Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Iza no Jeux tena nanamarika ny fianan'laisany??Ny ahy alony dia Colin2 sy 4 ee!!!..kanefa vao nahita RBR dia tena tsy té hierika Jeux afa tsony !!!!!!!enjana lé effet RBR !!!!..tena tonga dia lasa halako mintsy ny jeux rallye afa!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Ny ahy alou de ny Colin2 e . Satria io no nahitana sensation voalohany t jeux rallye rehetra. Ny masoandro miposaka no nampalahelo t zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 avril 2008 tsy natoan'la tao lé izy fa ny ahy ndray Vrally 1 lésy lé mbola sarotra hentina bé iny no tena nanaovan'azy taloha léé ahhh! tena efa taloha lesy zany klé!! kiiiiiiiiiiiiiii mbola hitako ery tamin'zany manenjika any am'ra cousin anay fa lery no nanana playst D niady temps foana na nanao an'lé arcade manenjika "time is up" iny colin 2 koa mbola maika nilay koa fa avy eo tsy nisy nahasarika ahy intsony ny jeux rally fa otran mampime daholo lé colin nanaraka rehetra sy ny sisa ka lasa nivadika GT ndray ny filalao!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 23 avril 2008 ny ahy colin 2 sy 4 ko , fa le 4 no tiko indrindra ny colin 2 ko anie afaka mampiditra vam e, za ato manana clio williams, Peugeot 309, BMW E30 M3,.... efa misy C4 ko aza GT iny ko lesy la mbo milay an, tam le 2 ny a ny carte mem efa tena saturé tanteraka fa be vam lotra hatramin'ny espace F1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 bigbang a écrit:ny ahy colin 2 sy 4 ko , fa le 4 no tiko indrindra ny colin 2 ko anie afaka mampiditra vam e, za ato manana clio williams, Peugeot 309, BMW E30 M3,.... efa misy C4 ko aza : ..fa lé graphisme koa alony toundé Vilainnnn be eee!!!!! ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 23 avril 2008 fita ko vilain mitsy le 309 refa mifreine de tsy eo am le feux arrières no mirehitra mena fa ery am vatany ery Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 bigbang a écrit:fita ko vilain mitsy le 309 refa mifreine de tsy eo am le feux arrières no mirehitra mena fa ery am vatany ery Tapa-tsinay za ato léééé!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Colin 2 Tena tantatra lava be mihitsy Colin 2 sy za kozy e FA ny temps vitako tamin'ny clavier sy ny ataoko amin'ny volant zao amin'ilay colin 2 aloha de tena misy 60sec de diff e tsy azoko mihitsy mbola lasa saina mihitsy za hoe sao mba zany koa ary ity RBR ity Nefa tena le simultaion no mba efa tiana hiainana de tsy mandinika clavier izany intsony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 dadah a écrit:Colin 2 FA ny temps vitako tamin'ny clavier sy ny ataoko amin'ny volant zao amin'ilay colin 2 aloha de tena misy 60sec de diff e tsy azoko mihitsy @RBR ndray contraire io!!!..@volant elah mahavita tps tsr alavitra noho ny manette!!!mahazo seconde maro² voire minute mihintsy!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 avril 2008 tena colin 2 tam' playst ihany lesy no mbola vao nilalaovana andé anandrana an'lé version PC ndray za na dia hitondra an'lé 309 zany fotsiny aza!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 ramatoa a écrit:tena colin 2 tam' playst ihany lesy no mbola vao nilalaovana andé anandrana an'lé version PC ndray za na dia hitondra an'lé 309 zany fotsiny aza!! Tadiavo aloha lé train avt sy lé parchoc zay vô azo entina ilay 309 e!!!!!mdrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 avril 2008 ka zay lé hoe any anaty jeux no manala azy am'lé 309 (nanandrana nanao jeux tam'tena izy fa io no fivokany ) Sô dé misy lien angalana an'io 309 io any ry bigbang fa nitady ihany za fa tsy nahita na tamin'ny bhms aza Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 23 avril 2008 tena bandy gasy zay no nanao azy tam rapidshare fa sur fa tsy ao intsony fa misy ato amika daolo alo le fichier e ra ilaina la efa mipirina tsara ato izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Ny ahy aloha dia Vrally2 no tena ny marker ana. Fa misy jeu ray adinonareo dia ilay série des WRC. Marina fa ny farany tena lasa arcade bé, fa amiko dia wrc 2 sy 3 (lay misy 206 marlboro) dia mbola tena souvenir milay. Fa am playstation io a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Colin 2 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Marina aloha fa ny colin 2 no tena jeu nilay natao voalohany raha jeu virtuel fa hafa ihany Rbr Ary misy manao WTCC (course voitures de production) ny ahy alterneko @ Rbr fa ny fianarana trjectoire dia milay B Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Soafahana a écrit: Ary misy manao WTCC (course voitures de production) ny ahy alterneko @ Rbr fa ny fianarana trjectoire dia milay B Sode misy championnat koa zany le Reto aza efa tsy araka intsony aleo mihitsy aloa izany hiafina any Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 24 avril 2008 Soafahana a écrit:Marina aloha fa ny colin 2 no tena jeu nilay natao voalohany raha jeu virtuel fa hafa ihany Rbr Ary misy manao WTCC (course voitures de production) ny ahy alterneko @ Rbr fa ny fianarana trjectoire dia milay B Rehefa tonga ny manche asphalt zany dia manana solotena tsika ee!!!..miampy an'i beels ao sohafahana !!!! ..ra za manokana manko vao mahitan'lé goudron be dia tena !!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Za zany ni-voter Colin 2 satria io no tena nangalana fihiny tsara voalohany!! Fa maro ireo jeu tena samy ni-marqué ana!! - Colin 1: jeu no lalaovina sur PC voalohany!! Resy lava dia tsy dia nazoto, moa ilay pc koa be pbm!! - Colin 2: jeu nandaniana fotoana be indrindra tao anatin'ny taona!! Satria teo vao tena tafiditra t@ tontolon'ny rallye!! Tsy miala teo am-body PS isan'andro (an'i cousin io!! lol ) Antsoina fotsiny vao mahatsiaro misakafo Tapitra hay tsianjery ny ES rehetra (Fa Italy ES1 no noreveko indrindra!!) Nanaovana concours voalohany (t@ jeu, dia nahazona loka koa an!!!) - Colin 4: lany t@ io jeu io koa ny alahadinay (sa tsy izany Peno ) tournois entre copain tsy tapaka!! Nanomboka misy ny gestion de course @ zay!! Be koa ny investissement natao t@ io satria dia t@ io no nividianana ilay Geforce FX 5200, RAM 256mo (lafo izy t@ izany an), manette PC ... rehefa mba te hilalao any an-trano. - WRC4: leo ny milalao tany an-tranon'olona dia nividy PS2 mihitsy. Dia io no jeu voalohany novidiana Nahita internet koa moa dia lasa nikotrana mafy isan'andro mba hanenjehana ny temps vitan-zalà (www.gzii.net) Tsy hakiala koa io ry zalahy fa dia maraina, hariva, atoandro - WRC5: Notohizana t@ ity indray ny serie. Saingy lasa milalao irery vao tapitra ny herintaona satria tsy nalaza intsony ny afera fa zany RBR zany indray hono - RSRBR: Efa ela no nahalalana azy sy nisiany tao an-trano, fa noho ny motivation sy ambiance misy ato @ forum dia izao taraiky izao indray. Fa ny sehatra fotsiny dia tsy afaka milalao be intsony Dia izay sy izay ry zalà le jeu de rallye!! Fa sinon, nilalao GT koa zay taloha an ( 60 tours sy ny 24h, sns....) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Ngamba lesy d mitovitovy daholo ihany fa ny an'ah aloh ny tena ni-marquer dia Colin 1-2 ary GT 1-2 e! (tamin'ireny koa mbola tao anatin'ny tontolon'ny tuning tsara ) bigbang>> Zà koa nisy fotoana mba nampiasa an'ireo skin ireo (mba hoe gasy zany e!!!) fa tsy haiko ireo na azo ampidirina ao @ ilay RBR na tsia Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bogins 0 Posté(e) le 16 mai 2008 Ny ahy rzala d colin1-2 no tena ni-marqué ahy fa nandalo tamin'ny colin4 ihany koa fa hafa ihany le colin,tsotra nefa misy teknika ihany ny filalao azy.Efa ela no nahenoko anle RBR fa mbola tsy afaka nilalao mintsy atramzao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Magic_Inno 0 Posté(e) le 6 septembre 2009 Pour moi c'est Colin 2 et RBR!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 7 septembre 2009 Raha ny ahy dia lava loatra ... Grand Prix Circuit, test Drive (1,2,3,4, .... etc) , 4D Stunts Driving, F1 GP 1 &2, TOCA, Screamer (1 & 2), Colin 1,2,3,4,2005, WRC 5, Gran turismo 2,4, Rally Masters, Rally Championship, RBR, GTR 2002, GTR 2, Racer, RFactor, etc etc Be dia be ny tsy voatanisa sy tsy tadidy ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Zandrykely 0 Posté(e) le 11 septembre 2009 Salut daholo! Ny tena ni marké ahy dia jeux rallye anisany voalohany no tena réaliste dia ilay t@ SEGA SATURN iny misy Lancia TOYOTA Stratos dia t@ zany efa nanao volant dia nisy an ilay piste LAKE SIDE iny...demande à Nirina58 fa il en sait quelque chose sur ce Jeux, izay vao Colin après VRALLY dia WRC nahazo tsirony dia nanao RBR voalohany t@ PS2 dia teo dia efa hita hoe tena henjana réalisme après sur PC avec G25 c'est le pied A+ les gars Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 27 avril 2010 ny a rena tsy ao le!rally championship!cd demo am io no lalaovina!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 28 avril 2010 M.n.R a écrit:ny a rena tsy ao le!rally championship!cd demo am io no lalaovina!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites