-
Compteur de contenus
11 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par gdf
-
-
-
efa ela ela le topic fa valiko ihany, ny PS3 dia efa piraté fa sur dur ihany, eto dago na any asie efa manao an io daholo Ny mamadika azy multi dia manodidina ny 100mil fmg eo. Ny game dia mitondra dur PS3 any am le pivarotra dia mi varie 100mil fmg ihany koa ny game iray. Sarotsarotra kely aloha le milalao game am dur fa rehefa mividy le game dia atorin ny pivarotra ny fanaovana azy
-
-
-
-
-
-
Merci daholo e! le fiara anaovana touge nge mety daholo na traction na propulsion e, tsy drift loatra tsinona le izy fa combat entre plusieurs voitures. Ny mampilay azy manko tsy voatery ze fiara matanjaka indrindra foana no mandresy. sy ampy tsara ny sensation am le izy feno courbe fa tsy ligne droit irery ny lalana feno fa mila ty azy de poince io.
-
Salut daholo e, tena efa ela no nitadiavako forum mikasika ny sport mecanique hoe Misy na betsaka GASY, fa zao vao nahita dia te hitafatafa sy hifampizara ketrika e. Izaho aloha zany Nianatra Mecanique dia voatery lasa Mecano e , ty ketrika complex , ary any anaty Need for Speed foana ny ketrikako. Mankafy Course de Circuit, Course de cote ary indrindra indrindra ty Feeling toy ny Japs, Le resaka Touge Battle (Saka sy völavo). saingy vitsy pankafy eto dago Resaka virtuel, STCC sy Rfactor no tena iondanako be, ny rbr eo eo ihany azony circuit kokoa no tiko manko fa tsy rally terre. Azo atao hoe olona andevozin ny mecanique e, matsiaro irery ka mitady namana hizarana le fanandevozana Fa Milay be le site e, satry GASY.
-
Salut daholo, Za dia mitady Mazda RX 7 Fd, na moteur Rotatif na simple ny ao anatiny tsy koa, ny volant no hilaiko a Gauche d'origine. ra misy masahy, atakaloko, P205 T16s Moteur P405 T16s (moteur non hybrid) avec gros turbo, jamais run. Jambe fileté Gros Frein Caisse P205 GTI serie limité en tres bonne etat, interieur Cuir. Jante 16 pouces. Na eto mada ny fiara na mbola afarana tsy olana fa ra interessé de ataovy ny offre : tel: 034 46 277 77.