsy, faly be mihitsy , fa nisy fotoana tamin'ity (za mpitia rallye hatrizay , mangataka spectacle, sy attak maximum mihitsy na ny vadiko koa aza)
fa tena hitako mihitsy indraindray fa na za mijery aza tady hidy fipetrahana ami'ny le attackn'lery tena Ravin be ny coté fa tena glisse à 50cm silentdrunken ; lol! fa io moa rehefa tena mahatsapa lery fa maitrisier à 99,99% milay ka , fa za no tady hatahotra indray, hevitro fotsiny ny ahy iny an , fa sur za fa ao amin'ny feeling lery mihitsy izay fa tsy afaka mampiova n'inn n'inn zay miseho eo

Toto la glisse
I dadah zany no à 10 m nahavoa azy (Apres le ptit saut, à 100m vol)

Ny temps lery mifandanja amin'ny subarus /mathieu /dani
Tsy mahazo an'i Cri/iceman

Ny zavatra niseho : nanao saut lery ; de ny réception somary nivilana droite de mbola nisy droite i de saika notohizan'lery lava be , de so6, de talu droite; de nitsipy sady nitodika de talu gauche , de potika tanteraka ny coté droite raha kelikely le talus gauche de nanao tônô tany amin'ny 4*4 nanou

Ny mety antony: tsy mbola kobon'lerony le surface , fa ny virage no vita reco 2 passages satria raha zatra glisse tsy misy dikany miala amin'ireny so6 ireny , na koa mety efa hitany fa akaiky le drapeu fin de spécial de saika hamely mafy lery kanjo so6 domage be hoan'lery, sarotra be ny ho tafiditra amin'ny feeling rallye malagasy raha ss voalohany sortie sady nanimba vam mihitsy

Ny subaru rehetra moa
Patou mety ho lasa lavitra
Sitraka somary tady efa hiplafonne
Rila vaovao
GuiGui efa misy evolution kely ihany
Dahery no comment

Ny m11
i Anders ; mety be amin'lery le copilote queen fa tena lasa nisy attack tsaratsara dommage dommage nirehatra ny vam
Ny sisa no comment

fa hoan'ny equipage rehetra aloha rehefa le tratra maka sisiny reny na sortie kely na simba kely; tena aleo tsy ronfléna be loatra le vam fa vao maika manimba azy lolll, fa tena aleo tonga de mijery ze simba aloha, fa io koa aloha reflexe e

i Laza: dadarabe marina no ilaina ; fa le détail reglement kosa aloha tokony atao à la loupe e(masika ve za miteny an'izany mdrrrrr loll) afrogeek

Super hoan'ny team so6 le fiarahana koboko eny ihany fa adidy adidy jocolor

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nen'i Dadah ve zany presque ireo nanao sortie rehetra no hitany??? lol!lol!

Ny hevitro manokana indray aloh raha mikasika an'i Mathieu manokana dia ôtrany tsy ampy an'lery le vam e! tsy haiko hoe choix mihitsy ve le izy sa aôna fa ny hitako lasa lourd ny pied droite n'lery.

ny sisan'izay mitovy hevitra amin'dadah aho amin'ireo pilote rehetra.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa ao tamatave ao HONO ny vam an'lery vaovao (matio io) (207 hono hoe)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary maninona raha mijanona sabotsy ariva ny rallye e lol! Tonga foana raha vao eo cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Nen'i Dadah ve zany presque ireo nanao sortie rehetra no hitany??? lol!lol!

lol!
eka eka

par experience amn'ny fijerena rallye lollllllllll

Za tsy mipetraka raha tsy eny akaikin'ny le toerana mety hisy manao film reny

iza daholo moa no hitako teo ambany maso mdrrr

Toto
legah
Anders
Titou

I mathieu koa saika saika fa Ny mahay mahay foana
tsy pilotage fotsiny fa ny fialana amin'ny erreur sy ny famerenana ny vam amin'ny lalana ; lol otran'ny le manao RBR ireny lery
Epingle droite miakatra (eo amin'ny dobon-dramiangaly e; ss ankadimanga-ambatomanga zay tsy mahalala) de somary lasa aloha loatra le izy (otran'ny fanaoko amin'ny Joux verte loll) de dalot no niandry azy teo fa tsy nidona; de le calme, le maitrise, le reprise à la normale , otran'ny tsy nanao faute lery (dommage ny segondra fotsiny no miampy)

flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
efa ao tamatave ao HONO ny vam an'lery vaovao (matio io) (207 hono hoe)

Mety resaka mandeha eo satria tena... budget be loatra angamba eo 207 eo (s2000?). Fa raha tena misy dia sambatra izy Very Happy .

Faly roi lion hoe anao fa tsy mbola vita ny daba rehefa kely kely koa izy ho avy masiaka hoy izy bébé (président).

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Ary maninona raha mijanona sabotsy ariva ny rallye e lol! Tonga foana raha vao eo cheers

Tsy maninn mihitsy... fa atao Jeudi ny départ ... lol!lol!lol!lol! manjary lasa fohy kely raha tsy izay lol! sady raha vita sabotsy dia afaka mivavaka alahady amin'izay rehefa misy rallye fa ny fakana congé aty am-piasana no miova

ahoana ho valianareo ve ilay vizongo mba te hahalala ny momba anareo ao amin'ny forums.rally-live ao amin'ilay lien nomeko io? QuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Info kely,

Toto hono tonga de manamboatra depuis vendredi soir, il tient vraiment à etr là am prochaine manche !!!

>>Nirina58 : Sao de tsy ilaina tsony le bang fa ôtran'ny mety iany mem sans !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Info kely,
>>Nirina58 : Sao de tsy ilaina tsony le bang fa ôtran'ny mety iany mem sans !

NoNolol!
refa maeno feona bang miamafy iny lesy ela tena faly ery hoe miala any miala any

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ô ry zalahy... manomboka tena kivy dia kivy za... Mafy ny mi-sedra ny mangidy zao foana e. Tsy afaka hanao rallye foana fotsiny ao @ fiainako manko fa tsy maintsy anao concentration @ asa aminy zay. Dia tsy maintsy anao pause @ zay ho atsy ho atsy.

>emsics: valieo izy azafady @ eo valiny ambony eo. tsy efa ampy eo? Ary iza izy eo?

>Nari9: Marina fa efa tsy nanao bang tsony mintsy zay ny sabotsy sauf t'@ alina...Efa tsara ka nefa marina koa ry bigbang fa afa ihany ny misy azy satria na ilay @ village sy olona @ zay mahare tsara hoe misy daba fa indray indray... tsy hitany mintsy.. dia lasa misy risque be

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Ary maninona raha mijanona sabotsy ariva ny rallye e lol! Tonga foana raha vao eo cheers

Bon RDv any @ Rallye Boina izany dia asabotsy alina eo @ Bord avec So6 et Nos lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
ô ry zalahy... manomboka tena kivy dia kivy za... Mafy ny mi-sedra ny mangidy zao foana e. Tsy afaka hanao rallye foana fotsiny ao @ fiainako manko fa tsy maintsy anao concentration @ asa aminy zay. Dia tsy maintsy anao pause @ zay ho atsy ho atsy.

Atsaraovako an'le période noire an Joda mitsy zao, tadidin'laisany??? fa ny farany izy champion ihany e
fa aza kivy ry bain a ny Team so6 ao arinan'la e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
fa aza kivy ry bain a ny Team so6 ao arinan'la e

Marina mihitsy io lazain-dra Big io e!!!

Misy vokany fôna io amin'ny farany f'aza atao mahakivy izany sady tsy efa manomboka hitan'là tsikelikely ve izao ny defaut an'ilay vam e? ny erreur taloh efa tsy misy miverina intsony!!

quoi qu'il en soit courage fôna e!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

COURAGE RA-NIRINA 58, FA TSY MAHATOKY ANTRA@ FARANY EE!!!
lol!lol!lol!
REHEFA TEAM SO6, DE ATOSIKAY FOANA E!!
lol!lol!lol!
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay team SO 6 moa tsy fantatro ry zalahy fa ny hitako dia ny fiaran'i Laza misy ilay logo, tena mila vam vaovao i mathieu fa tsy ampy an'i leiry ilay 205, na 2 roues matanjaka noho le 205 dia efa mety aminy(motera kit car ilay 150cv hono iny) , na manova motera 2.0l 16 i leiry

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:

Fa ilay fiara koa ange fiable be e! raha hanova fiara lery mbola hi fiabiliser

io ilay tonga amin'ilay hoe "tout vient à point à celui qui sait attendre" fa ho an'lery attente active ilay izy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

>Nari9: Marina fa efa tsy nanao bang tsony mintsy zay ny sabotsy sauf t'@ alina...Efa tsara ka nefa marina koa ry bigbang fa afa ihany ny misy azy satria na ilay @ village sy olona @ zay mahare tsara hoe misy daba fa indray indray... tsy hitany mintsy.. dia lasa misy risque be

Tena marina io fa za taraiky foana refa maka sary an'i .......Freddy !! Tsy misy feony mits le daba !!!

Nirina58> ananako ny video an'le mpitaingina moto mitondra zazakely tao ambohimandroso tam jovenna iny !!! à qq centimètres près de......l'evo 6 en 5 à fond !! fa ni soulage iany ka....

Ilaina le ouvreuse e, eto amintsika koa moa tsy misy Rigollet !!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Hirvo a écrit:
ilay team SO 6 moa tsy fantatro ry zalahy fa ny hitako dia ny fiaran'i Laza misy ilay logo, tena mila vam vaovao i mathieu fa tsy ampy an'i leiry ilay 205, na 2 roues matanjaka noho le 205 dia efa mety aminy(motera kit car ilay 150cv hono iny) , na manova motera 2.0l 16 i leiry

Fa ilay fiara koa ange fiable be e! raha hanova fiara lery mbola hi fiabiliser

io ilay tonga amin'ilay hoe "tout vient à point à celui qui sait attendre" fa ho an'lery attente active ilay izy.

marn zany e, sur za fa misy frustration ihany lery am zao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
COURAGE RA-NIRINA 58, FA TSY MAHATOKY ANTRA@ FARANY EE!!!
lol!lol!lol!
REHEFA TEAM SO6, DE ATOSIKAY FOANA E!!
lol!lol!lol!
afro

+1 ilay soutien team So6 eeeeeeeeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...